tantaran'ny fiangonana
21. ikaretsaka
(
06/12/2007 17:04)
tena lasa secte le fijo,
le ciel va nous tomber sur la tete, mais c pas demain la vieilloe, , si oui, ben, soit!

22. pissoa
(
06/12/2007 17:17)
pfff, za ve sa ny hafa no tsy mahazo le tenin'i Fijo !
Io samia mihomana sns io dia nolazain'i ainavola tery ambony :
ary novalian'i Fijo hoe :
:-D:-D:-D

ainavola:
samia mihomana fa efa andro farany izao raha ny tataran no jerena dia efa segodra farany no iainatsika, ataovy izay hahavita fihavanana @ Atra isan'andro @ alalan'ny Jesosy zanany, ary avelo ny Fanahy masina hiasa ao amintsika fa izy ange no manana ny fahamarinana rehetra ê
ary novalian'i Fijo hoe :
Fijo:
kay kay kay mamofona sekta be le resaka ,fa asa anefa
:-D:-D:-D
23. ikaretsaka
(
06/12/2007 17:21)
ka ny hafa mandray ny an-tendrony fotsiny..
dia tsy hitanyny kaykay ary ambanin'ny tenin'i fijo!
Porofo aby @ le fandraisana an-tendrony le izy e!

24. prime
(
07/12/2007 14:51)
pissoa> ny atao hoe tantara sy zava-nisy dia tokana... (io na ahoana fandraisana azy na ahoana dia mipetraka iny fa tsy miova)
... saingy ny fomba fijery azy no samihafa (ny ekar dia manana ny azy manokana, ny protestanta manana ny azy, ny anglikana manana ny azy, ny advantista manana ny azy)... ny fomba fandraisana azy no samihafa...
rehefa izay aloha no fahitany azy dia raisina izay tsara, izay hita ho diso (tsy feno hoy ianao na malemy) dia ahitsy hoe izao no tena zava-nisy... azo atao tsara izany... fa ny lazaiko hoe fitsongolohana dia rehefa tsy omena ilay fanitsiana fa tonga dia tsikeraina fotsiny na rabiana na tsaraina mihitsy aza ilay mpisera mba miezaka mizara araka izay anoroan\'ny fanahin\'Andriamanitra azy... izay ilay lazaiko hoe misy fahalemena... tsy ilay tantara no tsy feno na misy fahalemena fa ilay olona mitantara no tsy feno ny fahalalàny ohatra na izy mihitsy no misy fahalemena... izany indrindra no ifampizakàna izay mavesatra ka ifanoroana sy ifanitsiana...
Izaho tsy miteny hoe marina sy mitombina avokoa izay ambara etoana, fa izay mba tiana hozaraina no tiako amafisina hoe raisina raha mamy, rehefa mangidy dia aloa..
Aoka tsy hadino ohatra fa tantara iray sy tokana ihany ny lalana namonjen\'Andriamanitra an\'izao tontolo izao dia ny nanolorany ny Zanany malalany hisolo heloka ny maro... nefa dia olona efatra nisy niara-niaina sy nahita Azy ary nandray ny fampianarany nisy nandray sy nampita izay hitany sy nambara taminy (Matio, Marka, Lioka, Jaona) nefa dia samihafa no itantarany azy... ary tena misy mahasamihafa azy tanteraka... Ilay tantara iray ihany, saingy samihafa ny fitantaràna, fandraisana, fijery azy... dia iza no hiteny hoe ilay iray no tena izy??? samy misy fahalemeny sy tsy fahafenoany nefa mifameno ireo... ary Jodasy koa aza nanoratra filazantsara araka ny fijeriny azy koa nefa dia io tantara iray io ihany... i Tomasy koa toa izany... (dia ahoana izany???)
Izaho miombon-kevitra aminareo amin\'ny hoe tsy mety ny mandray an-tendrony saingy manahirana ihany koa ny mihinana am-bolony ka atao indray mahafoaka tokana izay ambara na dia mipariaka be aza...
Ny amin\'ny hoe mamofona sekta dia hitako kosa hoe tafahoatra ihany satria na sekta izy na tsia raha marina kosa izay ambarany moa azo disoina ve satria sekta na tsia???

ikaretsaka:... tsy hoe izay tiatiana fa izay araka ny tenin\'Andriamanitra r\'ise a...
\"Raha izay tiana sy metimety @ saina ny @ momban\'A/tra ihany no ekena sy inoana fa izay tsy tiana dia lavina sy odiana fanina,dia tsy A/tra intsony no inoanareo fa ny tenanareo \"
Izaho miombon-kevitra aminareo amin\'ny hoe tsy mety ny mandray an-tendrony saingy manahirana ihany koa ny mihinana am-bolony ka atao indray mahafoaka tokana izay ambara na dia mipariaka be aza...
Ny amin\'ny hoe mamofona sekta dia hitako kosa hoe tafahoatra ihany satria na sekta izy na tsia raha marina kosa izay ambarany moa azo disoina ve satria sekta na tsia???
25. pissoa
(
07/12/2007 15:42)
prime:
pissoa> ny atao hoe tantara sy zava-nisy dia tokana... (io na ahoana fandraisana azy na ahoana dia mipetraka iny fa tsy miova)
... saingy ny fomba fijery azy no samihafa (ny ekar dia manana ny azy manokana, ny protestanta manana ny azy, ny anglikana manana ny azy, ny advantista manana ny azy)... ny fomba fandraisana azy no samihafa...
rehefa izay aloha no fahitany azy dia raisina izay tsara, izay hita ho diso (tsy feno hoy ianao na malemy) dia ahitsy hoe izao no tena zava-nisy... azo atao tsara izany... fa ny lazaiko hoe fitsongolohana dia rehefa tsy omena ilay fanitsiana fa tonga dia tsikeraina fotsiny na rabiana na tsaraina mihitsy aza ilay mpisera mba miezaka mizara araka izay anoroan'ny fanahin'Andriamanitra azy... izay ilay lazaiko hoe misy fahalemena... tsy ilay tantara no tsy feno na misy fahalemena fa ilay olona mitantara no tsy feno ny fahalalàny ohatra na izy mihitsy no misy fahalemena... izany indrindra no ifampizakàna izay mavesatra ka ifanoroana sy ifanitsiana...
Izaho tsy miteny hoe marina sy mitombina avokoa izay ambara etoana, fa izay mba tiana hozaraina no tiako amafisina hoe raisina raha mamy, rehefa mangidy dia aloa..
Aoka tsy hadino ohatra fa tantara iray sy tokana ihany ny lalana namonjen'Andriamanitra an'izao tontolo izao dia ny nanolorany ny Zanany malalany hisolo heloka ny maro... nefa dia olona efatra nisy niara-niaina sy nahita Azy ary nandray ny fampianarany nisy nandray sy nampita izay hitany sy nambara taminy (Matio, Marka, Lioka, Jaona) nefa dia samihafa no itantarany azy... ary tena misy mahasamihafa azy tanteraka... Ilay tantara iray ihany, saingy samihafa ny fitantaràna, fandraisana, fijery azy... dia iza no hiteny hoe ilay iray no tena izy??? samy misy fahalemeny sy tsy fahafenoany nefa mifameno ireo... ary Jodasy koa aza nanoratra filazantsara araka ny fijeriny azy koa nefa dia io tantara iray io ihany... i Tomasy koa toa izany... (dia ahoana izany???)
:-D:-D:-D
hay ve izany mety tsy "tantaran'ny fiangonana" akory ity nentina teto ity fa fomba fijerin'i ainavola fotsiny e . eny e, efa hatrizay no izay monja no fahitako azy mais bon ...
Miandry fanitsiana ve dia hilaza hoe : marina e, na marina tsy mba maty e, na diso ny namana sns e ! Mifalia fotsiny refa mba notenenina hoe diso ... :-D:-D:-D
27. xxx
(
07/12/2007 15:48)
kay kay kay mamofona sekta be le resaka ,fa asa anefa
Tsy fandraisana antendrony io ry namana isany, matoa izy manao hoe fa asa anefa, dia misy doute ao ary mety mihevitra izy fa mety ho marina no nolazain'ny mpanoratra.
Ho antsika Kristiana, andro farany izao, mila mibebaka sy mangataka mba hohazavain'Andriamanitra fa tsy ho variana amin'ny adihevitra tsy mitondra voka-tsoa sy fandrosoana eo amin'ny fahalalana ny Tompo.
28. ikaretsaka
(
08/12/2007 02:10)
xxx> nandray an-tendrony ihany io ka.. fijo anie miaiky anie fa sekta e!
Pasterana sekta ikaristianina izy fa niala dia lasa sekta Krispijo izao no naoriny

29. prime
(
10/12/2007 15:11)
pissoa> ekena tanteraka... izay no fijeriny azy... diso hoy ianao dia omeo ilay mahadiso azy sy ilay fanitsiana mahadiso azy dia vao maika mampandroso kokoa... fa mandrapaha tsy misy fanitsiana dia io aloha no fahamarinana aminy...
ikaretsaka> izay no finoany aloha ka angamba tsy anjarantsika no hitsara hoe antendrony ny azy fa ny antsika no marina...

30. ikaretsaka
(
10/12/2007 16:31)
ny tantarainy ange no averiko ry prime e:roll:
za indray manao hoe banga sy tsy marim-pototra ilay tantara ko...
rehefa tsy hay ve sy tsary metimety de hoe devoly foana? aia koa izany fomba izany lahireto a

31. piste
(
10/12/2007 20:36)
Betsaka ny fiangonana tsy manana organisation sy hiérarchie hany ka ezaka anankiroa no ataony handrodanana an\'izany :
- tsy iray fa betsaka ny fiangonana naorin\'i Kristy. Entina hanamarinan-tena ny fisiany io.
Diso be io satria ny Fiangonana naorin\'i Kristy dia iray ihany. Nankininy t@ireo apostoly izany, ary i Piera no lohany. Ary raha manaraka ny tantaram-piangonana isika dia taty aoriana vao nihataka ny sasany noho ny antony maro samihafa.Ireo nihataka indray dia nivakivaky avy eo, sns...
Ka na tiana arodana ilay Fiangonana hiérarchique(Reny), na tiana hi-justifer-na ilay pluralité.
Hany ka hamoronana porofo biblika rehetra izao.
- Faharoa, ho an\'ny Katòlika dia ny Fiangonana reny dia fiombonan\'ny mpino( communauté des croyants). Izany hoe, ilay finoana an\'i Kristy ho Tompo tokana dia mampifandray tsy Aminy irery ihany fa @ izay rehetra mino Azy koa.
Ka ireo fiombonan\'ny mpino ireo no zary fianakaviana iray ao @ Andriamanitra ary Kristy no lohany, ny Apostoly no vatofototra niorenany. Ny fiombonanao ao @ Fiangonana dia famonjena sahady.
Ny Protestant anefa tsy manana izay dimension communautaire de la foi izay fa individuel ny azy ny famonjena ary tsy mi-compte ny anaram-piangonana fa ny finoan\'ny tsirairay ihany dia efa ok.

32. ikaretsaka
(
10/12/2007 20:50)
ary izay izany ilay maha samihafa azy sy mampisaratsaraka azy..
misaotra betsaka @ ilay fanazavana fa mazava!

33. rakapy
(
11/12/2007 05:21)
Dia anisan'ny tantaran'ny fiangonana koa ity indray mitoraka ity ary tokony ho soratana tahaka ireo mopera sy masera ary kristianina maro izay nanao toetra mamoa fady teto an-toerana na tany ivelany.
Pasitera roa lahy indray izao no tratra nangalatra lalamby tetsy Ambohimanambola(gazety Express 10 dec 07). Lalamby mitetina 8 Taonina no efa azon-dry tsy matahotody . Nefa anie dia miseho ho tena mahay mitory ny tenin'A/tra sy mahay miana tokoa rehefa imasom-bahoaka kay tena tsivalahary.tena mampalahelo sy mahamenatra tokoa.

34. prime
(
11/12/2007 11:06)
Tena mitombina io fanazavàn\'i piste io ary anisan\'ny tantara fototra niorenan\'ny fiangonana...
Fa ilay fiangonana voalohany sy fiangonana kristiana voalohany ambara tsy ny ekar akory... io no mahadiso hevitra avy hatrany... ny ilazàna fa ny ekar no fiangonana tokana naorin\'i Kristy dia tsy dia tena ampy loatra... ka rehefa alalinina dia \"cautionné\'na\" ny anaran\'i Petera amin\'ny maha-mpitarika ny apostoly azy...
Fa tokana no tena fiangonana voalohany, dia ny niorina tao Jerosalema (nilatsahan\'ny fanahy masina voalohany)... ny tato aoriana dia fiangonana maro no niorina nanaraka izany, rohy lojika vokatry ny asa misiona nataon\'ny apostoly rehetra... ny tao roma, ny tao korinto, ny tao galatia, ny tao filipia, ny tao tesalonika... raha tsy lazaina ireo fiangonana fito niorenan\'ny faminaniana azon\'ny apostoly jaona...

35. ikaretsaka
(
11/12/2007 15:53)
Ekar io fiangonana voalohany io ka:wink:
Hazavaiko ary
Efa tantaran'ny fiangonana ihany mankono atao ato ka ampiako mba hahalalantsika bebe kokoa:
St Ignace d'Antioche, Eveka, dia mpianatr'i Md Joany (apostoly malalan'ny Tompo) niaraka t@ masindahy Polycarpe.
Izy no Eveka voalohan'i Antioche alohan'ny niakarany tany Roma (ary i Md Piera no nanendry azy ho eveka) Lasa Martiry tany Roma izy tamin'ny androny Emperora Romanina Trojan t@ siekla faharoa taorian'ny nahaterahan'i Kristy.
NB: efa taty @ kaonsilin'i Carthage sy Nicea, Hippo vao nisy resaka famondronana ny boky ho ao anaty Baiboly (faramparan'ny taonjato faha 4)
nandritra ny diany niakatra tany Roma i Ignace de Carthage no annoratra taratasy lava be nilaza ny informations rehetra momban'ny fiangonana voalohany, izy no nilaza sy nampiasa ny teny heo Katolika...
efa talohan'ny baiboly elabeeeee
ary ny teny hoe Katolika no nampiasaina mba hanavahana ny fiangonana voalohany sy ireo heretika t@ izany fotoana izany (Taonjato 1 taorianan'i Kristy izany)
A history of Saints, Suzan fortin/Lawrence Cunningham (University of Notre Dame Press)

36. xxx
(
12/12/2007 10:54)
tsy dia tsara loatra angamba ny miady ho voalohany io satria hoy ny Tompo hoe "Izay voalohany no ho farany, ary izay farany no ho voalohany".
37. ikaretsaka
(
12/12/2007 15:35)
ataoko fa samihafa kosa angamba ny milaza ny tantara sy ny zava nisy sy ny niady ho voalohany..
ny zava nisy no lazaina eto mantsy
ny zava nisy no lazaina eto mantsy
38. ainavola
(
13/12/2007 07:59)
Fantatsika fa Atra dia fitiavana raha miresaaka momba azy isika na ny tantaram-piangonana dia tsy maintsy ampitiavana tadidio fa i satana no tia miady, ny tantara re tsy azo ovaina tsy hoe izay mety na izay tiantsika fa izao anjarantsika ny mino na tsy hino tsy hifanerana io
tahaka ny maha tokana ny famonjena antsika dia @ alalan\'i Jesosy irery ihany tsy misy ady hevitra satria Izy Mpamonjy no efa nilaza
RAISO NY TENA FAMONJENA matoa isika liana @ zavatra toy izao dia te ho voavonjy, tsy ny anaram-piangonana no hahavonjy antsika fa hoe Iza no ninoanao sy narahinao teto an-tany Apok 14:12 \"Indro ny faharetan\'ny olona masina dia ny mitandrina ny didin\'Atra sy ny finoana an\'i Jesosy Kristy\"
Miangona na mivavaka @ antoko mpivavahana iray isika moa ve tena manaja ny didin\'Atra sy mitory an\'i Jesosy ilay toerana haleantsika rehefa tsy izay dia miala aminy fa sao very. raha zavatra hafa no ampianarina anao na mibahana betsaka ao fa tsy Jesosy sy ny fanarahana izay tian\'Atra ataontsika
Neha mbola anao ihany koa ny safidy na te hijaona ao na tsia
Atra tsy mba manery antsika velively safidy io ho an\'ny tsirairay.
Ny fanirina dia samy ho tafita avokoa isika rehetra ka raha ho avy eny @ rahon\'ny lanitra Jesosy dia samy ho Voanjonjy isika rehetra
Andriamanitra ninina tsy nijery ny andro ny tsy fahalalala FA ANKEHITRINY KOSA IZY MANASANTSIKA HIBEBAKA
Miverina amiko ry oloko.

39. prime
(
13/12/2007 12:18)
ikaretsaka> ekena io ambaranao io satria io no tantaran'ny ekar... tsy misy mahadiso azy... fa aoka tsy hadino fa na ny soratra masina aza dia manambara mazava fa ny fiangonana voalohany dia ny fiangonana naorin'ny apostoly, tamin'ny andro pentekosta taorian'ny niakaran'i Kristy tany an-danitra fa tsy niandry taon-jato faha-2 taorian'ny nahaterahan'i Kristy... ary ireo fiangonana voambara ao amin'ny testamenta vaovao marobe notandreman'ny Apostoly Petera, Paoly, Jaona, Timoty sns... dia efa niorina elabe talohan'ny ekar... (eo no mila arahina akaiky satria tsy i Petera na i Paoly irery no nanorina sy nitandrina fiangonana "apostolika" fa ny apostoly rehetra...)
40. ikaretsaka
(
13/12/2007 16:02)
apostoly aby anie ireo nolazain'i prime ireo e... ary nankato an'i piera (sy paoly) ho lehibeny aby izy ireo! izay no nahasamihafa azy!:wink:
atao hoe Jesuites, Franciscains, Dominicains, marists, Saletains, sns...
samy manana ny ordre-ny fa obedient t@ papa.. Ohatran'izay io!
(eritrereto ohatran'ny @ izao fotoana izao hoe hoe i Piera papa dia i Paoly Kardinaly dia misy Superior General dia , misy eveka sns...