USA- fanangataham-bola an'nyfiangoana- avy amin'ny Ambasady.

61. rakapy ( 20/12/2007 06:35)
Aza manao defensive be rehefa miresaka. Tsy ny hoe resaka fivavahana no olana fa ny hoe fitsabahan'ny ambasady handray andraikitra sy hanao sonia ny affaire prive toa io. Koa raha hanao toa izany avy ve ny fikambanana prive eto mada ka hangataka @amabasady hatramin'ny billet d'avion tsy hiderapy ny firenena? Raha ny fiangonana Sialmo Malagasy ao Diego-Suarez izao no hanao toy io any @ ambasady gasy any USA dia ahoana no fihevitrao? Na ny fikambana'ny mpanao ody gasy?
62. prime ( 20/12/2007 10:56)
vahiny2004:
prime : tsy Soanja te handray anjara na tsia anie no olana eto e, fa ny hoe tokony handefa io taratasy mangataka vola hanaovana fiangonana loterana ve ny ambasady .
xxx:
Ny fahazoako ny fanontanian\'i soanja dia hoe tokony nanao io taratasy io sa tsia ny ambasady , fa tsy hoe te hanome Soanja na tsia

Raha ny définition n\'ny rôle de l\'ambassade no jerena dia TSIA tsy misy adihevitra ny valiny . Azo lazaina ho illégal mihintsy aza

Fanontaniana : Inona àry no antony nandalovana na nianteheran\'ilay ramatoa t@ ambasady hanao ilay taratasy ? Maninona no tsy nataony t@ anaran\'ny fiangonana loterana tsotra ilay izy rehefa avy naka ny lisitra tao @ ambasady ?

Izahay izao mahazo taratasy marobe @ medecins du monde , fikambanan\'i Abbé Pierre ... etc mangataka fanampiana , hitako normal tsara, tsy misy fanjakana na ambasady (\"manery\" ao aoriana
... Dia hoy soanja hoe :
soanja:
Amiko tsara raha samy mivelatra amin\'izay hinoany saingy ny fanjakana dia tokony hanalavitra ny fironana amin\'ny safidy resaka finoana. Mino anefa aho fa tsy hahavita mihitsy izireo hanohana ohatra ny finoana Silamo Malagasy raha tonga mangataka vola aty ireo olona ireo.
Ny hisorohana izay fironana izay no tsy tokony hisina\'ny fifangaroana.
Fa raha kosa fiangonana/finoana iray dia iray no inoantsika mianakavy dia tongavasoa ny taratasy fa hanome aho.
Tsara kokoa aza raha nanazava ao anatin\'ilay taratasy ry zareo hoe ny vahoaka ao amin\'io tanana io dia mihasalama sy miha mahay satria mianatra aby ny ankizy ary ireto ny statistika ny fikarakarana efa vita amin\'izany. Fa ny resaka fanahy sisa tsy vita de mila ny fanampianareo. Na hoe ao amin\'io fiangonana na finoana io dia izao avy no ataonay na fikarakarana ataonay amin\'ny ankizy, tanora, vehivavy sy lehilahy ary mpivady- tokatrano. Ireto no vokatsoa efa hita manolona ny mahaolombelona azy ireo: stat- mihena ny fangalarana, ny dahalo, ny fisolokiana, ny fidorahana sns ary ny mpivavaka ao dia mandray anjara amin\'ny fanatsarana ny tanana sy ny fiainana ankapobeny. Raha ireo no voalaza dia handoa vola aho fa zah tsy mifidy tanana na finoana.
Fa hoe handoavana ny frais-n\'izany ramatoa izay no ampahany amin\'ny vola ary hanaganana tranom-piangonana no tena ventiny.


Raha tena dinihina dia mbola adihevitra manokana mihitsy ny hoe hatraiza ny fahefàn\'ny ambasady (rafi-panjakàna) hiasa ho an\'ny fikambanana na fiangonana (na iza io na iza)... rabilabila aza mandefa lavitra kokoa ny adihevitra amin\'ny resaka laïcite... ary mila dinika manokana mihitsy ny fetran\'ny maha-repoblikàna ny fanjakàna sy ny mahalaika na tsia azy... resaka lalàna io...

Fa ny fanamarinana na tsia ny antony anomezana fanampiana ho an\'ny fiangonana noho ny taratasy avy amin\'ny ambasady na tsia raha misy mangataka izany no mahavaka ihany ka mahatonga ahy manamafy hoe : manomeza raha sitraky ny fo, aza manome raha misy olana... izay fotsiny fa tsy hoe hanome aho raha izao... na tsy hanome satria izao... lasa fanamarinan-tena indray izy eo dia ilay resaka ambasady sy laïcité no entina anaronana ilay foto-kevitra... ataovy amin\'ny fahadiovam-po izay atao dia efa tena tsara...
63. soanja ( 20/12/2007 17:51)
Prime> Ny fanontaniana teny amin'ny voalohany dia mametraka ny hoe tokony hifangaro ve ny asam-panjakana sy ny asa resaka fiangonana. Zany hoe amin'ny mahaolom-pirenana antsika no resahina eto fa tsy hoe mpino.

Ny hevitro dia hoe tsy tiako ny hanafangaro an'io satria mampisy na manome fironanana na manamora ny fitongilanana satria tsy matoky fanjakana aho sns... nefa koa raha tsy voasotra ao amin'ny asan'ny ambasady ilay izy dia tsy tokony hisy izany.

Ny hevitro aty ambany kosa dia milaza na hanome aho na tsia. Ary efa nomeko io ny hevitro momba izany. Hoe raha misy vita mesure na stat ny asan'ny fiangonana eo anatrahen'ny firahamonina ka azo tsapain-tanana ny vokany dia manome vola aho ary izaho no voalohany hanolotra. Saingy tsy hitako tao anaty ilay taratasy ilay izy. Amin'ny mahampino ahy indray no iresahako eo.

Koa anjaranao ny mitsara fa hevitra ny ahy no natosako iadihantsika hevitra eto.

Hery> Tena misy seal sy sonian'ny ambasadera tokoa ilay izy ary taratasim-panjakana misy numeron'ny correspondance na article na inona koa ery amin'ny ambony fampidirana. Taratasim-panjakana io e.
64. fijo ( 20/12/2007 23:04)
rakapy an,alefaso aty letsy ny adresin'ialahy mba handefasako fangatahana vola hananganako trano hoan'ny mpitandrina ny finoako an
65. rakapy ( 20/12/2007 23:40)
Aleo ny wb site no omeko anlah fa manjary feno mpangataka ny email-ko. http//www.devolika.satanik.com
66. cutie ( 20/12/2007 23:41)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
67. fijo ( 21/12/2007 21:49)
mety hilay be izany site izany kle.
68. rakapy ( 21/12/2007 22:05)
Efa nojeren- dRa Fijo angaha?
69. rabilabila ( 21/12/2007 22:11)
Bedin'i Ika eo ianao Rakapy fa esory ireo terminaison-nao ireo :-D:-D:-D
70. fijo ( 21/12/2007 22:12)
hi hi i tsy nijery aho fa naminavina
71. rakapy ( 22/12/2007 00:02)
Tsy izaho anie Rabilabila no namorona io site io e!!! za konko ary mba nandova an'io ,koa ataoko ahoana no hanova ilay terminaison?
72. ikaretsaka ( 22/12/2007 16:14)
Tsary misy hidiran'Ika mihitsy ny devolika sy ny satanika sy ny evanjelika sy Sektalika sy sisa any
Rehefa tsy mahakasika ny maha katol'ika sy manjanaka ny saina amam-panahy maha olombelona ny zanak'Andriamanitra rehetra ny ataonareo :wink:
73. rabilabila ( 22/12/2007 20:13)
Ao koa mantsy ny scept-Ika ,ny Korandr-Ika ,ny valy fing-Ika ,ny aromat-Ika ......:-D:-D:wink: atsy an-dàniny koa ny dogmat-Ika ny be f-Ika....... Manaova fety soa e!!!

Rabilabila
74. Papoose ( 22/12/2007 21:56)
:wink: fetins'Ika io e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0081