hafa ny firaisana ara-nofo voa tso-drano,sa ahoana hoy ianao
41. ari.malala
(
17/12/2007 12:58)
ika=))=))=))=)) ko ts tapatsinay daolo v ny iray cité amzany?=))=))=))=))
42. xxx
(
19/12/2007 11:39)
20. Mpandefa : mignone [ Valio ] 10-12-2007 21:44:49
Lohateny : Re : hafa ny firaisana ara-nofo voa tso-drano,sa ahoana hoy ianao
ho anlé xxx voalohany itsy , nampiako fitiavana ny ahy fa tsy fahafinaretana fotsiny otrany volazainao, dia mandiniha ze lazaina fa toa tery saina
xxx2: rdc
Fa inona no atao hoe: fitiavana ho anao io?
Raha olona mpivady dia tsy hanao firaisana anaty ascenceur na auto izany mihitsy.
Noho ny fitiavana sex fotsiny no hanaovan'ny olona amin'ny toerana toy izany. Mpivaro-tena no hanaovana firaisana anaty fiara, ary olona tsy anana relation matotra no anaovana firaisana n'importe où, satria sao de votsotra ka tsy ho azo.
De mba mandinika koa vao miteny fa tsy hiteniteny foana. Ny ahy ny saina no tery fa ny anao malalaka be loatra hatrany amin'ny saina ka hatrany amin'ny ....
43. fijo
(
19/12/2007 22:46)
cutie an,ny ahy iny lesona enty matory ko.
ari malala an,tena tranga niseo matetika teny ankatso io resahan'ikaio,le mitabataba be rehefa mba anona iny
ari malala an,tena tranga niseo matetika teny ankatso io resahan'ikaio,le mitabataba be rehefa mba anona iny
45. ikaretsaka
(
19/12/2007 23:54)
ny tena mampihomehy eny anefa rehefa ny ampitson'io de8):roll:aby ny olona eny!
za tsy nahalala dia neveriko hoe niala aina ikalakely fa hoe "tonga ny ahy jesosy" hono:roll: de le Vakinakaratra be ireny de hoe "kay vyyyy ty ro nitabataba alina aaaa8O taoko ty fa lasan'i jesosy yyyyy"
kay moa ny fomba eny rehefa maraina ny andro dia samy mianatra dia samy manao ny fiainana normal.. nefa @ io kay mifankafantatra heo i anona sy anona tao ambony sy tao ambadika nananona alina de ianona sy anona niady de... ranona ni decouche tao amin'i anona
fa mino aho fa voa-tso drano avokoa iznay matoa tanteraka sy tomombana!

47. fijo
(
20/12/2007 23:22)
tena niainako teny ankatso izany ka;ary nisy ankizy nanao socio nanao tezy momba io"vady cur" io mihintsy tamin'ny 1990 tany hoany.
50. fijo
(
21/12/2007 21:53)
io ry ari,dia vokatry ny zavatra nisy teny an,aza hadino,fa ny ankizy teny dia ankizy lavitra ray amandreny ary namelontena.
tsimaintsy namorona ny modelimpiarahamoniny izy.ary dia be ny zavatra nitranga sy niainana
tsimaintsy namorona ny modelimpiarahamoniny izy.ary dia be ny zavatra nitranga sy niainana
51. ikaretsaka
(
24/12/2007 03:14)
cutie, tena serieuz zany ka.. tsa mbo nanana namana teny manko nareo na nipetraka teny fa afaka baka de nahazo bourse ko:(