5 volana an-kibo dia efa ateraka
21. tsiambaratelo
(
30/04/2008 16:43)
Ora>zany ve?Nefa ny tenanay dondrona kely ihany! 7mois zah de tonga teto antany!Taloha hono refa mandrafozana na mamangy ray aman-dreny any @dezaka be any,de tsy maintsy mamela raharaha vao midaka mody iny andro iny ihany,de nitotovary teo @40kg fotsim-bary teo Dada sy Mama de nitaona rano nameno sinibe tany ,de avy eo nody,de toron\'iDADA ny niasa hariva de i Mama rery no tao,de tonga ny t@8 alina lasa tany @hopital niatso namana,de ozizy radoko we tonga de mijanona ety ianao fa efa akaiky kely lay zaza nefa vao 7mois! Raha tsy nasiana nitoto vary be tany @dezaka ry zareo mbô teraka 9mois zah:snif::snif::snif:
22. endrika01
(
30/04/2008 17:05)
tsiambaratelo:

Napalelo be zany njy!:-*
23. Ratoa
(
19/08/2008 16:29)
Ny zanaka anadahiko kambana dia tsy omby am-bohoka intsony dia navoaka à 8 mois. Tomady ery izy mitsam'. fa ny vazaha vavy misy maromaro ihany no manao acouchement provoqué avant terme fa tsy tia hampinono sy ny sisa. misy koa ny miteraka ara-potoana dia mitsindro mba tsy isy ronono.