Inona avy no asan'ny rà?
66. rakaroka
(
10/02/2008 20:30)
Lava tokoa ny resaka mandeha fa dia :roll::?:8O:?::roll:tsy hitako loatra izay ho raisina:roll: Tahaka ny tsinainkena dia samy mandrirotra amin'ny hitiavany azy.
Ny rà dia "composante" iray mikoriana mamelona ny
voahary isiany. Dia misy resaka "symbolique" nahiditra anefa nahakasika ilay fahavelomana io.
Raha prévu mialoha ny ahafatesan'i Kristy hamonjy ny olona. Dia karazana "comédie" nataon'Atra ihany izany ny fiainana iainantsika , ka karazana pièce théatrale ny fiainana dia samy milalao ny anjarany...Hafa noho izany ny fihevitro ny conception de base naharian'Atra antsika ary inoako fa na teo aza ny ota, tsy ny ota akory no hanova ny "concept"n'Atra ... Sarotra amiko ny mihevitra
ny pureté de Dieu manao hoe aza mamono olona, ary anefa dia Izy indray no hanolotra ny zanany hovonoina! Amin'ny olona noesorina aminy ny fandanjalanjana no afaka hino ny "compatibilité"n'izany!!!
Ny rà dia "composante" iray mikoriana mamelona ny
voahary isiany. Dia misy resaka "symbolique" nahiditra anefa nahakasika ilay fahavelomana io.
Raha prévu mialoha ny ahafatesan'i Kristy hamonjy ny olona. Dia karazana "comédie" nataon'Atra ihany izany ny fiainana iainantsika , ka karazana pièce théatrale ny fiainana dia samy milalao ny anjarany...Hafa noho izany ny fihevitro ny conception de base naharian'Atra antsika ary inoako fa na teo aza ny ota, tsy ny ota akory no hanova ny "concept"n'Atra ... Sarotra amiko ny mihevitra
ny pureté de Dieu manao hoe aza mamono olona, ary anefa dia Izy indray no hanolotra ny zanany hovonoina! Amin'ny olona noesorina aminy ny fandanjalanjana no afaka hino ny "compatibilité"n'izany!!!
68. ikaretsaka
(
10/02/2008 21:04)
rakaroka: tssssss manao theorien'i Rem koolhaas tsss "symbolique aby " tsssss:-D
efa heo any am-piasana ihany hoaaaa!:wink:
efa heo any am-piasana ihany hoaaaa!:wink:
69. rakaroka
(
10/02/2008 21:40)
ikaretsaka:
rakaroka: tssssss manao theorien'i Rem koolhaas tsss "symbolique aby " tsssss:-D
efa heo any am-piasana ihany hoaaaa!:wink:
Mbô "conseilé-ko an'i Ika an...rehefa mitory wà, aza miteny amin'ny fiteny tsy fantatra,rahatsy izany dia ho lasa "MPAMINANY" aho...
Mazava Be 'ngamba ny resako, tsy arakarak'io akory ianareo rehefa "évoqué-na an-dry Amma, Maitreya,
Sananda, elttdfergh, xxxx,yyyyçà_^$, sns.....:-P
:-D:-D:-D
71. ikaretsaka
(
11/02/2008 01:11)
aoka letsy le.... tahotra ahooo:wink:
marina ny an'i Rakaroka ka... io anie ilay lazaiko tary hoe ny ataon'ilay mitory anie hoa indraindray ohatran'ny mivarotar kotileta @ mizilman sy milaza teny angalisy amin'ny tsy mahay izany..
na mitsimpona lalana @ mpitory lalana....
tsy aleo miteny tsotra hoe.. avy enao aty opaiko...
Toy izay manao mpivaro drano tratr'orana, efa rano be omem-potsiny ko manao hoe rano ooo rano oooo amidy.
lasa tsary interessant tsotry
marina ny an'i Rakaroka ka... io anie ilay lazaiko tary hoe ny ataon'ilay mitory anie hoa indraindray ohatran'ny mivarotar kotileta @ mizilman sy milaza teny angalisy amin'ny tsy mahay izany..
na mitsimpona lalana @ mpitory lalana....
tsy aleo miteny tsotra hoe.. avy enao aty opaiko...
Toy izay manao mpivaro drano tratr'orana, efa rano be omem-potsiny ko manao hoe rano ooo rano oooo amidy.
lasa tsary interessant tsotry
74. prime
(
12/02/2008 10:23)
LD:... tena marina izany r\'ise fa tsy misy intsony ilay fitiavana... ary hiharatsy hoy ny tenin\'Andriamanitra ny olona satria mihamandositra azy ny olona...
ny hitako tena mampalahelo fototr\'ireny rehetra ireny dia very sy lasa mangatsiaka ny fitiavana ny olona...
rabila:... azo ekena ihany raha raisina ara-pomba fijery ekonomika na politika, saingy ny tenin\'Andriamanitra efa nilaza fa ny nataon\'ny olona voalohany tao Edena no niaingàn\'ny faharatsina rehefa niala tamin\'Andriamanitra ireo...
Prime a!! Ny olona efa ratsy foana hatramin\'izay nisian\'ny propriété privée : cupidité , egoisme
rabila:... somary ahitsy kely... ny didy folo dia Andriamanitra mihitsy no nanome azy ary nanoratra izany tamin\'ny vatofisaka tao Sinay, nomena ny zanak\'israely tamin\'ny alalan\'i Mosesy, fa tsy notovozina ara-pifandraisana na ara-pahendrena eo amin\'ny fiarahamonina loatra ka natao handrindra fiarahamonina (toa ireo notanisainao ireo)... ny didy folo dia nomen\'Andriamanitra indrindra hampiverina ny fihavanan\'Andriamanitra sy ny zanak\'israely... izay vao nitarafana ny fiarahamonina amin\'ny ankapobeny...
Izany no anisan\'ny sivilizasiona talohabe tany namorona ny atao hoe \"didy \" na \"lalàna \" ary anisan\'izany ny \" didy folo \"-n\'ny Hebreo ( izay marihiko fa tsy nanakana an\'i Josoa handringana ny mponina rehetra ,eny fa na dia ny zaza minono aza, tany amin\'izay tany rehetra nolazaina fa nomen\'i jehova andriamanitra azy ireo !!), ary talohan\'izany na en parallèle aza dia nisy ireo \"didy\" maro samihafa ( Veda , ethiques bouddhiques .....fahendren\'ny Ntaolo eran-tany )izay niezaka nandrindra hatrany ny fiaraha-monina ,ary ireo droits rehetra apetraka amin\'izao vanin\'andro iainantsika izao.
Ny fametrahana lalàna fahagola dia fomba hi-conserver-na ny unité communautaire , avy eo dia tsy maitsy mitady compromis mba hahatsara ny rapport de voisinage ,
Mikasina ny ady nataon\'i Josoa (tsy izy ihany fa ny ady nataon\'i Saoly Mpanjaka, Davida Mpanjaka...) dia tsy ady ara-politika na ady ara-ekonomika araka izay fandikàna azy fa teny faminaniana avy amin\'i Jehovah... ny halan\'Andriamanitra dia tsy ny olona velively (toy ny fijery ivelany ny zava-nisy) fa ny fanompoan-tsampy sy ny fanangaroana na ny fampitahàna Azy tamin\'ny sampy sy ny zavaboahary nohariany... ka ny firenena rehetra nanao izany dia nofaiziny avokoa, eny fa na ny zanak\'israely noheverina ho firenena voafidy aza... tsy indray mandeha Andriamanitra no nanafay azy ireo fony tany an\'efitra avy any Egypta ary tena maty mihitsy fa tsy nihatra fahoriana fotsiny...
Ka ny ady nataon\'i Josoa dia anisan\'ny faminaniana avy amin\'i Jehovah nampanantenainy ny vahoakany fa handova tany feno harena (tondra-dronono sy tantely) ny zanak\'israely rehefa hivoaka avy any Egypta...
Ka ny hoe fandatsahan-drà dia lalana tsy maintsy nodiavina tokoa satria ireo tany manan-karena resahina dia tany nisy mponina fa tsy tany foana, ary ireo mponina ireo (izay mpanompo sampy) dia tsy hanaiky mora foana izany fidirana ao aminy izany, vokany tsy maintsy nisy ady...
rabila:... adihevitra be ny amin\'io satria fanehoana ny fialàna tamin\'Andriamanitra ny fototra iaingan\'ny Droit de l\'Homme ka nanomboka nifotorana amin\'ny \"la Mère Raison\" ka nahatonga ny firenena frantsay sy ireo rehetra resy lahatra tamin\'izany ho niala tamin\'ny didin\'Andriamanitra ary tsy mino intsony aza an\'Andriamanitra... (tsy vitsy ny fikarohana manaporofo fa nanomboka hatramin\'ny nivoahan\'ny \"Droit de l\'Homme\" ho \"principe universel\" mikasika ny fiarovana ny mahaolona no nialàn\'ny olona tamin\'ny finoana sy ny fiangonana ary tsy mahagaga raha ireo fiangonan-dehibe rehetra ao eoropa raha lasa \"musée\" sy \"site touristique\" sisa fa tsy misy aina tena feno firaisana amin\'Andriamanitra intsony...)
tonga hatrany amin\'ny Droit de l\'Homme izay fomba iray hi-conserver-na ny humanité.
rabila:... betsaka tokoa no azo anontaniana fa tokana ihany no tena valiny : ny fisarahana amin\'Andriamanitra...
Ary raha miharatsy aza ny olona ,apetrao ny fanontaniana hoe : inona no mahatonga an\'izany ? Ny fahantrana ara-toekarena ve ? ny fisian\'ny tsy fitoviana saranga ve ? Ny fahantrana ara-pahalalàna ve ? Betsaka ny fanontaniana azo apetraka .
rabila:... misy itoviako hevitra kely ihany saingy ilay tohiny no tsy hitako dia ilay hoe : \"et l\'Homme au service de qui (ou du moins de quoi)???\"
Fa \'ty aho eto , tant qu\'on ne met pas l\'economie (et par extension l\'environnement) au service de l\'Homme ,dia na voasoratra na tsy voasoratra dia any foana ny lalana diavin-draolombelona = L\'AUTO-DESTRUCTION.Ary rehefa miresaka auto-déstruction dia ao ny ady rehetra ,ary rehefa misy ny ady dia misy ny rà latsaka ...............
rabila:... ny \"vanité\" anisan\'ny mahaolombelona ny olombelona dia tsy mahagaga... ary izany aza no anisan\'ny mahatsara ny dinika toy izao ahafahana mifamizara ny tsara ka ialàna amin\'ny ratsy toa izany... ka tsy ny olona ihany no mpandika vilana fa \"ilay ratsy\" koa miasa sy tsy mipetra-potsiny...
Raha tsy diso aho ao amin\'ny genesisy ao misy an\'ilay hoe :\" miteraha , mamenoa ny tany ,manjakà amin\'ireo biby na manidina ,na anaty rano , na mandady .....\" ohatraohatran\'izay fa azo verifier-na ...
Betsaka no olombelona nandray an\'izy io ara-bakiteny (ilay fanjakazakana indrindra indrindra )ka nanao dia nanao izany tokoa (raha ny tantaran\'ny olombelona no jerena ). Izay hoy izy no efa voasoratra ,revelée , d\'inspiration divine ( arakarany ).....Ny tiako marihina kely fotsiny amin\'io farany io dia niezaka i JPII nanazava an\'izy io fa fomba iray fotsiny hanenjehany ny AT sy ny materialistes ilay izy eny fa na ny laika aza( izay voalazany fa rangory fototry ny afo iavian\'izay zavatra tsy mandeha amin\'ny laoniny eto an-tany .....).
rabila:... tsy azoko loatra ny tianao ahatongavana fa ndrao hodianao tsy hita ny sorona hatao isaky ny hanao asa ataon\'ny tantsaha (mpanjono, mpihaza, mpioty, mpamboly, mpiompy) io??? ary tsy zovina aminao fa ny sorona atao (mila rà) dia mety hiafara hatrany amin\'ny ràn\'olombelona (zazakely) raha toa ka goavana ilay zavatra tiana angatahana???
Ny ahy izao foana : Betsaka ireo mponina izay miaina amin\'ny haza sy ny fanjonoana ary ny fihotina ,ary mbola miaina tsy misy raorao miaraka amin\'ny natiora ; izaho tsy milaza akory fa tsy misy ny vono-olona na ny rà latsaka any aminy , fa hoy aho hoe : tsy ry zareo no namorona ny inquisition , ny propriété privée sns.................
75. prime
(
12/02/2008 10:39)
cutie:... Misaotra, mazava tsara... ary tena voaray tsara... mahereza...:)
Ka efa voalazako ary ambony ary ny valiny fa za tsy mahay manao tantara lava be. Ny ra nalatsaka midika hoe fahaterahana indray ka ze andraisanao azy na miteraka fiovana io eo @ oul iray na tsia araky ny finoana misy anao. Le faharoa indray( fandatsahan-dra) de midika fa efa lalan'ny natiora zany ka tsy maintsy mandalo eo daholo ny oul . Izay le we ratsy lazainareo ho tambin'ny ota
76. prime
(
12/02/2008 10:56)
fijo:... izay vao azoko no tian'ise ambara...
prime,misy foatoan ailain aio mandatsadra io.izay le mampisy ny martiora.satria hamonjena ny hafa izy eo.saingy za tsy te ho martiora aloha .
Ka ilay martiora anie, ny tena no alatsa-drà fa tsy hoe ny tena no handeha handatsa-drà satria ilaina e...:) mila hazavainao ihany fa sao tsy azoko tsara...
rakaroka> raha tena zohina amin'ny saina tsotra dia mitombina ny ambaranao... saingy izay mihitsy ilay fahendren'Andriamanitra... ny azo ambara dia tsy "prévu" tamin'ny programan'Andriamanitra ny ivadihan'ny olona taminy tao Edena... saingy rehefa nivadika ny olona dia tsy maintsy nandray andraikitra Andriamanitra... mbola fitiavana daholo no nanaovany izany... ary raha tsy nisy rà latsaka tsy vita io famitranam-pihavanana tanteraka io...
ika:... tariho dia tohizo ny hevitrao fa mahaliana olona maro...
dia ahoana indray ny momba ilay divay navadiny ho ra-ny
ika:... :)
dia hoe ataovy izao ho fahatsiarovana ahy ary izay tsy misotro ny rako tsy hanana ny fiainana mandrakizay kay?
ika:... dia miandry ny "théorie" io izany hohazavainao tsara aloha vao ho hita eo hoe betsaka tokoa va ny tsy mino izany?
nefa betsaka ny tsy mino ny "theorie de transustantiation"?
78. prime
(
12/02/2008 12:30)
cutie> inona moa ilay fanontaniana fa tsy tsaroako?... ampatsiahivo ahy vetivety... azafady!
79. prime
(
12/02/2008 12:36)
cutie> inona moa ilay fanontaniana fa tsy tsaroako?... ampatsiahivo ahy vetivety... azafady!