nems

21. kiadi ( 12/03/2008 17:49)
kelly13:

chili sauce mmhhh miam

ratonga>forcer-o :-D



tsy azo forcéna zany io ry kelly fa vô maika tsy tonga an ! :-D:-D:-D
22. kelly13 ( 12/03/2008 17:55)
:-D:-D:-D may vava ratsy le trimobé ty an :-P
23. fahamarinana ( 12/03/2008 18:09)
:arrow:Manomboka ery ambony dia misy trano kely la bache ireny mandrapahatonga aty ambany kah,oui,nipetraka tery ambany akaikin'ny arabo libianina tery za tam zany dia miakatra kely any am totobato eny rehefa harivariva iny(l)
24. kiadi ( 12/03/2008 18:31)
zah indray nigôssy teny @ gal de mandeh tongotra mody eny ankadifotsy de mandalo eo @ tetezana eo de mijanona kely midina mividy ! souvenir be doly zany kle!
25. kiadi ( 12/03/2008 18:32)
kelly13:

:-D:-D:-D may vava ratsy le trimobé ty an :-P



njy te ho faramalemy any :-D:-D:-D
ka marina kosa ange fa tsy azo forcéna iz io fa refa tsy tonga de tsy tonga eh! anotanio ange ratonga eh :-D:-D:-D
26. fahamarinana ( 12/03/2008 18:41)
kiadi:

zah indray nigôssy teny @ gal de mandeh tongotra mody eny ankadifotsy de mandalo eo @ tetezana eo de mijanona kely midina mividy ! souvenir be doly zany kle!


:arrow:miaraka amin'ilay sosy sakay iny,fa ohatran'ny nanify ihany ilay nems rehefa tsaroana tampoka,tsy toa ny any am sinoa.Ary mba nihinana louk's tery behoririka ve kiady ?(l)
27. kelly13 ( 12/03/2008 18:47)
mampanôna kou nareo ny farany! hé, ary aôna tkou kay ny fanamboarana ilay sôsy voanjo ôtran'ny misy vôtabia ireny izy, d le hohanina miaraka @ masikita? kayyyyyy, noana b za
28. fahamarinana ( 12/03/2008 18:53)
:arrow:ny fanaovan'ilay zaobaviko azy aloha no holazaiko an:tetehany ny voatabia dia asiany tongolo oignons voatetika manify ary arotsany ny voandro voatoto tsara dia andrasana ketsaketsa,atao feux doux.Efa nihinana koa aho :voatabia voatetika koa dia ny sasany raper-na mba ahatsara ny tsirony fa ny sasany tetehana des kely zany e dia asiana voandro voatoto,tsy andrahona,tsy atao inona fa afangaro fontsiny.Tiako koa aloha.
Ilay lasary papay sy akondro atono toa ny any aminay no tena tsara kouh...(tamatave )ampiana mosakiky kely,hum...(l)
29. ikaretsaka ( 12/03/2008 19:48)
ny ahy koa ry boobs afangaroko ao aby izao zava maintso izao ...
30. kiadi ( 12/03/2008 19:49)
ny lokosa indray ve de avela le!! refa mody any aza zah bola makeo fona ko!
31. kiadi ( 12/03/2008 19:54)
kelly13:

mampanôna kou nareo ny farany! hé, ary aôna tkou kay ny fanamboarana ilay sôsy voanjo ôtran'ny misy vôtabia ireny izy, d le hohanina miaraka @ masikita? kayyyyyy, noana b za


kay le! tonga de rarakivy be zah maheno zany resaka sosy voandro @ masikita zany le!
32. kelly13 ( 12/03/2008 19:58)
manaova bavoir refa rarakivy :-P
33. kiadi ( 12/03/2008 20:04)
tatazo :-D:-D:-D
34. yonikafopl ( 12/03/2008 20:55)
tena elaela tsy nihinana nems za zany de mitelindrora eto klee.

Le tery Anjanahary alohan'ilay pave am fasambahiny iny kou matsiro be ny nem aaa:miam::miam:
35. Rasiligaoma ( 13/03/2008 05:19)
aiza tokoa no misy mpivarotra nems tsara eto Tana e
36. kiadi ( 13/03/2008 09:22)
tsy aiko tsony zao oe aiza fa t@ andronay aloha de teo @ totohatrin'ny tetezan'i behoririka ny ray de nisy ray zay ko tery ambonimbonin'ny rasalama tery,teo akaikin'ny office du bac, de ny ray farany nalaza sady tsara de tao @ shalimar antaninarenina
37. fahamarinana ( 13/03/2008 09:43)
:arrow:shalimar koa tsara kah surtout ilay kimo sy catless,kay mampanoana koa zany resaka ato zany.Eo ampitan'ny tout pour l'ecole koa(asa raha mbola zay,akaikin'ny aigle d'or e,aty ambanimbany analakely aty) misy mpivarotra tsakitsaky zay,manao sambos sy nems sns fa ny tena tiako dia ilay mihinana azy ampiarahina am salade fruit be anaty kopy lavalava zay.Tam 1er aloha hafahafa be fa avy eo zatra ihany na jus de corosol.Be olona be mankao sady misy miandry place kaly izay fa tsara be.Te hody any dago za zany,marina moa!!!.Sambatra izay ho any atsy ho atsy!!!:((l)
38. kiadi ( 13/03/2008 09:56)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
le sambos asina sakay iny hummmm!
andao hody ry fahama an!
39. kelly13 ( 13/03/2008 11:08)
za tsy mahatanty sakay fa nanao sakay le tsilanidimilahy natao @ vinaigre ireny ny namako fa nikesokesona sahala ny oul tsy nisakafo depuis 1523642 taona oa, fa aveo kou klou, navaivay tsara mintsy e, hihihihi!!!!

fahamarinana>micii t@ recette sauce voandro! toa ôtran'ny voatery hanao grillade zany mantsy ono izahay fa tsara b ny andro, d hanao sauce vandro za zany
40. fahamarinana ( 13/03/2008 13:44)
:arrow:keliterezy :de rien akia,mazotoa homana dia mba omeo sakay kely ilay vahiny ao e:wink:(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.111