Mitovy ve ny fitsarana ny fahotana? misy lehibe sy kely ??

61. niryna ( 25/01/2008 06:24)
ikaretsaka:

fany itsaranana an'i fijo ve @ maha fijo azy sa nohon' zavatra nataony ?

Ralaza ity raha hanova resak'olona:-D tsy io no valiana fa!

Raha olona velona na maty ..ka tsy nanao lilil ?



=))=))
62. niryna ( 25/01/2008 06:26)
ikaretsaka:

fany itsaranana an'i fijo ve @ maha fijo azy sa nohon' zavatra nataony ?

Ralaza ity raha hanova resak'olona:-D tsy io no valiana fa!

Raha olona velona na maty ..ka tsy nanao lilil ?


Izy no naporisika ilay olona nanota? Tsy izy ihany ve?
misy ny fakampanahy tao ka tsy nahatohatra ilay olona.
63. niryna ( 25/01/2008 06:28)
LazaDaddy:

fa ny itsaranana an\'i fijo ve @ maha fijo azy sa nohon\' zavatra nataony ?
itsarana an\'i fijo :)

Na ny fahotana aza tsy manana \"responsabilite morale\" ka tsaraina atao inona? Ny olona no tsaraina :)


misaotra anao nanazava
64. niryna ( 25/01/2008 06:30)
LazaDaddy:

ikaretsaka:
fijo en tant que olona sa en tant de ce qu'il a fait..asa raha mazava ny fanontaniana
aza manao resa-jaza r'ise ah :). Ny olona no tsaraina fa tsy ny fahotana. Ikaretsaka izany raha toa ka mitory any amin'ny tribonaly dia hoe: "toriako ny halatra" fa tsy mba hoe "toriako ilay mpangalatra"? Ny an'ise dia tena resa-jaza tsy mba misy fieritreretana fa faly hidoika fotsiny :)




:roll::D

65. niryna ( 25/01/2008 06:33)
ikaretsaka:

tsy haiko hoe iza no manao resa jaza tsy tsy lozika @ izany:-D
toriako ilay mpangalatra= ilay nanao!
ilay naninona
:idea:
asa re hoe iza no mi reflect @ izany e




ika samy tsaraina amin'ny ataony daholo isika rehetra ary ny kristiana dia tsy mandalo fitsarana mitovy ny tsy mpino na samy tsaraina aza(they are not condemne).Ny asa nataontsika,ny toetrantsika,ny fizarana ny tenin'Atra,ny fanekena an'i Kristy teo imason'ny olona na ny fankahalana Azy na ny fahamenarana fa tsy te hilaza fa kristiana,maro e.Ny olona tsirairay izany dia ho tsaraina avokoa,ny olona,fa tsy niteny ny soratra masina hoe ny fahotana.Ilay olona nanota no tsaraina,ilay olona nilaza ho kristiana kanefa tsy izy,na inona na inona nataontsika,isika izany no tsaraina .
66. niryna ( 25/01/2008 06:37)
cutie:

tsaraina le oul araky ny ota vitany e :-D


=D=D^:^ izay ilay izy
Efa naheno indry hoe misy olona notsaraina dia mody lazain'ilay mpiharo azy hoe tsy salama saina io olona io.? Rehefa voaporofo dia kely ny saziny na tsy saziana akory aza.Misy maro izany.
Nisy indray olona namono olona dia hoy izy hoe tsy izaho no namono olona fa ny fanahy izay ato anatiko no namporisika ahy hamono olona dia namono aho(izay angamba ilay fanahy ratsy mamporisika hanao ratsy hatrany).bingo,niditra am-ponja ilay rangahy .
67. niryna ( 25/01/2008 06:40)
tslem:

Ilay titre fotsiny no valiako fa lava loatra dia kamo zah mamaky, :roll: angamba tsy misy lehibe sy kely izany ny fitsaràna ny fahotàna fa rehefa oe heloka dia mitovy daholo ny lanjany. :idea:

io no azoko omena antsika rehetra,rehefa hoe heloka dia nanao heloka izany,aza mieritreritra hoe mbola hisy ny afo fandiovana,diso tanteraka izany .

1 Ho amin'ny fahafahana no nanafahan'i Kristy antsika; ka tomoera tsara, fa aza mety hohazonin'ny zioga fanandevozana intsony. Gal 5:1
68. fijo ( 25/01/2008 23:39)
43. Mpandefa : Rasiligaoma [ Valio ] 24-01-2008 08:07:01
Lohateny : Re : Mitovy ve ny fitsarana ny fahotana? misy lehibe sy kely
raha miditra tribonaly fe i fijo dia tsy ny nayaon'i fijo no itsarana an'i fijo fa ny maha fijo an'i fijo?

ko tsy hilaharana ny tribonaly?

ie,i fijo no tsaraina.fa izao no tsy azonareo.raha nangalatra i fijo,ka tsaraina,dia jerena ny fahazazany.ankizy niadana ve izy fony kely.nijaly ve izy.
ary raha mangalatra izy,sao mety ho vokatr'io fijaliany fahiny io?? izany hoe tsy ilay halatra no tsaraina fa i fijo iray manontolo.
69. ikaretsaka ( 26/01/2008 00:14)
ka zavatra nataon'i lefijo aby anie ireo jerena ireo e...
70. niryna ( 26/01/2008 06:38)
fijo:

43. Mpandefa : Rasiligaoma [ Valio ] 24-01-2008 08:07:01
Lohateny : Re : Mitovy ve ny fitsarana ny fahotana? misy lehibe sy kely
raha miditra tribonaly fe i fijo dia tsy ny nayaon'i fijo no itsarana an'i fijo fa ny maha fijo an'i fijo?

ko tsy hilaharana ny tribonaly?

ie,i fijo no tsaraina.fa izao no tsy azonareo.raha nangalatra i fijo,ka tsaraina,dia jerena ny fahazazany.ankizy niadana ve izy fony kely.nijaly ve izy.
ary raha mangalatra izy,sao mety ho vokatr'io fijaliany fahiny io?? izany hoe tsy ilay halatra no tsaraina fa i fijo iray manontolo.

Ka lasa efa ray izy eto izao kou,dia lasa mitovy ny teny hoe mamaly ratsy ny ratsy hatramin'ny taranaka mandimby maro aho,ary mamela sy mitso-drano ny taranaka mandimby ho an'ireo izay mino sy manaraka ny didiko.
dia izay no hisian'ny fitoriana eto,isika no hanapaka ilay fatorana raha nisy tany aloha tany,raha tsy nisy moa dia mbola mitohy ny tolona.
Ka hoy izy hoe raha mpangalatra izy .... dia tokony ho fantany fa mety sa tsy mety ny mangalatra aty aoriana?
Ilay fahalalana ilay izy kanefa mbola atao inona no hilazana azy?

71. niryna ( 26/01/2008 06:41)
ikaretsaka:

ka zavatra nataon'i lefijo aby anie ireo jerena ireo e...

hitakou,jerevana fotsiny ny data dia mipoitra daholo :D
Jerevana aloha ny anarana raha voasoratra ao anatin'ny bokin'ny fiainana.ao sa tsy ao?
dia tamy ny anjely manokatra ilay boky iray hitantara ny natao rehetra,efa mba nibebaka ve i lery sa dia nanamafy fo :roll:=)) :-$

72. prime ( 28/01/2008 11:14)
Miala tsiny fa izao vao mba afaka handray anjara eto...

Ndeha ataoko sokajy roa ilay resaka (araka ny fahotako azy) :
- ny iray dia ilay fanontaniana hoe misy ota lehibe sy madinika ve?
- ilya faharoa dia ilay mikasika ny ota mahafaty sy tsy mahafaty...


  1. Mikasika ilay voalohany, raha ny lazain\'ny soratra masina dia mitovy ny didy rehetra ao anatin\'ny didy folo, ka raha mandika ny iray dia sahala ihany amin\'ny mandika azy sivy ambiny... (io angamba tsy iverenana fa efa voalazan\'ny namana eo ambony...)

  2. Saingy na Kristy aza dia naneho kosa ny herin\'ny didim-pitiavana roa nomeny, dia ny itiavana an\'Andriamanitra Ray (lafiny voalohany), sy ny itiavana ny namana (lafiny faharoa)...
    Raha tena alalinina ireo didy roa ireo dia taratry ny didy folo ihany (didy 4 voalohany dia fanehoana ilay fitiavana an\'Andriamanitra Ray ary ilay didy 6 farany dia fanehoana ilay fitiavana ny namana)

    Azo itarafana izany fa manan-danja eo amin\'Andriamanitra ny fitiavana Azy (Kristy rahateo tsy in-1 mandeha no efa nampianatra ny tokony itiavana Azy mihoatra noho izay akaikin\'ny fo indrindra)... ka ahazoana mihevitra fa lehibe sy manan-danja eo amin\'Andriamanitra ny fitiavana Azy, mialoha ny zavatra rehetra izay vao ny namana...

  3. Mikasika ilay faharoa dia mazava ny tenin\'i Kristy fa raha miteny ratsy (blasfemia) ny Fanahy Masina dia tsy ho afa-keloka mandrakizay ary nohamafisin\'ny apostoly fa fahotàna mahafaty izany... fa raha tsy izay dia fahotàna tsy mahafaty raha ibebahana...

  4. Hoy ny voasoratra amin\'ny anaran\'i Kristy :
    \"fa izay miteny ratsy ny Fanahy Masina kosa dia tsy mahazo famelan-keloka mandrakizay, fa miendrika hohelohina ny amin\'ny ota mandrakizay izy; izany no nolazainy,\" Marka 3:29

    \"Fa na zovy na zovy no hanao teny hanohitra ny Zanak\'olona dia hahazo famelan-keloka; fa izay miteny ratsy* ny Fanahy Masina dia tsy mba hahazo famelan-keloka.[*Gr. manao blasfemia; izahao Mat.9.3]\" Lioka 12:10

    \"Raha misy mahita ny rahalahiny manao ota tsy mahafaty, dia aoka hifona ho azy izy, ary Andriamanitra no hanome azy fiainana* ho an\'izay manao ota tsy mahafaty*. Misy ota mahafaty**; tsy mba lazaiko fa tokony hangataka ny amin\'izany izy. [* Gr. ota tsy ho amin\'ny fahafatesana] [** Gr. ota ho amin\'ny fahafatesana]\" I Jaona 5:16
73. LazaDaddy ( 31/01/2008 21:30)
marina ny voalazanao ry Prime. Ilay fanontaniana tokoa tsy dia mazava loatra fa raha izay fanazavanao izay dia voarainay tokoa fa misaotra.
74. niryna ( 01/02/2008 06:45)
prime:

Miala tsiny fa izao vao mba afaka handray anjara eto...

Ndeha ataoko sokajy roa ilay resaka (araka ny fahotako azy) :
- ny iray dia ilay fanontaniana hoe misy ota lehibe sy madinika ve?
- ilya faharoa dia ilay mikasika ny ota mahafaty sy tsy mahafaty...


  1. Mikasika ilay voalohany, raha ny lazain'ny soratra masina dia mitovy ny didy rehetra ao anatin'ny didy folo, ka raha mandika ny iray dia sahala ihany amin'ny mandika azy sivy ambiny... (io angamba tsy iverenana fa efa voalazan'ny namana eo ambony...)

Izaho koa manaiky an'izany,rehefa nandika dia nanota izay fa tsy misy refiny na lanjany hi,hi


Saingy na Kristy aza dia naneho kosa ny herin'ny didim-pitiavana roa nomeny, dia ny itiavana an'Andriamanitra Ray (lafiny voalohany), sy ny itiavana ny namana (lafiny faharoa)...
Raha tena alalinina ireo didy roa ireo dia taratry ny didy folo ihany (didy 4 voalohany dia fanehoana ilay fitiavana an'Andriamanitra Ray ary ilay didy 6 farany dia fanehoana ilay fitiavana ny namana)

Azo itarafana izany fa manan-danja eo amin'Andriamanitra ny fitiavana Azy (Kristy rahateo tsy in-1 mandeha no efa nampianatra ny tokony itiavana Azy mihoatra noho izay akaikin'ny fo indrindra)... ka ahazoana mihevitra fa lehibe sy manan-danja eo amin'Andriamanitra ny fitiavana Azy, mialoha ny zavatra rehetra izay vao ny namana...
=D

  • Mikasika ilay faharoa dia mazava ny tenin'i Kristy fa raha miteny ratsy (blasfemia) ny Fanahy Masina dia tsy ho afa-keloka mandrakizay ary nohamafisin'ny apostoly fa fahotàna mahafaty izany... fa raha tsy izay dia fahotàna tsy mahafaty raha ibebahana...

  • Hoy ny voasoratra amin'ny anaran'i Kristy :
    "fa izay miteny ratsy ny Fanahy Masina kosa dia tsy mahazo famelan-keloka mandrakizay, fa miendrika hohelohina ny amin'ny ota mandrakizay izy; izany no nolazainy," Marka 3:29

    "Fa na zovy na zovy no hanao teny hanohitra ny Zanak'olona dia hahazo famelan-keloka; fa izay miteny ratsy* ny Fanahy Masina dia tsy mba hahazo famelan-keloka.[*Gr. manao blasfemia; izahao Mat.9.3]" Lioka 12:10

    "Raha misy mahita ny rahalahiny manao ota tsy mahafaty, dia aoka hifona ho azy izy, ary Andriamanitra no hanome azy fiainana* ho an'izay manao ota tsy mahafaty*. Misy ota mahafaty**; tsy mba lazaiko fa tokony hangataka ny amin'izany izy. [* Gr. ota tsy ho amin'ny fahafatesana] [** Gr. ota ho amin'ny fahafatesana]" I Jaona 5:16

    misaotra anao.
    Mba azavao ho izany hoe manompa ny fanahy masina izany?
    Mety misy tsy mahazo ny dikany.


    75. niryna ( 01/02/2008 06:47)
    LazaDaddy:

    marina ny voalazanao ry Prime. Ilay fanontaniana tokoa tsy dia mazava loatra fa raha izay fanazavanao izay dia voarainay tokoa fa misaotra.



    :D
    76. prime ( 04/02/2008 13:46)
    niryna> Tariho aloha dia manampy izay mba manan-kambara... misaotra :)
    © Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082