mba nanaitra ahy

1. ikaretsaka ( 15/02/2008 18:27)
Mba nanao reflexions kely @ ilay nolazain'i piste atsy @ ilay appartenance appartenance e (azafady ry rahalahy fa dia voatonona foana ianareo)

St Ignace de Loyola (Spirirual exercices):

Experience shows that the most frequent contradictions are followed by the greatest fruit.

Contradictions bug me; I really like it when things all fall into place, when they fit, when everything is working and where it is supposed to be. The problem is, those 'things' often have a mind of their own and don't care so much about what I think.

But, what appears to me to be a frequent contradiction may in fact just mean that I'm out of sync with the rest of the world. Maybe frequent contradictions are a reality check; a challenge to look at the world a new way, to find some new fruit? A chance to grow, to learn, to become holier, wiser and more humble...


Dikanteny malalaka:
(bon tsy interpret aho fa na izany aza mba manampy ireo namana sahirana amin'ny teny angalisy mba hahazo ilay resahina:-D)

Araka ny tsapa sy ny experience @ zavatra dia dia ireo zavatra mifanditra (contradictions) foana rehefa avy eo no arahim-bokatra be

Manahirana ny mijery zavatra anakiroa mifanditra sy contradictoires, ary matetika dia ankasitrahana sy mahafaly tokoa rehefa injay hoe samy manana ny filaminy sy ny toerana ary ny rafitra fiasany sy miaraka miasa ny zavatra rehetra ireny . Ny olana anefa dia ireo zavatra ireo koa ange dia mety possible hoe hanana ny fisainany manokana ary tsy miraharaha izay eritreretina momba akory
Fa mety miseho sy mety possible koa hoe fitaovana enti-mahatsapa tena hijerena izao tontolo izao amin'ny fomba hafa, hianarana sy hibeazina hahatonga anao hahazo vokatra tsara , hianarana zavatra hafa. mba hahamasina sy haha hendry kokoa....

Sa ahoana
2. endrika01 ( 15/02/2008 18:49)
Tsy hitako zay avaly an ika satry zaho mbola tsy mino,de sarotra be le i
3. ikaretsaka ( 15/02/2008 19:05)
inona ny tsy inoan'i endrika
4. rakaroka ( 15/02/2008 19:45)
Heu...Misy "doctrine" hafa nahatsapako ny "loi de cause à effets"; ny tsimbalivalin'ny fiainana! ny
4 saisons; sns...Fiheverako misy lois qui déterminent le processus de notre vie. Dia raha tsy mandalo amin'ilay izy tsy ho tonga amin'ilay "effets" vokany!...Tahakan'ny hoe mahatsapa ny hafanana mitaha amin'ny hatsiakan'ny ririnina.Sns....
5. ikaretsaka ( 15/02/2008 20:19)
nefa izao ny saisons ry rakatoka efa mivaralila koa anefa...
what appears to me to be a frequent contradiction may in fact just mean that I'm out of sync with the rest of the world. Maybe frequent contradictions are a reality check; a challenge to look at the world a new way, to find some new fruit? A chance to grow, to learn, to become holier, wiser and more humble...

6. rakaroka ( 15/02/2008 20:48)
Ny rechauffement iainanantsika izao dia "effet"n'ny zavatra nataon'ny "ensemble" donc raha mivadika aza ny "saisons": vérifié foana ilay "lois de cause à effet" . tahaka ny hoe "Rien ne perd rien ne se créer tout se transforme"=> lois d'évolution de notre être et Univers. et dès fois "facteur" impliqué amin'izany ihany isika.
7. ikaretsaka ( 15/02/2008 21:06)
dia mitovy @ io ambony io lazain'ilay olomasina ihany anie izany e
8. fijo ( 15/02/2008 22:26)
"lois de cause à effet" .io aloha,na hiodina avia na hivadika ankavanana dia tsy hoafamiala azy raha mbola eto an tany.tsy mbola nahita aho ary mety tsy ahita mihintsy "effet" tsy nisy "cause"
9. rabilabila ( 15/02/2008 22:34)
Ingahy Loyola aloha hita mihitsy fa namaky an'i Lucrèce sy Démocrite ary Epicure ,voky Diogène Laerce tanteraka koa .Sakafo nentiny nanao ireo exercices spirituels daholo izany .:)
10. ikaretsaka ( 15/02/2008 22:37)
marina... tsy nifantoka t@ "io boky io ihany de ampy" mihitsy izy

11. ikaretsaka ( 15/02/2008 22:40)
ary ny nanaovany izay aza nahatonga azy nivelatra kokoa tany @ fahamasinana.

12. fijo ( 15/02/2008 22:42)
soa rehefa mivelatra,satria endrika iray nialako ny finoana dia io fahatereny io
13. ikaretsaka ( 15/02/2008 22:48)
ka ny an'ialahy le finoana "Boky ihany ko".... iny normale iny raha tery ....
olombelona aza tsy mipataloha 1
14. fijo ( 15/02/2008 22:56)
mety ho izay tokoa ngamba???????
15. rabilabila ( 15/02/2008 23:00)
ikaretsaka:

marina... tsy nifantoka t@ "io boky io ihany de ampy" mihitsy izy



Efa tonga dia fantatro fa tsy maitsy hitsambikina ka izay no nitsiko kely.

Admirables be ireo exercices ireo na dia AT tanteraka aza ny tenako ; ny tsy itiavako an'Lery (ilay individu) io fotsiny dia ilay izy fatra-panenjika ny infidèles sy ny herétiques , ary ny fanarahana saiky an-jambany ny hierarchie .
Après ny problème-ny t@ inquisiteur tany Espagne ve no nanoratany an'ireo ry Ika ?

16. fijo ( 15/02/2008 23:03)
ohhhhh izay le olana kely amin'ilay manara be loatra ve?
17. ikaretsaka ( 15/02/2008 23:19)
ie.. taorian'i lery vodaroka tafondro io.. izy efa tany manrese
18. fijo ( 15/02/2008 23:21)
namalifaty izany ilay kary
19. ikaretsaka ( 15/02/2008 23:34)
nga izy niverina tany fa lasa tany montmarttre sy sorbonne nianatra
20. fijo ( 15/02/2008 23:35)
hi hi hi fa nanenjika avy eo ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3485