Inona avy no asan'ny rà?
23. LazaDaddy
(
08/02/2008 03:31)
prime::izay vao azoko ilay "mikasika" tianao resahina prime a. Ahitana "rah" koa ny misary adala amin'i cutie eto...:)
Ary mbola notsipihany manokana aza fa fady mihitsy ny mikasika na ny mihinana rà ihany koa...
25. diamondra27
(
08/02/2008 07:26)
ny rà dia aina, raha tsy mikoriana intsony ny rà de gli ny olona
tapaka lalandrà hono ranona de maty
nanao hemorragie hono izy de maty
exemple fotsiny iny
Raha nanota isika dia maty teo anatrehan'Atra satria hoy ny teniny ao am rom 6:23 fa fahafatesana no tambin'ny ota
mba hananatsika fiainana indray mande aza = à nouveau de nomen'Atra ny Zanany = Jesosy ho fanavotana antsika ho afaka @izany fahafatesana izany
ary izay no nahatonga ilay teny hoe: raha tsy nisy rà nalatsaka dia foana ny finoanareo, tsy misy azo atao hahazoana famonjena.
Ny fandatsahandrà dia midika famonoan'olona ary voarara ao @ didy folo izany = "aza mamono olona"
ny resaka transfusion sanguine indray dia famonjena entre antsika samy olona mba hamonjena ilay olona mila izany: accidenté de very rà be de be sns
Ny resaka fatidrà koa dia mbola hafa ny momba an'iny
( ze mahay mba ilazao fa mbola mila mianatra an'io ny tenako, misaotra mialoha)
Donc raha resaka fivavahana no tiana tsindriana dia tena nilaina ny rà nalatsik'i Kristy , raha tsy maty izy de tsy voavonjy isika. Ho an'ny kristiana izany fa raha silamo na haté na finona hafa ianao de tsy haiko ndray ny @iny.
===> ny asan'ny rà zany de manavotra.

26. prime
(
08/02/2008 11:24)
cutie,rakaroka> izay perception contradictoire izay mihitsy no tiako hovoaboasana (na dia mifameno aza araka ireo fanazavàna mahaliana entin\'i LD ireo)...
rabila> ny rano no navadik\'i Kristy ho divay t@ fanasàna tao kana fa tsy ny rà... fa raha ny divaim-pandraisana no tianao asiana \"allusion\" dia tsy rà navadika divay fa divay navadika ho rà (na ny marina kokoa nohamasinina hanambara ny ràn\'i Kristy)
ikaretsaka> mazava ny tianao ambara... misaotra
LD> mazava tsara misaotra...
hoy ny tenin\'Andriamanitra amin\'ny anaran\'i Jesosy : \"Ary saiky diovina amin\'ny rà avokoa ny zavatra rehetra araka ny lalàna; fa raha tsy misy rà alatsaka, dia tsy misy famelan-keloka.\" Hebreo 9:22... izany hoe io no safidin\'Andriamanitra tokoa... fa Andriamanitra koa dia mampitandrina mafy ny amin\'ny rà mba tsy alatsaka, tsy hanina sns... ny tiana ahatongavana dia ny hoe hatraiza no fetran\'ny famonjena (aina, fanahy, vatana...). Kristy efa namonjy ny olona rehetra ary nadantsaka ny ràny indray mandeha, ankehitriny nefa tsy vitsy no mandatsaka rà (na ny jiosy na ny kristiana) mba ho famelàna heloka na ho fanehoam-piraisana amin\'ilay Kristy...
fijo> ahoana indray izany hoe raha ilaina ny mandatsaka aina (rà) dia atao izany???
diams> mazava tsara misaotra...
Raha sarobidy tokoa ny rà araka ny ambaranareo, ankehitriny nefa toa tsy misy vidiny intsony izany amin\'ny fiarahamonina? sa izay ilay hoe hiharatsy ny olona...?

27. LazaDaddy
(
08/02/2008 11:44)
prime:somary miavoaka kely aho...ny hitako tena mampalahelo fototr'ireny rehetra ireny dia very sy lasa mangatsiaka ny fitiavana ny olona...
sa izay ilay hoe hiharatsy ny olona...?
1) Tsy hainy ny dikan'izany hoe fitiavana fa navadiny hozavatra hafa ny famaritana an'io teny mamy io
2) Lasa mifantoka amin'ny "samy irery", samy maka ho azy, samy manana ny zo-ny,...vitsy sisa ny fiaraha-mivavaka ahitana izany hoe "firaisana ao amin'i Kristy" izany...kanefa isaky ny mamarana vavaka dia toa zary lasa tsianjery koa ny hoe "aminny anaran'i Jesosy"...
Masiaka loatra angamba aho, fa fijeriko manokana io hoe mangatsiaka ilay fitiavana io...ary izay no anton'ireny fandatsahandra etsy sy eroa ireny.
28. ikaretsaka
(
08/02/2008 12:56)
Donc raha resaka fivavahana no tiana tsindriana dia tena nilaina ny rà nalatsik'i Kristy , raha tsy maty izy de tsy voavonjy isika. Ho an'ny kristiana izany fa raha silamo na haté na finona hafa ianao de tsy haiko ndray ny @iny.
===> ny asan'ny rà zany de manavotra.
dia ahoana indray ny momba ilay divay navadiny ho ra-ny
dia hoe ataovy izao ho fahatsiarovana ahy ary izay tsy misotro ny rako tsy hanana ny fiainana mandrakizay kay?
nefa betsaka ny tsy mino ny "theorie de transustantiation"?
29. rabilabila
(
08/02/2008 13:24)
Prime a!! Ny olona efa ratsy foana hatramin\'izay nisian\'ny propriété privée : cupidité , egoisme ,...... Izany no anisan\'ny sivilizasiona talohabe tany namorona ny atao hoe \"didy \" na \"lalàna \" ary anisan\'izany ny \" didy folo \"-n\'ny Hebreo ( izay marihiko fa tsy nanakana an\'i Josoa handringana ny mponina rehetra ,eny fa na dia ny zaza minono aza, tany amin\'izay tany rehetra nolazaina fa nomen\'i jehova andriamanitra azy ireo !!) , ary talohan\'izany na en parallèle aza dia nisy ireo \"didy\" maro samihafa ( Veda , ethiques bouddhiques .....fahendren\'ny Ntaolo eran-tany )izay niezaka nandrindra hatrany ny fiaraha-monina ,ary ireo droits rehetra apetraka amin\'izao vanin\'andro iainantsika izao.
Ny fametrahana lalàna fahagola dia fomba hi-conserver-na ny unité communautaire , avy eo dia tsy maitsy mitady compromis mba hahatsara ny rapport de voisinage , ........., tonga hatrany amin\'ny Droit de l\'Homme izay fomba iray hi-conserver-na ny humanité.
Noho izany ,tsy hoe miharatsy ny olona , fa ny olona manao ratsy ihany no atao 1ier titre-n\'ny gazety ohatra ( moyen iray hi-flatter-na foana ny voyeurisme , sy ireo bas-instincts -n-draolombelona ),raha tiana hojerena ny zavatra mitranga eto Eoropa fotsiny ohatra ............
Ary raha miharatsy aza ny olona ,apetrao ny fanontaniana hoe : inona no mahatonga an\'izany ? Ny fahantrana ara-toekarena ve ? ny fisian\'ny tsy fitoviana saranga ve ? Ny fahantrana ara-pahalalàna ve ? Betsaka ny fanontaniana azo apetraka .
Fa \'ty aho eto , tant qu\'on ne met pas l\'economie (et par extension l\'environnement) au service de l\'Homme ,dia na voasoratra na tsy voasoratra dia any foana ny lalana diavin-draolombelona = L\'AUTO-DESTRUCTION.Ary rehefa miresaka auto-déstruction dia ao ny ady rehetra ,ary rehefa misy ny ady dia misy ny rà latsaka ...............
Raha tsy diso aho ao amin\'ny genesisy ao misy an\'ilay hoe :\" miteraha , mamenoa ny tany ,manjakà amin\'ireo biby na manidina ,na anaty rano , na mandady .....\" ohatraohatran\'izay fa azo verifier-na ...
Betsaka no olombelona nandray an\'izy io ara-bakiteny (ilay fanjakazakana indrindra indrindra )ka nanao dia nanao izany tokoa (raha ny tantaran\'ny olombelona no jerena ). Izay hoy izy no efa voasoratra ,revelée , d\'inspiration divine ( arakarany ).....Ny tiako marihina kely fotsiny amin\'io farany io dia niezaka i JPII nanazava an\'izy io fa fomba iray fotsiny hanenjehany ny AT sy ny materialistes ilay izy eny fa na ny laika aza( izay voalazany fa rangory fototry ny afo iavian\'izay zavatra tsy mandeha amin\'ny laoniny eto an-tany .....).
Ny ahy izao foana : Betsaka ireo mponina izay miaina amin\'ny haza sy ny fanjonoana ary ny fihotina ,ary mbola miaina tsy misy raorao miaraka amin\'ny natiora ; izaho tsy milaza akory fa tsy misy ny vono-olona na ny rà latsaka any aminy , fa hoy aho hoe : tsy ry zareo no namorona ny inquisition , ny propriété privée sns.................

31. cutie
(
08/02/2008 14:05)
Prime
Ka efa voalazako ary ambony ary ny valiny fa za tsy mahay manao tantara lava be. Ny ra nalatsaka midika hoe fahaterahana indray ka ze andraisanao azy na miteraka fiovana io eo @ oul iray na tsia araky ny finoana misy anao. Le faharoa indray( fandatsahan-dra) de midika fa efa lalan'ny natiora zany ka tsy maintsy mandalo eo daholo ny oul . Izay le we ratsy lazainareo ho tambin'ny ota :)

33. rabilabila
(
08/02/2008 14:37)
:-D:-D=)) [size=07px]F' angaha tena misy mila maxi mihitsy le!![/size]
39. fijo
(
08/02/2008 20:27)
laza,manga foana ny lanitro ka,na dia tsy nandray anjara tao amin'ny resakareo aza aho.
prime,misy foatoan ailain aio mandatsadra io.izay le mampisy ny martiora.satria hamonjena ny hafa izy eo.saingy za tsy te ho martiora aloha .