Iza no manana double nationalité, de ahoana rehefa mody ?
21. fahamarinana
(
09/01/2008 18:21)
:arrow:dia ireo efa voalaza rehetra ireo e :miditra am P gasy ao dago dia mijanona ao elabe dia rehefa hiverina aty france dia miditra P gasy sy vazaha ary P vazaha na cni aty france.Ny ahy aloha tsy nisy olana fa asa zay tratran'ny fanontaniana tany fa io koa miankina amin'ilay olona sendra anao ao am ivato.(l)
22. fahamarinana
(
09/01/2008 18:24)
diamondra27:
slashdago: ary raha lany date ny pasporo gasy depuis avril 2001 de manana pasporo vazah de aona ndray ny fipetrany?
Za toa naheno we mbola eo ampangatahina ry zareo ao am ambasady mba ho vitaina aty france le pasy bio ka asa na oviana no ho vita zany?
:arrow:Ny fanaon'ny ankizy aloha dia miditra Pgasy ihany fa tenenindreo hoe tsy maintsy vita ny vaovao rehefa mody.Raha za ndry any dago no manalava azy fa ilay ao am ambassade tsy dia atokisako hoe vita vetivety ,nefa asa,toa maheno aho teo hoe efa rapide ka dia arahaba soa zany e na manontania tel aky hoe hafirina no vita sns....(l)
23. fasaly
(
09/01/2008 19:41)
IzaIhany:
Amiko aloha resaka hoe en ordre inona moa no probleme , olona miaina ampilaminana de mande miasa de mody isan'andro, ka mba hoe aleo manotany ny olona afaka mba hanoro hevitra sy efa niaina izany aloha vao mba manao izany.
1 - passeport gasy efa lany visa
2 - tsy de afaka loatra ny hanao lay visa satria somary haharitra any Dago.
3 - Noho izany : ahoana no ataon'ny binationaux tsy maka visa ?:?:
tsy de afaka loatra ny hanao lay visa satria somary haharitra any Dago.enao ihany dia mahalala ny tokony hataonao izany.....
izao fotsiny tsy sarotra mihitsy izany
- lany daty ny passeport gasy dia mandehàna passeport vazà
- any ivato no maka visa fa lafo be raha aty ivelany
- efa sur place ihany ianao ary hijanona maharitra dia araraoty ny manavao passeport gasy.
ny vazà aza mahita fikafika hanalavàna ny sejour koa enao gasy ndray no tsy hahavita....:roll:
24. Zina
(
09/01/2008 21:37)
Zina [ Valio ] 08-01-2008 22:01:54
Lohateny : Re : Iza no manana double nationalité, de ahoana rehefa mody ?
eto daholo izy roa, tonga ao Ivato ampisehoy ny gasy ihany, dia rehefa miverina tsy maintsy mampiseo azy roa.
fahamarinana [ Valio ] 09-01-2008 19:21:10
Lohateny : Re : Iza no manana double nationalité, de ahoana rehefa mody ?
dia ireo efa voalaza rehetra ireo e :miditra am P gasy ao dago dia mijanona ao elabe dia rehefa hiverina aty france dia miditra P gasy sy vazaha ary P vazaha na cni aty france.Ny ahy aloha tsy nisy olana fa asa zay tratran'ny fanontaniana tany fa io koa miankina amin'ilay olona sendra anao ao am ivato.
EFA OE TSY mila visa ko....Tsisy olana zany mihitsy
za nijanona 1 mois et demi tsisy olana....
25. xxx
(
09/01/2008 22:09)
zany anie ho aho e! gasy ve enao dia hisy olana ny hijanonana any ? ny fidirina eo ivato ihany no ilaina passeport dia izay.
26. diamondra27
(
10/01/2008 00:38)
miala france enao de inon ny pasy ampisehoana?
de tonga any ivato zany de pasy vazah no aseho de mandoa visa(efa niakatra hono le izy zao de resaba fa tezitra ny ol)
de aveo mandeh mikarakara pasy gasy, de mila firy andro manao an'zay; le copie isankarazany; in doly no ilaina hiii
be kestion an!
mba mampiresaka ho an'zay tsy mahalala io an hiii
valiny jereo site ambassade gasy
hita ao doly ny ttasy ilaina
hiii:lol:
Ka efa hita doly ve aloha le pasiporo sa mbola tedavina e?:-D:-D
sao de variana am paps fa resaka fahasalamana aza atao tsirambina fa raha tsy salama manao vacances zany de perte an!
Manaova reserves fanafody: mivalana , vavony, tazo sns fa sao de tratry ny gastro sy fievre any
de aza adino ny mostikera hiii ra vao lanin'ny moka any njy de zay ny nataony
de tanjemo koa sao tratry ny lalitra tsé-tsé fa tonga de dodo lava
de inon koa re e: hahaha hiiiiiiiii:-D:-D

27. IzaIhany
(
10/01/2008 03:09)
Ie, misaotra tokoa @ torohevitra be de be izay e, efa mba sursur @zay rehefa hande mba hijery fianakaviana any Dago, mba miova kely @ mahazatra sady any hono milay zao fa resaka politika mafana tsara. Ny tazo tokoa no itandremana. :lol:
28. kelly13
(
10/01/2008 10:26)
normalement ianao ra tsy manana passeport gasy ka haka visa gasy d afaka mahazo 3 mois ny visa, en 3 mois ataoko fa afaka manamboatra passeport gasy vaovao ianao, nefa ianao nilaza fa ny visa ao anaty passeport-nao gasy no lany daty fa tsy ny passeport-nao (ahitsio aho raha diso), donc ra hiditra any mada avec passeport gasy ianao d tsisy olana, refa mivôka indray d ny passeport vaza (zay efa nolazain'ny ankizy eo ambony) no asehonao! tsy tokony hisy questions bdb mipetraka @ fanananao double nationalité, ra tsy oe nga ka sanatria nationalité novidiana ilay izy (miala tsiny fa misy io cas io ary tsisy afaka handà io teniko io) ka fiché quelque part ianao
29. Ralay
(
10/01/2008 10:33)
Marina daholo ireo voalazan'ny namana ireo fa ny zavamisy @ zao dia: Ento daholo ny passeport-nao gasy sy vazaha.
Rehefa tonga eny Ivato ianao dia passeport gasy no asehonao tsy misy olana mihintsy na lany daty aza fa mila manolo vaovao enao any an-toerana.Vita indray andro ihany io rehefa vonona daholo ny taratasy ilaina sy ny vola aloha(any @ poste no andoavana an'io rehefa mahazo taratasy handoavana azy avy ao @ministera interieur).
Rehefa miverina indray dia tsy maintsy aseho ny passeport gasy nidiranao izany hoe ilay lany daty sy ilay vaovao ary ny passeport vazaha.
Rehefa tonga eny CDG dia ny passeport vazaha no aseho de vita.
PS:Io passeport gasy amboarinao any dago io de efa passeport biometrique. Mila sary tapaka roa ianao atao @ dossier fa mbola alaindry zareo sary koa rehefa ao (photo numerique)ataony @ passeport.
Efa rapida izao ny manolo passeport.
Dia bon voyage ary e.

30. xxx
(
10/01/2008 11:33)
pour info :
- visa omen'ny eny Ivato dia visa 1 mois ihany (tsy tadidiko raha renouvelable na tsia)
- visa ao @ ambassade dia visa 3 mois renouvelable
Soava dia aby
- visa omen'ny eny Ivato dia visa 1 mois ihany (tsy tadidiko raha renouvelable na tsia)
- visa ao @ ambassade dia visa 3 mois renouvelable
Soava dia aby
31. fahamarinana
(
10/01/2008 11:51)
:arrow: Oui ,marina io ry xxx fa tsy voatery 1 mois ilay eo ivato kah,jereny ny billet aller retour-nao dia raha sejour tapaky ny 2 mois dia omeny fa raha mijanona plus n'izay dia mila manao demande de prolongation de sejour any am interieur :zany hoe maka attestation d'hebergement any amin'ny fokontany ilay olona hipetrahanao dia iny no entina any am interieur ndray dia mahazo sejour FA mlila atao sinon mahazo olana rehefa mody e.Izay aloha ny démarche nataoko tany fa zao moa efa nahavita azy roa dia tsisy olana tsony.
Dia naika hanontany koa aho hoe depuis taona inona kay ilay Pass biométrique no nanomboka nisy dia misy obligation ho an'ny Pass taloha ovaina ve rehefa mankany sa na ilay taloha aza,fa tsy lany andro,dia mety daholo , Misaotra zay afaka mamaly ahy.
Dia mahafaly ny maheno fa misy ezaka be ao amin'ny ambassade amin'ny fahavitan'ny ttasy haingana e!!!!(l)

32. betty
(
10/01/2008 12:57)
Ralay (tratry ny taona alou complice hihi) : rehefa manolo le passeport efa lany date ve de mbola omendry zareo ve ny ancien passeport nefa efa mahazo vaovao? Izany oe raha azoko dia manana passeport 2, 3 miampy ny passeport vazà?
33. IzaIhany
(
10/01/2008 13:34)
Ny henoko de izao, raha manao passeport vaovao hono de tazomina ilay passeport taloha. Dy tsy azoko loatra ny tohiny fa toa manana problème ianao avy eo.
34. fahamarinana
(
10/01/2008 13:41)
:arrow:ny ahy aloha nomeny ny pass taloha fa notapahany misompirana kely tery ambony,fa tam 2005 zany ka asa raha niova na tsia zao(l)
35. niryna
(
10/01/2008 18:05)
LazaDaddy:
izaho manana double nationalite sady tsara lavitra no tsy mila pasipaoro ilay faharoa fa ny "tombokasen'Andriamanitra" no ilaina.
"our citizenship is in heaven" Philippians 3:20
Tsy ratsy indray izany ry laza ,ity indray aloha mbola ety an-tany kosa no asiany valiana e
Mety HS kely ity kanefa zava-misy dia zaraiko (l)
Arakaraky ny toerana io ka,ny Amerikana izao dia tsy mahazo mitazona roa izany fa ny iray ihany raha lasa citoyen American ilay olona.Tsy alainy ny pasipaoro gasy fa tsy azo ampiasaina intsony na mandeha na miverina.Maka visa rehefa mody any dago ary ao Ivato vao maka satria ao no mora.Efa nolazainy fa sarobidy ilay pass ka raha very dia misy sahy mivarotra hatrany amin'ny $ 40-50.000any mihitsy. ary miandry roa taona any indray vao mahazo vaovao. :roll:
Ny karanpanondro no entina rehefa mody any dago dia iny no ampiasaina fa tsy mampiasa ilay pass gasy intsony.:arrow: tsy mila manavao intsony izany fa avela amin'izao.
36. cutie
(
10/01/2008 18:14)
nyrina
ka raha mampiseho passeport gasy ve refa tonga ao Ivato de in koa no mbola ilana maka visa??
ka raha mampiseho passeport gasy ve refa tonga ao Ivato de in koa no mbola ilana maka visa??
37. niryna
(
11/01/2008 05:39)
cutie:
nyrina
ka raha mampiseho passeport gasy ve refa tonga ao Ivato de in koa no mbola ilana maka visa??
Tsy misy olana fa rehefa miverina hianao dia mila fotomboka ny fiverenana dia inona no asehonao eo? Tsy mahazo mampiasa ilay pasy gasy rehefa miditra eto.Dia aiza no hiazakazaka hanomboka an'ilay pasy amerikana?
Aiza no porofo fa nivoaka teto hianao,ary nandeha taiza?
Sady ilaina ilay izy satria raha sanatria misy ady tampoka any amin'izay firenena andehanana dia tsy maintsy mamonjy ambasadin'ny amerikana ny amerikana ohatra. :roll: sanatria io an,ary ohatra iray fotsiny
38. radjery
(
11/01/2008 23:34)
niryna> marina ny lazain'i cutie, ary raha tsy mahazo resaka i niryna dé avereno vakiana ny nosoratan'i Ralay fa mazava tsara, refa miverina enao dia tomboina eny ivato ny pasipaoro vazaha
39. niryna
(
12/01/2008 02:14)
radjery:
niryna> marina ny lazain'i cutie, ary raha tsy mahazo resaka i niryna dé avereno vakiana ny nosoratan'i Ralay fa mazava tsara, refa miverina enao dia tomboina eny ivato ny pasipaoro vazaha
mahazo resaka aho ka,raha hanomboka pasi vazaha hianao dia aiza ny porofon'ny visa ?
Dia rehefa hiditra any amin'ilay toerana hiverenanao hianao dia milahatra eny amin'ireny olona citizeb ireny ho tombohina ny pasi dia aiza ilay visa marika fa avy tany an'inona hianao ?
40. niryna
(
12/01/2008 02:18)
radjery:
niryna> marina ny lazain'i cutie, ary raha tsy mahazo resaka i niryna dé avereno vakiana ny nosoratan'i Ralay fa mazava tsara, refa miverina enao dia tomboina eny ivato ny pasipaoro vazaha
marina anie ny tenin'i cutie raha manana double hianao e.Indro kely hoy aho HS no nosoratako eo ambony manambara fa tsy ny firenena rehetra dia ho double,ny firenena izay iray ihany fa tsy mahazo mitazona double no resahiko nahatonga io resakay sy cutie io