Sola Scriptura 2
63. prime
(
22/02/2008 10:27)
fijo,ika> tsy ankolaka fa mazava tsara io ry ika sy fijo a... hoy aho "ekeko ny fampianaran'i Kristy amin'ny alalan'ny Apostoly sy ny Mpaminany ary ny Fiangonana...
Tsy ny fampianaram-piangonana no ekeko na laviko fa miankina amin'ny herin'ny fampianaran'i Kristy no anekeko na andavako azy... asa raha mazava ilay nuance...
Tsy ny fampianaram-piangonana no ekeko na laviko fa miankina amin'ny herin'ny fampianaran'i Kristy no anekeko na andavako azy... asa raha mazava ilay nuance...
64. fijo
(
22/02/2008 22:20)
Lohateny : Re : Sola Scriptura 2
Ekeko ny fampianaran'i Kristy amin'ny alalan'ny Apostoly sy ny Mpaminany ary ny Fiangonana... afapo ve Ika?
io ve tsy efa manaiky?
Ekeko ny fampianaran'i Kristy amin'ny alalan'ny Apostoly sy ny Mpaminany ary ny Fiangonana... afapo ve Ika?
io ve tsy efa manaiky?
66. prime
(
25/02/2008 11:07)
:)... ekeko ny fampianaran'i Kristy amin'ny alalan'ny Apostoly sy ny Mpaminany ary ny Fiangonana...
Sarotra marina an...:)
Sarotra marina an...:)
68. prime
(
26/02/2008 11:33)
ika> manaiky inona ry ika?:-D... mahaiza mamaky teny aloha fa sao izay tianao raisina ihany no raisinao...
