kristian sy ny fomba gasy
63. ikaretsaka
(
18/01/2008 00:24)
mandefitra> le izy atao tsianjery @ le izay tiatiana ihany no tsy marina
64. Mandefitra
(
21/01/2008 05:57)
De aleo memezana fotsiny :lol:
Safidy io, fa raha ho any ihany, ny miaraka @ Jesosy no safidiko :)
Safidy io, fa raha ho any ihany, ny miaraka @ Jesosy no safidiko :)
66. prime
(
25/01/2008 13:56)
Mitombina io ambaran'i Mandefitra io... hivavaka ihany va tsy aleo amin'Andriamanitra velona toa izay amin'ny razana (vovoka sy lavenona)?
