fahotana ve?

41. rijadolly ( 20/01/2008 08:46)
ikaretsaka:
de ligne 20 ve ny fanodikodinana ny heo fahotana na tsia fa tsy tenenina hoe eny na tsia!

Mba valio heo ity fanotaniako ity fa tsy voavaly mihitsy.
rijadolly:
Hoy ilay tsy mpino tsy misy izany Andriamanitra izany.Fahotana ny manaraka izany sa tsy?TONGA DIA TSORY eny sa tsia
rijadolly:
Hoy ny tsy mpino:Tsy mahazo mihinana maloto.Dia hoy tsika rehetra marina izany.
Hoy indray ny tsy mpino:Tsy misy hoy aho izany Andriamanitra Andriamanitra nareo izany.Dia ahoana?hanaiky ve isika mpino,sa amboarimboarina ny famaliana izany fa tsy directe oh ilay eo ambony?Satria tsy fahotana ny mitovy hevitra ny tsy mpino?
dia
ny valitenin'ikaretsaka:
ny an'ika tsy misy hoe na diso aza ilay fihevitra nefa fihevitra xna dia arovana satria ika xtnaa, tsy izany, ny an'i ika rehefa diso sy tsy mety sy mazava fa tsy mety dia tsy mety..
Azo hadika oh izao koa io:"ny an'ika tsy misy hoe na diso aza ilay fihevitra nefa fihevitra tsy xna dia arovan' ika , tsy izany, ny an'i ika rehefa diso sy tsy mety sy mazava fa tsy mety dia tsy mety.." ireo ilay hitovizana sa ahoana hoy isé ?
42. fahamarinana ( 21/01/2008 09:15)
:arrow: valinteny tsotra tery am-boalohany aza ve mbola tsy mazava,soa aho fa sady tsy nahay teny anglisy sy tsy nahay teny latina f'angamba dia nadahatra lava be teto koa,:-D:-D(l)
43. rabilabila ( 21/01/2008 10:59)
Amiko raha vao miresaka na mampiasa ny teny hoe fahotana dia efa misy consonnance biblique izany amiko ( baiboly no noraisiko satria Xna no maro eto ).
44. ikaretsaka ( 21/01/2008 19:24)
ka izay.. eny sa tsina ny valiny antenaina dia wawawa 30 lignes ny an'ny sasany
45. fahamarinana ( 21/01/2008 19:47)
fahamarinana:
:arrow:Amiko manokana aloha fijo dia tsy fahotana ny mitovy hevitra amin'ny tsy mpino na olona rehetra en general rehefa misy fahendrena ilay hevitra,am-panajana ihany koa mba tsy ahatonga ompa na teniteny foana ny finoan'ny tsi11;azo atao ny mihady hevitra,izany tsy midika fa hanaraka ilay olona aho fa tanako koa ny ahy toa ny hitazonany ny azy fa kosa am-panajana daholo e.(l)



:arrow:Ika :koa 8 lignes aza io nosoratako io tsy azonao ka 20 ,30,na 50 ve hiditra intsony :-D:-D.
46. fahamarinana ( 21/01/2008 19:52)
:arrow:kay andraso hitsiana malaky fa diso,6 lignes akory aza e:-D:-D(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6684