Vao teraka dia efa nahalala ny didy folo tao am-po avy ???
41. niryna
(
27/02/2008 18:36)
ikaretsaka:satria ny fanahy masina no manampy azy ary raha mivoana izy dia mandositra sy miaahaka ny ondry
misy mopera sy pastera miainga amin'ny zavatra hitany andavanandro ny toriteniny ka... ary miteny aminao aho fa ireny aza no miatraika be any @ le olona toriany teny noho ilay be fandahatra
jereo fa ry Paoly aza ohatra t@ fotoan'androny raha nanoratra t@ kristianina tatsy sy tarokatra dia niainga t@ zavatra hitany @ andavanandro ihany , nefa iznay tsy naannakana azy sy ireo Ktianina ireo tsy hahalala an'Atra.
ka izany no antony ampiharina ny tenin'Atra,hoy ny tenin'Atra hoe aza mangalatra,dia tsy mangalatra ary raha vao hieritreritra ny hangalatra dia ilay fanahy masina miaraka aminao no mampahatsiahy,tsy miaraka anefa ny fanahy masina raha tsy manaiky an'i kristy irery ho zanaka,mpanelanelana antsika amin'Atra,sy tsy mivavaka raha tsy avy aminy irery ihany.
Diniho sy fakafakao fa matetika tokoa anie rehefa manao asan-demony aza anie no nilana sy ny kitsimpona andalan-tsoratra masina sy nilana nampiasana izany e (i heroda ohatra, i jesoa nalaina fanahy ohatra, jesoa maty ohatra : amin'ireny no tena nandeha ny "fifaninanana" tsimpona hoe voasoratra hoe.....)
dia izay indrindra no hianarana ny tenin'Atra,roahina amin'ny tenin'Atra ny demony,miaraka amin'ny tena ny baiboly satria iny no ampinga hiadiana ny fahavalo,ka raha milaza fa tsy ny baiboly irery dia ampy dia very amin'ny katesizy eo isika satria ampy tokoa ho an'izay efa nandroaka demony,andramo ataovy foana ny fanandramana fa io no ohatra andavanandro ampiasaina ny herin'ny fanahy masina sy hitolomana ny herin'ny demony :D
raha tsy manandrana mbola kely eo ihany ny finoana ary raha tsy tena mino koa fa mody minomino dia tsy mahita izany andrana izany
42. niryna
(
27/02/2008 18:37)
rijadolly:
Mba hazavao araky ny mathematique sy....,àry hoe ireto:
-Andriamanitra dia Fanahy... http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=JAONA&toko=4&andininy=24-24&dika=
- http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=JAONA&toko=3&andininy=16-16&dika=
- http://www.baiboly.org/asehoy.asp
ikaretsaka:Taiza koa no nisy an'zany?
jereo fa ry Paoly aza ohatra t@ fotoan'androny raha nanoratra t@ kristianina tatsy sy tarokatra dia niainga t@ zavatra hitany @ andavanandro ihany , nefa iznay tsy naannakana azy sy ireo Ktianina ireo tsy hahalala an'Atra.
=D=D miandry an'ika koa aho hamaly an'io,misaotra mialoha
43. ikaretsaka
(
27/02/2008 18:39)
Rijadolly interessant fa valio ary ireto:
1) ny fivavahana Aminy ary ve tonga de fanahy manidina fa tsy hiainana @ fiainana andavanandro? tsy miainga amin'izao tontolo izao fa mitsingevana any? ny fitiavana nomeny anao sy nanomezany ny Zanany lahitokana ho anao ve tsy ho teto anivon'ny Andavanandro sy izao tontolo izao fa mitsingevana any ?
2) tsy haiko i Rijadolly hoe aiza ao @\baiboly no vakiany (fa aleo ataoko heo anisan'ny mpitsimpona ianao) fa jereo fa ny zavatra mitranga andavanandro .. du genre hoe misao bady,mamboly sns.... problemen'ny kristianina voalohany tetsy sy teroa no ampiasain'i paoly sy i jesoa rehefa mitory teny izy fa tsy fanahy manidina ... fanoharana @ fiainana andavanandro sns no ampiasainy ...
fa rehefa miresaka amin'ny fanahy manidina (ny demony ohatra) .. izay izy izy vao mampiasa "tsimpona" amin'ilay hoe "voalaza hoe"...
Ny tiako lazaina @ le fanahy manidina dia ilay "abstrait" ho'zy nyvazaha

47. niryna
(
28/02/2008 18:14)
ikaretsaka:

:roll:
fa angana mino ny fisian'i satana indray hianao?
48. niryna
(
28/02/2008 18:16)
fijo:
oufff azony ihany ny farany.
:D:D mbola tsy namaly izy koa ahoana no hitompoanao teny fatratra avy hatrany =))
49. soanja
(
29/02/2008 16:39)
Hozy John Locke izay hoe :" tabula rasa" na clean slate na solaitra madio ny fiatombohan'ny rehetra. Manohana sy niresaka an'io matetika koa i Thomas Aquinas.
Mitovy tsy misy valaka ny fahaizantsika rehetra rehefa vao teraka fa ny fikolokoloana sy ny fitaizana ary ny fitiavana izay midika ezaka atoton'ny Ray amandreny eo ampitaizana no hitondra ilay olona kely haka fanampahan-kevitra ny tandrify sy tsara aminy ary indrindra hahalala an'Andriamanitra.

51. ikaretsaka
(
29/02/2008 17:04)
niryna:
Rijadolly interessant fa valio ary ireto:
1) ny fivavahana Aminy ary ve tonga de fanahy manidina fa tsy hiainana @ fiainana andavanandro? tsy miainga amin'izao tontolo izao fa mitsingevana any? ny fitiavana nomeny anao sy nanomezany ny Zanany lahitokana ho anao ve tsy ho teto anivon'ny Andavanandro sy izao tontolo izao fa mitsingevana any ?
2) tsy haiko i Rijadolly hoe aiza ao @\baiboly no vakiany (fa aleo ataoko heo anisan'ny mpitsimpona ianao) fa jereo fa ny zavatra mitranga andavanandro .. du genre hoe misao bady,mamboly sns.... problemen'ny kristianina voalohany tetsy sy teroa no ampiasain'i paoly sy i jesoa rehefa mitory teny izy fa tsy fanahy manidina ... fanoharana @ fiainana andavanandro sns no ampiasainy ...
fa rehefa miresaka amin'ny fanahy manidina (ny demony ohatra) .. izay izy izy vao mampiasa "tsimpona" amin'ilay hoe "voalaza hoe"...
Ny tiako lazaina @ le fanahy manidina dia ilay "abstrait" ho'zy nyvazaha
:roll:
fa angana mino ny fisian'i satana indray hianao?
efa nazavaiko (i soanja koa nanazava) an'i niryna teto hoe za tsy mino an'i satana en tant que personne (le hoe misy tandroka sy horera be sns sns ireny sy hoe zao zy zao)
fa ny result an'ny destruction (fanahy manidina) no ataoko hoe satana..
sarotra ne ny manazava ilay izy aminao satria ianao efa manana prejuges fa tsy "clean slates" intsony amin'io:-D
54. niryna
(
09/03/2008 02:51)
soanja:
ikaretsaka:
mnisaotra eeeee
namasteeee
Namaste Ranadahy!
hi,hi,soanja ihany ve no manao ny ps ny ika sa ika no mangalatra ny ps-soanja ? aiza dia hiraka hirona any amin'ny lakandrano foana hono izy dahy =))=)):-D