Evanjelista may tao amin'ny trano filokana ...
1. niryna
(
17/02/2008 08:25)
Ny kristiana no jiro manazava ny manodidina azy,raha jiro tarafana dia tsy tokony atao ambany latabatra fa atao eo afovoany ka mazava daholo ny rehetra.
Ny kristiana dia toy ny olona rehetra ihany,ao ny manolontena an'ATra ary nomeny ho tantanany ny fiainany,ao ny tsy maharitra ny fakam-panahy ka dia miverina amin'ny fanaony ihany.Ary ao kosa nomen'Atra fahasoavana ,nampiasa izany kanefa dia mbola voatarika any an-kafa ihany.
Nisy evanjelista nalaza be iray ary nomen'Atra fahasoavana izy ka nanasitrana,nandroaka demonia eny fa na dia narary teo ambony posiposy aza dia nitsangana noho ny hery nomen'Atra azy.
Nandeha ny teny ka ao ny miteny hoe "hitanay tany amin'ny bara fisotroan-toaka io,hitanay tany amin'ny toerana fandihizana io,ary ao no niteny fa miloka koa io."
Nisy fotoana fanasitranana ary dia mba tonga nijery izany koa ity rangahy iray izay mpiloka niova ho kristiana(tsy nino an'Atra izy taloha ary izao izy voaantso nitory tany am-ponja).Vao nahita ilay evanjelista izy dia hoy izy hoe ,io rangahy io niaraka niloka tamiko.
Dia hoy aho nanontany azy hoe dia tsy mba niresaka an'Atra ve tamin'izany fotoana izany izy taminareo niloka :roll:?Tsy nisy resaka hoy ity rangahy.
Indray andro dia nisy ady nifamoivoy tao amin'ilay toerana filokana ary noho ny hatezeran'ireo mpisetrasetra dia nodorany ny trano ary nidiny taty ivelany ka tsy nisy afaka nivoaka avy ny rehetra.
Ilay evanjelista kosa dia may kila firehitra ary niletaka,toa nandohalika toa nitsonika avy ny tenany ary dia iny vatana may iny no noentina natao tao anaty coffre novangian'ny olona.
Teo vao nitombona daholo ny resaky ny olona.:cry::cry:
Tsy izay rehetra manao hoe tompoko akory no atao hoe zanak'Atra fa izay rehetra manao ny sitrapon'ny Ray .
niryna

répondu par niryna le 24/02/2008 21:39
6. ikaretsaka
(
17/02/2008 12:42)
dia ahoana raha heo hitanay teny am-pitsindrohana zoridira izy
http://www.youtube.com/watch?v=w7ynqPKBrPg
http://www.youtube.com/watch?v=w7ynqPKBrPg
7. lepouta
(
17/02/2008 12:48)
Andriamanitra amindra fo aminy,sy amela ny helony,tsy afaka ny hitsara fa mbola ho tsaraina ,araka ny fitsarany no itsarana ny tsirairay avy
9. niryna
(
18/02/2008 06:31)
tslem:
ka tsy afa-baraka?
:oops:
Ny fahafambaraka dia azy ho azy ,fa ilay hoe tsy izay rehetra milaza hoe mpitory dia tena mpitory avokoa.
Mila mitandrina isika ary mila mijery tsara.
Toy ny olona rehetra koa ny evanjelista na pasitera na monpera na inona mpitondra fiangonana ,mety manana ny fahalemem-panahiny izy ireny,saingy variana foana ny olona rehefa misy mahavoa azy ireny
Ity koa izao misy hafa
Ohatra hoe ampy ny baiboly,tsy ampy ny baiboly.
Raha tsy ampy ilay izy dia inona no tokony ampiana ?
Raha resaka famonjena no resahin'i kristy dia izay izany no ampitaina raha tsy hoe angaha mitady zavatra hafa ireo milaza hoe tsy ampy ireo ny baiboly,dia inona tokoa re no hilazainy fa tsy ampy e,dia inona no tokony ampiana
11. niryna
(
18/02/2008 06:33)
kelly13:
izay tsy nanota t@tsika no aoka hitorabato azy
amen
:D
marina tanteraka izany.
Variana foana mantsy ireo olona izay tsy mino rehefa misy fahavoazana mahazo ny olon'Atra kanefa raha ny tsy mpino no manao zavatra hafa dia toa efa mahazatra :D
12. niryna
(
18/02/2008 06:43)
ikaretsaka:misaotra nizara :D
dia ahoana raha heo hitanay teny am-pitsindrohana zoridira izy
http://www.youtube.com/watch?v=w7ynqPKBrPg
Ity misy tantara iray.
Nesorina ho tsy mpitondra fivavahana intsony ity rangahy iray.Ny antony dia nisy mpiangona nahita azy nivoaka ny toerana fisotroana toaka ary sendra nianjera izy ka noraisin'ilay olona iray.
Nisy fotoana ,narary ilay ramatoa ary teo ambavahoanam-pahafantesana dia hoy ny Tompo taminy hoe tsy afaka ny hamela anao aho raha tsy mangataka famelana an'ingahy ...hianao.Nantsoina ilay mpitondra fivavahana ary sadaikatra ihany izy kanefa dia nandeha,nony niditra teo ambaravarana izy,niala ny ain'ity ramatoa.
Teo ilay mpitondra fivavahana vao nanazava ny olona fa nanavotra ain'olona iray mpisotro toaka izy ary dia niaraka taminy hatrany amin'ilay toerana fisotroana mba tsy anao ny fanaony,nianjera izy ary noraisin'ity olona izay navotany,sendra nandalo tokoa ity ramatoa ity ary nahita ahy nianjera hoy izy ka dia noheveriny fa mamon'ny toaka aho .:cry:
13. niryna
(
18/02/2008 06:45)
lepouta:
Andriamanitra amindra fo aminy,sy amela ny helony,tsy afaka ny hitsara fa mbola ho tsaraina ,araka ny fitsarany no itsarana ny tsirairay avy
izay indrindra mantsy.
mila mandratra ny feony isika,mila mifona aminy isika ary mila mangataka famelankeloka aminy isan'andro isan'andro isika fa tsy misy mahalala izay avoakan'ny ampitso
15. ari.malala
(
19/02/2008 10:14)
tsy d azoko loatra ny but an'ilay tantara, fa tsy voatery hoe miloka koa anie ny alehan'ireny mpitondra fivavahana ireny any e, na hoe miditra bar d misotro izay... mety hoe manao ministera iany kou izy ohatra??? isika anie tsy mahalala izay any antsainy any e! mety hoe miloka tokoa no aitanao anazy, fa mety we sad mitarika anle olona miloka ireny izy ohatra na ts haiko! za zao mahalala frera, mopera, miaraka am tanora fona, miaraka amzareo amze alehany sy ze ataony, sad mananatra we ts zany no izy fa zao, fa tena mandaitra tokou alou e
16. ikaretsaka
(
19/02/2008 16:59)
izay an'i ari koa fijery hafa 1 marina tanteraka
za kao mahafantatra maromaro ihany ireny any @ Gangs sy moitondra harley be ireny nefa mompera sy pasitera .. dia satria ve izy be tatoo sy lava volo sy mihaino ireny dia hoe....
za kao mahafantatra maromaro ihany ireny any @ Gangs sy moitondra harley be ireny nefa mompera sy pasitera .. dia satria ve izy be tatoo sy lava volo sy mihaino ireny dia hoe....
19. fijo
(
19/02/2008 23:24)
tsy voatery hoe diso anie rehefa miditra bar e.izay ilay finoana mandrara izay amiko no tena ratsy.