Ahoana koa izany?
21. nandrianina1
(
27/12/2007 06:01)
Ny fanontaniako dia hoe ahoana no ahalalana fa hoe tena avy amin'Atra ireo olona ireo na tsy avy aminy?
f'angaha tsy efa hoe ny Fanahy Masina mitoetra ao anatitsika no hampahafantatra antsika ny zava-miafina rahetra
22. niryna
(
27/12/2007 06:06)
nandrianina1:
Ny fanontaniako dia hoe ahoana no ahalalana fa hoe tena avy amin'Atra ireo olona ireo na tsy avy aminy?
f'angaha tsy efa hoe ny Fanahy Masina mitoetra ao anatitsika no hampahafantatra antsika ny zava-miafina rahetra
Izay indrindra,ho an'izay mino an'i kristy fa zanak'Atra Izy, fa ahoana no ahalalan'ireo izay tsy mahafantatra hoe avy amin'ny Fanahy Masina na avy amin'i satana ilay izy? Tsy ny rehetra mantsy no hipetrahan'ny FM. :cry: Samy manao fahagagana daholo ireo ny ny hery avy amin'Atra na ny herin'i satana.:D
24. nandrianina1
(
27/12/2007 06:13)
hoy niryna:
eo no miditra ny tombon-tso azon'ny tena manana an'i kristy marina sady mihaino ny feony.
ny ondriny ange mahafantatra Azy sady mahay mihaino ny feony e
fa ahoana no ahalalan'ireo izay tsy mahafantatra hoe avy amin'ny Fanahy Masina na avy amin'i satana ilay izy?
eo no miditra ny tombon-tso azon'ny tena manana an'i kristy marina sady mihaino ny feony.
ny ondriny ange mahafantatra Azy sady mahay mihaino ny feony e
26. niryna
(
27/12/2007 06:22)
cutie:
manadina be mitsy i Nyrina zany :-d
:D tsy manadina aho ka,milaza ny kely izay fantatro ary manome hery antsika mba hadinika fa tsy izay rehetra manao hoe tompoko tompoko hoy i kristy no hiditra ny fankajan'ny lanitra fa izay manao ny zavatra nampianarany antsika.Ary maro ny mitory kanefa mivoana ilay toriany,dia anjarantsika no mijery ilay izy mba tsy ho diso lalana isika.
Ohatra fotsiny hoe tsy ampy ny baiboly hoy ny olona:arrow: ary tsy voatery hanao tsianjery ny hitsimpona baiboly.
Anao no mandray ilay teny izay nomeny ,mitombona ve izany,ahoana tokoa no ahalalana ny fahamarinana raha tsy nisy nitory? Ary ilay ampinga na fitaovana hiadiana amin'ny herin'ny maizina sy hakana hery raha tsy mamaky ilay baiboly?
28. nandrianina1
(
27/12/2007 06:30)
cutie:
zay zany koa
natao ho an'ny kristiana ihany zany izy ty :)
aza mora misendotra moa fa lalana tsara tokony izoran'ny olombelona rehetra anie io e.
30. nandrianina1
(
27/12/2007 06:39)
cutie:
za alou tsy mahavita mamaky baiboly fa ialako tsiny :)
fa mamaky inn ihany no vitan'i cutie mignone jolie
32. niryna
(
27/12/2007 06:43)
cutie:
za alou tsy mahavita mamaky baiboly fa ialako tsiny :)
Efa manaraka ny soratra masina ato hianao dia alaivo izay teny tsara sy azo ampiharina amin'ny fiainana.
Mihaino radio fa misy fandaharana mitory teny 24/24 ary misy koa fandaharana mihaino ny gospel ranonfotsiny. Ny ahy nataoko ao anatin'ny i pod ny baiboly dia iny no hiainoko any am-piasana :arrow: asa atao an-kira toa vita toa tsy natao.Ny asa vita ,ny fahafinaretana nihaino ny tenin'Atra koa azo :D
33. cutie
(
27/12/2007 06:45)
raha hira alou de za mazoto :)
de mba andefaso aza za apetako ao @ ipod-ko e
de mba andefaso aza za apetako ao @ ipod-ko e
34. nandrianina1
(
27/12/2007 06:48)
cutie:
raha hira alou de za mazoto :)
de mba andefaso aza za apetako ao @ ipod-ko e
fa firy ny numero orange an'le i-podn'i cutie:lol:
36. niryna
(
27/12/2007 06:53)
nandrianina1:
cutie:
zay zany koa
natao ho an'ny kristiana ihany zany izy ty :)
aza mora misendotra moa fa lalana tsara tokony izoran'ny olombelona rehetra anie io e.
Marina tanteraka ny tenin'i nandri.Izaho tamin'ny voalohany dia namaky baiboly teny gasy,notsipihako daholo izay teny mamy fa toa tsy nisy niditra ilay izy.:cry: nanandrana namaky baiboly tamin'ny teny anglisy indray aho ary dia niditra tsikelikely.
Nalaiko ny karne kely ireny dia nosoratako izay teny mafonja ao sady notsipihako dia nianatra ilay izy t@ tsianjery aho. Niditra tato amin'ny sera aho toa mivadibadika ny teni-gasiko,tsy kivy aho fa niezaka nanoratra ihany,nalaiko indray ilay baiboly tamin'ny teny gasy ,io fa niditra tsikelikely amin'izay izay notsipihako taloha efa ela be e.
Mila fikirazana daholo ilay izy ary arakaraky ny hamakiko ny tenin'Atra no vao maika aho mangetaheta foana. Dia mahavita mamaky baiboly ora iray isan'andro aho izao ary mihaino ny tenin'Atra mandritra izay tsy hamakiako baiboly na hira masina eraky ny trano ka hatrany an-kabone :D
38. nandrianina1
(
27/12/2007 06:56)
cutie:
azafady alou fa i Nyrina no nangatahiko fa tsy ndry :-P
ka za ange tsy nangataka ny hanome hira an-dry fa le num orange an'le i-pod e=))
40. niryna
(
27/12/2007 07:03)
cutie:
raha hira alou de za mazoto :)
de mba andefaso aza za apetako ao @ ipod-ko e
Manana hira gospel be dia be tokoa aho fa tsy haiko ny mandefa azy ato,tiako zaraina amin'ny namana ilay izy ka raha misy afaka manampy ahy dia omeko daholo hianareo :D
