Iza no manana double nationalité, de ahoana rehefa mody ?

41. Ralay ( 12/01/2008 12:05)
Betty: Bonané aloha njy complice e!
-Averindry zareo ao @ interieur ny passeport taloha na lany daty na tsia rehefa manaolo passeport biometrique vaovao io ianao satria ilain'ny polisy eny Ivato iny rehefa hiverina ianao.Izany hoe asehonao daholo ny passeport taloha sy ny vaovao ary ny passeport frantsay rehefa hiverina ianao.Ny passeport taloha nidiranao ihany anefa no tombohiny rehefa miverina ianao fa ny passeport vaovao sy frantsay dia tsy asiny fitomboka. Rahefa mampiseho ny passeport frantsay eny @PAF (CDG) indray ianao dia verifier-ny fotsiny ny autenticité ny passeport vazahanao fa tsy misy fitomboka na kestion ataony.
PS:Ny any @firenena hafa dia tsy haiko indray ny fandehany fa France io lazaiko io.
42. cutie ( 12/01/2008 20:47)
nyrina
Misy oul fantatro zao aty sady manana passport amerikana izy no manana gasy koa.
Refa mandeha any Dago izy,mivoaka ny US, mampiseho passeport amerikana, miditra ny dago passeport gasy. Mivoaka ny dago passeport gasy, miditra ao Paris na escale hafa passeport amerikana, mandra-pahatonga aty US :)
43. niryna ( 13/01/2008 05:29)
cutie:

nyrina
Misy oul fantatro zao aty sady manana passport amerikana izy no manana gasy koa.
Refa mandeha any Dago izy,mivoaka ny US, mampiseho passeport amerikana, miditra ny dago passeport gasy. Mivoaka ny dago passeport gasy, miditra ao Paris na escale hafa passeport amerikana, mandra-pahatonga aty US :)

Hay va re e,dia mi-cheat izy izany ,efa tsy mahazo hoy ny mpanome ny pasipaoro .Sady raha mba fanampiana ny firenena kelin'ny tena iny ve aky ry cutie dia ahafaty?
$15 fotsiny anie no takiany e.:cry: Samy manana ny sainy ny olona e :D

44. menalamba ( 13/01/2008 09:24)
niryna> Lé 15$ homeny @ ilay fianakams tsy mihinan-kena intsony isan'andro dia mba sitrany ahay mandimandina ry zareo herin'andro koh...:roll:
45. cutie ( 13/01/2008 18:15)
niryna nga manana passeport amerikana :)
46. niryna ( 13/01/2008 22:22)
cutie:

niryna nga manana passeport amerikana :)



:D:-$:-$
cutie a rehefa lazaina hoe tsy mahazo atao kanefa mbola manao ihany na dia tsy tratra aza dia efa mangalatra amin'ny fanjakana izany,sady mandainga ny tenany no manenjika azy koa ny eritreritra :roll:.
Sady indray mandeha ao anatin'ny herintaona na taona maro ve aky vao mba afaka mankany,raha mandalo any amin'ny ambassaden'ny madagasikara anie dia mandoa vola be ihany e,ary raha eo Ivato no mandoa dia io vola kely io.Io ve aky ampy ho karaman'ny olona iray hanadio ny eo Ivato indray andro.Dia tokony mandeha amin'ny fahamarinana ilay olona fa tsy manao fetsifetsy,raha tena voasava eo izy dia voa roa tahakan'ny dakam-boriky =))=))
47. xxx ( 13/01/2008 22:32)
ampisehoana izy roa refa miverina ka :)fa le gasy fotsiny no tsy mandaitra refa miverina :)
de manana passeport amerikana nga njy wa :)
de tantarao ny experience t@ njy nankany dago :-D
48. soanja ( 14/01/2008 06:24)
Eto aby izy roroa. De aza taitaitra fa izay takiany omena azy.
Izay maha proud anao no asehoy voalohany fa iny no identite maha ianao anao. Ankoatr'izay vokatry ny politika avokoa!
49. niryna ( 14/01/2008 13:01)
[quote=xxx]
ampisehoana izy roa refa miverina ka :)fa le gasy fotsiny no tsy mandaitra refa miverina :)

efa oe tsy mahazo mampiseho izany roa izany ku
[quote]
de manana passeport amerikana nga njy wa :)
de tantarao ny experience t@ njy nankany dago :-D
alefako any amin'ny e-mail-ndry ny valiny fa bedin'ny dadanay sy mamanay eo aho.:D

indry aky mampime a,xxx ...sonia cutie.Mahafinaritra kely ahy ery indry rehefa manao an'io :D
Efa woe tsy mikaonty woa ilay pasi-gasy rehefa miverina .
Efa tonga dia misy lalan-tsarety andehanana misaraka havia sy havanana koa ampiseho an'iny eo ahoana :D,ary iray sy valo dia mivoaka fa ireo izay mitondra ny azy sy ny ttsy hafa adin'ny roa any vao avoakany fa mbola fanontaniana be manaraka ny arabe feno vatokely :D misy aza eo amin'ny aeroport dia miverina mody fa tsy afaka miditra raha fantany fa tsy haka vakansy no ataon'ilay olona fa hipetra-monina :cry:
Dia eo fotsiny izay mpitsena no manome famantaranandro na vola na ankanjo na sns ho an'ilay olona sady tsy mahita ny tavany,no mbola zahavina ihany koa izay mahay teny frantsay,izay ela dia ela vao mahita raha mety mahita .
Ny antony misy karatra fahazoana mipetraka sy miasa izay nomeny ary rehefa vita ny velirano dia alainy izy izay na tsy mivoaka ao anaty ordinateur intsony dia tsy mandaitra intsony izany ,dia ahoana inona no ataondry ?
Jereo any amin'ny librairy fa misy boky milaza ny sasany amin'ireo lazaiko ireo.:D
Efa woe manao velirano eo amin'ny fitsarana ka dia lazainy fa tsy mahazo mampiasa ny pasy hafa intsony ka ahoana indray no ampiasana azy.Tsy mila manavao an'io intsony koa izany raha tsy hoe hody tanteraka dia hipetraka any dago indray dia zavatra hafa.

Ireo efa nolazaiko andry ireo ny experience ka,ary tsy mitovy ny ao Europe izay afaka mampiasa roa ary ry zareo koa aza dia maka tahaka ny pasy Am ilay misy sary efa miraikitra ka tsy azo soloina na atao peta-tsary eo ambony.:roll:E-pass

50. SHOAN ( 03/02/2008 12:40)
izaho manana fa izany hoe mbola tsy hody tanteraka aho aloha izao fa ho hita eo plus tard
:lol::lol::lol:
51. Ratoa ( 15/04/2008 15:34)
Ny gasy koa anie , ra ny lalàna no tena arahana ara bakiteny, tsy manaiky ny double nationalité. Saingy tsy maka ankeiny ny passeport gasy izy . Rehefa tong eo Ivato (izay no fanaoko) aseho ny passeport vahiny. Dia manontany iz"y hoe fa angaha ianao tsy manana passeport gasy. Dia manana aho hoy aho. Dia alainy asiana fitomboka. Dia manavao passeport gasy na maka visa de sortie . Dia ny passeport gasy no aseho rehefa miala eo Ivato. Dia manontany indray izy: firy taona Mme no efa tany, Efa nahazo nationalité? Aiza ary ny passeport vahiny. Dia asiany fitomboka koa raha miditra sy miala an'Ivato.
Tsy manao blème izany izy. Na dia tsy ara-dalàna gasy aza ny double nationalité ny tera tany. Ny zaza mtisy tsy teraka tao Dago no mety hanana olana fa tsy gasy automatiquement ny étis teraka tany ivelan' Dago.
Izaho aza efa 20 taona tsy nankany. Efa maty ny passeport gasy. Iny no nasehoko teo Ivato t@ voaloahany. Niditra tsy nisy blème eo ihany aho dia nomena ttsy anavaozana passeport.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4543