Misy aretina habokana any USA

1. LazaDaddy ( 12/02/2008 01:58)
Mba mailomailo ry namana isany any Etazonia fa misy aretina habokana any ankehitriny.

http://www.inthedays.com/pestilence/leprosy-outbreak-causes-concerns-in-northwest-arkansas/
novalian'i LazaDaddy ny 14/02/2008 07:52
2. zamanoro ( 12/02/2008 02:06)
Misaotra eh
Fa fantaro fa tsy vaovao any io fa efa hatry ny ela
LazaDaddy ve mino fa misy cholera any Etazonia, isaky ny tanana lehibe dia ahitana an'io avokoa
3. LazaDaddy ( 12/02/2008 02:11)
ny cholera anie Zamanoro mba voakajy amin'ny alalan'ny fahadiovana e. Fa ity habokana ity entin'ny rivotra ka izay no tokony maha lailo lavitra noho ny cholera...ampitampitao!
4. LazaDaddy ( 12/02/2008 02:12)
diso tsipelina fa azafady: lailo => mailo
5. zamanoro ( 12/02/2008 02:45)
Ny habokana dia tsy entin'ny rivotra, fa mamindra avy amin'ny fifampikasohana maharitra amin'ny olona efa marary. Ny olona tsy ampy sakafo anefa no tena mora andairan'ny habokana
6. LazaDaddy ( 12/02/2008 03:02)
Bingham says without cooperation, leprosy, which has no vaccine, and is transmitted through the air, will spread, and could easily become an epidemic. “People absolutely should be concerned. What I’m afraid of, is when people start thinking about it enough, it will already be out of control.”
7. ikaretsaka ( 12/02/2008 03:22)
Ny gasy koa aza adino:cry::cry::cry:
UN facts and Epidemiology:
Worldwide, two to three million people are estimated to be permanently disabled because of Hansen's disease. India has the greatest number of cases, with Brazil second and Myanmar third.

In 1999, the world incidence of Hansen's disease was estimated to be 640,000; in 2000, 738,284 cases were identified. In 1999, 108 cases occurred in the United States. In 2000, the World Health Organization (WHO) listed 91 countries in which Hansen's disease is endemic. India, Myanmar and Nepal contained 70% of cases. In 2002, 763,917 new cases were detected worldwide, and in that year the WHO listed Brazil, Madagascar, Mozambique, Tanzania and Nepal as having 90% of Hansen's disease cases.

According to recent figures from the WHO, new cases detected worldwide have decreased by approximately 107,000 cases (or 21%) from 2003 to 2004. This decreasing trend has been consistent for the past three years. In addition, the global registered prevalence of HD was 286,063 cases; 407,791 new cases were detected during 2004.

Due to the rising numbers, several support groups exist, the headquarters of which is currently in Lynbrook, NY and headed by Brian Marasco, leprosy survivor.
8. soanja ( 12/02/2008 03:34)
"Aiza ny tany tsy misy fasana???" tantara novakiako tambolakely.
9. LazaDaddy ( 12/02/2008 03:35)
ikaretsaka> tranga vao tsy ela fa herinandro monja io resahiko any USA io hampitandremana ny namana aman-tsakaiza. Tsy dia azoko loatra ilay resakao momba an'i Madagasikara tamin'ny valo taona lasa...
10. ikaretsaka ( 12/02/2008 04:08)
dia io lazain'i soanja io.. aiza ny tany tsy misy fasana....
11. LazaDaddy ( 12/02/2008 04:46)
sao dia heverin'ikaretsaka fa fanaratsiana an'i USA no nametrahako an'ito hafatra ito? diso hevitra ise raha marina izany...dia tsy tokony ampitandremana izany ve ny namana aman-tsakaiza any USA? Aleo kosa izy ampandrenesina ka...zany cutie an :-*
12. Papoose ( 12/02/2008 05:28)
Ika, aza mandefa rivotra aty zany enao fa sao de mitondra habokana fa za ko tsy handefa any!:-P
bollleeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee:twisted:
13. Rasiligaoma ( 12/02/2008 06:08)
tsy aleo ny boka any Madagasikara no ampintandremana?
aleo ho an'ny Amerikana ny azy dia ho an'ny Gasy ny azy
14. Papoose ( 12/02/2008 11:21)
^:^
15. cutie ( 12/02/2008 11:52)
laza:-D:-D:-D:-D:-D
16. xxx ( 12/02/2008 12:48)
misy olona tsy mahay mifampiresaka mihintsy eto @ serasera eto ka
17. sakaizakely ( 12/02/2008 12:48)
dia ampitandremana am n'inn anefa e ? tsy hivoaka ny trano intsony sa :roll::roll::roll::roll::?:

ny koléra, ny tiberkilôzy sns misy daholo n'aiza n'aiza ka akory atao :?::?::?:

ny fahadiovana tandrovina toy ny andavanandro ihany dia izay, fa ny olona tsy dia ampy sakafo, miaina am trano maloto, mikobokobona tsy manana hygiène aradalana no mety hitrangany

18. cutie ( 12/02/2008 12:56)
xxx:-D:-D:-D:-D
19. ikaretsaka ( 12/02/2008 13:55)
izay manko..
io mitsingolobody mifafa isaky ny mahita dikin'alika io ihany manko no mahavoa anareo..

ny alika no mivalana diaianareo no mandeha mifafa fipetrahana...


adino hatramin'ny an'ny tena marina moa
20. cutie ( 12/02/2008 14:15)
:-D::-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4048