Aminao,inona no antony andehanana any am-piangonana ?

81. ikaretsaka ( 06/12/2007 18:52)
inona no tsy marina amin'izany ary? omeo antony avy any aminao mahatonga anao tsy hanana izay fijery izay!
"Tsarao aho, teneno izay tsy mety"
82. niryna ( 07/12/2007 07:16)
ikaretsaka:

inona no tsy marina amin'izany ary? omeo antony avy any aminao mahatonga anao tsy hanana izay fijery izay!
"Tsarao aho, teneno izay tsy mety"

:D
83. ikaretsaka ( 08/12/2007 02:11)
aiza no antony ko!
sa nyanareo tsy tonga nofo ny Teny fa henoina sy atao Amena dia izay?
84. niryna ( 08/12/2007 06:04)
ikaretsaka:

aiza no antony ko!
sa nyanareo tsy tonga nofo ny Teny fa henoina sy atao Amena dia izay?

prime:

Re : Vonoy ny anarako hoy i Mosesy.Voakosika tokoa ve ny anarana?
niryna>=D

ikaretsaka> Fa ny fisotroana ny ràn'i Kristy sy ny fihinanana ny nofony tsy mahatanteraka ny asan'i Kristy raha tsy mandinika ny tena sy mandinika tena tsara ilay mpandray izany mialohan'ny anaovany izany... I Korintiana 11:17-34

Hoy mantsy ny voasoratra amin'ny anaran'i Kristy :

"27 Koa na zovy an zovy no mihinana ny mofo sy misotro amin'ny kapoaky ny Tompo amin'ny fanahy tsy mendrika, dia ho meloka ny amin'ny tena sy ny ran'ny Tompo izy.28 Fa aoka ny olona hamantatra ny tenany, dia aoka izy hihinana ny mofo sy hisotro amin'ny kapoaka.29 Fa izay rehetra mihinana sy misotro dia mihinana sy misotro fanamelohana ho an'ny tenany, raha tsy mamantatra ny tena izy." I Korintiana 11:27-29
85. ikaretsaka ( 08/12/2007 17:08)

ikaretsaka> Fa ny fisotroana ny ràn'i Kristy sy ny fihinanana ny nofony tsy mahatanteraka ny asan'i Kristy raha tsy mandinika ny tena sy mandinika tena tsara ilay mpandray izany mialohan'ny anaovany izany... I Korintiana 11:17-34

ka tsy efa vita ve ny fandinihin-tena alohan'io?:-D:-D efa confiteor kyrie, sns...
(asa raha efa nande nivavaka t@ katolika ianao fa misy konfesy kava be aloha, dia manomboka ny sotona masina dia ao anaty sorona masina mbola misy "fiapan-feta sy hira fisonana sy Kyrie eleison sns...

sady izay ilay lazaiko lava @ hoe mandiniha tena anie :wink:
hay moa nareo izany tsy mbola nandinika:roll: hitako no tavela any
86. niryna ( 09/12/2007 07:25)

hitoriteny no hidirako eto fa tsy manampotoana hifamaliana lava aminao aho,tohero daholo izay tenin'Atra fa hianao tenanao ihany dia efa mahalala izany. Miala tsiny aho fa tsy andany andro amin'ny zavatra tsy ahasoa ny olona.Maro no mangetaheta ny tenin'Atra ka raha tsy mamaly ny sujet dia tsy afaka hamaly anao aho.Misaotra tompoko.
87. ikaretsaka ( 09/12/2007 18:55)
teny no hidirako eto fa tsy manampotoana hifamaliana lava aminao aho,tohero daholo izay tenin'Atra fa hianao tenanao ihany dia efa mahalala izany. Miala tsiny aho fa tsy andany andro amin'ny zavatra tsy ahasoa ny olona.Maro no mangetaheta ny tenin'Atra ka raha tsy mamaly ny sujet dia tsy afaka hamaly anao aho.Misaotra tompoko.

dia efa nmiangaviana i Niryna hoe ny toriteninao anie afaka ataonao blaogy e, ato forum hiadiana hevitra sns... fa tsy fitoriana teny.
raha nitory tato aby izao karazam-pivavahana rehetra izao fia eritrereto fotsiny
fa mahay mifanaja anefa ny olona..
ny katolika izao rehefa te hitory teny izy dia mandeha any @ site-ny
maninona aho'a ianao raha manao blaogy ohatra dia any ianao manao ny toriteny izay danin'ny kibonao.. sady ef aomena anao daholo ny fitaovana rehetra any!
any atao karazam-"piangonanao" fa tsy eto @ forum!
raha eto manko dia eritrereto hoe eo analakely no miangona dia samy manao ny azy! dia ahoana hoy ianao!
88. niryna ( 10/12/2007 04:53)
Amiko ny hidirako any am-piangonana dia hidera Azy,hankalaza Azy,hanandratra ny Anarany satria lehibe ny Anarany,mandrakizay ny famindrampony,hisaotra Azy amin'izay rehetra nataony tamin'ny fiainako,ny mbola ataony ary indrindra noho ny nampiasainy ahy hitory ny filazan-tsara manerana ny tany izay mahatratra izany.
Mandeha miangona aho satria fantatro fa hiaraka hidera Azy ireo olona marobe izay manana aretina maro avokoa,fantatro fa toy ny hopitaly ny fiangonana ary miaraka mifampahery ny mpiara-miangona rehetra fa tsara Izy,mifampizara ny fahoriana izay any aminy irery sy Izy irery no manala izany enta-mavesatra izany ho an'ny tsirairay.Ny fiarahana mivavaka dia efa hery lehibe ho ahy sy ireo manodidina ahy.Ny fizarana ny tenin'Atra dia efa zava-dehibe hanampiana ny fiainana izay hizorana indray.
Ny fihainoana ny toriteny dia hery ho ahy sy ny fianakaviako ary izay fianakaviana ao amin'ny Tompo izany dia hafa tokoa,na misy aza ny adiady kely,izay miaraka aminy dia tsy atahotra na angozohozo amin'ny zavatra rehetra satria manana fanantenana Aminy.
Ny Tompo anie homba antsika tsirairay avy. Amena
89. ikaretsaka ( 10/12/2007 16:39)
tsy worship ihany ny atao ao am-piangonana aloha amiko e, tsy filazan-tsara ihany
fa ny fampiasana ny sens rehetra mihitsy

ny toucher: rehefa mitanisa voan-tsampile sy mifandray tanana sns.
ny tsiro: rehefa manao komonio
ny fisefoana: rehefa mihira, mamaky teny sns
ny orona: rehefa manemboka:
ny maso: rehefa mamaky teny sy mijery ny sarivongana sy ny sary isan-karazany ao
ny sofina: hihaino ny zavatra rehetra, eny na ny tomanin-jaza sy ny kiraron'i madama mikatrokatroka aza dia tenin'Atra, sy fitaovana ampiasain'A/tra hamitany zavatra aminao, rehefa ampiasainao kely ny coco anao heo inona no dikan'izany sy tadiavin'A/tra amiko @ fahenoana izany! hainao io!
ny toucher sasany: rehefa mandohalika!

ny ahy ny relationship ko @ A/tra tsy eo @ vava sy ny sofina sy ny fo ihany, fa @ alalan'ny vatako rehetra, ny signa rehetra rehetra!
90. ikaretsaka ( 10/12/2007 16:41)
amiko koa 1/10 ny zavatra any am-piangonana ny toriteny, fa ny fisian'i Jesoa ao @ sakramenta masina ny 90% ny!
91. niryna ( 11/12/2007 06:58)
ikaretsaka:

tsy worship ihany ny atao ao am-piangonana aloha amiko e, tsy filazan-tsara ihany
fa ny fampiasana ny sens rehetra mihitsy

ny toucher: rehefa mitanisa voan-tsampile sy mifandray tanana sns.
ny tsiro: rehefa manao komonio
ny fisefoana: rehefa mihira, mamaky teny sns
ny orona: rehefa manemboka:
ny maso: rehefa mamaky teny sy mijery ny sarivongana sy ny sary isan-karazany ao
ny sofina: hihaino ny zavatra rehetra, eny na ny tomanin-jaza sy ny kiraron'i madama mikatrokatroka aza dia tenin'Atra, sy fitaovana ampiasain'A/tra hamitany zavatra aminao, rehefa ampiasainao kely ny coco anao heo inona no dikan'izany sy tadiavin'A/tra amiko @ fahenoana izany! hainao io!
ny toucher sasany: rehefa mandohalika!

ny ahy ny relationship ko @ A/tra tsy eo @ vava sy ny sofina sy ny fo ihany, fa @ alalan'ny vatako rehetra, ny signa rehetra rehetra!

Hay va re e!
Ny voalaza ao anatin'ny baiboly indray dia toy izao:
1- Believers must go directly to God:arrow: ny mpino rehetra dia tsy maintsy manatona mivantana amin'Atra ,ny Zanaka ary ny Fanahy Masina avy ao anatin'ny fo.(fo mangetaheta ny tenin'Atra,fo mikatsaka ny fahamarinana ,fo mangataka ny andeha ao anatin'ny hazavana,fo mangorangoraka ,fo feno fiantrana sy miantra olona,mamela olona avy ao anatin'ny fo daholo izany fa tsy misy materials mihitsy)Ary dia mino ny voalazan'ny baiboly tanteraka aho fa ny vava no mitaraina,mandohalika ka mifona amin'Atra avy ao anatin'ny fo no amoahana izany.

Mila matahotra Azy ary tsy tiany ny mampifangaro Azy amin'ny zavatra hafa na inona izany na inona (any materials things,including images, idols,pictures,any persons ,animals ):arrow:no materials things at all.
Na zavatra na mety ho endrika na sampisampy ,na sarisary na olona na biby na inona izany na inona ka zavatra naharian'Atra na fanahy tsy avy amin'Atra.

Satria Andriamanitra dia Fanahy.Ny Fanahin'i Kristy no miaraka amintsika isan'andro:arrow: Ny fanahintsika ihany koa no miresaka,mivavaka, mitalaho,miangavy,mibebaka (l) ao anatin'ny fo iray manontolo izany fitalahona izany fa tsy misy zavatra ampiasaina hanodikodinana ny tenin'Atra.

Aleo aloha tsimponako izany tenin'Atra izany hianao aharesy lahatra fa tsy misy na iray aza ao miteny hoe zavatra materials ampiasaina. Deot 32:29,Jos 24:14.
Ity iray ity dia tena saro-piaro mafy Izy:no others gods: LEv 17:17,sAL 115:2-3,deT 32:17

2-Mila mifikitra amin'ny tenin'Atra Irery fa tsy amin'ny zavatra hafa.(only the word of God,nothing else)Satria sady tsy azo anasorana no tsy azo analana ny teniny.Ampy tanteraka:Izay zavatra tadiavinao rehetra dia hita ao daholo.

http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m475aa702aa3cb

Io no santionana marobe ary mbola misy maro ihany koa.
misaotra aky Diamondra a.:-*

3-Tsy mamela antsika ampiasa sary na zavatra na inona na inona izany satria efa ampy ny sorona nataon'i Kristy tamin'ny zavatra rehetra.Maty teo ambony hazofijaliana Izy.Vita hoy Izy ! Izay zavatra nataon'ny olona ho sorona fanatitra izany dia foana tao aorian'ny fahafatesan'i Kristy.Raha mbola manohy na mamorona zavatra hafa izany ny olona dia ny tenin'Atra no hitsara an'ireo olona ireo.
Ahoana tokoa moa no hinoan'ny sasany raha tsy tia mamaky ny tenin'Atra izy ireo?Kanefa avy amin'ny fihainoana no ahafahana mihaino sy mahafantatra ny fisian'Atra?

Asa 4:15, Isa 40:8 Eks 20: 1-8
4-Velona ny tenin'Atra ary velona toy izany koa i kristy izay ato anatintsika ,naniraka sy nangataka ny Rainy Izy mba andefa ny FM hiaraka amintsika ho mandrakizay.Ka zavatra inona intsony no ho tadiavina raha izany?.:arrow:Ny FM izany no tokony antsoina fa tsy ireo karazana zava-javatra voalazanao ireo. Hoy ny tenin'Atra mantsy milaza hoe :
Izaho efa nankalaza Anao tety ambonin'ny tany; vitako ny asa nomenao Ahy hataoko.Jaona 17:3
Anao no safidy satria efa nomena maimaipoana an'izany isika na miaraka Aminy na miaraka amin'ny fanahy hafa.
Ity no afatr'i Kristy ho antsika rehetra
20 Indro, efa mitsangana eo am-baravarana Aho ka mandòndòna; raha misy mihaino ny feoko ka mamoha ny varavarana, dia hiditra ao aminy Aho ka hiara-misakafo aminy, ary izy amiko.

21 Izay maharesy dia havelako hiara-mipetraka amiko eo ambonin'ny seza fiandrianako dia tahaka ny nandreseko kosa sy ny niarahako nipetraka amin'ny Raiko eo ambonin'ny seza fiandrianany.

22 Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain'ny Fanahy amin'ny fiangonana.
Apo 3:20-22
92. ikaretsaka ( 11/12/2007 17:39)
1- Believers must go directly to God ny mpino rehetra dia tsy maintsy manatona mivantana amin'Atra ,ny Zanaka ary ny Fanahy Masina avy ao anatin'ny fo.(fo mangetaheta ny tenin'Atra,fo mikatsaka ny fahamarinana ,fo mangataka ny andeha ao anatin'ny hazavana,fo mangorangoraka ,fo feno fiantrana sy miantra olona,mamela olona avy ao anatin'ny fo daholo izany fa tsy misy materials mihitsy)Ary dia mino ny voalazan'ny baiboly tanteraka aho fa ny vava no mitaraina,mandohalika ka mifona amin'Atra avy ao anatin'ny fo no amoahana izany.

Mila matahotra Azy ary tsy tiany ny mampifangaro Azy amin'ny zavatra hafa na inona izany na inona (any materials things,including images, idols,pictures,any persons ,animals )no materials things at all.
Na zavatra na mety ho endrika na sampisampy ,na sarisary na olona na biby na inona izany na inona ka zavatra naharian'Atra na fanahy tsy avy amin'Atra.

Dia averiko @ niryna indray ( izay tia ny fahamarinana)
tsy ao anatin'ny Teny izay voasoratra irery ihany ry niryna Andriamanitra no mihetsika sy miteny amintsika fa @ fiainana andavan'Andro mihitsy an: aza adino fa ny teny Tonga Nofo, ary miara monina @ tsika: ataovy ao an-tsaina tsara io.. lasa nofo ny teny Lasa niditra ao amintsika @ nofo tonga nofo, lasa ao @ tsika raha niteny fa nandray ny fanahy masina isika..
diniho io
93. niryna ( 15/12/2007 06:05)

dia diso izany ny tenin'Atra ka araho hono ika ry ireto,manaova vavaka lava reny antsoy daholo ireo maty rehetra miaraka amin'ny tokotoka rehetra,sy ny maty any am-pasana.
ho an'izay mandray ny tenin'Atra kosa dia voasorata ao anatin'ilay baiboly volamena izay lazain'ika fa nangalarinay ilay teny.Raiso izay tianareo na izay voasoratra na izy fa safidy io
ity aloha ny mofon'aina avy amin'ilay Tompo Atra

hmm :miam::miam::miam:

Maninona Atra no miteny hoe aza manana Atra hafa afatsy izaho irery ihany?

1 Dia nilaza izao teny rehetra izao Andriamanitra ka nanao hoe:

2 Izaho no Jehovah Andriamanitrao, Izay nitondra anao nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta, tamin'ny trano nahandevozana.

3 Aza manana andriamani-kafa, fa Izaho ihany.

4 Aza manao sarin-javatra voasokitra ho anao, na ny mety ho endriky ny zavatra izay eny amin'ny lanitra ambony, na izay ety amin'ny tany ambany, na izay any amin'ny rano ambanin'ny tany.

5 Aza miankohoka eo anatrehany, ary aza manompo azy; fa Izaho, Jehovah Andriamanitrao, dia Andriamanitra saro-piaro ka mamaly ny heloky ny ray amin'ny zanaka hatramin'ny zafiafy sy ny zafindohalika, dia amin'izay mankahala Ahy;
Eksodosy 20: 1- 5
=D

1 Alors Dieu prononça toutes ces paroles, en disant:

2 Je suis l`Éternel, ton Dieu, qui t`ai fait sortir du pays d`Égypte, de la maison de servitude.

3 Tu n`auras pas d`autres dieux devant ma face.

4 Tu ne te feras point d`image taillée, ni de représentation quelconque des choses qui sont en haut dans les cieux, qui sont en bas sur la terre, et qui sont dans les eaux plus bas que la terre.

5 Tu ne te prosterneras point devant elles, et tu ne les serviras point; car moi, l`Éternel, ton Dieu, je suis un Dieu jaloux, qui punis l`iniquité des pères sur les enfants jusqu`à la troisième et la quatrième génération de ceux qui me haïssent,

1 God spoke all these words, saying,

2 I am Yahweh your God, who brought you out of the land of Egypt, out of the house of bondage.

3 You shall have no other gods before me.

4 "You shall not make for yourselves an idol, nor any image of anything that is in the heavens above, or that is in the earth beneath, or that is in the water under the earth:

5 you shall not bow yourself down to them, nor serve them, for I, Yahweh your God, am a jealous God, visiting the iniquity of the fathers on the children, on the third and on the fourth generation of those who hate me,

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081