fahotana ve?

21. ikaretsaka ( 17/01/2008 17:40)
tonga hoa dia tsory.. fahotana sa tsia de omeo ny antony .. fa tsy eo de miodikodina eo
22. rijadolly ( 17/01/2008 19:44)
fijo:
hoanareo mpino,moa ve fahotana ny mitovy hevitra amin'ny tsy mpino????raha vao mitranga mantsy izay ato,dia avy ny mpino sasany manenjika mafy ilay namany.

Ilay tsy inoanao no mitsara
ikaretsaka:
amiko aloha dia tsia e...
raha tsy izany aho efa ela no nikonfesy..
efa nanontaniako koa i mompera fa tsa fahotana hoe!
ikaretsaka:
tonga hoa dia tsory.. fahotana sa tsia de omeo ny antony .. fa tsy eo de miodikodina eo
Hoy ilay tsy mpino tsy misy izany Andriamanitra izany.Fahotana ny manaraka izany sa tsy?TONGA DIA TSORY eny sa tsia
23. ikaretsaka ( 17/01/2008 19:49)
raha miteny izy nga voatery hanaraka?.. tsory!
manadihady aloha! tsory!
dia manota ve? tsia..tsory!
24. rijadolly ( 17/01/2008 19:58)
ika:
raha miteny izy nga voatery hanaraka?.. tsory!
manadihady aloha! tsory!
hitansé zany mitovy hevitra nareo sy Fahamarinana.Raha isé no manadiady tsy olana fa raha i Fahamarinana lazaina fa miodikodina.
25. ikaretsaka ( 17/01/2008 19:59)
izao kao no adinon'i Rijadolly.. tsy hoe izay manana namana mpifoka sigara akory dia mpifoka sigara koa..
toy ny hoe miaraka @ samaritanina sy ny mpanota akory i jesoa dia mpanota sy samaritanina!:-D
26. soanja ( 17/01/2008 20:16)
Ka sao kosa ary efa midina sy misitrika be ao andohan'i Malagasy ilay fiteny hoe: Izay miaraka amin'ny amboalambo amboalambo" nefa tsy fantatry ny Malagasy tamin'izany fa ny omby sy ny vorompotsy amoron-drano afaka miara mipetrapetraka fa samy manana ny tandrifiny.

Raiso ao am-po i Jesoa!
27. rijadolly ( 17/01/2008 20:34)
rijadolly:
izao kao no adinon'i Rijadolly.. tsy hoe izay manana namana mpifoka sigara akory dia mpifoka sigara koa..
toy ny hoe miaraka @ samaritanina sy ny mpanota akory i jesoa dia mpanota sy samaritanina!
rijadolly:
Raha isé no manadiady tsy olana fa raha i Fahamarinana lazaina fa miodikodina.
28. ikaretsaka ( 17/01/2008 21:22)
soanja:

Ka sao kosa ary efa midina sy misitrika be ao andohan'i Malagasy ilay fiteny hoe: Izay miaraka amin'ny amboalambo amboalambo" nefa tsy fantatry ny Malagasy tamin'izany fa ny omby sy ny vorompotsy amoron-drano afaka miara mipetrapetraka fa samy manana ny tandrifiny.

Raiso ao am-po i Jesoa!



mitovy fijery @ soanja
29. fijo ( 17/01/2008 22:39)
izao no nahatonga ahy nanao ity resaka ity.
jereko ohatra i soanja.azafady fa mandray ny PS ndry aho.
be ny "mpino" manenjika ny heviny satria izy tsy manaiky hofatoran'ny ilay boky fotsiny fa miaina koa main'ny maha olona azy.
rah amijery isika eto dia ika sy soanja no mpino malalak aindrindra eto;ary dia matetika hiraisany aminay tsy mpino ireo heviny ireo.ary vao misy izay di atonga ny toraka karoty matetika.ka hoy aho
manota ve ireo no torahana karoty ?
30. ikaretsaka ( 18/01/2008 00:19)
mety mampiseho ny nafenina sy milaza mivantana angamba:roll:
31. soanja ( 18/01/2008 00:59)
fijo:

izao no nahatonga ahy nanao ity resaka ity.
jereko ohatra i soanja.azafady fa mandray ny PS ndry aho.
be ny "mpino" manenjika ny heviny satria izy tsy manaiky hofatoran'ny ilay boky fotsiny fa miaina koa main'ny maha olona azy.
rah amijery isika eto dia ika sy soanja no mpino malalak aindrindra eto;ary dia matetika hiraisany aminay tsy mpino ireo heviny ireo.ary vao misy izay di atonga ny toraka karoty matetika.ka hoy aho
manota ve ireo no torahana karoty ?


Vonona handray karoty sy voatabia lo ny tenako fa asa na zakako ny fofon'ny atodilamoka sy vato kilonjy? :)

Tsy dia tsara loatra anefa ny Martiry amiko satria lasa tapaka tampoka ilay mission napetraka tamiko. Enga anie ny Tompo hanohana ahy lalandava amin'ny lalako ary izy hanilo ny fanahiko mandrapahitako ny fanjakany Mamirapiratra izay hifikirako mafy mandrakizay.

Misy hira izay hiraiko matetika ato an-trano:

"Ray o, aoka mba ho hiray toa antsika e. Ireo rehetra mino ahy, mba halalan'Izao tontolo izao, fa ianao tokoa no ilay naniraka ahy!" Amen Jesus!


32. fahamarinana ( 18/01/2008 07:33)
ikaretsaka:

tonga hoa dia tsory.. fahotana sa tsia de omeo ny antony .. fa tsy eo de miodikodina eo



:arrow:Dia mbola averiko ndray ho an'ny Ika :Nilaza aho fa tsy fahotana oah .Ankoatran'izay dia efa mazava hoy aho ny valiteny tokony homena anao.Marihiko fa hevitro manokana io,ny any Xna hafa tsy haiko ndray fa hilaza eo ry zareo.
Ny antony :Amiko oah dia rehefa am-panajana,dia libre samy manana ny heviny fa ny ahy dia tanako fa henoko ny hevitry ny hafa :raha hitako mety sy mitombina amiko dia arahako (eny mety ho diso aho fa zay aloha ny ahy mandra-piovako hevitra ary miteny koa aho raha diso.).Na izany aza dia hizingiziniko fa Mpino aho ary tsy mivadika amin'izay.(l)
33. fahamarinana ( 18/01/2008 07:39)
:arrow:Ampiko kely Jesoa angamba hoy aho tsy niteny hoe miataha ry Mpino ahy fa tiava ny namanao dia izay no appliquer-ko :hevitro manokana aloha io.(l)
34. ikaretsaka ( 18/01/2008 20:48)
de tsy fahotana izany...
35. fijo ( 18/01/2008 23:43)
ny fitoviana hevitra aminay anie tsy midika fa mitovy firehana isiska e.sao dia izay no atahoran'ny mpino sasany .
36. ikaretsaka ( 19/01/2008 00:31)
toa izay le izy anefa rehefa tena dinihina
37. rijadolly ( 19/01/2008 05:43)
Maza kosa anie ry Fijo sy Ika ny tenin'fahamarinana é.
Hoy ny tsy mpino:Tsy mahazo mihinana maloto.Dia hoy tsika rehetra marina izany.
Hoy indray ny tsy mpino:Tsy misy hoy aho izany Andriamanitra Andriamanitra nareo izany.Dia ahoana?hanaiky ve isika mpino,sa amboarimboarina ny famaliana izany fa tsy directe oh ilay eo ambony?Satria tsy fahotana ny mitovy hevitra ny tsy mpino?
38. fahamarinana ( 19/01/2008 06:50)
:arrow:justement arak'io voalazan'ny rijadolly io ,misy hevitra ary ataontsika hoe betsaka itovizan'ny Mpino sy tsy Mpino fa kosa ny ahy manokana rehefa mikasika ny Tompo dia tsy iraisako aminareo tsy Mpino ary za kosa tsy hanery anareo:za koa nefa tsy mahay mitory fa aleo anjaran'ny sasany,samy nahazo ny fizaram-pahasoavana azony.

Fijo :Marina mihintsy ny teninao hoe ny fitoviana hevitra aminareo tsy midika fa mitovy firehana fa kosa il y a hevitra et hevitra ary izay no maha-samihafa,tsy voatery ho mpino na tsia fa na entre samy mpino aza dia misy tsy fitoavian-kevitra dia torak'izay koa entre samy tsy mpino.

Ika :ny any Ika dia mifangaro bodaka daholo ny rehetra :aza atao mifangaro oah,raha mitovy hevitra amin'ny Fijo ianao ,maninona no affirmation gratuite eto hoe toa izay le izy rehefa dinihana :ny tokony ho izy dia hoe toy izay ilay izy rehefa dinihan'ny Ika manokana fa ny Xna rehetra oah samy manana ny azy.Za manokana na mbola tsy tao amin'ny Tompo aza dia efa niezaka ny nifandray sy niady hevitra tamin'olona na mpino na olon-tsotra ,nony nahatsapa ny tena importance-ny Tompo tao amin'ny fiainako aho dia tsy niova ny toetrako fa kosa nandray azy aho ary miaina miaraka aminy.Tsy nanilika ny hafa satria koa amiko ny fitiavana ny hafa sy fanajana azy koa isan'ny fampianarana lehibe azoko sady sincèrement olona tsy maninona ahy ve fa le fait hoe tsy mitovy finoana amiko dia hiataka aho.Par contre rehefa nanao ny tsy mety na iza na iza dia izay angaha no hampisy olana amiko azy na mpino io na tsy mpino na inona na inona.(l)
39. ikaretsaka ( 19/01/2008 23:26)
de ligne 20 ve ny fanodikodinana ny heo fahotana na tsia fa tsy tenenina hoe eny na tsia!

fahamarinana> ny an'ika tsy misy hoe na diso aza ilay fihevitra nefa fihevitra xna dia arovana satria ika xtnaa, tsy izany, ny an'i ika rehefa diso sy tsy mety sy mazava fa tsy mety dia tsy mety..

Mitovy hevitra @ fijo i ika@ resaka sasany, rehefa hita fa tena izay zavatra ambaran'i fijo izay tokoa ny marina sy mitranga amin'ny fiaraha monina!

raha misy hevitr'olona "tsy ao amin'ny Tompo" (fijo na rakapy na rabila ohatra) ka mitombina tsara ny fiheviny.. dia tsy satria hoe " @ tsy maha ao amin'ny tompo azy" dia toheriko ny heviny fa ammiko dia raha izany zavatra ambarany izany tokoa ny miseho, ary tsapa fa izany no miseho . dia marina ny azy! na iza izy na iza...

taiza moa i Ika no nanilika ny hafa.. i Ika aza miray hevitra @ "lazainareo heo tsy ao amin'ny tompo" rehefa misy mampitombona ny hevitr'iny olona iny

Ny an'i ika ny hevitra no mitondra fa tsy ny maha ao amin'ny tompo na tsy ny maha ao azy ilay olona!

tsy haiko mety ho diso aho, fa ianao angamba no manana tendance an'izany?
40. fahamarinana ( 20/01/2008 07:37)
:arrow:bien sur nilaza mihintsy aho teo hoe na hevitra Xna na olona tsy mpino na olon-tsotra dia ekeko raha marina sy mitombina .Ny zavatra teneniko ihany no averinao fa ny fomba hilazanao azy angamba no hafa.Mba vakio tsara ilay votoatin'ny resaka voalazako teo e indrindra ny 5 lignes farany.Tsy anjarako ndray no mitsara na diso i ika na tsia fa kosa nanazava ny hevitro aho fa raha nanafitohina dia ialako tsiny ihany koa fa saingy hevitro moa iny dia ahy sy ny eritreritro,sa ahona?,ny ahy manokana koa dia tsy ny maha-Xna na tsy mpino na olona tsotra no ifandraisako sy ihadiako hevitra na hanekeko ny hevitr'ilay olona fa ny hevitra entiny no tena midika zavatra betsaka ho ahy na tsia .(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1145