mba nanaitra ahy

21. rabilabila ( 15/02/2008 23:38)
Hay ve e!!pendant ny convalescence izany ,satria izy miaramila taloha ,dia izy naratra io no nahatonga ilay conversion ;fa talohan'ny problemany t@ inquisiteur ,Raha tsy diso aho izay no nahatonga azy hifindra monina Frantsa dia nifanenany tamin'i François Xavier.

Toa mahafantatra olona manana parcours similaire 'zay aho eto ( kisdà , convalescence , meditations ,conversion ):wink:
22. ikaretsaka ( 15/02/2008 23:40)
:-$
23. fijo ( 15/02/2008 23:44)
aoka tsihy tsy hampitovy ry kala an mbola tsy "conversion"izao fa mbola ditation
24. rabilabila ( 15/02/2008 23:47)
nga!!!:-D
25. fijo ( 15/02/2008 23:57)
toa izay hozy
26. ari.malala ( 19/02/2008 10:21)
:-D
27. ikaretsaka ( 19/02/2008 17:06)
efa hoe :-$ hoa fa nareo koooooo:oops::(:?:?:roll:
28. fijo ( 19/02/2008 23:49)
ka ny tanako tsy nety niakatra teo ambavako
29. ikaretsaka ( 23/02/2008 01:08)
nefa vao resahana ilay raha 1 iry dia mainka ery hampidina ny tanana any
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1956