Mitovy ve ny fitsarana ny fahotana? misy lehibe sy kely ??

41. niryna ( 24/01/2008 06:57)
xl:

niryna :
tena marina izany aleo tsy mitsara olona, fa ny hery tsy mahaleo ny fanahy
tsy misy marina na dia iray monja aza hoy izy,
mifampitondra am-bavaka no mahavonjy antsika rehetra
mahereza ry rahalahy sy anabavy isany
amen



:-*
42. niryna ( 24/01/2008 07:05)
LazaDaddy:

Tsy ny fahotana no tsaraina fa ny olona.


Ahoana izany ry laza? :D
ny marina no hanafaka antsika e
truth sets us free.
Raha mamahan-dalitra ny olona izy,ary maro ny milaza ny baiboly izay misy ny tenin'Atra kanefa lazaina fa tsy ampy dia ahoana?
Ahitsinao sa avelanao amin'izao?
Raha mino an'i kristy izy izay nalain'ny devoly fanahy tany an'efitra kanefa tsy mino fa misy ny devoly dia ahoana?
Tsy tonga hiantso ny marina tokoa i kristy fa tonga mba hamonjy ny mpanota mba hibebaka.
Ary ny ran'ny mpanota iray dia adinina amintsika raha manafina na tsy milaza ny marina isika(any aloha any io efa nalefako)
Raha niteny kosa anefa isika kanefa tsy mino izy fa eritrereteny fa ny fahalalany no hanoherany ny tenin'ATra lava izao dia afaka ny ran'io olona io isika.Vita ny adidy,Atra no hitarika azy na hino izy na tsia,mino moa izy dia vonjen'Atra,tsy mino moa izy dia efa fantany hatramin'ny voalohany izany ary dia omeny ny safidy raha hiaraka na tsia.
43. niryna ( 24/01/2008 07:06)
xl:

Ho tanteraka tokoa anie izany
Ho olona afaka avokoa isika manomboka anio
Amen



^:^
44. Rasiligaoma ( 24/01/2008 07:07)
raha miditra tribonaly fe i fijo dia tsy ny nayaon'i fijo no itsarana an'i fijo fa ny maha fijo an'i fijo?

ko tsy hilaharana ny tribonaly?
45. LazaDaddy ( 24/01/2008 22:51)
niryna:
Ahoana izany ry laza?
...."hitsara ny velona sy ny maty"...olona ireo velona sy maty tsaraina ireo fa tsy fahotana :)
ny nataon'i fijo no itsarana an'i fijo
mazava tsara ny teninao fa i Fijo no tsaraina :)
46. rakapy ( 24/01/2008 23:07)
Ity fanotaniana ity dia tsy fametraka amin'olombelona fa tokony alefa any @ A/tra izay hitsara ,de izy no hamaly azy.Fa toa lasa misolo vava azy daholo nareo zany???
47. ikaretsaka ( 24/01/2008 23:52)
fany itsaranana an'i fijo ve @ maha fijo azy sa nohon' zavatra nataony ?

Ralaza ity raha hanova resak'olona:-D tsy io no valiana fa!

Raha olona velona na maty ..ka tsy nanao lilil ?
48. LazaDaddy ( 25/01/2008 00:07)
fany itsaranana an'i fijo ve @ maha fijo azy sa nohon' zavatra nataony ?
ikaretsaka> avadikao amin'ny resaka anton'ny fitsarana indray ny resaka rehefa tsy misy alahatra ianao :)

Ny resaka teo dia hoe iza na inona no tsaraina? Dia hoy aho hoe:
=> Ny olona no tsaraina fa tsy ny fahotana. :)
49. LazaDaddy ( 25/01/2008 00:10)
fa ny itsaranana an\'i fijo ve @ maha fijo azy sa nohon\' zavatra nataony ?
itsarana an\'i fijo :)

Na ny fahotana aza tsy manana \"responsabilite morale\" ka tsaraina atao inona? Ny olona no tsaraina :)
50. ikaretsaka ( 25/01/2008 04:34)
fijo en tant que olona sa en tant de ce qu'il a fait..
asa raha mazava ny fanontaniana
51. ikaretsaka ( 25/01/2008 04:36)
Ny resaka teo dia hoe iza na inona no tsaraina? Dia hoy aho hoe:
=> Ny olona no tsaraina fa tsy ny fahotana.


ka eo isika izao anie e
iza no inona @ ireo de inona no iza.... raha ny cas an'i fijo natao example ohatra ..


52. LazaDaddy ( 25/01/2008 05:02)
ikaretsaka:
fijo en tant que olona sa en tant de ce qu'il a fait..asa raha mazava ny fanontaniana
aza manao resa-jaza r'ise ah :). Ny olona no tsaraina fa tsy ny fahotana. Ikaretsaka izany raha toa ka mitory any amin'ny tribonaly dia hoe: "toriako ny halatra" fa tsy mba hoe "toriako ilay mpangalatra"? Ny an'ise dia tena resa-jaza tsy mba misy fieritreretana fa faly hidoika fotsiny :)


53. ikaretsaka ( 25/01/2008 05:18)
tsy haiko hoe iza no manao resa jaza tsy tsy lozika @ izany:-D
toriako ilay mpangalatra= ilay nanao!
ilay naninona
:idea:
asa re hoe iza no mi reflect @ izany e

54. cutie ( 25/01/2008 05:23)
=))=))=))=))=))=))
55. LazaDaddy ( 25/01/2008 05:26)
ikaretsaka> tsy mazava ve izany fa ilay olona no tsaraina? =)) Sa ise efa naheno hoe...gadraina folo taona an-trano maizina ilay fijangajangana? Aleo atao hoe izaho no manao resa-jaza fa tsy maninona :)
56. cutie ( 25/01/2008 05:28)
tsaraina le oul araky ny ota vitany e :-D
57. LazaDaddy ( 25/01/2008 05:29)
ka izay anie ry cutie no hitarina lava be eto e :) Izaho tokoa no te hanao resa-jaza =))
58. cutie ( 25/01/2008 05:32)
mazotoa zany koa :-D:-D:-D:-D:-D
59. niryna ( 25/01/2008 06:19)
Rasiligaoma:

raha miditra tribonaly fe i fijo dia tsy ny nayaon'i fijo no itsarana an'i fijo fa ny maha fijo an'i fijo?

ko tsy hilaharana ny tribonaly?



:roll:
60. niryna ( 25/01/2008 06:23)
rakapy:

Ity fanotaniana ity dia tsy fametraka amin'olombelona fa tokony alefa any @ A/tra izay hitsara ,de izy no hamaly azy.Fa toa lasa misolo vava azy daholo nareo zany???

ka inona no olana amin'izany?Fampianarana no ataonay eto,mizara izay mba mahafantatra sy nomen'Atra izany,izahay kosa mandray izay tsara Toy izany koa hianao aza manamafy ny fo fa lalino ary jereo ambony ,jereo ambany ny fiainana misy anao,eny fa na dia hiditra eto ka tsy manambola fotsiny ihany aza,izay dia efa fahasoavana avy amin'Atra.Raiso daholo ny zavatra tsara ananao e, avy aiza,avy amin'ny fahaizana ve?Iza no nanome saina ahy?Avy tamin'ny heriko ve? Izaho angaha afaka hanampy ny andro hiainako.Diniho kely anie izay e :-*:-*:-*

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081