Aminao,inona no antony andehanana any am-piangonana ?

21. ikaretsaka ( 30/11/2007 17:07)
Mibolila fa aleo averina any @ sobjektra voalohany .. teto isika no tapaka!

cutie:

Aminao,inona no antony andehanana any am-piangonana

hihira:)

izay izany ny azy...

ary ny anao?

22. cutie ( 30/11/2007 17:08)
23. niryna ( 30/11/2007 17:28)
ikaretsaka:

Fijery katolika ny ahy:
1)Ny Katolika dia mino fa ny mofo sy ny divay, rehefa tonga ny fotoanan'ny fankamasinana dia lasa ra sy vatan'i Kristy (principe de Transubstantiation).

Antsoina hoe Sakramenta Masina/Eokaristia, Ny tsy lany dia tehirizina ao anaty Tabernakla...Aminay, vokatr'izany dia AO sy IO am-piangonana io i Kristy! Rehefa mankany am-piangonana aho dia mahita Azy io akaiko io! feelings be izany, tsy resaka ara-panahy fa resaka ara batana koa..
Izay manko ilay maha olona feno: Vatana sy Fanahy! tsy ara-Panahy ihany izahay sy izy no mifanakaiky fa ara-batana koa! Hitako izy, kasihiko, ampidiriko ao anatiko.. henoiko miteny

2) Raha lamesa indray, dia mizara 2 mazava tsara ny an'ny katolika :
Ny litorjian'ny Teny
ny Litorjian'ny Eokaristia: ity faharoa ity ao am-piangonana ao ihany no azo atao na rehefa misy mompera!.. mila an'io mafy aho fa .. tsy ny Teny ihany no ivelomako fa ny Teny tonga Nofo, ny Nofo tonga Mofo ary niara nonina tamintsika!

Velabelariko ny tohiny fa hatreo aloha

misaotra betsaka nanazava.
Ny tsy azoko eo amin'ny fandraisana kominio dia mila mifona mafy mihitsy isika,mila mangataka famelan-keloka na mamela helok'olona vao tokony sy afaka andray an'io .
24 ary rehefa nisaotra Izy, dia novakiny, ka hoy Izy: Ity no tenako izay vakina ho anareo; izao no ataovy ho fahatsiarovana Ahy.25 Dia araka izany koa ny kapoaka, rehefa nihinana, dia hoy Izy: Ity kapoaka ity no ilay fanekena vaovao amin'ny rako; izao no ataovy ho fahatsiarovana Ahy, na oviana na oviana no misotro hianareo.26 Fa na oviana na oviana hianareo no mihinana itony mofo itony sy misotro amin'ny kapoaka, dia manambara ny fahafatesan'ny Tompo hianareo mandra-pihaviny.27 Koa na zovy na zovy no mihinana ny mofo sy misotro amin'ny kapoaky ny Tompo amin'ny fanahy tsy mendrika, dia ho meloka ny amin'ny tena sy ny ran'ny Tompo izy. I Kor 11:24-27

Mila manetri-tena tanteraka izany kanefa ahoana ny ankizy no asiana handray an'io sahady?

Inona no mitranga raha mandray ka tsy mendry akory?
Nisy olona izay fotoana fandraisana dia tsy nety nandray izy fa tsy nanomana hono?Mila fotoana lava be angaha ilay fifonana fa tsy izay rehetra ao anatin'ny fo ka fantatra fa tsy mety dia vakiana amin'Atra daholo? Misy ilay herin'andro fanomanana ny fandraisana ka miandry herinandro izany ny fanomanana ilay izy?
28 Fa aoka ny olona hamantatra ny tenany, dia aoka izy hihinana ny mofo sy hisotro amin'ny kapoaka.29 Fa izay rehetra mihinana sy misotro dia mihinana sy misotro fanamelohana ho an'ny tenany, raha tsy mamantatra ny tena izy.
30Noho izany dia betsaka no marary sy marofy eo aminareo, ary maro ihany no efa nodi-mandry.

Tsy afaka miaraka hono ny kapokan'i kristy sy ny kapoakan'i satana? ( IKor 10)
dia ahoana no atao?

24. niryna ( 30/11/2007 17:30)
cutie:

Aminao,inona no antony andehanana any am-piangonana

hihira:)

dia ahoana aky,fa maninona no mihira,inona no ao an-tsainao ?:D
25. niryna ( 30/11/2007 17:32)
Veloo:

cutie njy zany mahay mihira be hihihiih:-*:-*:-*

ny antony iray andehanana any am-piangonana koa dia:
mampahery ny mpiara miangona aminao,
hanana relation plus pres des autres,kolokoloina zany ilay relation e...

marina izany,ny fahitana ireo mpiara-miangona dia manome hery antsika fa tsy irery isika,ary ny vavaky ny maro koa mahataka-danitra.8)
Ny fiangonana dia toy ny hopitaly ,maro ny manana aretina ara-nofo ary ara-panahy .Mino an'izany ve hianareo?

26. niryna ( 30/11/2007 17:34)
cutie:

Mpandefa : Veloo [ Valio ] 30-11-2007 17:26:07
Lohateny : Re : Aminao,inona no antony andehanana any am-piangonana ?

cutie njy zany mahay mihira be hihihiih

hiditra chorale atsy ho atsy :-D:-D:-D:-D

Izaho koa andeha,andao isika roa hiaraka,izaho hanao feo faha roa dia indry ny voalohany.
Efa miezaka aho mihainoa sy mamerina ireny hira ireny rehefa mandro
27. niryna ( 30/11/2007 17:35)
ikaretsaka:

mety ilay be ny chorale any @ Secte an'i fijo fa aaaah aaaaah ooooohhh bedebe
ny amen tsy amen fa ampio, omeo!

8O=))=)):-$
28. niryna ( 30/11/2007 17:36)
ikaretsaka:

Mibolila fa aleo averina any @ sobjektra voalohany .. teto isika no tapaka!

cutie:

Aminao,inona no antony andehanana any am-piangonana

hihira:)

izay izany ny azy...

ary ny anao?

:D
29. cutie ( 30/11/2007 17:47)
Izaho koa andeha,andao isika roa hiaraka,izaho hanao feo faha roa dia indry ny voalohany.
Efa miezaka aho mihainoa sy mamerina ireny hira ireny rehefa mandro

ndao e
andrasako eo antokotanim-piangoana njy :D
30. xxx ( 30/11/2007 17:49)
Niryna,
toro-hevitra:mandehana manatrika lamesa Katolika indray mandeha dia diniho tsara izay mitranga fa misy an´ireo rehetra lazainao ireo ny lamesa Katolika:fifonana, fanetre-tena...mialohan´ny handraisana kominio.
Izay ilay hoe mba misokatra dia fantaro daholo...
31. niryna ( 30/11/2007 17:57)
cutie:

Izaho koa andeha,andao isika roa hiaraka,izaho hanao feo faha roa dia indry ny voalohany.
Efa miezaka aho mihainoa sy mamerina ireny hira ireny rehefa mandro

ndao e
andrasako eo antokotanim-piangoana njy :D

Izaho koa toa te hanao hira razindrahony ireny,fa ilay kalon'ny fahiny no tiako koa. Tohizana :D

32. niryna ( 30/11/2007 17:59)
xxx:

Niryna,
toro-hevitra:mandehana manatrika lamesa Katolika indray mandeha dia diniho tsara izay mitranga fa misy an´ireo rehetra lazainao ireo ny lamesa Katolika:fifonana, fanetre-tena...mialohan´ny handraisana kominio.
Izay ilay hoe mba misokatra dia fantaro daholo...

misaotra anao.Izany no mahatonga ny pasitera hiteny hoe anareo ray aman-dreny anjaranareo ny mieritreritra raha avelanereo handray ny zanakareo(you are your own best judgment)

33. ikaretsaka ( 30/11/2007 18:00)
xxx:

Niryna,
toro-hevitra:mandehana manatrika lamesa Katolika indray mandeha dia diniho tsara izay mitranga fa misy an´ireo rehetra lazainao ireo ny lamesa Katolika:fifonana, fanetre-tena...mialohan´ny handraisana kominio.
Izay ilay hoe mba misokatra dia fantaro daholo...

izaho vao saika hiteny.. misaotra xxx
34. niryna ( 30/11/2007 18:03)

tohizo ary e:-*

35. ikaretsaka ( 30/11/2007 18:07)
afaka mifampotoana isika sy i niryna dia manatrika dia atoroko amin'ny antsimpirihiny raha vonona..
fa izay tianao ihany io!
raha handray ianoa tsara raha tsy mandray... mba aforeto ny tanan'akanjoko dia...
:wink:aiza ilay rano sy koveta teo rankizy?
36. cutie ( 30/11/2007 18:13)
Mpandefa : niryna [ Valio ] 30-11-2007 07:10:00
Lohateny : Aminao,inona no antony andehanana any am-piangonana ?
Amiko,ny antony andehanako any am-piangonana dia hidera sy hisaotra an'i Jehovah fa mbola nomena andro aho hiainako hiderako ny anarany ,fa mandrakizay ny famindram-pony.

- nitaraina tamin'i Jehovah aho ,raha ory, ka novonjeny tamin'ny fahatereny sy ny fahoriana.
-noho ny famindram-pony sy ny fahagagana ataony amin'ny zanak'olombelona!

tell me how do you speak to God?:)
- Fa mahafa-po ny fanahy mangetaheta Izy, Ary ny fanahy noana dia vokisany soa.
-Nandefa ny teniny Izy mba hahasitrana ahy ary nanafaka ahy tamin'ny siogan'ny fahotana.
-Na inona mitranga amin'ny fiainako dia fantatro fa miaraka amiko foana Izy.

Misaora an'i Jehovah ny fanahiko ary izay rehetra ao anatiko,misaora ny anarany masina. Amena.
37. ikaretsaka ( 30/11/2007 18:44)
fa izao Jehova jehova izao tokoa ve Andriamanitra natao hihaino fitarainana sy mpanao mazii ihany e?

Ary raha tsy nanao izy fa tsy nifanaraka @ ilay sitrapony ilay mazii tadiavinao ataony?...
tsa mbola nahita tokoa aho t@ reny le mpamaky baiboly be ireny... hoe raha tsy mifanaraka t@ zavatra nangarahiny ilay vavaka ka tsy nivaly.. dia niteny hoe naneho ny voninahiny Andriamanitra

ny tiako lazaina: atao hoe nanao cellule ianao de nangataka nangataka teny raha nisy narary mafy tao amin'ny cellule anareo tao... ka sanatria maty ihany iny olona iny.. tsa mbola naheno olona tao aho niteny hoe ... ary bedy aza aho raha nanao hoe naneho ny voninahiny Andrimanitra

fa raha tsy maty izao iny olona iny de oeoe be mihitsy tao de no encourager-na aza aho!
38. cutie ( 30/11/2007 18:56)
Mpandefa : niryna [ Valio ] 30-11-2007 07:10:00
Lohateny : Aminao,inona no antony andehanana any am-piangonana ?
Amiko,ny antony andehanako any am-piangonana dia hidera sy hisaotra an'i Jehovah fa mbola nomena andro aho hiainako hiderako ny anarany ,fa mandrakizay ny famindram-pony.

- nitaraina tamin'i Jehovah aho ,raha ory, ka novonjeny tamin'ny fahatereny sy ny fahoriana.
-noho ny famindram-pony sy ny fahagagana ataony amin'ny zanak'olombelona!

- Fa mahafa-po ny fanahy mangetaheta Izy, Ary ny fanahy noana dia vokisany soa.
-Nandefa ny teniny Izy mba hahasitrana ahy ary nanafaka ahy tamin'ny siogan'ny fahotana.
-Na inona mitranga amin'ny fiainako dia fantatro fa miaraka amiko foana Izy.

Misaora an'i Jehovah ny fanahiko ary izay rehetra ao anatiko,misaora ny anarany masina. Amena.

Nyrina lasa any antenatenany njay le fanontaniana :-D
ty le izy :
Tell me how do you speak to God?
39. fijo ( 30/11/2007 20:51)
ity dia valinteny tsy misy lainga:
". Mpandefa : booboo [ Valio ] 30-11-2007 08:14:19
Lohateny : Re : Aminao,inona no antony andehanana any am-piangonana ?
Nenà hahita ny namako sy têtes vaovao, dia miara-motika @ be sy bobaka refa vita ny culte, dia miresaka sy mihaino an'Atra."

za fahiny,raha nisy lanitra manga na mena hitako de jereko hoe aiza izy no miangona,de lasa aho mba mankany.
na koa rehefa tsy itako izay atao ny alahady,de mankany aho mba hiaino hira
40. cutie ( 30/11/2007 20:57)
za fahiny,raha nisy lanitra manga na mena hitako de jereko hoe aiza izy no miangona,de lasa aho mba mankany.

:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078