Misy Andriamanitra, nefa mbola manjaka ny tsy rariny
41. ikaretsaka
(
14/12/2007 23:25)
ka miakaka @ fijo ianoa dia hahalala fa tena misy i fijo ka...
'masonao efa nahita, sofinao efa nandre.....' @ izay! :-D
'masonao efa nahita, sofinao efa nandre.....' @ izay! :-D
42. naughtyboy
(
15/12/2007 16:05)
ra reo voalaza eo ambony no omena isa de toy zao no amaritako an'io 90% ny zavamiseho de avy @ le Hery tsy hita maso sy tsy voaporofo ny saina zay miahy izao tontolo izao,Andriamanitra tsy nanakana ny fisiany mino sy tsy mino fa nanome safidy ny ts1-1
10% de avy aminy raolombelona ny fahantrana oh. de vokatry fangejany 1 @ hafa(polifika),iarahamahalala ny marary sy ny maty tsy maintsy hisy foana fa living organism ny vatana ,ny fijangajangana de safidy ko satria fitsiriritana tsy voafehy ka ny ts1-1 ihany no afaka manova an'iny,ny tsy rariny tsy ho afaka ko satria ny fahasamihafany olmbel no mahatonga ny tsy rariny ary fahaizany mifameno no mahalafatra ny fiainany:-/

43. soanja
(
16/12/2007 00:19)
Eo tokoa ry Naughtyboy no misaraka ny hevitry ny Mpino. Betsaka ny mihevitra fa i Satana no makafanahy fa tsy fidin'ilay olona ny hanao ireny fahotana ireny fa voasintona izy.
Amiko anefa dia SAFIDY araka io volazanao io ny hiditra ao anaty fahalotoana sy fanimbana fa tsy i Satana velively. Azo lazaina aza fa ny sainao na ny ao anatinao ihany no ipoiran'io faharatsiana io rehefa misafotofoto na mifandray amin'ny zava tsy mendrika ety ivelany. Satria ny olona iray na ny tenany ihany no tonga handray vera hisotro toaka ohatra fa tsy hoe ny namany no manao forcer azy. De iny mitarika amin'ny faharatsiana rehatra ohatra. Ny zavamisy anefa dia manana ny fahalemena ny olombelona ary mora voarebireby tokoa. Io no ilana ny fahatanjahana ara-panahy.
Raha tsy manana an'io fahatanjahana ara-panahy io ny olona iray dia lalaovin'ny filany tokoa na ampijaliany. Io filana io anefa matetika no mitarika ny fahafatesana na ara-panahy io na ara-batana mazava ho azy.

45. Fody
(
19/12/2007 10:59)
Fijo
Dia mba mamakia tsara amin'ny manaraka rafijo ò!
Tsy misy milaza mihitsy ny tenin'i Hery hoe: Tsy nahary ny olona sy ny zavatra rehetra Andriamanitra. Ny tiany hasongadina dia ny hoe: ny fijalian'ny olona dia avy amin'ny:
1- asan'olombelona ihany
2- ny lalanan'ny natiora
3- ny tontolo misy azy
Ary izaho mbola tsy nilaza izay hevitro fa nametraka fanontaniana fotsiny, donc diso be ny zavatra lazainao momba ahy.
33. Mpandefa : fijo [ Valio ] 13-12-2007 22:52:58
Lohateny : Re : Misy Andriamanitra, nefa mbola manjaka ny tsy rariny
izany hoe i hery izany eto milaza indray fa tsy andriamanitra no manao ny rehetra????
i fody nefa mety hievitra fa asan'andriamanitra daholo izany.toa ny finoan'ny mpino maro.
tsy efa milaza ve ireo voatanisa rehetra ireo fa tsy misy andriamanitra ,matoa ireo misy???
Io ilay mampiditra an'Andriamanitra amin'ny tsy aferany. Betsaka ny zavatra vokatry ny zava-misy fotsiny na vokatry ny asan'ny olombelona. Tsy voatery hoe noho Andriamanitra.
Dia mba mamakia tsara amin'ny manaraka rafijo ò!
Tsy misy milaza mihitsy ny tenin'i Hery hoe: Tsy nahary ny olona sy ny zavatra rehetra Andriamanitra. Ny tiany hasongadina dia ny hoe: ny fijalian'ny olona dia avy amin'ny:
1- asan'olombelona ihany
2- ny lalanan'ny natiora
3- ny tontolo misy azy
Ary izaho mbola tsy nilaza izay hevitro fa nametraka fanontaniana fotsiny, donc diso be ny zavatra lazainao momba ahy.
46. fijo
(
19/12/2007 22:40)
i fody no tsy mamaky tsara.azoko tsara mihintsy io tian'i hery lazaina io.fa manamafy izy fa misy zavatra tsy nataon'andriamanitra araka ity voalazany ity:"Io ilay mampiditra an'Andriamanitra amin'ny tsy aferany."
raha ny resaka nampidirin'i fody nefa dia misy hisiana fa andriamanitra no nanao ny rehetra ,ka vakio tsara fa tsy mahazo resaka nareo izany
raha ny resaka nampidirin'i fody nefa dia misy hisiana fa andriamanitra no nanao ny rehetra ,ka vakio tsara fa tsy mahazo resaka nareo izany
47. Fody
(
21/12/2007 12:25)
i fody no tsy mamaky tsara.azoko tsara mihintsy io tian'i hery lazaina io.fa manamafy izy fa misy zavatra tsy nataon'andriamanitra araka ity voalazany ity:"Io ilay mampiditra an'Andriamanitra amin'ny tsy aferany."
Ka izay ve hono midika fa tsy nahary ny zavatra rehetra Andriamanitra?
Ny fahariana dia tsy midika fa izy no mahatonga ny zava-miseho rehetra. Io tian'i Hery hasongadina. Donc diso be ny conclusion-nao hoe: tsy nahary ny zavatra rehetra Andriamanitra.
raha ny resaka nampidirin'i fody nefa dia misy hisiana fa andriamanitra no nanao ny rehetra ,ka vakio tsara fa tsy mahazo resaka nareo izany
Dia aiza hono ny hevitra nolazaiko?
Moa mbola naneho ny hevitro ve izaho?
Hatramin'izao dia mbola tsy nilaza izay fomba fijeriko aho, donc tsy mitombina ny filazanao.
49. rakapy
(
21/12/2007 22:09)
Donc raha i A/tra no nahary ny zavatra rehetra dia midika izany fa IZY no DEBAN' DEVOLY izay lazainareo io???
51. Fody
(
22/12/2007 10:15)
rakapaly: Izy tokoa no nahary ny Demony sy ny Devoly, toy ny anjely rehetra.
Fa ny nahatonga ny Devoly sy ny Demony hanohitra azy dia tsy izy velively no nahatonga izany. Aza adino fa nomeny fahafahana ny rehetra.
Aminao ny hoe: Deba dia mibaiko fotsiny, ary avy amin'izany baiko izany no mahatanteraka ny zavatra rehetra. Tsy izany amin'Andriamanitra. Tsy mibaiko na manao tenin-ko fehy lehibe izy. NOMENY FAHAFAHANA ny rehetra ka afaka misafidy izay hitondrany ny fiainana. Atory ny MARINA sy ny MAHASOA ka anjaran'ny rehetra no manantateraka na mitsipaka an'izany.
Ataoko fa mazava.
52. Fody
(
22/12/2007 10:34)
Fanamarihana: Ilay Andriamanitra Tsara dia tsy mety hiavian'ny ratsy. Vakio ny Jenezy toko voalohany.
Efa nisy fanontaniana napetrako teto hoe: D'où vient le mal? Ary tsy nisy na valin-teny iray aza nilaza fa avy amin'Andriamanitra io. Donc, izay koa dia mbola milaza fa diso be ny zavatra voalazanao Rakapy. Marihana fa nisy Athée, kristiana, namaly tao.
Ny zavatra nisongadina navalin'ny maro an'io dia hoe: avy amin'ny olona ihany ny ratsy. Ary raha ny hevitra nolazaiko dia hoe: avy amin'izay privé du bien no mahatonga ny ratsy. Ny demony nifidy ny hisaraka amin'Andriamanitra dia nanjary privé du Bien. Dia anjaranao no mijery ny asany na araka an'Andriamanitra na tsia.
Fijo:

tsy nahary ny rehetra izy satria misy afera tsy idiranyAndriamanitra dia nahary ny zavatra rehetra, saingy tsy azo lazaina kosa fa Responsable ny zava-miseho rehetra izy, Satria ny olona dia manana ny fahafahany, ary ny fahafahana dia miteraka responsabilité. Izay no anton'ilay fitenenana hoe: misy affaire tsy idirany.
53. sendranandalo
(
22/12/2007 12:09)
Fody:
Misy Andriamanitra ary lazaina fa Fitiavana.
1 - Nahoana anefa no misy ny olona mijaly?
2 - Nahoana no misy ny tsy fitoviana saranga, misy ny ambinina amin'izay ataony rehetra nefa misy ny tsy mba mahita izay anjarany mihitsy, misy ny taizan'aretina nefa misy ny salama be, misy ny kilemaina tsy afa-manao na inona na inona vao teraka ka mandram-pahafatiny, misy ny maty tanora, misy ny maty vao mena vava....
3 - Nahoana koa no manjaka ny fitiavan-tena, fitiavam-bola, fijangajangana... izay fototry ny fahorian'ny maro hatramin'izay ka hatramin'izao? Ireo koa no mahatonga ny tsy rariny hatraiza hatraiza.
Ahoana ny hevitrao?
Tsy eto @ izao tontolo iainantsika izao ny fanjakan'Andriamanitra, fa an'ny devoly ity (tadidinareo ilay Jesosy nalaina fanahy dia hoy ny devoly hoe raha miankohoka eto anatrehako ianao dia omeko anao izao tontolo izao?--afaka omeny satria azy.) Ny fanekentsika an'i Jesosy Kristy ho Tompo sy Mpamonjy @ fiainantsika tsirairay no mampiverina antsika ao @ fanjakan'Andriamanitra indray. Nefa na manjaka eto @ izao tontolo izao aza ny devoly dia "Souverain" Andriamanitra satria Izy no nahary izao rehetra izao, ka noho izany dia afaka mi-manipuler ny zava-drehetra Izy. Saingy satria efa nomeny safidy ny olombelona vory saina tsirairay dia tsy afaka hanery ny olona handray Azy Izy. Ary marina fa raha avy ety ivelany dia mety tsy hsy fiovana du jour au lendemain ny fiainan'ny olona iray rehefa mandray an'i Jesosy Kristy izy, saingy ilay fifaliana sy fiadanam-po na inon-kihatra na inon-kidona no tokony ho marika fa tena mitoetra ao anatiny marina Andriamanitra.
54. Fody
(
22/12/2007 13:30)
Tsy eto @ izao tontolo iainantsika izao ny fanjakan'Andriamanitra, fa an'ny devoly ity (tadidinareo ilay Jesosy nalaina fanahy dia hoy ny devoly hoe raha miankohoka eto anatrehako ianao dia omeko anao izao tontolo izao?--afaka omeny satria azy.)
- Mamaky Baiboly tokoa ianao. Ary ohatra ny marina izay voalazanao.
Izaho koa mba mamaky Baiboly, ary mbola tsy nahita mihitsy tao anatin'io Baiboly io milaza fa nomen'Andriamanitra ny Devoly ny fifehezana an'izao tontolo izao. Raha ny bokin'ny Jenezy ohatra no vakina dia ny olombelona no nataon'Andriamanitra hanjaka amin'ny zavatra rehetra nohariany (Jenezy 1, 26 - 28 ). Tsy manana fahefana ny amin'izany ny demony.
Faharoa: ny fanjakan'ny lanitra dia manomboka ety an-tany. Ary ny fanehom-pitiavana an'Andriamanitra dia tanterahana dieny ety an-tany. Ny fandovana ny tany dia mahasambatra koa araka izay voalazan'i Jesoa ihany (Mat 5, 4). Donc, tsy an'ny demony izany izao tontolo izao.
Fahatelo: toa adinonao fa ny demony dia raim-ben'ny lainga. Ka raha raim-ben'ny lainga izy, moa azo inoana ho marina ve izay zavatra lazainy?
Fahaefatra: Ny filazan'i Kristy fa tsy eto amin'izao tontolo izao ny fanjakany dia tsy midika velively fa an'ny Demony na devoly ny fifehezana an'izao tontolo izao. An'ny olombelona io satria efa nomena azy ny fahefana rehetra ny amin'io, araka izay voalaza ao amin'ny Jenezy. Ary mbola namafisin'i Jesoa ihany izany tamin'izy teo anatrehan'i Pilaty (Jn19, 11), nilazany fa ny fahefana rehetra dia avy amin'Andriamanitra. Ary Andriamanitra dia tsy nanome fahefana ny Demony na devoly mihitsy.
Fahadimy: Misaotra anao.
57. fijo
(
26/12/2007 23:38)
aleo hoanay lety ny ety an tany fa ,nareo miandrasa le any ankoatra an.