diniho tsara ity:

61. rijadolly ( 11/12/2007 17:51)
Mampatsiahy ilay sangisangy izay ny resakareo:
tany amin'afobe hono nifanilaka andrehatr'afo.hoy satana:
-ndeha areto ny afo ry losferà.
-ko ra tsy za rery ny devoly ato ko
-ay raha tsy ande la dia hitoriko sy anaovako hira-pivavahana androany
-ao àry é aizany potikitay kely sy ny afokasoka andrehetako azy é=))=))=))=))
62. rakapy ( 14/12/2007 21:16)
Marina ny azy fa ilay hira-pivavahana dia tena mankaleo be de tsy aleo ve arehitra ny afo au lie de hihano ilay vazo!!!!:-D:-D:-D:-D
63. fijo ( 14/12/2007 21:51)
eny wa letsy,
ary ahoan aindray ity mitady handoro izay tsy miray saina aminy ity???tena mpino marina kle
64. Fody ( 18/12/2007 17:50)

dia sanatria ve rabilabila ihany no tsimiandravola sa za no tsy mahazo resaka ?

pissoa: marina io! Ary efa ela no hitako.
65. rabilabila ( 18/12/2007 18:41)
Fody:


dia sanatria ve rabilabila ihany no tsimiandravola sa za no tsy mahazo resaka ?

pissoa: marina io! Ary efa ela no hitako.



:-D:-D:-D Efa misy manana "don de voyance" koa ato izany an!! Mahagaga!! Sa rehefa "tsy mpino" dia "mpandainga " koa?
Efa namaly aho hoe tsy izaho i Tsimiandravola dia amiko izay efa ampy .Fa raha toa moa ianareo te-hanao spéculation amin'ny amin'io dia malalaka beeeeeeeeeee ny sehatra e!!


66. ikaretsaka ( 24/12/2007 16:45)
tsy i fody kosa no niteny an'io fa i fijo e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0089