Efa nifady hanina ve hianao? Jereo ity raha mahasoa anao.
21. ikaretsaka
(
19/02/2008 23:51)
le kaly manga mandritry ny karemy kao no tena milay koa..
tany atsimo....
tsisy kaly afa tsy iny ts'inona fa kere :wink:
tany atsimo....
tsisy kaly afa tsy iny ts'inona fa kere :wink:
26. niryna
(
20/02/2008 05:40)
LazaDaddy:
niryna> raha azonao ny hevitra fonosin'ilay lamba triatra tao amin'ny tempoly...dia ho fantatrao fa tsy misy fombafomba fanatonana Azy
:D misaotra anao,mba liana koa aho nahatonga ny lamba triatra?
Tsy ny fampisehoan'Atra ireo olona izay tsy nino fa Zanak'Atra ve i Kristy? Ary noho ny fahatezerany ho an'ireo izay mpanompo sampy milaza mivavaka kanefa miahatsaravelan-tsihy toy ny fariseo.sa tsy izany :roll:
Hebreo 4: 15,16
15 Fa isika tsy manana mpisoronabe izay tsy mahay miara-mitondra ny fahalementsika, fa Izay efa nalaim-panahy tamin'ny zavatra rehetra tahaka antsika, kanefa tsy nanana ota.
16 Koa aoka isika hanatona ny seza fiandrianan'ny fahasoavana amin'ny fahasahiana, mba hahazoantsika famindrampo sy hahitantsika fahasoavana ho famonjena amin'izay andro mahory.
Amin'ny fo torotoro no hanatonana azy,mino fa Atra Izy ary na inona na inona angatahina aminy ka sitrapony izany dia omeny sahady eny fa na dio mbola tsy nangataka aza isika dia efa fantany avokoa izany.
1 Koa amin'izany mangataka aminareo aho, ry rahalahy, noho ny famindrampon'Andriamanitra, mba hatolotrareo ny tenanareo ho fanatitra velona, masina, sitrak'Andriamanitra, dia fanompoam-panaha mety hataonareo izany.Romana 12:1
*manolotra ny tena ho fanatitra velona,masina ,sitrak'Atra
sa :roll: :D
27. niryna
(
20/02/2008 06:33)
ikaretsaka:
hevitry ny karemy ihany ity resaka ity raha dinihina lalina fa ny fomba nitondran'ilay nanoratra azy no nivainy kely
Tsy aiko aloha ny karemy lazain'ika izany e,ilay tsy mihinana sakafo rehefa zoma ve fa trondro fotsiny?
kanefa toa tamin'io fotoana namadian'ny olona an'i kristy io dia andro firavoravona ary dia sakafo be mihitsy no nohanina.
Fasting no hilazana aza ary mifady hanina fa tsy karemy ka.
Izay fotoana tianao hanaovana aza fa tsy misy hoe amin'izao fotoana izao,fanadiovana ny vatana mba aharesy ny fakam-panahy koa no antony iray.Tsy maharitra mantsy ny nofo satria malemy ilay fanahy dia manaraka ny eritreritry ny nofo sy ny fakampanahy.
28. niryna
(
20/02/2008 06:59)
cutie:2 Ary nifady hanina efa-polo andro sy efa-polo alina Izy, koa nony afaka izany, dia noana.Mt 4:2
tsy namaky tany ambonimbony tany za fa le titre fotsiny nojereko fa za alou tsy mankasitraka ny fifan-diakanina fa ny oul kere aza efa tsy fidiny ka hifady hanina @ in koa refa manana ny ampy enao.
Sady refa noana ny kibo mivezivezy ny fanahy :-D:-D:-D:-D
tsy maninona ka,endrika iray nataon'i kristy io rehefa nifady hanina nandritra ny efa-polo andro sy alina
http://baiboly.org/toko.asp?boky=MATIO&toko=4&andininy=1-8&dika=
ary toy izany koa i mosesy28 Dia teo amin'i Jehovah efa-polo andro sy efa-polo alina izy sady, tsy nihinan-kanina na nisotro rano . Ary nosoratan'i Jehovah tamin'ny vato fisaka ny tenin'ny fanekena, dia ny Didy Folo.Eks 34:28
Nifady hanina izany kristy satria nanomana ny asa nampanaovin'ny Ray Azy Izy ary dia nivavaka,nieritreritra lalina ny tenin'Atra na koa nanao "meditation".
Vakio ny Mat 6 :16 koa milaza izany 16 Ary raha mifady hanina hianareo, aza mety ho tahaka ny mpihatsaravelatsihy, izay malahelo tarehy; fa mampisotisoty ny tavany izy mba ho hitan'ny olona fa mifady. Lazaiko aminareo marina tokoa fa efa azony ny valim-pitiany.
miresaka ny fifandian-kanina eto ary dia miezaka ny famokisana ny fanahin'ny tena amin'ny tenin'Atra ka mety atao amin'izany ny mivavaka,mihaino soratra masina ,mivavaka ao am-po fa tsy miteny,miandry an'Atra hanazava izay tiany ataonao na ny fanahy masina no hanampy anao amin'izany.
Eny fa na i kristy koa aza dia nampianatra ny mpianany sy ho antsika kristiana mba hifady hanina ho marika ny fiandrasana Azy dia ny fiverenany izany.
15 Ary hoy Jesosy taminy: Moa mahay misaona va ny havan'ny mpampakatra, raha mbola ao aminy ny mpampakatra? Fa ho avy ny andro izay hanesorana ny mpampakatra hiala aminy, dia amin'izay vao hifady izy.Matio 9:15:D
29. niryna
(
20/02/2008 07:06)
ikaretsaka:
cutie> enao zao manao regime dia manao karemy koa
dia mivoana ilay izy satria ny fanahy no vokisana fa tsy ny vatana.Tsy ny mofo ihany hoy i kristy no vokisan'ny olona fa ny mofon'aina ihany koa(bread of life)
Ny fanaovana fifadian-kanina dia tsy mihinan-kanina amin'ilay fotoana tianao iny ary dia mihena koa aloha ny kibo na ny lanja e. Fa ilay izy hoe mifikitra amin'Atra,manolontena an'Atra lalindalina kokoa,arotsay ny arato any amin'ny lalindalina kokoa .
30. ikaretsaka
(
20/02/2008 13:58)
ka ny noana vatana mamoky fanahy... ho'zy ilay theologianina iray izay
31. rijadolly
(
20/02/2008 16:10)
Misaotra betsaka LazaDaddy a!
Raha azoko tsara ny tian'sé lazaina dia tsy takon'nafenina intsony ilay efitra masina sy efitra masina indrindra,manakona ny Fiaran'ny vavolombelona http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=EKSODOSY&toko=26&andininy=31-34&dika= ,ary samy mahita ilay izy daholo ny olona izay manantona an'Andriamanitra avy amin'alalan'Kristy(Mpisoronabe) voahombo teo ambonin'Hazo fijalina.:D
:arrow:Dia izay no nahatonga an'sé nanizingizina fa tsy misy fomba intsony ny fanatonana an' Andriamanitra fa "Jesosy irery ihany dia ampy".Mazava ny tian'sé ambara.Lalina an!Sa mbola misy lalinakokoa noho izay?
Eo amin'ilay fifadian-kanina indray kosa aloha ry LazaDaddy dia,raha ny hevitro dia ilaina io araka ity tenin'Jesoa ity http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=MATIO&toko=9&andininy=14-16&dika= .Sa ahoana hoy isika.Ny vokan'fifadiankanina indray dia ireo efa nolazain'Niryna ireo betsaka.:-*:-*
Rehefa hitokana hivavaka irery iny ianao dia ilaina ny mifady hanina,karemy araky ny tenin'Ika.Tsika olombelona mantsy maty-kanina dia avela mihitsy ilay tiana(fandavatena)fa andeha hanatrika Zanahary.:-*:-*
Raha azoko tsara ny tian'sé lazaina dia tsy takon'nafenina intsony ilay efitra masina sy efitra masina indrindra,manakona ny Fiaran'ny vavolombelona http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=EKSODOSY&toko=26&andininy=31-34&dika= ,ary samy mahita ilay izy daholo ny olona izay manantona an'Andriamanitra avy amin'alalan'Kristy(Mpisoronabe) voahombo teo ambonin'Hazo fijalina.:D
:arrow:Dia izay no nahatonga an'sé nanizingizina fa tsy misy fomba intsony ny fanatonana an' Andriamanitra fa "Jesosy irery ihany dia ampy".Mazava ny tian'sé ambara.Lalina an!Sa mbola misy lalinakokoa noho izay?
Eo amin'ilay fifadian-kanina indray kosa aloha ry LazaDaddy dia,raha ny hevitro dia ilaina io araka ity tenin'Jesoa ity http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=MATIO&toko=9&andininy=14-16&dika= .Sa ahoana hoy isika.Ny vokan'fifadiankanina indray dia ireo efa nolazain'Niryna ireo betsaka.:-*:-*
Rehefa hitokana hivavaka irery iny ianao dia ilaina ny mifady hanina,karemy araky ny tenin'Ika.Tsika olombelona mantsy maty-kanina dia avela mihitsy ilay tiana(fandavatena)fa andeha hanatrika Zanahary.:-*:-*
35. rakapy
(
21/02/2008 03:13)
Hoy ity 4amis iray raha nahita ity mpivavaka nilaza fa nanao karmy sy nifady hanina" MBA ATSIPAZO ATY RY MADAMA ILAY HANINA FADIANAREO FA IZAHAY EFA ELA NO NANAO FIDIAN_KANINA" Dia hoy ilay Madama hoe " KA ITY ANIE KA FIFADIA-KANINA MOMBA NY FANAHIKO E!":-D:-D:-D
39. rakapy
(
21/02/2008 03:44)
Ka izay anie no mampihomehy @ ity resa fifadian-kanina ity e! maninona raha tsy mifady fa ny sakafo be-nao mandava taona no zaraina @ izay tsy mihinana dia milay be::D:):(:?8O8):cry::oops::roll::idea::?::!::arrow::}:
