Efa nifady hanina ve hianao? Jereo ity raha mahasoa anao.

41. rakapy ( 21/02/2008 03:53)
Manao regime ve de hoe mifady hanina eo anatrehan'ny tompo?:-D:-D:-D:-D
42. cutie ( 21/02/2008 03:55)
asa fa za alou tsy manao an'zany:-D
43. rakapy ( 21/02/2008 03:58)
fa nga moa izaho nilafa ianao io!:{:{:{:{
44. cutie ( 21/02/2008 04:03)
pub daholo zany e
le regime io:-D
45. fijo ( 21/02/2008 21:35)
milay letsy rakapy le 4mi an.ary maninona tokoa moa ny mpanao karemy raha mizara ny sakafony rehefa tonga io fotoan aio???mety hiova ny fiarahamonina an
46. rakapy ( 22/02/2008 02:46)
Ka efa tsy miheritreritra ny hafa intsony fa ny tenany hipetraka eo ankavanan'ny A/tra no nofisiny ko!:-D:-D:-D
47. cutie ( 22/02/2008 02:49)
:-D:-D:-D:-D:-D
de tsy manin na tsy mikaly aza fa efa voky fanahy
48. rakapy ( 22/02/2008 02:51)
Izy voky fanahy fa ny hafa noana vary sy loaka:{:{:{:{de mba mangataka nefa tsy nahazo:{:{:{:{
49. cutie ( 22/02/2008 03:07)
fitiavan-tena no betsaka :-D:-D:-D:-D
50. ikaretsaka ( 22/02/2008 03:36)
izay ange ilay asian'i fijo @ le heo raha mbola ny "irery" sy "ihany" hoa no manjaka sy mibahana @ io de tsy mety
51. niryna ( 22/02/2008 07:48)
ikaretsaka:

ka ny noana vatana mamoky fanahy... ho'zy ilay theologianina iray izay

ka amin'ity indray mitoraka ity indray ny fanahy no vokisana tenin'Atra,ny fanahy no toherina hanohitra ny nofo.
Ahoana ny teny breakfast? break -fast.
Izany hoe tsy nifady hanina izany fa nanohitra ilay fifadiana hanina sa ?

Misy karazany telo ny fifandiankanina ary ,aleo aloha hazava fa tsy resaka hoe mifady henan-kisoa na hoe misakafo aho dia trondro ihany no azoko ohanina.
1-a)Tsy mihinana sakafo mihitsy na indraim-bava aza,ary rano fotsiny no sotroina.
b)Mifady mandritra ny telo andro ary tsy mihinana na inona na inona na rano aza,saingy tsy maintsy misotro rano rehefa afaka telo andro.d)ny iray farany dia mandingana sakafo iray raha te hanena tena :cry:

2- Na i kristy koa aza dia nifady ary nampahafantatra ny mpianany izy fa ny fifandiankanina ataony dia entina hilazana ny fiverenan'i kristy ka tokony anao an'izany ny kristiana (Mat 9:15),ny TV koa dia mbola mampiseho izany (Asa 3:2-3,14;23)
3-Ny fadiana miaraka amin'ny fivavahana koa dia misy antony maro:
-fanomezana voninahitra an'ATra
-te hanatona an'Atra be be kokoa
-te hanohitra ny fakam-panahy
-misy havana na olona fantatra tiana ho voavonjy
-mivavaka amin'Atra ireo izay manda ny teniny ka miangavy sy mitaloha aminy mba ho vonjeny ireo
-mivavaka ho an'ny tanindrazana,na ny firenena
-mangataka omeny hery amin'ny olana misy amin'ny fiainana na aretina na zavatra hafa izany
Ireo no santionana ilaina fotoana hifadiana
***
Inona no atao amin'izany fotoana izany?
Mivavaka ,mamaky tenin'Atra,ary mihaino hira masina.Tsara ampifantarina ny ao an-trano ny antony dia misy fotoana miaraka misakafo hianareo.
***
Mivavaha,ary mila mandefitra sy miezaka mivavaka ny olona na iza izany na izy,satria ao arian'ilay fotoana hifadianao hanina dia mahery ny asan'ny satana,misy manohitra anao,na miady aminao na toy izany ary dia tsara ho fantatra mialoha izany kanefa dia tsy kivy fa mivavaka no atao.
mahereza ary andramo
52. niryna ( 22/02/2008 08:16)
rijadolly:

Misaotra betsaka LazaDaddy a!
Raha azoko tsara ny tian'sé lazaina dia tsy takon'nafenina intsony ilay efitra masina sy efitra masina indrindra,manakona ny Fiaran'ny vavolombelona http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=EKSODOSY&toko=26&andininy=31-34&dika= ,ary samy mahita ilay izy daholo ny olona izay manantona an'Andriamanitra avy amin'alalan'Kristy(Mpisoronabe) voahombo teo ambonin'Hazo fijalina.:D
:arrow:Dia izay no nahatonga an'sé nanizingizina fa tsy misy fomba intsony ny fanatonana an' Andriamanitra fa "Jesosy irery ihany dia ampy".Mazava ny tian'sé ambara.Lalina an!Sa mbola misy lalinakokoa noho izay?

io lamba mitritra io koa dia fomba nanehoan'Atra ny fahatezerany ,satria tsy nino an'ny Zanany ny olona ka tamin'ny fotoana nialan'i kristy aina dia niteny izy "vita hoy Izy "ary dia maizina ny tany aman-danitra ary nitritra ny lamba ,ary dia talanjona ireo nankahala Azy ka niteny hoe "Zanak'Atra marina io lehilahy io"
"Vita" ,tsy misy intsony ny fanaovana fanatitra dorana satria efa nisolo ny heloky ny rehetra i kristy.

Eo amin'ilay fifadian-kanina indray kosa aloha ry LazaDaddy dia,raha ny hevitro dia ilaina io araka ity tenin'Jesoa ity
marina izany (Matio 6:16),fa sao dia ilay tsy fihinana kisoa aza no tiany ho tenenina?
misy teny mantsy ao amin'ny baiboly milaza fa mahazo hohanina amin'izay izay zavatra nataon'Atra ho antsika olombelona

http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=MATIO&toko=9&andininy=14-16&dika= .Sa ahoana hoy isika.Ny vokan'fifadiankanina indray dia ireo efa nolazain'Niryna ireo betsaka.:-*:-*

Rehefa hitokana hivavaka irery iny ianao dia ilaina ny mifady hanina,karemy araky ny tenin'Ika.Tsika olombelona mantsy maty-kanina dia avela mihitsy ilay tiana(fandavatena)fa andeha hanatrika Zanahary.:-*:-*
misaotra anao.
rijadolly a>ny karemy ve mihinana sakafo ? inona ilay mihinana trondro fotsiny? karemy ihany ve no hilazana azy? Dia maharitra hafiriny na ahoana no ataonareo amin'izany? misaotra ,niryna :D


53. ikaretsaka ( 22/02/2008 16:37)
niryna>
ito angamba manazavazava kely ireo fanontanianao momban'ny karemy apetrakao @ rijadolly ireo

http://www.americancatholic.org/newsletters/CU/ac0302.asp#F1
54. fijo ( 22/02/2008 21:39)
tsy vakiany akory io fa ity aho
55. ikaretsaka ( 22/02/2008 23:04)
efa arako fa omeko ihany na iznay aza hanaovako hhoe za efa nanome fa ianao ro tsa te hamaky nefa mbola manontany she hatreo
56. niryna ( 24/02/2008 00:34)
fijo:

tsy vakiany akory io fa ity aho

misaotra betsaka ry ika a ,voavakiko tsara ilay izy

mahay mamaky ny ao am-pon'ny olona kosa hianao izany ko.Diso kaonty ny anjely tamin'ity indray mitoraka ity =))=))


57. niryna ( 24/02/2008 00:38)
ikaretsaka:

efa arako fa omeko ihany na iznay aza hanaovako hhoe za efa nanome fa ianao ro tsa te hamaky nefa mbola manontany she hatreo


Tsy naharaka ika ka:wink:
misaotra betsaka fa novakiko hatramin'ny farany ilay izy.:D
Ny fasting tenenoko eto dia azo atao amin'izay fotoana ahatsiarovanao an'Atra ,ary tsy misakafo mihitsy raha tsy ohatra angaha ka manao diet ilay olona dia mandingana sakafo maraina na atoandro.Ity anay resahiko ity dia misotro rano fotsiny ary indray andro na telo andro fa tsy mihoatra ,tsy mihinana na inona na inona.

58. niryna ( 24/02/2008 00:40)
rakapy:

Hoy ity 4amis iray raha nahita ity mpivavaka nilaza fa nanao karmy sy nifady hanina" MBA ATSIPAZO ATY RY MADAMA ILAY HANINA FADIANAREO FA IZAHAY EFA ELA NO NANAO FIDIAN_KANINA" Dia hoy ilay Madama hoe " KA ITY ANIE KA FIFADIA-KANINA MOMBA NY FANAHIKO E!":-D:-D:-D



:D
59. niryna ( 24/02/2008 00:55)
fijo:

fa za efa nanao ramadan.saingy tsy misy finoana,fa mba fanandramana fotsiny hoe ahoan aizany tsy mikaly antoandro mandritra ny iray volana.
mafy be saingy mampahia .

tsara tokoa ny manandrana ka afaka tsy mihinan-kanina indray andro hianao,io fotsiny ihany dia efa manadio ny fanahinao
Aza adino anefa ny rano,ary dia mivavaha,mifona amin'Atra,mangataha famelan-keloka aminy ary mamaky baiboly sy mihaino ny tenin'ATra na hira masina na mihaino soratra masina amin'ny radio.
Andramo fa ho hitanao izany fasambarana izany.:D
Lasa mahay ilay hira tampoka eo i fijo:

He manolo-tena ho Anao.Fa mandre ny feo sy ny antsonao.
'Zato tena ko izay mpania.Ka raiso Tompo.Raiso ry Jesoa Tia
o^o ^:^



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3128