Misy aretina habokana any USA

21. fijo ( 12/02/2008 21:47)
tsy mifindra amin'ny rivotra izany nama ny habokana an.mila mifampikasoka vao mifindra io
22. ikaretsaka ( 12/02/2008 21:51)
iaho agny mbo zheeendana
23. xxx ( 13/02/2008 06:15)
mandefa post tsotra fotsiny ralaza de ny sasany efa miakatra any @ plafond sy be fanakiana.

Aiza re zany e. Misy tsy afak'andro mintsy dia eto no manala vokony.
24. LazaDaddy ( 13/02/2008 09:51)
25. LazaDaddy ( 13/02/2008 09:52)
tsy ny habokana no nampitsiky ahy akory...

fijo> tsy haiko aloha ny fahamarinany fa dia mifindra amin'ny rivotra hoy ilay loharanom-baovao...
26. ni81 ( 13/02/2008 10:15)
Ity ny zava-marina voalazan'ny OMS momba ny habokana. http://www.who.int/mediacentre/factsheets/fs101/fr/index.html
27. LazaDaddy ( 13/02/2008 21:13)
ni81> misaotra
28. ikaretsaka ( 14/02/2008 00:17)
dia aleo ny habokan'ny gasy aloha no jerena akaiky fa any koa misy sady tsy mbola voakarakara tsara?
29. LazaDaddy ( 14/02/2008 02:34)
30. Rasiligaoma ( 14/02/2008 05:49)
marina izany. ny Malagasy no anisan'ny firenena be boka tsy voakarakara indrindra eran-tany, toa mitady ho varimbarian'ny lavitra ise izany ry LD ka tsy mahita ny ambany maso, sa efa tsy Malagasy intsony?
31. LazaDaddy ( 14/02/2008 07:52)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8278