USA- fanangataham-bola an'nyfiangoana- avy amin'ny Ambasady.
42. ikaretsaka
(
19/12/2007 22:37)
za hoa gaga be le... fa dia izany no malaza e..
le compte bancaire io no tsy azoko mihitsy hoe an'ny inona marina!
le compte bancaire io no tsy azoko mihitsy hoe an'ny inona marina!
45. ikaretsaka
(
19/12/2007 23:25)
ny ahy raha zavatra ohatran'izao diahinoako kokoa raha hoe hanao fototra .. zao ny tombam-bidy sy henjika efa natao..
feno ny kaonty hatreo @ fototra-> io fa nijoro ny fototra, dia misesy eo mandra pahavitan'ny rehetra
Toy izay ilay hoe "izay foy"
"tena afoy" tokoa any yyy!
feno ny kaonty hatreo @ fototra-> io fa nijoro ny fototra, dia misesy eo mandra pahavitan'ny rehetra
Toy izay ilay hoe "izay foy"
"tena afoy" tokoa any yyy!
46. rakapy
(
20/12/2007 00:42)
Ka araka ny tenin'iFijo dia hoe mahalala ny fisian'io hataka io ve ny governemanta(Masaka) eto Mada? Satria i Madagasikara dia TSY "REPOBLIKA LOTERIANINA MALGASY" ka hoe ny ambasadaoro no hanao sonia ny fangatahan'ny fiangonana loterianiana any usa.
47. rakapy
(
20/12/2007 00:46)
Ary ra Cutie aza niangaran-ndry zareo ao @ mambasady.Za aza mipetsaka eto Ambalavao Isotsy nandefasan-ndry zalah koh!!! Saody ary ianao tsy gasy?
52. rakapy
(
20/12/2007 01:10)
De nahoana ary za no nadefasany nefa fantany fa jiolahy-boto, sy devoly lava rambo,tsy mivoaka raha tsy alina.Efa fantany fa tsy hanome nefa mbola nadefasany ihany. za alo faly fa nahazo papier higienique kely indray. Mba miova @ ilay gazety MIDI. Mba misy hajany kely fa avy any @ ambasady:=))=))=)):@
55. ratonga
(
20/12/2007 01:25)
=))=))tsy mandrovitra fitombenana vé zany gazety MIDI zany ry rakapy:-D
56. rakapy
(
20/12/2007 01:26)
Tena efa lasa t@ maraina teo fa tsisy paps tato @ tanana:-D:-D:-D Aza milaza @ ambasady fa nahazo ttrs avy any aho an!!:wink:
58. rakapy
(
20/12/2007 01:43)
Mandrovitra ihany le Midi Ratonga fa efa zatsa de efa misy kitso mihintsy:-D Ngaha tsy loza e:°)8-)
60. niryna
(
20/12/2007 06:08)
Mahafinaritra ny manome noho ny mandray.Ary raha manao fanampiana na fanasoavana ny fiangonana isika dia efa manome rakitra ho antsika any an-danitra.
Izay ataonao amin'ny tananao an-kavia aza atao ho fantatry ny tananao havanana akory.
Fomba ny mangataka,tsy an-tery io,ka inona no olana?
Sa rehefa resaka fivavahana dia mikomy ny fanahy?
Raha sitrapo no manao plus,plus amin'ny taoka ohatra dia mandeha ry zalahy ,na lanina amin'ny lamaody,fa raha resaka rakitra izay taiga-posy no arotsaka.
Indrindra raha avadika vola Ariary anie ilay izy dia kely tokoa e,izany ve dia atao ankarary loha ,omeo fotsiny rehefa mazoto isika.
Raha manana dia tokony hanome,ary raha resaka ambassady ,tsy tokony asiana olana akory izany ,ao amin-dry zareo no misy ny lisitry ny olona mipetraka aty ivelany ,ary moramora kokoa no manome ilay izy.Toy ny rehetra mangataka fanampiana ireny fa saingy ilay resaka fivavahana mihitsy no tsy lanilanin'ny vavon'ny sasany.
Tsy maintsy misy olana foana koa amin'ny fiainana e,izay lanilanin'ny vavonintsika atao.:D