Inona avy no asan'ny rà?

81. prime ( 12/02/2008 13:04)
ah... izay vao tsaroako... d ahoana moa hoy aho ilay fanontaniana? ny tsaroako tamin'iny dia ilay nilazanao hoe diso fijery aho fa nitsara anao angamba raha tsy diso aho... dia nahitsiko hoe tsy nitsara aho fa nanaraka ny hevitrao araka izay nitondranao ny hevitra hatramin'ny voalohany... sa moa tsy izay??? ahitsio aho raha tsy izay dia inona marina ilay fanontaniana moa??? azafady indrindra...:)
82. cutie ( 12/02/2008 13:13)
=))=))=))=))=))=))
83. LazaDaddy ( 13/02/2008 02:12)
cutie> hevitra hatramin'ny voalohany izany ilay "root" retsy a...fa tsy ny "faka" no mihevitra an :)
84. prime ( 13/02/2008 07:13)
LD> sady lahan-kevitra hatramin'ny voalohany no rohin'ny foto-kevitra niaingany...
85. cutie ( 13/02/2008 11:50)
aleo za hangina raha izany:?
86. prime ( 13/02/2008 12:37)
cutie> aza mangina raha manan-kambara...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1845