diniho tsara ity:

41. pissoa ( 06/12/2007 21:10)
za zany fahavalon'i Kiranil ? Zarako aza
:-D:-D:-D:-D:-D
42. rabilabila ( 06/12/2007 21:34)
:-D:-D:-D
43. ikaretsaka ( 06/12/2007 22:03)
zarako koa aza!

nena lo tsy par le sang fa par la resurection e!

tadidio fa
*afaka nanjera ny ra-nao teo ambony hazo fijaliana aby na i kiranil aza. dia afaka niteny hoe ho fanavotaan anareo no andatsahana ny ra\'i kiranil eto.. saingy! tsy nitsangana t@ maty i Kiranil:-D

afaka misasa @ ran\'i kiranil ny sekte kiranil dia madio!

* Jésus S\'est offert en sacrifice sur la croix une fois pour toutes. Les Catholiques affirment qu\'ils perpétuent le sacrifice de Jésus à chaque messe.

tsy izany fa interpretatioon diso indray izany! ny filazan\'ny katolika an\'io dia hoe \"Sacramental Expression of a Paschal Mystery.\" (manambara ,,,)
Vao teo ianoa no niteny hoe \"voasasa t@ ran\'i jesoa\" ianao, dia mamerina ny sacrificen\'i Jesoa 2000 taona lasa izany ianao satria tsy misy Ra-ny intsony izao ? (manambara koa ianao)
ny Famakiana ny mofo dia miseho foana isaky ny mihaona ny apostoly! tsy resaka fellowship na fitangorongoronana fotsiny no nataony rehefa mivavaka( Asa 2:42, 1 kor 11:20-21)
44. kiranil ( 06/12/2007 22:44)
pissoa> hijanona skobedouu ihany v? :lol: tsy maninn fa kiranil kou tsy sarotiny..

Ikaretsaka>
nena lo tsy par le sang fa par la resurection e!


Ny an'ingahy izany. fa ny Tenin'Andrimanitra tsy mitovy hevitra amin'ingahy.

fa ity no rako, dia ny amin'ny fanekena, izay alatsaka ho an'ny maro ho famelan-keloka. Mat 26:28


Tenin'Andriamanitra dia manindry fa ny famonjena ny olona dia izao:

Ran'i Jesosy Kristy + ny fitsanganny t@ maty nandresy ny fahafatesana.

Raha resurection fotsiny. Lazarosy koa nantsangana t@ maty e. dia ahoana?



fantatrareo fa tsy zavatra mety ho simba, tahaka ny volafotsy sy volamena, no nanavotana anareo tamin'ny fitondrantena adala, izay azonareo tamin'ny nentin-drazana,

fa ny ra soan'i Kristy, toy ny ran'ny zanak'ondry tsy misy kilema ary tsy misy pentimpentina;

Izay mino an'Andriamanitra amin'ny alalany, dia Ilay nanangana Azy tamin'ny maty ka nanome voninahitra Azy, mba hiorenan'ny finoanareo sy ny fanantenanareo amin'Andriamanitra. I pet 1



Inona no tian'ingahy lazaina @ ito fa tsy mazava?
1 kor 11:20-21

20 Ka raha miangona hianareo, dia tsy mba ny fanasan'ny Tompo intsony no haninareo, 21 fa eo am-pihinanana dia samy homana ny sakafony avy aloha hianareo, ka ny sasany noana, ny sasany kosa mamo!


45. ikaretsaka ( 06/12/2007 22:56)
1) tsy tenin'Andriamanitra io ramose fa soratra an! eo aloha de diso! ny manavaka an'izay aza tsy hainao!
2) ny eo alohan'io hoe Rako famelan0keloka sy ny context an'io aloha jerena .. ny divay novany rany (by the principle de la transubstantiation) no nolazainy tao @ io tsimpona Matio anao io!

fa lazarosy tsy niakatra any an-danitra dia tsy nandefa ny fanahy masina dia tsy naratra no nahafaty azy
46. kiranil ( 06/12/2007 23:53)
1) tsy tenin\'Andriamanitra io ramose fa soratra an! eo aloha de diso! ny manavaka an\'izay aza tsy hainao!


Raha izao no valinten\'ingahy dia miala tsiny ao fa efa tsy maharesy lahatra intsony izany. Rehefa hita ve fa tsy mifanaraka @ izay voalazan\'ingahy ny Tenin\'Andriamanitra dia mailaka ery miteny \"tsy tenin\'andriamanitra io fa soratra\"?

Ohatran\'ny hoe tratran\'ingahy polisy manary tele @ toerana misy soratra hoe \"tsy azo hanariana tele eto\" dia ny avalan\'ingahy hoe : \"soratra fotsiny io ry mr polisy a, fa aleo za anary tele eto!\".

tsy misy manda mihintsy hoe tsy soratra io, fa soratra misy dikany, ary sorata nomen\'ny tsindrimandrin\'Andriamanitra.

Izay soratra rehetra nomen\'ny tsindrimandrin\'Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin\'ny fahamarinana,

mba ho tanteraka ny olon\'Andriamanitra, ho vonona tsara ho amin\'ny asa tsara rehetra. II Tim 3


Aleo atao hoe ingahy no mahay lavitra be noho ireto olona ireto, fa dia diniho ny voalazany:

\"Sans l\'écriture qui n\'a que Jésus-Christ comme objet, nous ne connaissons rien et ne voyons qu\'obscurité et confusion dans la nature de Dieu et dans notre propore nature.\" Blaise Pascal

\"Que les savants continuent à multiplier leurs découvertes! Qu\'à force de recherches ils scrutent jusqu\'au moindre des détails les récits qui nous ont été conservés de ces âges obscurs! Tout ce qu\'ils réussissent à faire, c\'est à rendre plus persuasives l\'admirable simplicité et l\'exactitude fondamentale des vérités enregistrées dans les livres sacrés qui ont éclairé jusqu\'à aujourd\'hui le pèlerinage de l\'homme.\" Winston Churchill

\"Sans la Bible, nous ne pourrions savoir ce qui est juste ou ce qui ne l\'est pas. Toutes choses les plus désirables pour le bonheur de l\'homme, ici-bas et au delà, y sont dépeintes.\" Abraham Lincoln

\"Nous acceptons les Écritures de Dieu comme étant la philosophie la plus sublime. Je trouve des marques d\'autorités dans la bible plus fiables que dans aucun livre d\'histoire profane.\" Isaac Newton

\"Un livre ((la Bible) qui contient toute la sagesse humaine éclairée par toute la sagesse divine.\" Victor Hugo

Sns... Dia asa iza no mahay manavaka araky ny nolazan\'ingahy!!




Iza no tsy mahanfatatra an\'io hoe soratra rangahy ty an? :lol: fa nareo ve ahoana e?

Andriamanitra nanome izao tsindrimandry izao:

\"









Nga moa misy manda hoe tsy soratra io? Fa tsy soratra tahaka ny soratra rehetra io fa soratra nomen\'ny tsindrimandrin\'Andriamanitra.




47. ikaretsaka ( 06/12/2007 23:55)
Raha izao no valinten'ingahy dia miala tsiny ao fa efa tsy maharesy lahatra intsony izany. Rehefa hita ve fa tsy mifanaraka @ izay voalazan'ingahy ny Tenin'Andriamanitra dia mailaka ery miteny "tsy tenin'andriamanitra io fa soratra"?


Tamin'ny voalohany ny Teny tompoko dia samihafa amin'ny hoe tamin'ny voalohany ny Soratra
48. ikaretsaka ( 06/12/2007 23:56)
ary ny teny rehetra dia tsy ary ho voasoratra...
49. ikaretsaka ( 06/12/2007 23:58)
ary ny teny tompoko no tonga nofo fa ny soratra lasa boky!
dia iza no inoan-dramose .. ny boky sa ny nofo?
ooooops:wink:
50. xxx ( 07/12/2007 15:05)
Ho an'ny rehetra, tsara raha ireo nanana experience nihaona tamin'ny Tompo no handresy lahatra azy.
http://www.paroledevie.org/base/livres/pdf/2expfr.pdf
51. fijo ( 07/12/2007 22:01)
ndao aloha rabilabila isika haka toerana kely fa miha mavaika ity fifanjevona samy kristianina ity an.mazi mazian'i jesoa aby io.
hoy lery ,minoa ahy dia mifanjevoa ao ianareo
52. ikaretsaka ( 08/12/2007 00:33)
xxx:

Ho an'ny rehetra, tsara raha ireo nanana experience nihaona tamin'ny Tompo no handresy lahatra azy.
http://www.paroledevie.org/base/livres/pdf/2expfr.pdf


nga ianoa tsy mihaona amin'ny Tompo isan'andro Raha Milaza fa natao Batemy /batisa ka nandray ny Fanahy masina?
Fanahy masina ange Andriamanitra ao anatinao e...
53. cutie ( 08/12/2007 00:47)
50. Mpandefa : fijo [ Valio ] 07-12-2007 23:01:10
Lohateny : Re : diniho tsara ity:
ndao aloha rabilabila isika haka toerana kely fa miha mavaika ity fifanjevona samy kristianina ity an.mazi mazian'i jesoa aby io.
hoy lery ,minoa ahy dia mifanjevoa ao ianareo

:-D:-D:-D:-D:-D
54. xxx ( 10/12/2007 11:11)
nga ianoa tsy mihaona amin'ny Tompo isan'andro Raha Milaza fa natao Batemy /batisa ka nandray ny Fanahy masina?
Fanahy masina ange Andriamanitra ao anatinao e...


Misaotra anao, marina ny filazanao. Ny fihaonana Aminy isanandro no hitomboana ao Aminy koa ary ahafahana mahalala ny marina. Ny famakiana ny tantara sy experience nihatra tamin'ny hafa ihany koa dia anisan'ny manamafy ny finoana ka ahafahana midera an'Andriamanitra sy mandroso amim-pahatokisana eo amin'ny fanarahana ny Sitrapony.
55. xxx ( 10/12/2007 19:27)
kiranil:
Tsimiandravola efa nandray ny Andriamananitra hinoako ho fahavalony; dia izay no mahatonga ny olona tahaka ahy ahy sy izy ho mpifahavalo. Angamba ataoko fa mazava.
Andraso fa ho samborinay i Tsimiandravola dia hafatotra amin'ny "bucher" dia homena afokasoka sy lasantsy i kiranil...:D
56. ikaretsaka ( 10/12/2007 20:24)
Tsimiandravola efa nandray ny Andriamananitra hinoako ho fahavalony; dia izay no mahatonga ny olona tahaka ahy ahy sy izy ho mpifahavalo. Angamba ataoko fa mazava.

ty toetranao e:roll:
aza adino fa na izany na tsy izany .. zanak'A/tra foana i Tsimiandravola!
Raha naka an'i dadanareo hoe fahavalo ve ny rahalahinao dia fahavalonao? Zanak'i dadanareo foana izy kah!:wink:
57. rabilabila ( 10/12/2007 20:38)
xxx:

kiranil:
Tsimiandravola efa nandray ny Andriamananitra hinoako ho fahavalony; dia izay no mahatonga ny olona tahaka ahy ahy sy izy ho mpifahavalo. Angamba ataoko fa mazava.
Andraso fa ho samborinay i Tsimiandravola dia hafatotra amin'ny "bucher" dia homena afokasoka sy lasantsy i kiranil...:D


Ataovy be-be ny kitay fa izaho ngezangeza ihany!!:-P


58. pissoa ( 10/12/2007 20:42)
kiranil:
pissoa> hijanona skobedouu ihany v? tsy maninn fa kiranil kou tsy sarotiny..

tsy mahita tsara angaha toi zany :roll:
escarrrrpin-ko (Important : R roulé :-P ) milay be ity koa skobedouu a skobedouu :b:-D:-D:-D
59. pissoa ( 10/12/2007 20:46)
xxx:
Andraso fa ho samborinay i Tsimiandravola dia hafatotra amin'ny "bucher" dia homena afokasoka sy lasantsy i kiranil...

:-D:-D:-D:-D:-D

rabilabila:
Ataovy be-be ny kitay fa izaho ngezangeza ihany!!

dia sanatria ve rabilabila ihany no tsimiandravola sa za no tsy mahazo resaka ? :oops::oops::oops:
60. rabilabila ( 11/12/2007 07:35)
dia sanatria ve rabilabila ihany no tsimiandravola sa za no tsy mahazo resaka ?


Samihafa ka!! Fa saingy tsy maitsy manatevin-daharana ny tenanay ,nahoana no ny namana Tsimiandravola ihany no ampirehetina ?:oops::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0086