Ahoana koa izany?
61. ikaretsaka
(
27/12/2007 20:30)
izay no fandinihin-tena tsotra indrindra..
ny tenanao ihany no hitoriana sy asaina mandinika fa tsy ny tenan'ny hafa!

63. fijo
(
27/12/2007 22:35)
fa ahoan ano hoe lalana tsara tsimaintsy alehan'ny olona rehetra ny finoana???ngaha terena ilay izy
65. niryna
(
28/12/2007 05:39)
cutie:
de henoy zay lazain'ny expert ry Nyrina a:-D
ie, mihaino fa tsy mandray kosa aho raha mifanohitra ny teny ao amin'ny baiboly no lazainy :D
Ao izy no milaza foana hoe tsy misy satana kanefa dia hita ao anaty baiboly daholo ilay izy raha tsimponiko eto fa aleo aloha hiandry amin'ny andro hafa :D sao bedin'ireo expert
67. ikaretsaka
(
30/12/2007 18:35)
velabelaro ny mampitovy azy
Ity no mahagaga anahy sy iraisako hevitra @ fijo alohan'ny hitenitenenanao foana anefa an

fijo:
fa ahoana no hoe lalana tsara tsy maintsy alehan'ny olona rehetra ny finoana???ngaha terena ilay izy
68. niryna
(
30/12/2007 23:30)
ikaretsaka:
velabelaro ny mampitovy azy
Ity no mahagaga anahy sy iraisako hevitra @ fijo alohan'ny hitenitenenanao foana anefa anfijo:
fa ahoana no hoe lalana tsara tsy maintsy alehan'ny olona rehetra ny finoana???ngaha terena ilay izy
tsy terena ny olona ka,any amin'i kristy irery no misy ny famonjena,hoy ilay boky masina volamena ,sarobidy.
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m4747b0c5684a8
69. ikaretsaka
(
30/12/2007 23:52)
dia aoka izay aza fa aza manery olona indirect..
efa ataon' A/tra tsy miseho mihitsy ny hafatra mbola mi insiste ihany

70. niryna
(
31/12/2007 11:36)
ikaretsaka:
dia aoka izay aza fa aza manery olona indirect..
efa ataon' A/tra tsy miseho mihitsy ny hafatra mbola mi insiste ihany
safidy io ika ,vaovao ny taona,misaina ny tsara sy mahasoa hatrany,tsy an'ny tena ihany fa an'ny mpiara-belona sy indrindra ireo kristiana mitovy amin'ny tena.
Samy mandray izay tandrifiny ry ika a ,avadio fotsiny hoy aho ny pejy dia manga ny lanitra. :D
Efa samy mahafantatra izay tsara sy ratsy tandrifiny avy ny mpamaky sy ny mpandray anjara e.Toy izany koa ny mpamafy efa mahafantatra hoe izay hafafiny ihany no voa hivoaka na tsara na ratsy. :lol::lol:
71. xxx
(
02/01/2008 16:11)
niryna:
Fa hisy Kristy sandoka sy mpaminany sandoka hitsangana,ka haneho famantarana sy fahagagana hamitahany na dia ny olom-boafidy aza, raha azo atao izany.Marka 13:22
Ary izao famantarana izao no hanaraka izay mino: hamoaka demonia amin'ny anarako izy; hiteny amin'ny fiteny izay tsy mbola hainy izy; handray menarana izy; ary na dia misotro zava-mahafaty aza izy, dia tsy hampaninona azy izany; hametra-tanana amin'ny marary izy, dia ho sitrana ireny.Marka 16:17-18
Ny teny voalohany dia manome antsika fampitandremana fa hisy kristy sandoka ary hanao fahagagana,eny fa na dia ny olona efa voafidin'Atra aza dia mety ho voafitaka amin'ny ahoana izany?
Ny faharoa dia milaza ihany koa fa hanao fahagagana ihany koa ireo olona izay nofidian'Atra ?
Samy manao fahagagana daholo izany na tena izy na ireo mpisandoka?
Ny fanontaniako dia hoe ahoana no ahalalana fa hoe tena avy amin'Atra ireo olona ireo na tsy avy aminy?
Ny fahasoavan'Atra anie no hampianatra antsika tsirairay avy sy hizara ny teniny amin'ny namana sy ny manodidina.
Misaotra antsika
(l)niryna
Ny fantatro fotsiny dia hoe "hitako ny lalan-tsara ka hizorako,azoko ny famonjena ka ho tanako"
Tsy fantatro fa sao dia misy fomba arahana ao?
kanefa raha mino an''Atra izy dia mahafantatra fa mizotra amin'ny lalana marina ary ho azony ilay famonjena.
"Fa ny rahalahiko dia izay manao ny sitrapon'ny raiko."
Tsy maintsy miverina amin'ny baiboly ihany ,raha fampianarana mivoana amin'ny baiboly dia tsy izy izay.
Indraindray fampianarana avy amin'ny baiboly kanefa ataony dika vilana dia tsy izy koa izy izay.Ny baiboly ihany no tokony hiaingana.
73. ikaretsaka
(
03/01/2008 00:23)
"Fa ny rahalahiko dia izay manao ny sitrapon'ny raiko."
Tsy maintsy miverina amin'ny baiboly ihany ,raha fampianarana mivoana amin'ny baiboly dia tsy izy izay.
satria nahoana?
izoa manko:
a) tadidio fa 400 taona taty aoriana (400 AD) vao nisy ny kaosilin'i Nicea sy Carthage! (consily nandravona ireo manuscrits rehetra hoe ireto avy ny boky momban'ny kristianisma hatambatra dia atao hoe baiboly!
tsy nila namaky baiboly ireo olona mpino t@ izany fa lovan-tsofina fotsiny... nefa betsaka no lasa saints:wink:
b) Mila mahay mamaky teny vao mahay mamaky baiboly, nefa ny famonjena tsy nahao ho an'ny mahay mamaky teny ihany:roll:
izay no ilaina ireo nianatra manokana momba izany: theologian sns..
fa tsy izay "inspire t@ baiboly tao @ WC akory de handeha hitory teny
74. fijo
(
03/01/2008 23:47)
ekeko mihintsy ity.tsy hoe mpino aho,fa mampalahelo ahy ny mahita ny gasy sy ny afrikanina mora adalaina amin'ity resak abaiboly ity.vao maheno fotsiny hoe hoy ny baiboly,dia eo.tsy olon anianatra ilay izy akory anefa fa mba mpamaky kely isankalin a no mitantara eo dia voasarika .ary dia eo no mampisy ilay fahadisoa mpanantenana.Satria tsy mahalala akory ny sasinteny misy ao,fa di ahoe sambo iray nahatafiditra ny karazana biby rehetra nisy eran tany dia ok sefo.
nefa izao aza ny mpandinika biby mbol amahit akarazana saobakaka vaovao

75. niryna
(
05/01/2008 20:10)
xxx:
niryna:
Fa hisy Kristy sandoka sy mpaminany sandoka hitsangana,ka haneho famantarana sy fahagagana hamitahany na dia ny olom-boafidy aza, raha azo atao izany.Marka 13:22
Ary izao famantarana izao no hanaraka izay mino: hamoaka demonia amin'ny anarako izy; hiteny amin'ny fiteny izay tsy mbola hainy izy; handray menarana izy; ary na dia misotro zava-mahafaty aza izy, dia tsy hampaninona azy izany; hametra-tanana amin'ny marary izy, dia ho sitrana ireny.Marka 16:17-18
Ny teny voalohany dia manome antsika fampitandremana fa hisy kristy sandoka ary hanao fahagagana,eny fa na dia ny olona efa voafidin'Atra aza dia mety ho voafitaka amin'ny ahoana izany?
Ny faharoa dia milaza ihany koa fa hanao fahagagana ihany koa ireo olona izay nofidian'Atra ?
Samy manao fahagagana daholo izany na tena izy na ireo mpisandoka?
Ny fanontaniako dia hoe ahoana no ahalalana fa hoe tena avy amin'Atra ireo olona ireo na tsy avy aminy?
Ny fahasoavan'Atra anie no hampianatra antsika tsirairay avy sy hizara ny teniny amin'ny namana sy ny manodidina.
Misaotra antsika
(l)niryna
Ny fantatro fotsiny dia hoe "hitako ny lalan-tsara ka hizorako,azoko ny famonjena ka ho tanako"
Tsy fantatro fa sao dia misy fomba arahana ao?
kanefa raha mino an''Atra izy dia mahafantatra fa mizotra amin'ny lalana marina ary ho azony ilay famonjena.
"Fa ny rahalahiko dia izay manao ny sitrapon'ny raiko."
Tsy maintsy miverina amin'ny baiboly ihany ,raha fampianarana mivoana amin'ny baiboly dia tsy izy izay.
Indraindray fampianarana avy amin'ny baiboly kanefa ataony dika vilana dia tsy izy koa izy izay.Ny baiboly ihany no tokony hiaingana.
[/quote]
=D=D^:^