Ahoana koa izany?

41. niryna ( 27/12/2007 07:04)
cutie:

:-D
ary io ambony io ve tsara sa ratsy :-D


Izy mpanoratra ihany dia efa mahalala hoe iza no hinoany ary iza no halany ka
42. cutie ( 27/12/2007 07:04)
alefa par email na poste :)
43. niryna ( 27/12/2007 07:05)
fijo:

ka le kristia anie hoy ny jiosy ka "imposteur "e,de dinio amin'izay fa ny jiosy no niara niaina taminy

hm ,ka ny famonjena anie dia avy ao amin'ny jiosy aloha izay vao mivoaka aty amin'ny jentilisa e.

44. nandrianina1 ( 27/12/2007 07:09)
cutie:

za tsy hanome :-D



de tsy mahazo ko zany refa tsy mamme:°)
45. niryna ( 27/12/2007 07:10)
cutie:

zay zany koa
natao ho an'ny kristiana ihany zany izy ty :)

Tsia tsy natao ho an'i kristiana irery akory,natokana ho an'izay mitady famonjena.Isika rehetra dia tao anatin'ny maizina no niala ka nahita mazava ,tsy misy miverin-dalana ho any amin'ny maizina izany intsony. Ny fihainoana ny tenin'Atra sy ny fampiharana an'izany no mahatonga antsika hiova ka,raha ny nofo no jerena hoy ilay hira dia tsy mahazaka izany,satria foana aza hanao kidaon-drano,tsy mila manaraka lalana hifehy izany,saingy malala ilay arabe ka raha tsy mitandrina ny mihaino ny tenin'Atra isika dia manaraka ireo mpanara-drenirano. :roll::D safidy daholo io cutie a,fa anjarantsika no hanaraka an'Atra na hoe aleo aho hanao fiainana sy hanaraka izay ataon'izao tontolo izao.

46. niryna ( 27/12/2007 07:12)
cutie:

alefa par email na poste :)

koa firy ireto namana ato? tsy haiko hoy aho ny mandefa azy ato.:wink::cry:

47. cutie ( 27/12/2007 07:12)
lasa HS izy no iafarany :-D
48. niryna ( 27/12/2007 07:14)
Aleo amin'izay aho hiverina ary amin'ilay sujet e
Misy ambodia mitafy ondin-janak'ondry hoy ny soratra masina,ka ahoana no ahalalana azy hoe ambodia?
49. cutie ( 27/12/2007 07:14)
nyrina hummmmmmmmmmmmmmmmmmm
I got it
tsy misy fisaorana :-D
50. cutie ( 27/12/2007 07:16)
tsaraina ety ivelany :-D
51. nandrianina1 ( 27/12/2007 07:23)
rehefa tena miditra @io resaka io en pratique vo tena hita ny ahalalana azy fa tsy mety angamba io ra theorie eto @ forum eto ko!
52. niryna ( 27/12/2007 07:24)
cutie:

tsaraina ety ivelany :-D

vao maika tsy hita fa manao akanjon-janank'ondry izy.

53. cutie ( 27/12/2007 07:24)
alaina ambony alaina ambany
54. cutie ( 27/12/2007 07:27)
hita be koa :-d
55. niryna ( 27/12/2007 12:32)
cutie:

alaina ambony alaina ambany

atao tomba-maso ve izany? dia lasa akoso-bolamena mamaratra jerena :roll::D
Sarotra be ny mijery azy aky cutie a,voasoratra fa na dia ireo olom-boafidy(pasitera,evanjelista,
diakonina,mpitondra,fivavanana,mpaminany aza dia mety ho voafitaka raha tsy mitandrina) ary indraindray tsy hita mihitsy ilay izy fa izy sy Atra irery no mahalala ny ataony.Mitory teny izy a,manambara izay voalaza ao amin'ny baiboly izy a,ary rehefa manaraka azy daholo ireo mpiangona ao aminy dia miova tsikelikely amin'izay izy.Izay ilay atao hoe mila miambina isika.

http://baiboly.org/toko.asp?boky=EFESIANA&toko=4&andininy=31-32&dika=
Raha manomboka miaraka amin'i kristy ny olona dia miala tsikelikely ireo,ary ny fihainona ny tenin'Atra isan'andro dia mampihova ny fiainana rehetra mihitsy,misy fahasambarana,fiadanan-tsaina ary fitiavana ny mpiara-belona ao na namana na fahavalo
56. niryna ( 27/12/2007 12:34)
nandrianina1:

rehefa tena miditra @io resaka io en pratique vo tena hita ny ahalalana azy fa tsy mety angamba io ra theorie eto @ forum eto ko!

Mety dia mety tokoa,fantaro fotsiny ny voa hafafy ary jereo hatrany ambadika fa tsy ato amin'ny fivavahana fotsiny :roll::cry::D mivoaka ho azy eny ka.Ny soratra soratana,ny teny avoakan'ilay soratra satria avy ao anatin'ny fo daholo izay avoaka,ary ilay fandraisany sy fankahalany ny tenin'Atra.

57. ikaretsaka ( 27/12/2007 14:48)
niryna:


Azavao hoe ilay fandinihantena lazainao io foana ,misaotra




jereo akaiky ny tenanao alohan'ny hitsimponanao :-D
58. niryna ( 27/12/2007 18:40)
ikaretsaka:

niryna:


Azavao hoe ilay fandinihantena lazainao io foana ,misaotra




jereo akaiky ny tenanao alohan'ny hitsimponanao :-D


ie,ie tsy mbola mazava izany amiko

59. ikaretsaka ( 27/12/2007 20:13)
ny tenanao ihany no afaka hanazava an'io aminao...
andramo torio teny mifanohitra amin'ilay torianao anie ny tenanao e! (izay no torohevitro!
aza misalasala manontany ny tenanao hoe ary maninona tokoa moa raha izaho no...?
60. cutie ( 27/12/2007 20:27)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0086