Fisaorana amin'ny zavatra rehetra.

1. niryna ( 02/02/2008 02:34)
Hoy ity ramatoa ,nisaraka ny vadiko aho noho ny vono ,ny ratra ary ny fanaovany tokantrano maso tamiko.
Tsy tantiko intsony ny niaina,ary tsy niraharaha izay fiainana intsony aho.Andeha hody aho,feno fifaliana tamin'ny rongony sy ny toaka,rehefa avy nandany andro teny amin'ny fitoerana fandihizana.Teny an-dalana aho dia renoky ny torimaso teo ambony fiara,nisy olona niteny ahy hoe mijanona ,maka aina kely.Ny namako izay nanao ny nataoko koa dia maty roa andro lasa izay.Ilay fahafatesan'ny namako no tena nampiova ny fiainako,noentiko tany amin'ny rainy ireo zanaka ary andeha hamonon-tena no tanjoko avy eo,tsy tantiko intsony ny miaina,mafy loatra ny zioga hoentiko.Hoy aho niteny tamin'Atra hoe ,avelao aho ho faty.
Nahodiko ny radio ary dia naheno ity pasitera aho nitoriteny
"Tia anao Atra,manana asa miandry anao izy."
Tsy niteny aho fa dia nahodiko ny fiarako ary dia nody aho nitomany ,nandohalika,nifona,nisaotra Azy fa na dia tao anaty fahoriana aza aho,tsy fantatro fa manana andraikitra goavana miandry ahy ny Tompo.

Atra malala o,tia anay tsirairay avy hianao,nampiseho izany fitiavanao izany tamin'ny Zanakao malalanao hianao.Na dia tsy mamaly ny vavakay aza hianao,satria izahay dia te ahazo valimbavaka hifanaraka ny tianay foana fa tsy izay mifanaraka ny sitrapona no ataonay .Hay hianao tsy mandao na manary anay.Fisaorana mitafotafo no atolotra ho anao @ izany fanomezantoky izany .Amin'ny alalan'ny zanakao Kristy no anaovako izany vavaka izany.Amena
(l)Niryna
novalian'i niryna ny 06/02/2008 07:09
2. ikaretsaka ( 02/02/2008 02:57)
ny mahagaga ahy hoa dia hoe maninona ny akamaroan'ny olona rehefa le tantara sy joro vavolombelona ohatran'izao .. dia mody asiana kely foana hoe ao anaty "gidragidra" foana no tenitenenina @ olona hoe tao no nahita an'andriamanitra? lasa ohatran'ny filma le izy indraindray

tsy maintsy misy foana hoe problem am zao sy zao ve de... iny ny role fa nipoitra de....

mammpatsiaro le bokikely don tany @ sovietika t@ andron'ny fanagasiana ireny, ilay hoe ny "armee rouge" foana ny role dia misy tantara struggle kely dia iny ny armee rouge fa tamy!
izay foana ilay plot..

Filma western aza milay kokoa
3. nandrianina1 ( 02/02/2008 03:48)
NY fahitako azy de refa ao anaty fahoriana le tsisy horaisina iny sy tsy maharay tena iny no mila fanampiana ampiakarana moral e!
4. cutie ( 02/02/2008 03:55)
Ika
ka @ le tantara ohtran'reny nge JK no role e :-D
5. LazaDaddy ( 02/02/2008 03:58)
cutie:
Ika
ka @ le tantara ohtran'reny nge JK no role e :-D
Angaha i Kennedy nanao film?


6. nandrianina1 ( 02/02/2008 03:59)
tsis F io r laza a!:-D
7. cutie ( 02/02/2008 04:54)
ie
ndana jereo any @library :-D
8. nandrianina1 ( 02/02/2008 05:01)
:-D:-D
9. ainaheri ( 02/02/2008 05:44)
ikaretsaka:

ny mahagaga ahy hoa dia hoe maninona ny akamaroan'ny olona rehefa le tantara sy joro vavolombelona ohatran'izao .. dia mody asiana kely foana hoe ao anaty "gidragidra" foana no tenitenenina @ olona hoe tao no nahita an'andriamanitra? lasa ohatran'ny filma le izy indraindray

tsy maintsy misy foana hoe problem am zao sy zao ve de... iny ny role fa nipoitra de....

mammpatsiaro le bokikely don tany @ sovietika t@ andron'ny fanagasiana ireny, ilay hoe ny "armee rouge" foana ny role dia misy tantara struggle kely dia iny ny armee rouge fa tamy!
izay foana ilay plot..

Filma western aza milay kokoa


Ekena misy manao victime fona,nefa misy tena misy ny tantara otr'zant ary tsy eo tokantrano ihany,fa eo @ lafiny tontolo iainana,indrindra refa mitoto etsy sy ery ilay oul mitady fanampiana ara moraly,tsy maintsy miafara @ zay raha tena diso fanantenana izy!!
Amiko zany anefa toa tsy fahampian'ny herintsaina ao aminy,satria eo @ lafin'ny fiainana tsotra sy eo @ finoana:tsy ny soa ihany no raisinao eo @ androatokompiainanao fa ao ko ny ratsy,fa izay ilay fiainana!!:-*:-*
10. ikaretsaka ( 02/02/2008 13:03)
marina .. fe le izy hoe dramatizena be ilay "struggle' di @ iny no tonga ny role no tsy azoko .
nefa eo aminntsika lalandava Izy
11. mmmhh ( 02/02/2008 15:14)
tsetsatsetra tsy aritra : fa indraindray ho ah toa adino tokoa ny misaotra e, faly ery ny mangataka nefa misaotra adino avy eo. na faly mahazo de manadino misaotra.
nefa efa na tany @ primaire aza efa nampianarina hoe "rah misy manme zvtr ho anao kingà mteny oe misaotra tompoko ô!":-D
12. xxx ( 02/02/2008 15:25)
Ka matetika koa nge te ho deraina ny sasany matoa manao tantara drama be ohtran'reny e. Efa hain-dry zareo mi dramatiser zavatra io fa reny no tena tantara mahasintona ny oul. Ny tsy ampy nefa de tsy ao anatin'ny fahoriana sy toloko foana akory vo mahita ny Tompo ny oul.
13. ikaretsaka ( 02/02/2008 15:32)
voalazan'i xxx ny tiako ahatongavana
14. xxx ( 02/02/2008 15:35)
iza ary za:)
15. ikaretsaka ( 02/02/2008 15:55)
:wink:
16. niryna ( 03/02/2008 05:34)
ikaretsaka:

ny mahagaga ahy hoa dia hoe maninona ny akamaroan'ny olona rehefa le tantara sy joro vavolombelona ohatran'izao .. dia mody asiana kely foana hoe ao anaty "gidragidra" foana no tenitenenina @ olona hoe tao no nahita an'andriamanitra? lasa ohatran'ny filma le izy indraindray

tsy maintsy misy foana hoe problem am zao sy zao ve de... iny ny role fa nipoitra de....

mammpatsiaro le bokikely don tany @ sovietika t@ andron'ny fanagasiana ireny, ilay hoe ny "armee rouge" foana ny role dia misy tantara struggle kely dia iny ny armee rouge fa tamy!
izay foana ilay plot..

Filma western aza milay kokoa



Misaora an'Atra hianao raha mbola tsy nandalo fahoriana.
17. niryna ( 03/02/2008 05:38)
nandrianina1:

NY fahitako azy de refa ao anaty fahoriana le tsisy horaisina iny sy tsy maharay tena iny no mila fanampiana ampiakarana moral e!


Marina izany,ny zavatra mitranga amin'ny olona izay miara-miaina amiko na ny tenako na ny namako na olona nila vonjy dia omeko antsika rehetra mba hananantsika fanantenana fa na inona mitranga na inona onjam-piainana ny famonoan-tena dia tsy mahavaha ny olana,voa roa ohatran'ny dakam-boriky aza ilay olona
Ny tena matamaty foana ,resin'ny fiainana tsy niady akory,ny velona no mijaly sy mitondra fahoriana ary fitiavantena manaraka ny arabe.

No sady,mitovy ny olona namono olona ihany,dia ny tenany. ka dia hiandry ny fitsarana ...antsika ny tohiny

18. niryna ( 03/02/2008 05:39)
cutie:

Ika
ka @ le tantara ohtran'reny nge JK no role e :-D



:D
19. niryna ( 03/02/2008 05:41)
ikaretsaka:

ny mahagaga ahy hoa dia hoe maninona ny akamaroan'ny olona rehefa le tantara sy joro vavolombelona ohatran'izao .. dia mody asiana kely foana hoe ao anaty "gidragidra" foana no tenitenenina @ olona hoe tao no nahita an'andriamanitra? lasa ohatran'ny filma le izy indraindray

ny fatra hamaranao ihany no hamarana anao.


tsy maintsy misy foana hoe problem am zao sy zao ve de... iny ny role fa nipoitra de...

dia aiza ny bandy?

Izaho bandikely tsy ampy sakafo ...o^oo^o


mammpatsiaro le bokikely don tany @ sovietika t@ andron'ny fanagasiana ireny, ilay hoe ny "armee rouge" foana ny role dia misy tantara struggle kely dia iny ny armee rouge fa tamy!
izay foana ilay plot..

Filma western aza milay kokoa

tsy maninona izany ,izay no fitsaranao azy dia hajaiko ny teninao


20. niryna ( 03/02/2008 05:52)
ikaretsaka:

ny mahagaga ahy hoa dia hoe maninona ny akamaroan'ny olona rehefa le tantara sy joro vavolombelona ohatran'izao .. dia mody asiana kely foana hoe ao anaty "gidragidra" foana no tenitenenina @ olona hoe tao no nahita an'andriamanitra? lasa ohatran'ny filma le izy indraindray

tsy maintsy misy foana hoe problem am zao sy zao ve de... iny ny role fa nipoitra de....

mammpatsiaro le bokikely don tany @ sovietika t@ andron'ny fanagasiana ireny, ilay hoe ny "armee rouge" foana ny role dia misy tantara struggle kely dia iny ny armee rouge fa tamy!
izay foana ilay plot..

Filma western aza milay kokoa

izao ilay hoe tsy mino maty raha tsy avy mandevina.
ainaheri:

Ekena misy manao victime fona,nefa misy tena misy ny tantara otr'zant ary tsy eo tokantrano ihany,fa eo @ lafiny tontolo iainana,indrindra refa mitoto etsy sy ery ilay oul mitady fanampiana ara moraly,tsy maintsy miafara @ zay raha tena diso fanantenana izy!!

Aleo indray aho hiteny film sao western koa ity :D

Teny ambony tafotrano ,variana nanasa lamba izahay,mitafa sy mitokolaky ny hehy no nisy rangaha iray mpanofa trano,niakatra ary nitondra tavoahangy teny an-tanany ,andeha hisotro" eau de javel" fa tsy nahatanty ny onjam-piainana.Nifamonjena ilay rangahy ka izahay ankizy nanasa lamba teny ambony teny no niantsoantso,ny akanjonay no nivoa loko noho ny eau de javel:cry::roll::D satria nifandrombahan'ny olona rehetra teny an-tanany ilay "eau de javel" mba tsy ho sotroiny ilay izy.:cry: Mbola kely aho fa tadidiko koa io tantara io .

Amiko zany anefa toa tsy fahampian'ny herintsaina ao aminy,satria eo @ lafin'ny fiainana tsotra sy eo @ finoana:tsy ny soa ihany no raisinao eo @ androatokompiainanao fa ao ko ny ratsy,fa izay ilay fiainana!!:-*:-*


marina tanteraka izany teninao izany,izay no antony hiantsoana sy hanankinana ny fiainantsika amin'Atra.Ny zavatra tsy vitantsika olombelona vitan'ATra.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078