Mamelona zana-bady na manam-bady olona efa niteraka!
1. ronaldo09
(
24/03/2008 12:03)
Za mba te hametra-panotaniana hoe ,tena misy olona a l'aise ve raha toa ka efa manan-janaka ny olo-tiany na efa niteraka roa na telo ary ireo zaza tsy zanakao ireo miara-mipetraka aminao ary ianao voatery hamelona azy!
Raha mihaino tantara na mijery filma manko isika dia tsy mahatanty io toeja-vatra io ny vehivavy fa manaiky izy amin'ny voalohany fa rehefa avy eo mitranga ny olana !!!Ho antsika lehilahy de tena be diabe no hitako mamelona zana-bady ary tena mandany ny hareny mihitsy nefa fantatra zao hoe tsy ahy io zaza io fa an'olonkafa !Ny ahy manokana aloha dia tsoriko hoe:Fa ohatry ny hafahafabe amiko zany!
Koa mba avoahy ny hevitra mety aminareo ve lay izy raha eny fa ahoana?Raha tsia lazao ny hevitra satria misy antony zay holazaiko mian-dalana am'ity lohahevitra ity arakaraka ny ady hevitra mipoitra eo!!!!

répondu par menavolo le 21/05/2008 23:13
2. nirianja
(
24/03/2008 12:18)
Izaho manokana mahita hoe sarotra ilay izy, fa tsy hoe tsy vita. Tsy resaka famelomana ara-materialy ihany, fa indrindra resaka fitaizana.
Avy eo raha miteraka miaraka indray ianareo roa, mety hiseho ny fiangarana satria ho hafa foana ny fitiavanao ny zanakao.
Ny zaza tsy manan-tsiny no hizaka ny mafy.

3. badboy
(
24/03/2008 12:22)
Sao de mba tsy de tena hoe eo @ lay zaza ilay olana no tokony hapetraka fa eo anivon'ireo RAR tsirairay avy???:idea::idea::idea::idea:
4. milaibe
(
24/03/2008 12:27)
Famille récomposée;mifankatia nefa efa samy nisy ankizy ny andaniny sy ny ankilany raha miray trano daholo aloha dia tsy hisy foana ny olana(na tokatrano" tsotra"aza misy olana koa) ,misy koa tia an'izany raha toa tsy nanan-janaka izy(misy arak'zay voalazanao io mandany ny harenany satria tia tokoa fa tsy mandray hoe zanaky ny rafilahy na zanaky kalahafa, misy koa na irery aza tsy miaraka aman'olona dia ny neveu sy nièceny no raisiny toa ny zanany) ny moeurs-tsika no mbola mahatonga an'io hafa2
5. ronaldo09
(
24/03/2008 12:28)
Le olana ange mitranga voalohany eo ami'lay zaza avy eo eo am'ny RAR avy eo e!Satria raha vao manao hadalana reo ankizy ireo de tsy maintsy hidrikina sy hanakiana ramatoa satria tsy azy ireo zaza ireo ,le zaza kosa anefa raha fantany hoe tsy azy ianao dia hitady ny tena rainy izy na fantany zao aza fa tsy niraharaha azy io olona io ka olana ho anao mamelona ihany io!
6. lehilahytsyresy
(
24/03/2008 15:09)
ronaldo09:
Za mba te hametra-panotaniana hoe ,tena misy olona a l'aise ve raha toa ka efa manan-janaka ny olo-tiany na efa niteraka roa na telo ary ireo zaza tsy zanakao ireo miara-mipetraka aminao ary ianao voatery hamelona azy!
Ho antsika lehilahy de tena be diabe no hitako mamelona zana-bady ary tena mandany ny hareny mihitsy nefa fantatra zao hoe tsy ahy io zaza io fa an'olonkafa !ity arakaraka ny ady hevitra mipoitra eo!!!!
Sarotra ihany tokoa aloha ny mieritreritra an'izany é.
Surtout raha hoe mbola velona any ilay tena rain-jaza.
Raha toa ka efa maty kosa io, dia afaka mitonona ny tena hoe "izaho solon'i Dadanao efa maty".
Fa tant que mbola tsy maty ilay tena rainy, dia tsy maintsy hisy foana ny fifandirana, surtout rehefa mandalo fotoana puberté ilay zaza ka ho be famaliana sy tsy-mety mankatoa ny hanatry ny ray aman-dreny intsony.
Eo vao raikita ilay hoe: "fa ianao anie tsy tena dadako akory e".
...
Enfin, io anjaranareo roa ihany...Tsy misy fiainana mora izany na tena zanakareo no velominareo, na zanak'olon-kafa...
7. tess
(
24/03/2008 17:03)
ronaldo: voalohany indrindra matoa ianao niditra tam lay sipa na bandy dia tia azy ary fantatrano ny situation-ny hoe manan-janaka izy....ka raha ilay fisian'ny zaza no tsy tinao de nanipy gants hatreny ambolohany nahafantaranao fa tsy mety aminao ilay izy, fa matoa ianao mody manaiky , rehefa azonao izy de hoe tsy zakako ny zanakao de tsy mety izany
mpihatsara ivelatsihy ianao izany.....
amiko manokana tsy olana amiko ny mitaiza, zana-bady, fa cas hafa indray raha ohatra ka ilay zanany mihintsy no tsy tia anao.....manasa tanana aho amin'izay.
na velona na maty ny reniny na ny rainy, matoa ianao nanaiky ny hanambady ilay olona dia vonona ny hilanja ny adidy rehetra ianao na ho anlay vady na zanany donko, tokony lavina hatreny amboalohany rehefa fantatrao fa manan-janaka izy.

8. simplex
(
24/03/2008 17:26)
tess,
marina tokoa ^:^^:^
saingy hoe sarotra be ny mampihatra an'le teoria matetika, indrindra moa ra hoe efa tafiditra tao vao saina tonga...
conclusion: ze voa manodidina 8)
9. tess
(
24/03/2008 17:32)
simplex: ka izay indrindra, raha manana doute na kely fotsiny dia aleo tsy miditra, raha otrani'zay mitsy kosa ilay cas dia mieritreritra elabe , alefa lavitra ny jery ka raha misy zvtra mampi douté anao defa tsy hidirako ilay izy.....
mila fahamatorana be ny miditra ami'nizany , ka raha tafiditra ao dia tsy maitsy mi assume ny rehetra, fa kosa hoy aho raha hoe ilay zanany mitsy no tsy tia anao dia tena manana droit enao tsy hikarakara azy; misy cas otran'izay mantsy fantako fa dia ny ray kely na ny rennikely no mahazo loza anefa ity zanakely no tena mandoza.

10. simplex
(
24/03/2008 17:45)
ka ny vevavy ihany io maimaika hanambady io d midi-kizo :°):-P
Ny lelah ra tsy bomba be le ramatoa tsy mi-sacr @ zany izy, ra tsy hoe misy interet hafa nga. Ze zaza any ve atao blem be eo fa ze ataony ataony :roll::lol::lol:
11. tess
(
24/03/2008 17:55)
hihihih! raha resaka bomba be ndray sy interet aloha dia hafa ndray iny azy ny azy .....
ny sipa maika tsy faingana amity fitiavana vao ity azy koa ny azy raha tsy hisaina sy handinika alohan'ny hanao zvtr de io lazaiko io hoe mi assume ny retra na après 2ans divorces indray dia tsy handroso mitsy ny fiainana:°)

12. ikaretsaka
(
24/03/2008 18:30)
simplex:
ka ny vevavy ihany io maimaika hanambady io d midi-kizo :°):-P
Ny lelah ra tsy bomba be le ramatoa tsy mi-sacr @ zany izy, ra tsy hoe misy interet hafa nga. Ze zaza any ve atao blem be eo fa ze ataony ataony :roll::lol::lol:
marina le nataoko bold:-D:-D
misy lehilahy tia miditra amin'ireny ilay ramatoa solafaka ireny an..
soa fa nisy......
hoy ilay hiran'i solo izay:-o
13. tess
(
24/03/2008 18:47)
ika: misy anie no betraka ny bandy miditra am ramatoa solafaka e! fa ny blem izany de hoe raha misy zaza ....de refa tafiditra vao teraka ny olana, na koa hoe tina lay sipa fa ny zanany no tsy tina ...de aleo tonga de tsy poinsa raha izay resaka zaza no olana....sa aon no hevitrao...hiditra sa tsia:wink::-P
14. vale
(
24/03/2008 20:20)
ronaldo09:rah tsy olona tsara sitram-po tsy hantanty anizany! sady ny ankizy angah manan-tsiny? ny fasarotam-piaro ihany koa hafaty tampoka raha be lotra!!!!! Olona tsy madio saina matoa sarom-piaro, efa oe vita dia vita inn ndray no hasarom-piaro oh rah tsy mpamitaka angah? zay ny hvt!!!!!!!!!!
Za mba te hametra-panotaniana hoe ,tena misy olona a l'aise ve raha toa ka efa manan-janaka ny olo-tiany na efa niteraka roa na telo ary ireo zaza tsy zanakao ireo miara-mipetraka aminao ary ianao voatery hamelona azy!
Raha mihaino tantara na mijery filma manko isika dia tsy mahatanty io toeja-vatra io ny vehivavy fa manaiky izy amin'ny voalohany fa rehefa avy eo mitranga ny olana !!!Ho antsika lehilahy de tena be diabe no hitako mamelona zana-bady ary tena mandany ny hareny mihitsy nefa fantatra zao hoe tsy ahy io zaza io fa an'olonkafa !Ny ahy manokana aloha dia tsoriko hoe:Fa ohatry ny hafahafabe amiko zany!
Koa mba avoahy ny hevitra mety aminareo ve lay izy raha eny fa ahoana?Raha tsia lazao ny hevitra satria misy antony zay holazaiko mian-dalana am'ity lohahevitra ity arakaraka ny ady hevitra mipoitra eo!!!!
15. ikaretsaka
(
24/03/2008 21:06)
tess:
ika: misy anie no betraka ny bandy miditra am ramatoa solafaka e! fa ny blem izany de hoe raha misy zaza ....de refa tafiditra vao teraka ny olana, na koa hoe tina lay sipa fa ny zanany no tsy tina ...de aleo tonga de tsy poinsa raha izay resaka zaza no olana....sa aon no hevitrao...hiditra sa tsia:wink::-P
za mitovy hevitra @ simp.. arakarak'ilay hoe bombe ve ilay ramatoa .. misy interet ve?
16. tess
(
24/03/2008 21:21)
ika: de izay izany ny choix! izay cas hafa ndray hoe misy interet ka hiafiana ihany na misy zaza aza, fa ilay miditra anjambany am fitiavana be fotsiny amboalohany dia ny fiainana anefa tsy vitan'ny fitiavana fotsiny , après vao hatao olana lay fisian'ny zana-bady de oe andao hisaraka fa tsy lasa, de miampy ihany ny rihitra, ka tsy aleo mieritreritra mitsy aloha vao miditra amin'io.....
lany fotoana ny hisaraka hanorina hisaraka eo fotsiny.

18. ikaretsaka
(
24/03/2008 21:33)
izay ilay hoe mandinika foana aloha vao mampiditra pataloha sao ny aoriana no lasa aloha
19. Kwasi
(
24/03/2008 21:33)
Raha izaho aloha dia tsy mampaninona ahy mihitsy ny hoe hitaiza zana-bady izany na velona any aza ny rainy. Fa ny tena tsy ho tantiko dia ny mety hipoitran'ity frazy nolazain'i lehilahy tsy resy ity
Dia aleo ihany aloha mieritreritra.
lehilehytsyresy:
surtout rehefa mandalo fotoana puberté ilay zaza ka ho be famaliana sy tsy-mety mankatoa ny hanatry ny ray aman-dreny intsony.
Eo vao raikita ilay hoe: "fa ianao anie tsy tena dadako akory e".
Dia aleo ihany aloha mieritreritra.
20. tess
(
24/03/2008 21:48)
ikaretsaka: ka izay indrindra...sao mendimendy ny fitiavana mafàna amboalohany de maika tsy faingana ery hoe hidirako iny fa tiko lotra anefa refa tafiditra manenina....indrindra moa fa hifampiteraka eo de ny eo ihany no eo refa hisaraka eo ndray....
ny fiainana tsy vitan'ny fitiavana fotsiny, na hoe vola fotsiny, fa mila zvtr maro mifameno .....ka raha tsy zakan'lay raika ny mitaiza zana-bady defa tsy izy izay kou! mila ekilibre be mitsy e!:°)
kwasi; ka raha hiteny an'izany aza izy hafaka hanin enao efa tafiditra enao kou! fa de ny mandamina ny olana izany, rehefa tsy mety volamina ilay izy de tsy maintsy misy zvtr mipôka foana ao!
tsy assumé na satria efa tafiditra ao enao izany:-P