Ary ny biby ve mba mankany am-paradisa ?
41. rakapy
(
21/12/2007 22:03)
Ka le difinition -ny hoe biby (animal) mihintsy anie no tsy mazava amin'ny sasany e!!!
42. rabilabila
(
21/12/2007 22:05)
fijo:
menalamba tsy mahamenatra letsy ny milaza fa karazambiby isika an
Ka izany ange no mahagaga matetika e!! Ilay hoe :"biby " mantsy efa noraisin-dRaolombelona hoe "ambany " ka tsy hanaiky mihitsy izy hoe atao biby . Nefa ange raha samy biby ihany ,rehefa mandinika ,marina raha tsy betsaka ny zavatra tokony ianarana aminy ? Samy prédateur daholo fa ny olona mihaza ,mamono amin'ny ts'isy dikany (tsy ny survie -ny fa ny cupidité-ny ).
44. rakapy
(
21/12/2007 23:50)
Misy bibiby saina mihoatra antsika olombelona ve? vao mahita amboa de mitoraka, misy vorona tonga de tifirina flesy, ary na isika samy olombelona aza dia mbola mifamonokoa, ka isika anie izany no biby nohon'ny biby e!!!:@:@:@
46. naughtyboy
(
22/12/2007 15:18)
mety tsy mitovy zany no izy fa sahala @ biby ndray2,fa za kalo tsy mino oe ny voay na reo predateur hafa mahazo ticket makany andanitra asa any ra misy rano zany na ahona:-D:roll:
47. rakapy
(
26/12/2007 09:08)
Raha ny fiheverako Ra naughty dia ireo biby hafa ankoatra ny olombelona dia mahazo ticket gratuit makany an-paradisa daholo satria mahintsy fisaina.Isika olombelona manko no tena maramara saina ka mila pasipaoro sy visa sao de miklandy any :-D:-P^^
49. naughtyboy
(
26/12/2007 19:59)
efa nisy nanotany io ary ny henoko de tery kely zany lalana any zany ka asa ra omby ny biby hafa ko satria na ny biby ko aza maramara saina ny ihinana ny hafa ihany no fantany :roll::°)
50. tendry77
(
26/12/2007 20:20)
efa nisy nanotany io ary ny henoko de tery kely zany lalana any zany ka asa ra omby ny biby hafa
Ny efa henoko de hoe tsy ahazaka inona akor rehefa hiala eto antany:roll::roll:
51. fijo
(
26/12/2007 23:30)
raha tery be ve letsy any tsy ny vitsika sy ny parasy ary ny kongona sisa no mba lasa any?????
ary ny voay hoe mitady rano,to amisy milaza fa misy lohasaha mangina any ko,asa aloha fa ny ahy afobe no tiako izao fa mangatsiaka be aty e
ary ny voay hoe mitady rano,to amisy milaza fa misy lohasaha mangina any ko,asa aloha fa ny ahy afobe no tiako izao fa mangatsiaka be aty e
53. naughtyboy
(
27/12/2007 19:19)
:-D:-Dka tsy maninona zany fa ny kongona sy parasy nge tsy ahalany firy ra anaikitra fa eritrereto oe voay isaky ny noana lany tamingana raoulmbel any amparadisa
54. fijo
(
27/12/2007 23:33)
fa ny menaboay koa mahasalama,ka metyny voay no holasibatra any an,hoanareo any izany fa ny anay afo be ka
