Ny Zafindraony
21. lazounet
(
17/01/2008 18:34)
Tadidio koa fa ny zafindraony taty aorina dia tsa voatery hoe hira fiderana ihany fa efa tafiditra ao @ paysage musical malagasy tanteraka FA ny esprit dia mbola tafajanona ihany na izany aza: Firaisan-kina, fihavanana, fifankatiavana.
Hoy ny Betsileo hoe: SOA NY MIARA-DIA LEKO TSA MALAKY.
http://www.dailymotion.com/Lazounet/video/x14w2x_eto-ve_family
Hoy ny Betsileo hoe: SOA NY MIARA-DIA LEKO TSA MALAKY.
http://www.dailymotion.com/Lazounet/video/x14w2x_eto-ve_family
22. ikaretsaka
(
17/01/2008 19:17)
izay...
"leo faranana amin'izay koa izy ity fa raha lava ny ahitra ery ny kisoa
ary raha lava ny tarogna very ny soa
"leo faranana amin'izay koa izy ity fa raha lava ny ahitra ery ny kisoa
ary raha lava ny tarogna very ny soa
23. lazounet
(
17/01/2008 19:21)
ikaretsaka:
izay...
"leo faranana amin'izay koa izy ity fa raha lava ny ahitra ery ny kisoa
ary raha lava ny tarogna very ny soa
KOA NY RESAKA TSY HASISO FA TOHIZANA KOA SHE AMPITSO.
25. soanja
(
17/01/2008 20:05)
ikaretsaka:
soanja> ilay hira hoe "Ry Tompo A/tra Andriananahary" (inoako fa familier aminao raha mahay hira masina katolika ianao)
sy i "miantso anao"
dia i Raony hono no nandrafitra azy!
fa @ izao mao efa modernized ilay izy fa raha tsy tadidy ny feony dia jereo ao @ katolika.org ao (Hira azo henoina..ankalazao)
Lazounet, Ika ary Bila> Misaosa roa . Koa dia misaosa fa dia soa ny fiarahana.
She magnana koa!
Tena tadidiko abiaby tokoa ireo hira ireo ary fihiraiko matetika ato an-trano. Ny mampalahelo de sa mba mahay hira kato ny ankilany dia manjary mibetrobetroka rery madigna ny tena.
:-*:-*:-*:-*
26. booboo
(
21/01/2008 12:14)
Ao @ fihirina protestanta be dia beeeee kounkou ny hira zafindraony. Ny ankabeazan'ny mpiandry (fa tsy zareo ao Soatanana ihany) @ protestanta kounkou hira zafindraony aby no fihiran-dreo (ankoatra ny ao anaty fihirana).
Any @ librairie Antso sy ny an'ny FLM lay ampitan'ny TVM ao Tanà io angamba mety misy mivarotra bokin-kira sy rakim-peo....
Any @ librairie Antso sy ny an'ny FLM lay ampitan'ny TVM ao Tanà io angamba mety misy mivarotra bokin-kira sy rakim-peo....
27. ikaretsaka
(
21/01/2008 15:19)
ireny hono efa nohavaozina koa..
any @ propestant tsary misy ilay hoe Razezo sy rapiera sy Razozy sy Ramaria:-D
any @ propestant tsary misy ilay hoe Razezo sy rapiera sy Razozy sy Ramaria:-D
28. ikaretsaka
(
21/01/2008 15:21)
le mampiditra ny fiainana andavanandro ao anatin'ilay hira koa manko no maha zadindraony azy..
le hoe
ny parasy eeeeeee
iha ro namboatseeeee
Anjemanitsa no namboatse
na le hoe "miaraka miasa amin-drazezo izahay... manomana tany sy lanitsa vao!
le hoe
ny parasy eeeeeee
iha ro namboatseeeee
Anjemanitsa no namboatse
na le hoe "miaraka miasa amin-drazezo izahay... manomana tany sy lanitsa vao!
29. soanja
(
22/01/2008 15:19)
Le Zafindraony henoko any ampiandrasa-paty no tena mahaliana ahy. Any Fianarantsoa no tena malaza ilay izy saingy tsy fantatro na manana cd reo olona ireo na ekipa fotsiny sns...
30. ikaretsaka
(
22/01/2008 15:59)
azo atao project tsara izay ry soanja:
ny mamokatra cd zafindraony an'ireny olona ireny
ny mamokatra cd zafindraony an'ireny olona ireny
31. soanja
(
22/01/2008 17:16)
Afaka miara mikarakra izany ve isika mianadahy? zah vonona saingy mbola tsy ampy fitaovana. Aiza no ahitana fitaovana momba an'io fandraisam-peo mandaitra sns... zah anefa mahafantatra studio afaka manampy antsika aty US hamitana azy ho raki-peo maharitra.
32. ikaretsaka
(
22/01/2008 18:05)
marina mihitsy izany ry soanja!
misy rangahy sady journaliste no musicien izay, niara nianatra tamiko sy mitovy zavatra atao tamiko @ io asa momban'ny fijerevana sy fandalinana ny fiainan'ny olona any @ ireny tany very ireny, nampiasa ireny digital mobile field recorder ireny ingahirainy.
sendra tafiaraka nitendritendry anay indray andro , niaraka tao @ studio taty! dia nifampiresaka dia nifampizara traikefa sy zavatra tiana hatao teo dia nohazavainy ahy ny tanjony sy ny nataony dia tena voasarika tanteraka aho!
dommage fa tany Amerika latinina ny toerana niasany.. fa toy io tianao atao io mihitsy no zavatra nataony.L naka feon' ireo Amerindianina manao ny hirany (karazana zafindraony any izany) dia nentiny taty namboarina sy no modernize-na!
tahatahakan'izao no nampiasainy
http://www.musictechmag.co.uk/mtm/reviews/hd-p2
Tao no nahitako ny herin'ilay mnasinina keliny
dia nentiny taty @ studio taty ilay izy dia namboariny taty fa 8O fotsiny aho!
fa ny soa fianatra ...
azo atao tsara
33. soanja
(
22/01/2008 20:34)
Salut Ika,
Misaotra betsaka amin'ny info. Ndrazo fa hojireko io de ho hitako eo izay azoko atao.
Misaotra indrindra. :-*:-*:-*(l)(l)
Misaotra betsaka amin'ny info. Ndrazo fa hojireko io de ho hitako eo izay azoko atao.
Misaotra indrindra. :-*:-*:-*(l)(l)
34. ikaretsaka
(
23/01/2008 02:59)
tena feno be koa ny programako 2008 ity e... (avy any @ kangorous vao mazavazava ny resaka Dago) ..
fa raha mahavita alohan'izany i Zoky soanja dia teneno ihany e
fa raha mahavita alohan'izany i Zoky soanja dia teneno ihany e
35. soanja
(
23/01/2008 04:01)
Aha tsy 2008 alo ka. Feno hipoka koa ato. Alaintsika miadina io Razandry fa aza manahy. Lazaiko ianao refa raikitra le izy. Ndao raisina 2011 ny tanjona sa alo loatra?
36. lembelo
(
23/01/2008 10:32)
Misy vitsivitsy ihany koa hitako ao amin\'ny YouTube sy ny Dailymotion ao.Ny ankabeazany aloha efa \"modernized\" (izay moa no filaza azy ry Ika ? ) Tsy manao dokam-barotra aho fa nanaitra ahy ohatra ilay hoe \"Ry tanora maintso volo\", toa Fifohazan\'i Manolotrony angamba no nihira azy. Voatahiry tsara ny \"fiziny\". Ny mahalasa eritreritra ahy dia toa ...........madio loatra ilay izy. Tsy misy feo iray maningana, ary \"marim-pototra\" hatramin\'ny farany ilay hira. Mitarika Antoko Mpihira aho, fa raha mihira \"a capella\" andininy efatra toy ireny, tsy \"mi-detone\" hatramin\'ny farany, dia \"je signe tout de suite\".
Mahaliana moa ilay resaka ka atambatro eto daholo ny tian-kolazaina :
Izaho aloha \"prostanta\" fa mba te-hahalala misimisy kokoa ny momba ireo mpamoronkira \"fototra\" katolika toa an-dry Tabao Manjarimanana. Ika koa moa teo niresaka an\'i Bainy Dezy. Raha tsy diso aho, toa nitarika ny \"Antsan\'ny Faravohitra\" izy. Misy raki-kira (an-soratra na rakim-peo) ny sangan\'asany ve ?
Farany, mampirisika anareo aho amin\'ny ezaka firaketana ireo hira zafindraony. Tsy voatery ange ny taranaka aty aoriana hoe haka tahaka be fahatà ny ireo mpihira zafindraony (tsy ho voaverina ny lokom-peo). Misy mopera malagasy izy eto Paris, mitarika ensemble vocal, vazaha daholo no ao, ary ambony ny niveau-ny. Nanao hira kto malagasy anankiroa izy (\"Ry taranak\'i Davida ara-nofo\", sy ny \"Tsy tonga ho an\'ny olo-marina i Kristy\")Fa tonga lafatra sy tanteraka. Efa ho folo taona angamba no nahenoko an\'izay fa mbola ato am-bavako ny tsirony hatramin\'izao. Ny mampalahelo ahy dia tsy noraisiny feo ireo.
Izay aloha fa mandra-pihaona

37. lembelo
(
23/01/2008 10:38)
Tsetsatsetsa tsy aritra : ilay Zafindraony "modernized" moa izany dia irony zafindraony arahina "synthetiseur" irony ?
38. ikaretsaka
(
23/01/2008 15:53)
ieeee.. izay izao dia efa modernization!
dia ao koa ilay izy hoe "madio loatra" (io nazavain'i Lembelo io ny hoe madio tiako lazaina, nefa amiko anisan'ny maha zafindraony ny zafindraony le misy ilay feo miventy: ohatra maome tononkira, na ilay beso somary miala kely manao solo ka mety hisy tonony kely mampihomehy... ny Ramaria sy ny Razozy ... sns...)
Nisy bokina " tain-dalitra" tokoa ny "Antsan'i Faravohitra" t@ andron'i Bainy Dezy fa efa talooooooooooooha bee , tany @ biblio katolika tany Ambatoroka no nahitako t@ izany eeeeeee! fa afaka mampikaroka raha misy!
Mbola mitarika chorale koa i baigny dezy
fa ohatran'ny hafahafa tokoa ilay izy ry lembelo rehefa tsy misy mi detone ka!
i Mgr Tbao Manjarimanana dia efa maty i Baigny dezy aloha mbola any Bira any ary mbola mamorona... misy koa ny mpamorona hafa toa ilay mompera tao Italia mpanao ny hono ho'a mompera iny sns... Eny hatr@ Mgr Jean Paul eveka mpanampy aza! fa ry zareo mpamorona katolika tonga dia mitambatra ao @ ilay projet hoe Ankalazao ny Tompo matetika... dia ry zareo vetson'i Fianar koa...
Dia ny voamariko koa ny an'ny Katolika ny hira vaovao tonga dia lasa hiran-damesa avy hatrany fa tsy miseho raki-kira matetika.
Lembelo> fa ny an'i BDezy anie efa tapohany jazz hafahafa izay e, miaraka @ le tenor be (jereo ilay hoe Fantatrao Ray o) :wink:
fa azo atao tsara io ry zareo an...!

39. Rasiligaoma
(
24/01/2008 07:26)
Soa, Ika, lemb> tsara be ilay projet, ataovy r'ireto fa zahay mandray anjara amim-bavaka mba hahavitanareo azy a
40. soanja
(
26/01/2008 14:37)
Rasil> Fa ahoana kosa ara. Tsy aleoanao miaraka aminay mihisty manao azy: ny adidy ho vita ny fafiny ho azo? Tsy mbola hadinoko anie le resaka iry e!!!:-D