hafa ny firaisana ara-nofo voa tso-drano,sa ahoana hoy ianao
21. mignone
(
10/12/2007 20:44)
ho anlé xxx voalohany itsy , nampiako fitiavana ny ahy fa tsy fahafinaretana fotsiny otrany volazainao, dia mandiniha ze lazaina fa toa tery saina
xxx2: rdc :-D:-D
xxx2: rdc :-D:-D
22. rakapy
(
10/12/2007 21:08)
Rehefa lany izany ny sakafo hariva dia mivavaka ny mpianakavy rehetra dia nandray vavaka ny raim-pianakaviana ka nanao hoe" A/tra o! mba tahio re ny firaisana izay kasainay mivady hatao anio alina mba ho samy ho tonga soa aman-tsara izahay roa" Dia nanotany ilay zanany nanao hoe " hanao inona any @ firaisana @ andro alina kay nareo ry Dada sy Neny? Dia hoy ilay Renim-pianakaviana hoe " hanamboatra ny pasipaoron'ilay zaza vao tsy hita maso izaho sy rainareo"
24. ari.malala
(
11/12/2007 11:54)
Tsy tadidiko na i Mgr Jean Paul Randriamanana ,a i Kardinaly Razafindratandra ndremande nanao visite pastoral tany aminay d nametraka izany fanontaniana izany mints we firy am mpivady no mangataka tsodrano na mametraka ny firaisany eo am-pelatanan\'Andriamanitra refa alohan\'ny acte, fa niondrika ny père curé, ny iray fiangonana tsy nahita notenenina...
25. rakapy
(
11/12/2007 12:52)
Koa raha anagatahana tso-drano sy fitahina avokoa ve ny zavatra natoraly nomen'A/tra antsika olombelona koa na dia ny hoe handeha hangery aza dia mila tso-drano sy fitahina mba ho vita soa aman-tsara ilay zavatra :-D tena mafy re ry reto ity fikatsahana ny fanjakan'ny lalitra ity.8-)
27. Veloo
(
12/12/2007 01:54)
xxx [ Valio ] 10-12-2007 11:45:43
Lohateny : Re : hafa ny firaisana ara-nofo voa tso-drano,sa ahoana hoy ianao
Raha tena Kristiana dia tsy maintsy lasa saina ihany eo amin'ny famoronana. Ny firaisana ara-nofo dia anisan'ny ao anatin'ny famoronana satria olona no amboarina amin'izany. Isaky ny manao firaisana izany dia tokony ho tsaroana lalandava io famoronan-jaza io. Ny fahafinaretana eo dia toy ny fahafinaretan'Andriamanitra raha namorona izao rehetra izao Izy. Toy ny miverina amin'ny fahafinaretan'Andriamanitra izany ny olombelona raha miray. Raha ataotao foana tsy misy fisainana Ilay Mpamorona ny firaisana dia lasa tsy misy lanjany ka zary ny fakam-panahy no betsaka ary ampiasain'ilay ratsy io zava-dehibe nataon'Andriamanitra io ho lasa varotra na fironana any amin'ny fijanganjangana.
Mila misaina tokoa izany satria manjary maty hasina ilay zava-dehibe indrindra nomen'Andriamanitra antsika.
Ekena dia ekna ny anao^:^^:^^:^
28. rakapy
(
12/12/2007 02:24)
De hanao hoe "TOMPO O TENA TONGA NY AHY MARINA MAFY" izany ilay lhl na ilay vhv rehefa mahazo orgasme? mila fahazarana raha izany koah!
29. fijo
(
13/12/2007 22:12)
ka tsy holeo ve letsy andriamanitra raha isanandro dia aheno an'ialahy hisaotra foana kle?????nen'ilay ity hozy efa lasa kilalao ngamba.hi hi hi
30. cutie
(
14/12/2007 02:25)
za zao vo naheno toriteny teo we : tokony hanonona ny anaran'Atra foana hono n'aiza na n'aiza na @ fotoana in na in , na eo fiarahan'ny mpifankatia aza :D
31. rakapy
(
14/12/2007 02:37)
De we na any an-gabone koa ve?:-D:-D:-D mety manam-pitsofina sy orona kosa i lery raha any ianao no hiantso an'A/tra.
33. rakapy
(
14/12/2007 21:12)
That you just heard from the toroteny ka dia anytime anywhere zany dia miantso ny anarany foana???
36. fijo
(
14/12/2007 21:26)
tompo ô ataovy manga ny lanitro,ary na dia ho mena midorehitra aza iny vodilanitra iny,ho fotsy noho ny asanao anie ny vokany
amin'ny enina
amin'ny enina
38. ikaretsaka
(
14/12/2007 23:00)
rakapy:
De hanao hoe "TOMPO O TENA TONGA NY AHY MARINA MAFY" izany ilay lhl na ilay vhv rehefa mahazo orgasme? mila fahazarana raha izany koah!
milaza izany ialahy Rakapy, fa nisy sipa jesosy mamonjy izay naman'ilay bandy akamako tany @ iny cite ankatso 2 iny!
dia rehefa manao firaisana ry zareo dia rehefa akaiky orgasme dia mivazavaza be ikala hoe "jesosy o jesosy tonga aho jesosy oo"
Nefa ny any moa saika contre plaquee sy lamba sy jiafotsy no atao efitra!
40. cutie
(
14/12/2007 23:03)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 14-12-2007 22:26:53
Lohateny : Re : hafa ny firaisana ara-nofo voa tso-drano,sa ahoana hoy
tompo ô ataovy manga ny lanitro,ary na dia ho mena midorehitra aza iny vodilanitra iny,ho fotsy noho ny asanao anie ny vokany
amin'ny enina
i fijo zao efa nahay lesona :lol:
