Raha tsy izy dia tsy nisy nahariana izao zavatra ary izao,

41. tontavao ( 11/01/2008 14:07)
Ka io aky Niryna no tena tsy azoko amin'ity finoanareo ity à:

Lay devoly hivadika ve dia tsy fantatr'Andriamanitra MIALOHA HOE HIVADIKA 'LAY RANAMANA ITY ,satria izy araka ny finoana no namorona ny zavatra rehetra ary mahalala ny ho avy, ka naninona no tsy tonga dia novonoina toy ny famonoana ny olona mpanonta rehetra io (misy mbola tsy manonta akory moa dia lasa (ZAZA MENAVAVA), nefa ny mpamorona ilay fahotana (saindratsy) avela hiriaria any ihany???

Sa kosa ny devoly no namorona ny olombelona fa te-halain'Andriamanitra ho azy??? Tsy mazava intsony ho aho é.

Eny é tsy hanome tsiny anao aho fa na hitantara toko sy andininy rehetra ao amin'ny baiboly ianao tsy hahavaly an'io akory fa dia ATAOVY amin'ny antonony é.
42. fijo ( 11/01/2008 21:45)
niryna an,rah any olona lazain ahoe tsy ampy saina aza mahalala fa rah azavatra fantany fa hanimba ny zavatra nataony di atsy ataony.ka rahaizany dia adala mihintsy le andriamanitra nanao ny devoly araka ny teninareo ihany
43. niryna ( 12/01/2008 01:59)
fijo:

niryna an,rah any olona lazain ahoe tsy ampy saina aza mahalala fa rah azavatra fantany fa hanimba ny zavatra nataony di atsy ataony.ka rahaizany dia adala mihintsy le andriamanitra nanao ny devoly araka ny teninareo ihany

Averiko indray fa ny zavatra rehetra nataon'Atra dia tsara avokoa

31 Ary hitan'Andriamanitra izay rehetra nataony, ary, indro, tsara indrindra izany. Dia nisy hariva, ary nisy maraina, andro fahenina izany. Gen 1:31

Izany ve ,adala Izy izany dia izay.
Anejly hitondra hafatra no nataony ka dia nivadika sy mbola miahoaho eny rehetra eny izy maka namana.Tena adala tokoa izany Izy ry fijo araka ny teninao an.
Raha nampoiziko ho may ny trano dia efa nahoriko ny entako saingy ny fikasana antsika olombelona fa ny didy an'Atra.:roll:
44. ikaretsaka ( 16/01/2008 15:21)
niryna an> atao hoe tsy nahalala Azy mihitsy ianao (tsy nisy nanoro anao ny momba Azy sns)
dia tonga teto an-tany ianao, dia ahoana ny fijerinao?
mba azonao valiana ve io?
45. niryna ( 18/01/2008 06:18)
ikaretsaka:

niryna an> atao hoe tsy nahalala Azy mihitsy ianao (tsy nisy nanoro anao ny momba Azy sns)
dia tonga teto an-tany ianao, dia ahoana ny fijerinao?
mba azonao valiana ve io?



:roll:

http://fathersloveletter.com/fllpreviewmalagasy.htm
Mahareta hatramin'ny farany fa izay maharitra vadin'andriana.Tandremo sao mi-cheat a :D

*"Fantatro hianao fony hianao mbola tsy noforoniko"
*"Mahatalanjona no nanaovako anao."
*"Ny fanomezan-tsoa rehetra azonao dia avy aty amiko."
46. ikaretsaka ( 18/01/2008 16:42)
ka efa hoe suppose fa tsy nisy nilaza ireto taminao hoa

*
"Fantatro hianao fony hianao mbola tsy noforoniko"
*"Mahatalanjona no nanaovako anao."
*"Ny fanomezan-tsoa rehetra azonao dia avy aty amiko."

47. niryna ( 18/01/2008 20:35)
soanja:

Ka tsy azoko anie zany le izy satria raha namorona an'i Lucifer ve izy de tsy azony antsaina ny potential na fivadihana mety hitranga amin'ny zavatra namboariny. Sa ve tsy lasa lavitra n fahitanareo ny fahitan'Atra ny zavanamboarina.

Nanenina ve i Andriamanitra nanamboatra an'i Adama sy Eva? Fa nahoana no nanenina? fa angaha tsy fantany ny zava-namboariny?

Maninona Andriamanitra tezitra matetikamtamin'ny zanak'Israely raha nivadika matetika ireto farany ireto. Tsy tokony fantany ve ny vahoaka namboarina sy voafidiny? Raha fantatrao ny olon-tianao dia tsy tezitra aminy ianao fa manafay azy fa manova azy na manomana azy amin'ny zavatsoa ts hisian'ny fampijaliana.

Ny fitiavana tsy mba manafay fa manabe.


Izay no antony hamakiana ny tantara izay voasoratra ao anaty baiboly,hianareo moa tsy mino sady nampianarina fa tsy ampy ny baiboly dia tsy ahita ny marina izany hianareo,indrindra moa fa misy hinoana ary misy ny tsy hinoana kanefa voasoratra(mino an'Atra kanefa tsy mino an'i satana izay nolazainy sm fa naka fanahy an'Atra izy) :roll:

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0978