Ny Zafindraony
41. ikaretsaka
(
26/01/2008 14:45)
soanja> ireto dia ankizy Skoto avy any slovenia nandalo tany Mkar ary hiaraka aminay @ JMJ 2008
http://www.youtube.com/watch?v=3G_lbXixZpA
ny clip kely nataony t@ net mba nanaovana fundraisin ka nampandeha ny zanak'i mompera sasany ho any Syd
ary @ farany ary misy zafindraony raha te hihaino i soanja:wink:

42. soanja
(
26/01/2008 17:17)
ikaretsaka:

Mahafinaritra tokoa ny mampilalao ny ankizy. Misaotra indrindra nizara.
Mazotoa ary alo amzay atao. :-*:-*:-*
43. ikaretsaka
(
26/01/2008 18:36)
kolontsaina ity fa associes @ finoana..
fa ny ahhy ohatran'izao no polopitrako sy fitoriako teny fa tsy isan'andininy le..
kilalao, fiainana sns en general fa tsy hanao adiny 3 ao ampiangonana miaraka @ boky 1:wink:

44. niryna
(
30/01/2008 06:17)
ikaretsaka:
kolontsaina ity fa associes @ finoana..
fa ny ahhy ohatran'izao no polopitrako sy fitoriako teny fa tsy isan'andininy le..
kilalao, fiainana sns en general fa tsy hanao adiny 3 ao ampiangonana miaraka @ boky 1:wink:
Aminao izany dia izay,aminy hafa dia io no tiany dia avelao izy hanao izay mahafaly ny fony sy ny sainy satria samy nomena safidy isika tsirairay avy,sa ahoana?
45. Rasiligaoma
(
30/01/2008 06:27)
le effets-ny amin'ny olona koa jerena amiko! izany hoe ny faneren-tsainy!
voamariko fa ilay ankizy amin'ilay clip ohatran'ny falifaly izany avokoa
fa ilay rehefa avy mihaino toriteny ao am-piangonana anie jereo raha tsy manjombonjombona sy motomototra maika hody fa noana izany e
nefa hafatra iray ihany no tiana ampitaina: Tia antsika ilay Nahary

47. latina
(
01/02/2008 06:31)
Nisy fandaharana manokana izay t@ TVM efa elaela, niompana indrindra tamin'ny Zafindraony sy ny niatombohany (tanànany, fialam-boliny, ny fivelomany sns..). Mety azonao anontaniana amindry zareo angamba raha azo vidiana ny copie an'io fanadihadiana io fa tena nahaliana. Raha ny fahatadiavako azy tamin'izay dia ny Zafindraony sy ny tantaran'i Zafimaniry misy ny sarisikotra no tena nanjakan'i Zafindraony. Voalaza tamin'izay fa taratry ny fifandonan'ny koltora vahiny sy ny malagasy tany an-toerana, t@ andro nidiran'ny vazaha no niteraka ny hira zafindraony. Ny Zafindraony dia voakilasy ao anatin'ny hira metisy. SNS.... maro tsy tadidiko aby.
48. soanja
(
01/02/2008 14:26)
latina:

Misaotra betsaka aky Latina a. Hojereko zany io. Ny olana kely fotsiny ao amin'ny TVM dia elaba ry zareo vao mahita le copia na zavatra tadiavina sady averimberindry zareo any ianao.
Misy mihira Zafindraony mantsy aty US de te hahafantatra aho raha misy ifandraisan' io amin'ilay Zafindraonintsika any Mada, fa mitovy ny figadogadony sy ny fihetsiketsiny. Ny mahasamihafa azy amin'ny any amintsika fotsiny de mavitrika be ny any amintsika rehefa ampiana toaka isaky ny adiny telo. Amin'ny fiandrasam-paty io an. hihihi:-*:-* Ny tany Fianara koa no fantatro sy tany Diego fa tsy maharaka ny toeran-kafa aho.
49. ikaretsaka
(
01/02/2008 14:34)
latina:
Nisy fandaharana manokana izay t@ TVM efa elaela, niompana indrindra tamin'ny Zafindraony sy ny niatombohany (tanànany, fialam-boliny, ny fivelomany sns..). Mety azonao anontaniana amindry zareo angamba raha azo vidiana ny copie an'io fanadihadiana io fa tena nahaliana. Raha ny fahatadiavako azy tamin'izay dia ny Zafindraony sy ny tantaran'i Zafimaniry misy ny sarisikotra no tena nanjakan'i Zafindraony. Voalaza tamin'izay fa taratry ny fifandonan'ny koltora vahiny sy ny malagasy tany an-toerana, t@ andro nidiran'ny vazaha no niteraka ny hira zafindraony. Ny Zafindraony dia voakilasy ao anatin'ny hira metisy. SNS.... maro tsy tadidiko aby.
efa nitady an'io fanadihadiana io tao @ TVM aho fa very t@ 1991 sy 2002 ireny hono, moa ry zareo vao nifindra trano tsy tao antaninarenina intsony t@ izaho nitady ilay izy .. very nanaraka an'i TPKV simonette Rasoampananina le izy:cry::cry:
tsy haiko na le olona tao koa no tsy te hikaroka t@ herintaona fa dia nangaina tokoa