5 volana an-kibo dia efa ateraka

1. veromahefa ( 10/03/2008 16:09)
Navoakan'ny fampahalalam-baovao tamin'ny faran'ny herinandro teo fa aty ampita dia efa mahatratra 40isan-jaton'ny vehivavy izay hiteraka no manatanteraka izany eo anelanelan'ny faha 5 ka hatramin'ny faha-7 volan'ny kibo.
Voalazan'ny mpandinika anefa fa rehefa tonga eo amin'ny faha-5taonany ilay zaza dia hita ho misy tsy faha-tomombanana : tara ny sainy, na malemy ny ratsambatany ambany, sns...
Amin'izay koa ilay zaza mandra-pahazo lanja dia asiana izao karazana tuyaux rehetra zao, hita hoe mijaly e! satria tokony mbola hahazo ny hafanana ao an-kibon-dreniny ; ny teraka tsy tonga volana aza efa tsy fidiny koh !
Rehefa kelikely koa ngamba dia vao efa-bolana izy io dia avoaka !:-D:-D:-D
novalian'i Ratoa ny 19/08/2008 16:29
2. antigone ( 10/03/2008 16:58)
Nga mo sitrapon"ny reniny ny hamoka an"izy io 5volana miankina @toe_batan"ny reny mitondra vohoka ihany io :x
3. mignone ( 10/03/2008 17:03)
dia mampimé ve zany ry veromahefa ?
antigone > marina izany
4. ni81 ( 10/03/2008 17:34)
dia mampimé ve zany ry veromahefa ?

F'angaha kosa izy mihomehy eo moa?
5. booboo ( 10/03/2008 17:45)
Asa mba fantatr'i Veromahefa ve ny antony mahatonga ireny zazakely ireny ho tonga aloha be n'ny terme ? Sady tsy fanahy inian'ilay zaza izany no tsy sitrapon'ilay reny ihany koa. Ataoko koa fa tsisy hisy reny falifaly ny hamoaka ny zanany ho grand prématuré nefa fantany hoe tena handalo ady mafy ilay zaza mandra-paha...
Hitako hoe maneso be zany ilay raha...

6. tess ( 10/03/2008 18:13)
marina dool izany! tsy hatao himehezana izany !
misy antony matoa hateraka alohan'ny fotoana!
tena nisy havana akaiky ahy nanao io! soit lay zaza no mety tsy ho avotra soit lay reniny! samy efa atahorana izany izy mianaka, lay reniny sy lay zaza ankibo izany.....fa à 6 mois de no forcéna nateraka fa soa fa samy avotra izy mianaka, 600g lay zaza no nivoaka tao, tena kely mitsy ary nijaly kely palelo be mitsy amin'ilay tuyaux bdb fa izao izy efa 6 ans! tsy misy fahasamponana izany mitsy!, mince kely fotsiny izy fa aleo aza zaza mince toy izay zaza obèse aloha....any ampianarana izy izao mandroaka notes milay be sy mahazo doka ny mpampianatra foana:°) sady matanjaka kely no vivante kely mitsy.....mba intox kou ngamba izany vaovao ren'i veromahefa izany:roll:
7. kelly13 ( 10/03/2008 18:25)
tess>non, tena nisy io vaovao nolazainy io ka, fa le fomba filazany azy no tsy nety fa lasa otran'ny oe atao fanahy iniana le ateraka aloha ilay zaza
8. tess ( 10/03/2008 19:00)
ah ok! ka zay indrindra mantsy! kou raha tsy vevavy in kou hatao fanahy inina aky! milalao aina sa mialao dokotera?????:°)
9. sakaizakely ( 11/03/2008 08:25)
Rehefa kelikely koa ngamba dia vao efa-bolana izy io dia avoaka !:-D:-D:-D


[center][/center]
mihaino tsara aloha vao miteny

resaka statistika fotsiny iny nivoaka t@ vaovao iny.

tsy deontolojian'ny dokotera ny famoahana zaza ambohoka raha tsy mbola androny. Pas d'accouchement par covenance en France.

Ny problème de prématurité dia olana sarobahana satria mbola tsy fantatra mazava ny tena antony. Rehefa tonga ny zaza na firy volana na firy volana dia manao ny adidiny ny dokotera hitazomana ny ainy. Na amn ny alalan'ny tuyaux na inn, asa famelomana aina io raha tsy fantatr'i vorona. Sa angamba ianao mahay kokoa noho ny dokotera ? Sarotra ary ilàna fanarahamaso mavesatra be ny fiveloman'izy ireny ka tsy hisy dokotera hanoro vohana vhv na hamoaka zaza tsy am fotoanany nefa efa fantatra fa mafy ny fikarakarana an'iny. Resaka lojika fotsiny aza moa izany mety tsy ho takatry ny sain'ny vorona

Mimemeheza tsara fa rehefa tonga ny andronao ho tsarovanao ity resaka ity =D=D=D=D=D
10. veromahefa ( 11/03/2008 10:50)
veromahefa:

ny teraka tsy tonga volana aza efa tsy fidiny koh !



Mba mamakia tsara aloha vao manisy koa e! za nge nihevitra hoe fanahy iniana lay izy e! zay no nampihomehy ahy!!!
11. veromahefa ( 11/03/2008 10:57)
sakaizakely:

mihaino tsara aloha vao miteny,resaka statistika fotsiny iny nivoaka t@ vaovao iny.


Mimemeheza tsara fa rehefa tonga ny andronao ho tsarovanao ity resaka ity =D=D=D=D=D


Eny tompoko, hifonana fa niteny vaovao diso ! hay zany ilay izy tsy hoe ny reny mihitsy no nisafidy fa prématuré mihitsy !
Tsy anjaranao ny manozona ahy ! sady tsy mandaitra amiko zany:!:
12. veromahefa ( 11/03/2008 11:18)
Kelly13 et Tess> Merci !:-*
13. booboo ( 11/03/2008 11:41)
Veromahefa > zà koa namaky iny article iny fa dia atao hoe tsy azonao tokoa angamba lé izy. Satria tena mifanohitra beeeeeeeeeeee @ raha novakiako ny fomba nandikanao lé izy @ teny malagasy....
14. veromahefa ( 11/03/2008 12:09)
booboo> :) ny anao zany tam gazety? fa ny ahy tam Tv dia sendra nandalo aho fa mbola nikarakara tany an-dakozia, dia za ary mba gagagaga
15. rush ( 11/03/2008 12:55)
vao tsy ela no nandeha tele io resaka io,tena tsara jerena hatraminy farany reny fa ilaina sady ahafantarana zavatra bdb,nolazain'ny doktera fa misy tsy ampy reny zaza prematuré reny, normal satria tsy mbola vita ny fitombon'ny voa rehetra, na ny atidoha aza nefa io no mibaiko ny tena ray manontolo,ny infection karazany no maha tonga ny zaza teraka aloha, fiarovana azy koa io, na tsy voatazona mitsy dia tsy maitsy avoaka,rehefa be loatra ny infection dia tsy mampiteraka tsony, misy aza alàna ny tranon-jaza, ny vehivavy no tena iharan'ny marary @ fiainana,ny lelà afaka maka vehivay miteraka indray izy,
16. ari.malala ( 11/03/2008 14:53)
fa any ampita any angaha moa tsy misy ilay methode kangooroo? izay no hitako nahatsara an'i Ambinintsoa mintsy alou e! satria ekena fa mbola mila ny hafanana tanya n-kibon-dreny ilay zaza fa @ io methode kangooroo io d ny hfanan'ilay reny mitns no ampitaina @ ilay zaza!
17. rush ( 11/03/2008 17:11)
eo ny resaka hafanana fa ny developpement no tsy mbola vita dia zay no mahatonga ny handicap,taloha ny zaza teraka 7 volana dia velona soamantsara taty dago,aty indray ny 8volana ,,no tena velona tsisy handicap(ambohoka no resahiko),zao moa zany na firy volana na firy dia velona daolo, mandroso tokoa ny fikarohana sy ny fitsaboana!
18. Ralay ( 11/03/2008 17:31)
ari.malala> Any dago i methode zao fa kangoroo ve tsy any australie no betsaka azy e? :-D:-D:-P:-P
19. ari.malala ( 13/03/2008 09:20)
Ralay:-D:-D:-D:-D:-D:-D
20. ora ( 30/04/2008 13:52)
izao r reto a, na te hiteraka ilay zaza eo @ fah 5 mois -ny aza ilay reny kanefa tsy mety mivoaka ao ilay bébé dia ts'isy fika io, fa matoa teraka avant terme de mety oe rerak be ilay vevavy ka nipotsaka tsy fidiny , mitovy @ afa-jaza ihan nge zany e, fa attention fa ny zaza teraka alohan'ny fotoana ane ka tena MAHAY BE TOKOA E, araka ny nolazain'ilay namana etsy ambon teo, ts'isy kilem izany, mba manandrama ange manamboatra dia asaivo ataon'i madama aloha ny famoahan azy de hitanareo e, hhumm :*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1572