Mitovy ve ny fitsarana ny fahotana? misy lehibe sy kely ??
21. niryna
(
22/01/2008 08:15)
nandrianina1:
ny titre:
Mitovy ve ny fitsarana ny fahotana? misy lehibe sy kely ??
zay vo voavakiko le tantara kely
efa naheno fampianarana momba an'io za, fa tsy misy referansy baibolika manaraka azy!
de zao le izy: raisiko ohatra le ol nijangajanga nofatoran'ny fijangajangana zany iz, ra sty nibebaka mintsy io ol io tety a-tany de ho any @ afo be izy mazava wazy;
ny hanjo azy any hono de le lavarambo mampijangajanga azy tsy misy fiafarany any @ helo sady mampijaly azy! hiala ao @ helo tsy afaka tsony fa de miaritra fampijaliana sy afo mahamay mandrakizay ao!
io farany io ndray efa voalaza ihany
:D misaotra nizara,raha izany dia ety an-tany ihany isika no mila mibebaka raha mbola velona fa tsy hoe miandry ny afo fandiovana e.
Nisy nanodikodina mantsy ny fanoharana nomen'i kristy milaza ilay mpanompo nanana trosa ka nangataka fotoana hamerenana azy ary dia nanaiky ilay nampisambotra,kanefa rehefa tonga ilay mahantra kely tsy mba nanana omena dia tsy norarahiany fa nogadrany ary any izy no mijaly mandra -panalany ny trosany.Io no fanazavana nomen'izay nandika vilana ny purgatory :cry::cry:
ahoana kanefa ny tantaran'ilay Lazarosy sy ilay mpanan-karena?
io manan-karena io no nanafatra an'i kristy mba hiteny ny fianakaviany fa mijaly izy any amin'ny afobe ,ka mba hafaro ny havako fa mbola manana rahalahy maro aho hoy izy,hafaro ireo tsy ho ankatia fa mafy ny mahazo ahy.Hoy i kristy hoe :Efa nandefa ny oloko aho nitory teny azy ireo ka raha mino izy dia ho voavonjy fa raha miziriziry( sy minoino foana fa kristy tsy niteny hoe mbola ho dioviko any amin'ny afo fandiovana aloha ireo) ny fony dia tsy ho voavonjy koa izy ireo.
Araho hatrany ny sm fa aza mihaino lakolosy tokana e,aza avela ny mpitondra ihany no hitory teny fa vakio ny baiboly ahalalana ny tantara sy ny marina.
amena
22. niryna
(
22/01/2008 08:28)
ravakamalala:Tsy mitombona izany amiko,mankanesa hoy ny tompo aty amiko hianareo rehetra izay miasa fatratra,na fotaka ity ,na mololo,na rano an-tatatra,na fahavetavetana,na fahamamoana,na fankahalana,ny tsy fitiavana,na fanaovana tokantrano maso,na fiarahan'ny lahy sy lahy na vavy sy ny vavy na ny biby.Na inona izany na inona (tsy niteny izy hoe ny kely ihany ,niteny izy hoe na inona na inona,)mazava ho azy fa tsy misy kely sy lehibe intsony izany rehefa fahotana dia fahotana.rehefa mino an'i Kristy irery,izay maty teo ambon'ny hazofijaliana noho ny fahotako ,ny fahotanao,ny fahotan'ny rehetra,rehefa mino Azy irery,na dia izao dia izao aza hianao ka mihazakazaka ao anaty trano mangina,miresaka aminy,mifona aminy,manaiky azy ho tantanany manomboka androany ny fiainanao,ary mino azy tokoa fa maty ka nalevina izy ,dia ho voavonjy hianao
ka raha maloto tena voretra be mihoso potaka ianao dia azonao antsaina fa ho elaela ihany ny fanadiovana anao, fa raha toa ka petimpetina fotsiny, mety hoe sasa-piso dia vita an!
.Lasa zanak'Atra (kristiana)toa ny mpino an'i kristy irery hianao,tsy mampiasa na inona na inona hifandraisana amin'ilay ATra.miresaka,miteny,mitaraina misaotra ,midera,mifona,ireo rehetra ireo dia vokatry ny ao anaty,noho izany ilay fanahy ao anaty no miresaka sy mibitsika mangina aminy fa tsy mila na inona na inona.
Ataovy hoe hiresaka amiko hianao,mila mitondra zavatr ve fa tsy ny vavanao fotsiny no miteny amiko izay tianao ho tenenina,toy izany koa isika raha hiresaka amin'Atra.
Izay ilay izy amiko,izay no fahafantarako azy.
Mivavaka = miresaka amin'Atra isika,mifona aminy isika,mibebaka ary miaiky fa meloka ary tsy anao an'iny intsony.ATra dia fanahy,ny fanahintsika koa no mifampitoana amin'ny fanahiny ka tsy mila na inona na inona izany.Mazava angamba io
Miresaka amintsika Atra= avy amin'ny alalan'ny sm,ny hafatra izay navelany ao anaty baiboly,ny nofy,ny fahitana,ny fihainoana ny tenin'Atra,ny fianarana izany avy amin'ny hafa (ato anaty sera ohatra)
Rehefa diso dia diso,rehefa marina dia marina fa tsy misy hoe marimarina na somary diso kely. :-$:-$
23. xl
(
22/01/2008 08:45)
niryna :
fahotana madinika : lainga masina ( tsy ao hono izy ...)
fahotana mahafaty : vono olona...
Ny mahasosotra kely indraindray dia lasa kristianina tsy modely no hita, efa vita batisa sy nandray ny tompo ho mpamonjy dia lasa tsy matimanota...
voavonjy foana hono izy ireo na dia "solafaka" aza, kanefa manodikodina vadin'olona, mangalatra,...
fa le olomarina tsy dia miditra ampiangonana loatra maty henjika fa tsy mba hahita izany paradisa izany,
Tsy manenjika an'iza n'iza io hevitro io fa manaitra ny tena kristianina ho tonga saina sy manosika ny jentilisa madio hiroso @ lalina kokoa

24. nandrianina1
(
22/01/2008 16:05)
io tantaran'ny Lazarosy sy le mpanakarena io mintsy le illustration mazava le any @ afob.
25. ikaretsaka
(
22/01/2008 16:17)
niryna:
ka io purgatoire io dia tsy misy ary efa resaka lavabe nanaraka ny arabe io.Tsy aleo na andao daholo izany isika hanao ratsy raha izany fa mbola ho diovina rehefa maty kou :roll:
fa iz ano niteny anao fa tsisy io?:roll:
ny Andriamanitra inoana aloha dia "mpamindra foa hatramin'ny farany" e ary sitrany ny hamonjena antsika hatr@ ala nenina farany!
efa teto ilay resaka deteuronocanonicals sy apocrypha raha resaka soratra masina no asiana resaka
aho rehefa ilaina ny tsimpona manamarina azy:-D:
Scripture says we were "all baptized into one body" (1 Corinthians 12:13). Christians are one body which is not divided by death or anything else (Rom 8:38-39). Christians in heaven are still members of that body of Christ?
For we must all appear before the judgment seat of Christ, so that each one may receive good or evil, according to what he has done in the body. (2 Cor 5:10)
Catholics believe there is enough evidence of Purgatory in Scripture to validate its existence. Evangelicals would agree that even if there is one instance of a spiritual principle in the Bible, then it is true because the Bible is the embodiment of Truth. (at least that what your belief is)
Paul prayed for Onesiphorous after he died, "may the Lord grant that he will find mercy from the lord on that day" (2nd Timothy 1:16-18).
"After his death, Jesus went to preach to the Spirits in prison" (1 Pet 3:19)
"Nothing unclean can enter heaven" (Rev 21:27)
Catholics believe Jesus speaks of purgatory in Matthew 18:23-35. He says: "The kingdom of heaven may be likened to..." and then He tells a story about a king who forgave a servant's large debt. That same servant refused to forgive a much smaller amount of a fellow servant. The king then threw the first servant into prison "until he should pay back the whole debt." Jesus then says, "So will my Heavenly Father do to you, unless each of you forgives his brother from his heart." Catholics feel the prison in the Kingdom of Heaven where one might remain until the debt is satisfied is Purgatory.
Catholics believe Paul also spoke of purgatory:
"The work of each will builder will come to light, for the day will disclose it. It will be revealed with fire, and the fire [itself] will test the quality of each one's work. If the work stands that someone built upon the foundation, that person will receive a wage. But if someone’s work is burned up, that one will suffer loss, theperson will be saved, but only as through fire." (1 Corinthians 3:11-15)
( efa resantsika teto ity azafady fa nataoko angalisy satria nataoko tany @ blaogiko angalisy fa avadiko teny gasy rehefa kelikely eo):oops:
27. niryna
(
23/01/2008 06:26)
xl:
niryna :
fahotana madinika : lainga masina ( tsy ao hono izy ...)
fahotana mahafaty : vono olona...
Ny mahasosotra kely indraindray dia lasa kristianina tsy modely no hita, efa vita batisa sy nandray ny tompo ho mpamonjy dia lasa tsy matimanota...
voavonjy foana hono izy ireo na dia "solafaka" aza, kanefa manodikodina vadin'olona, mangalatra,...
fa le olomarina tsy dia miditra ampiangonana loatra maty henjika fa tsy mba hahita izany paradisa izany,
Tsy manenjika an'iza n'iza io hevitro io fa manaitra ny tena kristianina ho tonga saina sy manosika ny jentilisa madio hiroso @ lalina kokoa
xl a tsy misy fahotana madinika sy vavety izany ka rehefa nandika lalana iray isika dia namany nandika ny rehetra.
Ny kristiana dia mila miangona na iza izy na iza,midera an'Atra mantsy ho tena hidirana any am-piangonana .Miaraka ny mpivavaka mba hifanohana na ara-tsaina na ara-batana ary indrindra ny fanahy(miara-mivavaka)izay mahatonga ny fanahy masina ao amin'ilay fiangonana raha ohatra ka tena mino an'i kristy irery ihany a,raha mino hafa dia tsy miditra ao ny fanahy masina.
Ahoana no ahalalana an'izany?
Ny voa no hitsarana azy.
Xl e tsy izay rehetra miteny hoe kristiana dia izy daholo,mety fitaovana hankany vola ilay anarany,ny tantara no aoka hitsara.Mijoro vavolombelona ve izy,mampiasa ilay tenin'Atra amin'ny fiainany ve izy,voafingana dia mivavaka sy mifona ary miezaka ny tsy anao an'iny ve izy,maro e.Santionany ireo,tsy hitsara olona koa anefa isika fa ny zava-misy no resahina.Raha mahita olona izay eritreretanao hoe mpivavaka be izy ohatra kanefa tsy mifanaraka an'izany ,anjaranao no mivavaka azy mba ho voavonjy ny fanahiny.
28. niryna
(
23/01/2008 06:34)
ikaretsaka:
dia za kao manaraka ny ny Katekato (katesizy katolika) dia io lazai i xl sy ilay namana any ambony no hevitro. misy kategoriany
hoe raha kapoakana concentre de tomates ny fahotanao dia rehefa tsaraina ve ianao dia mitovy @ nahavita be ohatran'ny bariaka ...amiko tsy izany!
Ny asa nataonao ety an-tany no hitsarana anao,ary ny fahotana ho an'izay tsy nibaboka ka tsy nifona.Ny kristiana dia tsy mandalo an'izany.Mahazo satroboninahitra sa tsia,izany no andalovan'ny kristiana.
Ny kristiana tiako tenenina eto dia ireo olona izay nanankina ny fiainany @ kristy irery.Nanaiky Azy ho Mpamonjy sy Tompony.Ireo no efa voavidin'ny ran'i Kristy.Izy tsy mino Azy fa manana mpanelanelana hafa ,izay minoino foana ,ny mivavaka amin'ny sampy na sarinjavatra na inona zavatra ekena hamadiana ilay fiavavahana dia tsy ahazo ny fanjakan'ny lanitra.Raha tsy mahazo ny fanjakan'ny lanitra izany izy dia tsaraina toy ny tsy mpino rehetra.
Inona izany asa no hitsaraina ny kristiana(ireo izay mino an'i Kristy irery).Nitory teny ve,nijoro vavolombelona ve,nizara ny fahasoavana nomena azy ve,nampianatra sy nisarika olona mba hanatona an'Atra ve,nampahafatatra ireo havana aman-tsakaiza fa any @ kristy irery ihany no misy ny famonjena ve .Ireo no santionan'ny asa:arrow: io ilay hoe finoana tsy arahan'asa naman'ny maty.Kolokoloina ilay finoana an'i Kristy mba hiroborobo ny mpino azy ,eny fa na dia iray fotsiny ihany aza no ho voavonjinao dia efa zava-dehibe any an-danitra izany.(ondry very iray tao anatin'ny zato)
29. niryna
(
23/01/2008 06:39)
nandrianina1:
io tantaran'ny Lazarosy sy le mpanakarena io mintsy le illustration mazava le any @ afob.
marina izany ary ny tena mahavariana dia ny anaran'ilay olona ,maninona no tsy notenenin'i kristy ny anaran'ilay manan-karena?:roll:
Ilay mahantra tety an-tany tsy mba nanana izay fananan'ny olona,nijaly tamin'ny fiainana kanefa nametraka ny fiainana teo amin'Atra,izay no nahatonga azy nahazo famonjena ary dia lasa nanan-karem-pahasoavana teo amin'ny tompo izy.
Ilay manan-karena be,nanana ny maha izy azy anefa tsy nino an'i kristy satria mety manana ny ampy na mety tsy mino hoe misy ve izany famonjena,mety maro e,io tsy fantatra ny anaran'ilay rangahy :D
30. niryna
(
23/01/2008 06:52)
ikaretsaka:
niryna:
ka io purgatoire io dia tsy misy ary efa resaka lavabe nanaraka ny arabe io.Tsy aleo na andao daholo izany isika hanao ratsy raha izany fa mbola ho diovina rehefa maty kou :roll:
fa iz ano niteny anao fa tsisy io?:roll:
efa resaka lavabe manaraka ny arabe io ry ika a,mino hianao raha hino saingy lazaiko kosa ny ankizy fa tsy misy io ,raha hiandry ny farany hianareo fa misy ny afo fandiovana dia aza manao na inona na inona,angony ny vola dia asaivo hivavahan'i dada na i mama raha sanatria ka tonga ny fotoana.Fitaka io fampianarana io ry ika ,avelao amin'izay ny ankizy hijery ny marina.
Izay te ho voavonjy dieny izao dia manaraha an'i Kristy irery ihany,hafany io na isika miaraka aminy na isika tsy miaraka aminy.(vakio ny Apo mikasika ny fiangonana fito).Izay mifanaraka ny tian'ilay olona ihany no teneniny fa tsy ampahafantariny ny marina ny olona.Ahoana koa ary izany fa misangidongidotra be ihany.
Vakio ny baiboly,ao no misy ny fiainana rehetra,sy ao no ahitana ny marina
Dia ho avy indray izao ny milaza mino nefa tsy manaraka ny tenin'i kristy
-fa angaha ny baiboly ihany no ahitana ny marina,fa angaha ny baiboly feno,fa angaha ny baiboly tsy ny olona no nanoratra azy.
Tsotra ny teniko,izay te hanaraka an'i Kristy dia araho ny baiboly,efa maro ireo ambodia mitafy ondinjanankondry,ary ny voa no jerevanao azy.
Tsy te ho voavonjy moa kanefa ny faniriana dia ny ahafantatra ny marina,mivavaha ary vakio ,alalino,diniho izay rehetra voasoratra,alalino ny tenin'ireo namana ary indrindra izay nahita experience,raha tsy miaraka amin'ny fanahy masina moa izy inona no experience zarainy eo,tsy ny ho io indray ny mitsimpona sy ny mijoro.
Safidy io ry ireto a,te ho voavonjy ny fanahinao sy ny havanao ary ny namanao,manara an'i kristy,mino ny teny izay nomeny,ampiharo amin'ny fiainana izany.
Tsy te ho voavonjy moa dia tsy manao na inona na inona
31. niryna
(
23/01/2008 07:29)
ikaretsaka>a
Tsy andany andro hanohitra izay teneninao aloha aho e,reraka amin'izany aho ,ny hidirako eto dia ny hizara ny teny soa mahafaly ireo izay mangetaheta.
misaotra tompoko.Hianao milaza fa mino an'i kristy kanefa toherina daholo izay omena ny olona.:cry::cry: mandreraka be,averiko indray fa mampalahelo anie ny olona toa anao e,manao fampianarana vilana.
Tsoriko ny marina satria ny kristiana dia afaka milaza ny marina eny na hanala ny ainy aza izany.Vita ny adidiko aminao,tsy ahy intsony ny fitsarana ny ranao fa anao irery ihany.

32. niryna
(
23/01/2008 07:30)
ikaretsaka:dia izay no antony hifonana sy hibebahana hatramin'ny farany fa tsy hoe izay tiako sy mahafinaritra ahy ihany no ataoko,dia milibaha,manaova izay sitrapo fa mamindra fo Izy,aza mifona amin'ny ratsy rehetra fa miandrasa ny andro farany satria efa fantatrao izany ilay andro farany kanefa i kristy aza tsy mahalala.
ny Andriamanitra inoana aloha dia "mpamindra foa hatramin'ny farany" e ary sitrany ny hamonjena antsika hatr@ ala nenina farany!
33. niryna
(
23/01/2008 07:38)
ikaretsaka:
Scripture says we were "all baptized into one body" (1 Corinthians 12:13). Christians are one body which is not divided by death or anything else
(12 Fa tahaka ny tena iray ihany, anefa maro no momba ny tena, ary ireo rehetra momba ny tena ireo, na dia maro aza, dia tena iray ihany, dia tahaka izany koa Kristy.
13 Fa Fanahy iray ihany no nanaovam-batisa antsika rehetra ho tena iray, na Jiosy na jentilisa, na andevo na tsy andevo; ary isika rehetra dia efa nampisotroina ny Fanahy iray.
inona no hidiran'io ny fitsarana eto.Toy ny tanana ,ny tongotra ,ny vatana,izay iray ihany no resahina eto,toy izany ihany koa ireo izay fiangonana rehetra mino an'i kristy."Iray ihany izy ireo ao amin'ny Tompo.
tsy misy hidiran'ny fitsara io ry ika a
Rom 8:38-39). Christians in heaven are still members of that body of Christ?
angaha ny any an-danitra ihany fa ireo izay maty ao amin'i kristy.
For we must all appear before the judgment seat of Christ, so that each one may receive good or evil, according to what he has done in the body.
Vakio ny hafatra nalefako ny ankizy any ambony any ,fa tsy amerina an'iny intsony aho.
Mandalo fitsarana daholo isika rehetra fa ny tsy mpino dia voaheloka izay tsy nino an'i kristy,ny kristianina dia ho tsaraina ny asa izay atao.Inona izany asa izany:nitoriteny ve hianao,nanao vavolombelona ve hianao.Ireo kristiana no resahina eto ka mahazo satroboninanitra (medaille) ary ny tsy mpino dia mazava ho azy fa izay tsy mino dia tsy miaraka amin'i kristy.
(2 Cor 5:10)10 Fa isika rehetra dia samy tsy maintsy ho hita toetra miharihary eo amin'ny fitsaran'i Kristy, mba handraisan'ny olona rehetra izay zavatra nataon'ny tenany, dia araka izay nataony, na tsara ny ratsy.
dia mitovy ny eo ambony ihany io
34. niryna
(
23/01/2008 07:41)
purgatory?
http://www.chick.com/bc/1997/purgatory.asp?wpc=purgatory.asp&wpp=a
Teny anglisy fa hialana tsiny.
http://www.chick.com/bc/1997/purgatory.asp?wpc=purgatory.asp&wpp=a
Teny anglisy fa hialana tsiny.
35. niryna
(
23/01/2008 07:43)
Catholics believe there is enough evidence of Purgatory in Scripture to validate its existence. Evangelicals would agree that even if there is one instance of a spiritual principle in the Bible, then it is true because the Bible is the embodiment of Truth. (at least that what your belief is)
Paul prayed for Onesiphorous after he died, "may the Lord grant that he will find mercy from the lord on that day" (2nd Timothy 1:16-18).
"After his death, Jesus went to preach to the Spirits in prison" (1 Pet 3:19)
"Nothing unclean can enter heaven" (Rev 21:27)
[quote]
Catholics believe Jesus speaks of purgatory in Matthew 18:23-35. He says: "The kingdom of heaven may be likened to..." and then He tells a story about a king who forgave a servant's large debt. That same servant refused to forgive a much smaller amount of a fellow servant. The king then threw the first servant into prison "until he should pay back the whole debt." Jesus then says, "So will my Heavenly Father do to you, unless each of you forgives his brother from his heart." Catholics feel the prison in the Kingdom of Heaven where one might remain until the debt is satisfied is Purgatory.
aza fahanana lalitra hoy aho aminao ny olona.
io izany izy aminareo dia izay masoava.
Judgement of believers.
The bible teaches that believers will someday have to give an account at the judgement seat of Christ"
Ny baiboly dia manambara fa ny mpino rehetra dia andalo ny fitsaran'i kristy.Inona no nataonao rehefa nomenko fananana hianao? Nampitombonao ve sa nalevina tao ambata fotsiny.Inona no nataona nampandrosoana ny fanjakan'ny lanitra?
1- Rom 14'12,I kor 3:12,15:2
2-io fitsarana io dia hitranga rehefa tonga i kristy
Jaona 14:3,1 Tes 4:14;17
3- Kristy no hitsara Jaona 5:22
Catholics believe Paul also spoke of purgatory:
:?::?::?::?::?:
"The work of each will builder will come to light, for the day will disclose it. It will be revealed with fire, and the fire [itself] will test the quality of each one's work. If the work stands that someone built upon the foundation, that person will receive a wage. But if someone’s work is burned up, that one will suffer loss, theperson will be saved, but only as through fire." (1 Corinthians 3:11-15)
http://www.chick.com/bc/1997/purgatory.asp?wpc=purgatory.asp&wpp=a
Tsy hifamaly na andresy lahatra anao no ataoko fa dia io izy io izany ,tsy dia tsara mantsy ny mifamely lava amin'ny hoe milaza ho mpino an'i kristy kanefa manohitra ny teniny.
:D
( efa resantsika teto ity azafady fa nataoko angalisy satria nataoko tany @ blaogiko angalisy fa avadiko teny gasy rehefa kelikely eo):oops:
36. xl
(
23/01/2008 07:57)
niryna :
tena marina izany aleo tsy mitsara olona, fa ny hery tsy mahaleo ny fanahy
tsy misy marina na dia iray monja aza hoy izy,
mifampitondra am-bavaka no mahavonjy antsika rehetra
mahereza ry rahalahy sy anabavy isany
amen

38. ikaretsaka
(
23/01/2008 15:15)
niryna> mamakia tsara aloha ka.. ianao matetika mainka ny hanesika ny anao fotsiny (efa toetranao hitenenan'ny ankizy anao foana io)
39. fijo
(
23/01/2008 22:10)
matoa misy ny lazainafa fahotan avoavela dia tsy mitovy ny fahotana.ary rah ampino aho di aekeko io voalazan'i laza io,ny olona no tsaraina fa tsy ny fahotana.