Fisaorana amin'ny zavatra rehetra.

21. niryna ( 03/02/2008 07:31)
nandrianina1:

tsis F io r laza a!:-D

ny ahy fijoroana vavolombelona ny an'ika film =))=))

22. niryna ( 03/02/2008 07:37)
mmmhh:

tsetsatsetra tsy aritra : fa indraindray ho ah toa adino tokoa ny misaotra e, faly ery ny mangataka nefa misaotra adino avy eo. na faly mahazo de manadino misaotra.
nefa efa na tany @ primaire aza efa nampianarina hoe "rah misy manme zvtr ho anao kingà mteny oe misaotra tompoko ô!":-D

mitombona tokoa izany.Mila fahazarana,ilay izy,mivavaka ,mifona,mivavaka ny hafa,mamela ny hafa,mangataka ny ho tantanany ny fiainana ary mivavaka mangataka aminy mba omeny ny fanahy masina,miresaka aminy amin'izay zavatra mba tadiavina na faniriana na olana mitranga ary dia apetraka eo am-pelantanany tsy misy ahiahy intsony.Raha vao mivaly ilay zavatra nangatahana dia tsy maintsy misaotra.
Mila hiainana ilay izy ,ampiharina amin'ny fiainana dia hitanao mihitsy ilay miaraka amin'ATra.
Ataovy anie ny fanandramana e.
Ilay mametra ny fiainana aminy tsy hoe akory hoe tsy hisy ny olana,ilay fiankihinana ny fiainana any aminy,ilay fanomezana ny olana tsy voavaha irery fa miankina aminy ary ilay finoana tanteraka fa izay mahasoa rehetra no ataon'Atra.Ireo dia efa hery lehibe entina hiatrika ny fiainana isan'andro.

23. niryna ( 03/02/2008 07:39)
ikaretsaka:

marina .. fe le izy hoe dramatizena be ilay "struggle' di @ iny no tonga ny role no tsy azoko .
nefa eo aminntsika lalandava Izy

ka izay no antony hiambena isan'andro.Ny fivavahana dia ampiharina amin'ny fiainana,raha tsy manao an'izany isika fa isaky ny misy olana vao mitady azy dia ho sarotra na ny hivavaka aza.
Misy olona anie tsy mahay mivavaka e.
Aza anontaniana aho a,nasiana nivavaka ilay namana dia hoy izy hoe tsy mahay mivavaka aho.

24. niryna ( 03/02/2008 07:44)
xxx:

Ka matetika koa nge te ho deraina ny sasany matoa manao tantara drama be ohtran'reny e. Efa hain-dry zareo mi dramatiser zavatra io fa reny no tena tantara mahasintona ny oul. Ny tsy ampy nefa de tsy ao anatin'ny fahoriana sy toloko foana akory vo mahita ny Tompo ny oul.
xxx.ika
Voninahitra anie any amin'ny avo indrindra ho an'Atra .Ary fiadanana ety ambonin'ny tany @ ny olona ankasitranahy.Ny fahasoavan'ilay Tompo mahery anie hiaro antsika rehetra.Diniho ny fahasoavana nomeny antsika isan'andro ary hisaory izy fa tsara.
Amena

25. niryna ( 03/02/2008 07:53)
xxx:

Ka matetika koa nge te ho deraina ny sasany matoa manao tantara drama be ohtran'reny e. Efa hain-dry zareo mi dramatiser zavatra io fa reny no tena tantara mahasintona ny oul. Ny tsy ampy nefa de tsy ao anatin'ny fahoriana sy toloko foana akory vo mahita ny Tompo ny oul.

tsy anao ny lelo ka ainao ny manisina.Misaora an'Atra isan'andro hoy aho fa mbola nomena fahasalamana sy fahasoavana hianao ka dia mahay miteny.
ikaretsaka:

voalazan'i xxx ny tiako ahatongavana

:roll: :-*
13 Ary ankehitriny dia ireto telo ireto no mitoetra: ny finoana, ny fanantenana, ny fitiavana; fa ny fitiavana no lehibe amin'ireo.1 kor 13

22 Fa ny vokatry ny Fanahy kosa dia fitiavana, fifaliana, fiadanana, fahari-po, fahamoram-panahy, fanaovan-tsoa, fahamarinana,

23 fahalemem-panahy, fahononam-po; tsy misy lalàna manohitra izany. Gal 5:22-23
(l)(l)(l)
26. rijadolly ( 03/02/2008 10:05)
Tamin'andron'Ntaolo taloha dia angano no nentina nampita hafatra.
Tamin'andron'Jesoa Kristy koa dia Fanoharana na tantara kely no entiny nampianatra izay olona miheno AZY.
====>Amiko na sinema na tena zavatra marina dia anjarako ny mandinika maka ny placen'ilay olona voalaza .:-*:-*:-*
====>Ny Fanahy Masina miasa ao anatin'1 ,1 ny manazava ny sisa.Nomena ahalala moa izy izay zany:D.tsy naharay moa izy dia izay zany:cry:
27. Rasiligaoma ( 04/02/2008 04:44)
tsara raha iverenana vakiana ilay tena tian'ny olona lazaina ry niryna
28. niryna ( 04/02/2008 08:13)
rijadolly:

Tamin'andron'Ntaolo taloha dia angano no nentina nampita hafatra.
Tamin'andron'Jesoa Kristy koa dia Fanoharana na tantara kely no entiny nampianatra izay olona miheno AZY.
====>Amiko na sinema na tena zavatra marina dia anjarako ny mandinika maka ny placen'ilay olona voalaza .:-*:-*:-*
====>Ny Fanahy Masina miasa ao anatin'1 ,1 ny manazava ny sisa.Nomena ahalala moa izy izay zany:D.tsy naharay moa izy dia izay zany:cry:

bravo =D=D tonga ny hafatra.
Izay zavatra mitranga amin'ny hafa dia ahitana fananarana ho antsika. Izay mandray moa dia omen'Atra fahendrena amin'izany,izay manda moa dia efa manda ka akory atao baba.Mitohy indray ny hafata hafa. :-*:-*
29. mmmhh ( 04/02/2008 08:49)
ikaretsaka:
ny mahagaga ahy hoa dia hoe maninona ny akamaroan'ny olona rehefa le tantara sy joro vavolombelona ohatran'izao .. dia mody asiana kely foana hoe ao anaty "gidragidra" foana no tenitenenina @ olona hoe tao no nahita an'andriamanitra? lasa ohatran'ny filma le izy indraindray

ka le misy ne ny olona tsy mahatsiaro an'Atra rah tsy voadona e, manao fiainana izy tsy mahatsiaro ny fanomezam-pahasoavana omen'Atra azy; fa reefa voadona mafy iny izy ka mitodika @ Atra ka voavaha ny olàny, izay vao tena tsapany hoe "tia azy Atra" fa tsy tsapany h@ zay.
30. niryna ( 04/02/2008 08:54)

=D=D
Izay ilay mandalo fitsapana,ary izay no nahatonga ny olona mizara ny fahasoavana sy fitiavan'Atra. Rehefa tena lany aiky tsy misy aleha intsony dia mitodidoha any aminy. Ary matetika miantra amin'ny fiainana
31. ikaretsaka ( 04/02/2008 23:53)
ka rehefa voadona ve vao tonga saina ahatsiaro an'A/tra... io mihitsy le tsy mety amiko..

lasa ala olana Andriamanitra sy Andriamanitra rehefa misy patsa, sy Andriamanitry ny accidente..... dia lasa mi former ilay caractere sy fijery manao Azy karaha pneu de secours

fa tsy le concept Andriamanitra mahefa izao tontolo izao intsony .. sy ny isanandro vaky ..voalaza ao anaty salamo sy credo intsony:?
32. niryna ( 05/02/2008 06:43)

:D tsy miandry voadona izany vao mahalala an'Atra ry ika ,matetika ao anatin'ny fahoriana,tsy manana fanantenana intsony ny olona vao tena mitady izay faraheriny ka dia tojo ny fahasoavan'Atra.Zava-dehibe anie izany e,ary tsy ny soa ihany koa no azo avy aminy fa ny ratsy ihany koa.

33. tsiafoi1 ( 05/02/2008 07:41)
Andriamanitra dia miditra an-tsehatra mandrakariva @'ilay moment tena tsy ahitan'ny olombelona solution iny mihitsy (jereo ny tantara ny nitondrany ny zanak'Israely nivoaka avy tany Egypte), ka izay matetika no mahatonga ilay toe-javatra we @'ny fotoana hisian'ny fahoriana na detresse totale eo @'ny olona iray vao mahatsapa ny fidiran'Andriamanitra an-tsehatra @'ny fiainany izy, ary toy izany hatrany hatrany
34. fijo ( 05/02/2008 22:41)
marina io fanontanian'ika io.maninona no mody hoe gidragidra de avy eo tralalal?henoy fa misy hiran'i samoela milaza an'io koa;

misy xxx manontany an'ik ahoe iza kay aho? ny valiny
manga ny lanitra
35. niryna ( 06/02/2008 07:09)
tsiafoi1:

Andriamanitra dia miditra an-tsehatra mandrakariva @'ilay moment tena tsy ahitan'ny olombelona solution iny mihitsy (jereo ny tantara ny nitondrany ny zanak'Israely nivoaka avy tany Egypte), ka izay matetika no mahatonga ilay toe-javatra we @'ny fotoana hisian'ny fahoriana na detresse totale eo @'ny olona iray vao mahatsapa ny fidiran'Andriamanitra an-tsehatra @'ny fiainany izy, ary toy izany hatrany hatrany

=D=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0074