Inona moa no atao hoe Sampy?
21. soanja
(
27/02/2008 03:40)
fijo:
hoy i soanja:"iny sampy iny mihitsy aminy no Andriamanitra ary iny no tompoiny"
io dia laviko.
ohatra,ny ao amin'ny doany ao mahajanga dia misy "sampy" ary misy koa ireo "taolan'andriana izay ao anatyvala"
ilay sampy dia entina tokoa rah amisy atao,fa ny joro tsy ilay sampy no hijorona fa ilay taolana.io taolan aio nefa dia hangatahina (izany hoe hiangaviana hampita ny hafatra any amin'ny zanahary)ka raha hilaza hoe ilay "sampy"no andriamanitra dia laviko.
voalaza koa fa:"
Rehefa hanafika foko na antokon'olona iray dia ny sampy no velezina voalohany an esorina aminy ka halana hasina. Raha very na simba na nozimbaina ny sampin'ny foko iray dia mihena ny lanjany."
dia ampitahao,fa io mihintsy no nataon'ny vazaha raha nanambany ny finoantsika izy.ka nampiditra ny azy.fantany tokoa fa rah avao io no voakitika di amalemy ny firenena iray.dia izay no nataony.
Mety marina ny voalazanao saingy tiako marihina fotsiny dia hoe betsaka ny olona manafangaro ny ody sy ny sampy.
Ka io no mahatonga ny fanazavana isan-karazany nomeko. Misy karazany maro mantsy ny fisehon'io resaka sampy, ody sns io, ny sasany aza moara, kalo no fiantsony azy. Fa ny ankapobeny no resahaiko momban'ny sampy ary tsy izaho akory no nanapaka an'io fa araka ny fianarana sy ny recherche natao no nahafahana namoaka an'io.
Fa mino aho fa ody no resahina rehefa tsy raisina toy ny andriamanitra ny zavatra heverina fa mandaitra iray.
Zany hoe inoako fa raha ny Hazomanga any atsimo ohatra dia sampy ihany no ahitan'ny Merina an'io ohatra na dia samy manana ny fomba fijeriny azy aza: satria ireo dia manao joro amin'ny hazomanga nefa ny razana any ankoatra no iantefan'ny resaka na joro ataony.
Ka amintsika iny ve zany no sampiny sa inona iny satria samy manao joro mamono omby eo izy nefa tsy tena io hazo io no iantefany resany fa razana? ry zareo anefa manana ody isan-karazany: fiarovana ny ankizy, ny ody lolo, ny ody fahavalo sns... izy tsy miantso an'io hoe sampy fa Hazomanga.
Aleo ndray ary jerena ny hevitry ny hafa de tohizako ny ahy.
25. cutie
(
27/02/2008 03:47)
aggressive be hillary fa i Obama calme be foana sady mahavaly fanontaniana tsara :)
26. soanja
(
27/02/2008 03:55)
tamfiry aky zany sao mbola mandeha aty aminay fa zah tena tara be nihitsy
28. soanja
(
27/02/2008 04:10)
Tsy ao intsony aky fa de tara zany zah/ Misoatra aky na izany aza an. :-*:-*
31. veromahefa
(
27/02/2008 09:04)
NY SAMPY dia IZAY REHETRA TIANAO KA ANKATOAVINAO MIHOATRA NOHO NY FITIAVANA AN'ANDRIAMANITRA.
Tsy voafetran'ny ho tapa-kazo sns,... fa na ny vola, na inona na inona ka omena lanja tafahoatra dia lasa sampy !
Tsy voafetran'ny ho tapa-kazo sns,... fa na ny vola, na inona na inona ka omena lanja tafahoatra dia lasa sampy !
33. Veloo
(
27/02/2008 17:46)
veromahefa [ Valio ] 27-02-2008 10:04:18
Lohateny : Re : Inona moa no atao hoe Sampy?
NY SAMPY dia IZAY REHETRA TIANAO KA ANKATOAVINAO MIHOATRA NOHO NY FITIAVANA AN'ANDRIAMANITRA.
ary raha atao oe mihoatra noy Andriamanitra?
34. ikaretsaka
(
27/02/2008 18:25)
Ary mora azo ihany kay iznay anie le lojika fa miodikodina be e
ohatran'ny hoe misy but (tanjona) izany le izy ---> ianao vers A/tra
Raha vao ampiasaina mba hahazoana sy hifandraisana @ 'io but io ilay zavatra dia TSY SAMPY IZAY
fa raha ASOLO io but io ilay zavatra dia SAMPY IZAY
ohatran'ny hoe misy but (tanjona) izany le izy ---> ianao vers A/tra
Raha vao ampiasaina mba hahazoana sy hifandraisana @ 'io but io ilay zavatra dia TSY SAMPY IZAY
fa raha ASOLO io but io ilay zavatra dia SAMPY IZAY
36. niryna
(
27/02/2008 18:41)
cutie:
ny atao we sampy de ze zavatra Tompoina ka tsy mifanaraka @ kristianisma:-D
tsy mifanaraka ny sitrapon'Atra,satria Atra saro-piaro izy ka izay mampiasa izany dia tsy tiany na inona izany na inona.Atra dia fanahy ary ny fanahintsika no mibebaka,mifona,mangataka famelana aminy.
=D=D vita tompoko,tsy mila ampiana tsy mila analana.
Ny fahasoavan'Atra anie hiara sy hampianatra an'i cutie hatrany,vakio alalino ary anjaranao ny mandray ny marina rehetra.
37. ikaretsaka
(
27/02/2008 19:09)
ia inona no ampiasaina rehefa mifona sy mibebaka sy manao famelana ry niryna? ...
stop aloha fa aza mbola alefa le soratra miakatra @ le filmE
stop aloha fa aza mbola alefa le soratra miakatra @ le filmE
39. ikaretsaka
(
27/02/2008 21:53)
ny atao we sampy de ze zavatra Tompoina ka tsy mifanaraka @ kristianisma
@ point de vue inona aloha no hijerena io perspective iuo ry cutie??
