Inona moa no atao hoe Sampy?
41. fijo
(
27/02/2008 21:58)
hoy ika:"
3. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 27-02-2008 19:25:00
Lohateny : Re : Inona moa no atao hoe Sampy?
Ary mora azo ihany kay iznay anie le lojika fa miodikodina be e
ohatran'ny hoe misy but (tanjona) izany le izy ---> ianao vers A/tra
Raha vao ampiasaina mba hahazoana sy hifandraisana @ 'io but io ilay zavatra dia TSY SAMPY IZAY
fa raha ASOLO io but io ilay zavatra dia SAMPY IZAY"
izay mihintsy. ary io dia manamarina koa ilay voalazan'i rabila hoe:
"Ilay teny hoe "sampy" moa ny nandikana azy ,noho ireo antony ara-tantara ireo ,dia lasa synonyme-n'ny "idole" ,kanefa à l'origine plutôt "talisman"....."
raha tsy izany mantsy dia lasa sampy koa ny "baiboly ihany dia ampy"

42. ikaretsaka
(
27/02/2008 21:58)
rehefa hainao ny atao hoe kristianintianim-poana dia hainao ho azy ny mamaly an'io
44. ikaretsaka
(
27/02/2008 22:04)
eeeee. tsy mbola ankiantso joker izao fa avoay ny double 6 aloha:-D:-D:-D:-D
49. soanja
(
28/02/2008 04:43)
Cutie> "Inty aho ankizivavin'i Tompo, Aoka ho tanteraka araka ny teninao!"
Miala tsiny raha izao indray vao mitotona eto fa andra zay ka andra! Misaotr'Andriamanitra fa vita ny raha natao.
Cutie a. misaotra betsaka aminle link fa misy hojereko io. Tsy nanam-potoana mihitsy aho omaly.
Aiza moa isika izao? Resaka sampy?
Ny Sampy indray hozy ny baiboly dia mazava tokoa.
1-Tsy misy tokony hanompo Andriamanin-kafa afatsy i Elohim na i El Shadai, na "Izaho no Izy" ary i Jesoa hoy ny kristianina.
2- Tsy ilaina akory hoy ny baiboly ny manao sary na sarin-javatra na manikotsiko-javatra ka hivavaka ho Azy ka amin'ny alalan-javatra hafa na hisy mpanelanelana. Fa raha vao ireo dia Sampy avokoa hoy ny mpandika teny.
3-Tsy tokony hisy zavatra na eritreritra na olona heverina fa ambony noho izy na hanana fahefana toa Azy ka tompoina sy deraderaina ary hambonimboniana.
4-Tsy tokony hisy hevitra na zavatra na olona hotiavina mihoatra lavitra noho ny fitiavana an'Andriamanitra; tafiditra ao anatin'io ny filan'ny nofo, ny ota isan-karazany tsy voatanisa mitaky fanaovana azy isanandro na isaky ny misy fotoana hanaovana azy, ny fandaniana andro amin'ny tsy misy lanininy nefa tsy mamokatra hanatsara ny tenanao sy ny hafa ary ny fijangajangana sesilany ara-panahy na ara-batana. Ny fiheveran-dratsy ny hafa amin'ny fomba ankolaka ary ny tsy fahitana fitoniana amin'Andriamanitra satria mirona amin'ny fankahalana ny fo nefa ny vava milaza fa manompo azy. Ny fitakiana voninahitra ary ny fieboeboana.
Koa antsika ny fieritreretena. Mahakasika antsika ve ireo sa hitantsika eny amin'ny hafa ihany?
Tadidio anefa fa tsy lafatra isika ary n'iza n'iza tsy misy mahatakatra izay heverin'Andriamanitra fa fahamarinana sy fahamasinana raha tsy mikatsaka an'Andriamanitra ary miezaka manakatra azy amin'ny lafiny rehetra ka hahatomombana ny fiarahanao amin'Andriamanitra.
Tempolin'Andriamanitra ny tenantsika. Io fantsona iray io no diovy araka izay azonao atao fa Izy hahalala ny amponao tsy miloaka.
"Tsy nisy nahita na oviana na oviana an'Andriamanitra, Fa ny zanany izay lahitokana eo an-tratran'ny Ray, Izy ihany no hanambara Azy!" Amen!

50. Rasiligaoma
(
28/02/2008 05:03)
ika:
ohatran'ny hoe misy but (tanjona) izany le izy ---> ianao vers A/tra
Raha vao ampiasaina mba hahazoana sy hifandraisana @ 'io but io ilay zavatra dia TSY SAMPY IZAY
fa raha ASOLO io but io ilay zavatra dia SAMPY IZAY"
izay mihintsy. ary io dia manamarina koa ilay voalazan'i rabila hoe:
"Ilay teny hoe "sampy" moa ny nandikana azy ,noho ireo antony ara-tantara ireo ,dia lasa synonyme-n'ny "idole" ,kanefa à l'origine plutôt "talisman"....."
raha tsy izany mantsy dia lasa sampy koa ny "baiboly ihany dia ampy"
torak'izany ny aty
52. Rasiligaoma
(
01/03/2008 05:16)
ary mahalala izany daholo anie isika rehefa tena dinihina fa mody fanina rehefa hifampi-accuser e
ianareo manompo sampy, hoy aho oy, nefa kay manao koa