Aminao,inona no antony andehanana any am-piangonana ?

61. fijo ( 01/12/2007 00:11)
ka tsy handry le mandrapiposany ko
62. cutie ( 01/12/2007 00:12)
:-D:-D:-D:-D:-D
mety ho avy koa ny orana
63. fijo ( 01/12/2007 00:16)
aoka marina
64. cutie ( 01/12/2007 00:19)
bn :D
65. niryna ( 01/12/2007 03:35)
ikaretsaka:

afaka mifampotoana isika sy i niryna dia manatrika dia atoroko amin'ny antsimpirihiny raha vonona..
fa izay tianao ihany io!
raha handray ianoa tsara raha tsy mandray... mba aforeto ny tanan'akanjoko dia...
:wink:aiza ilay rano sy koveta teo rankizy?

hifampitoana amin'inona aloha e,hametra-tanana? Isika anie tsy mila mandeha lavitra e minoa fotsiny ihany dia ho sitrana,mandehana any amin'ny fiangonana misy mpanasitrana fa izaho tsy mila zavatra hafa koa,sao aho hitondranao sary na saplet na la croix fa tsy mino an'ireny aho,ary efa voasoratra fa tsy avelan'Atra isika manao fitaovam-piasana hivavahana ankoatry ny baiboly.Ampy ahy io fa misaotra :-*

66. niryna ( 01/12/2007 04:15)
cutie:

Mpandefa : niryna [ Valio ] 30-11-2007 07:10:00
Lohateny : Aminao,inona no antony andehanana any am-piangonana ?
Amiko,ny antony andehanako any am-piangonana dia hidera sy hisaotra an'i Jehovah fa mbola nomena andro aho hiainako hiderako ny anarany ,fa mandrakizay ny famindram-pony.

- nitaraina tamin'i Jehovah aho ,raha ory, ka novonjeny tamin'ny fahatereny sy ny fahoriana.
-noho ny famindram-pony sy ny fahagagana ataony amin'ny zanak'olombelona!

- Fa mahafa-po ny fanahy mangetaheta Izy, Ary ny fanahy noana dia vokisany soa.
-Nandefa ny teniny Izy mba hahasitrana ahy ary nanafaka ahy tamin'ny siogan'ny fahotana.
-Na inona mitranga amin'ny fiainako dia fantatro fa miaraka amiko foana Izy.

Misaora an'i Jehovah ny fanahiko ary izay rehetra ao anatiko,misaora ny anarany masina. Amena.

Nyrina lasa any antenatenany njay le fanontaniana :-D
ty le izy :
Tell me how do you speak to God?

How do I speak to God?
Maka toerana iray hianao ary dia harindrinao ny varavarana mba tsy hisy olona hiditra ,mandohalika ary miantso ny Anarany,misaotra Azy,midera Azy(give Him praise,glory and honor)

Vao mifoha aho dia manandratra ny anarany,miantso Azy ary misaotra Azy fa mbola nomeny andro iray indray hivelomako,misaotra Azy fa mbola afaka midera sy mankalaza ny Anarany mandrakariva.Ankiniko aminy ny fiainako ary izay fantany fa mahasoa ahy dia aoka tsy ny sitrapoko no tanteraka fa ny Azy.Mifona aminy aho raha misy zavatra nataoko ka tsy mifanaraka ny sitrapony,raha fantatro moa izany dia specifie-ko ilay izy,izay no tena tadiaviny(mihantra sy mamela ireo zanany izay mifona Aminy amin'ny fo torotoro tsy misy fitaka na fiantsaram-belan-tsihy).Efa fantany daholo ny ataon-tsika fa ilay fiteny hoe (Every knee shall bow and every tongue confessed that He is Lord),ny olona rehetra no hiankohoka eo anatrehany(Izy irery io fa tsy misy na iray aza hiankohofana,ary voalazan'ny baiboly io Eks 20:2-4) sy andohalika Aminy(kristy irery koa io) fa Izy no Mpanjakan'ny rehetra (lehibe noho ny mpanjaka rehetra).
Dia izay,mahatsiaro sambatra ery aho rehefa avy eo ary mahazo hery indray.Rehefa tonga any am-piasana indray aho dia mamaky baiboly (isaky ny break,ny tanana iray mihinana ny tanana iray mamadika baiboly,alohan'ny hiravana koa izahay mahazo adin'ny iray hijanonana amin'ny asa dia mamaky baiboly indray aho.) Dia izay ny firesahiko amin'Atra ry cutie.Andramo raha fantatrao fa mahasoa fa tsy hanenina mihitsy hianao.
Rehefa mamaky ilay baiboly aho dia miezaka ny mitadidy izay andalana vaovao ary izay andalana tsara sy manintona dia tsipihiko. Na inona na inona olana amin'ny fiainantsika dia voavaha daholo satria ao anaty baiboly ny valiny.
67. ikaretsaka ( 02/12/2007 02:59)
niryna
xxx 30-11-2007 18:49:54:
Niryna,
toro-hevitra:mandehana manatrika lamesa Katolika indray mandeha dia diniho tsara izay mitranga fa misy an´ireo rehetra lazainao ireo ny lamesa Katolika:fifonana, fanetre-tena...mialohan´ny handraisana kominio.
Izay ilay hoe mba misokatra dia fantaro daholo...

mamakia tsara!
za hoa vonona hitondra sy hanoro raha vonona ianoa dia mifanome fotoana isika.. raha tsy vonona ianao dia aforeto ny tanan'akanjoko dia aiza ny rano sy ny koveta fa hanasa tanana aho...
68. niryna ( 02/12/2007 07:58)

:D:D izaho angaha manda an'izany,ilay ankizy tsy mahalala ny hasin'ny kominio no tiako ho tenenina.
69. ikaretsaka ( 03/12/2007 00:38)
niryna: averiko kely aloha ny nahatonga ity resaka ity sao tsy tadidinao an

zavatra nataonao notenenan'i xxx anao an'io manko no nahatonga ahy naka io initiative te hanampy anao io

niryna:
Ny tsy azoko eo amin'ny fandraisana kominio dia mila mifona mafy mihitsy isika,mila mangataka famelan-keloka na mamela helok'olona vao tokony sy afaka andray an'io .

xxx:
toro-hevitra:mandehana manatrika lamesa Katolika indray mandeha dia diniho tsara izay mitranga fa misy an´ireo rehetra lazainao ireo ny lamesa Katolika:fifonana, fanetre-tena...mialohan´ny handraisana kominio.
Izay ilay hoe mba misokatra dia fantaro daholo...

mamakia tsara!
zahako:
izhao dia vonona hitondra sy hanoro anao raha vonona ianao (hijery izany any @ katolika izany raha tsy mahatoky ianao... dia mifanome fotoana isika.. moa raha tsy vonona ianao dia aforeto ny tanan'akanjoko dia aiza ny rano sy ny koveta fa hanasa tanana aho...

dia aza miteniteny foana
70. niryna ( 03/12/2007 06:42)

ka inona no mahatezitra anao @ izany? :-* aleo aloha omena holy kiss
71. deric ( 03/12/2007 09:37)
Tsy mitovy tokoa fa samy hafa ny antony andehanana any am-paingonana:
- Mankany satria efa zatra.
- MAnkany satria tsy te-hiambin-trano.
- Mankany fa bedin'ny dada raha tsy mandeha
- Mankany fa mahamenatra raha fantatr'olona fa tsy mankany.
- Mankany, sitrany ahay mba mahita an' i MAnja.
- Mankany satria tsy misy hatao (fialam-boly e)
- Mankany satria entin'ny dada na i Neny.
- Mankany mba hifona noho ny ditra nandrindra ny herin'andro.
Izy Tompo ihany no tompon-teny farany: "MARo no antsoina fa vitsy no hifidina; Tsy izay manao Amiko hoe TOmpoko TOmpoko ny hiditra ny lanitra fa izay manao sitra-pon'ny RAiko Any an-danitra".

Ho any ihany fa mbola hoeretreretiko tsara izay antony hankanesako any, sao tsy amin'ny tokony ho izy.
Atahorako mantsy ilay voasoratra hoe: Vohay fa efa nampianatra anay teny an-dalamb-be Ianao, efa niara-nihinana taminao izahay, efa nanao anona be izahay... nefa hoy Izy hoe: MIALA AMIKO FA TSY FANTATRO AKORY HIANAREO HATRIZAY HATRIZAY.
Tandremo ihany mba tsy hovoany e!
72. ikaretsaka ( 03/12/2007 18:08)
adinon'i deric ny "-" tena izy :
_mankany mba hankalaza, satria mino ny maha AO (ao am-piangonana ao @ sakramenta masina ao) sy IO (kominio raisina io) Azy, mahatsiaro ny nataony antsika , tsy ny fijaliana sy ny fahafatesany ihany fa ny Fitsanganany ho velona , sy ny fampanantenany ny Fanahy masina, sy ny vatany hamelokbelomana izany, hahafahana miandry ny fiverenany

-a ny fandraisana ny teniny .. izay rehefa avy eo niova ho Tenany ao anaty Eokaristia!
"ny teny Tonga Nofo, ny Nofo tonga Mofo, ho sakafon'ny tenantsika @ lafiny rehetra, fa tsy ny sofina sy ny taovam-pandrenesana sy fitenenana fotsiny, fa voakasika aby ny maha olona rehetra"
73. niryna ( 05/12/2007 07:42)
deric:

izay izany no ataon'ny sasany !
74. niryna ( 05/12/2007 07:46)
ikaretsaka:

adinon'i deric ny "-" tena izy :
_mankany mba hankalaza, satria mino ny maha AO (ao am-piangonana ao @ sakramenta masina ao) sy IO (kominio raisina io) Azy, mahatsiaro ny nataony antsika , tsy ny fijaliana sy ny fahafatesany ihany fa ny Fitsanganany ho velona , sy ny fampanantenany ny Fanahy masina, sy ny vatany hamelokbelomana izany, hahafahana miandry ny fiverenany

-a ny fandraisana ny teniny .. izay rehefa avy eo niova ho Tenany ao anaty Eokaristia!
"ny teny Tonga Nofo, ny Nofo tonga Mofo, ho sakafon'ny tenantsika @ lafiny rehetra, fa tsy ny sofina sy ny taovam-pandrenesana sy fitenenana fotsiny, fa voakasika aby ny maha olona rehetra"

ara-panahy no andehanana any fa tsy ara-nofo toy ireo notenenin'i deric ireo ka izany tokoa no mahatonga antsika hiambina satria raha vao tonga ao am-piangonana dia tsofitsofin'i satana ny loha dia matory tsy maheno izay notoriana.Aza mitondra anay amin'ny fakam-panahy dia iny fa tsy nisy niditra ny fandaharana fa dia variana nijery sipa araky ny nolazainy io.kanefa hoy ny olona hoe raha hijery sipa alaina vady leisy any am-piangonana mandeha fa tsy any amin'ny club a.hi,hi
75. tywa68 ( 05/12/2007 08:44)
ny handehanako any ampiangonana dia ny handray an'i Kristy hanome hery sy fifaliana ho ahy (komonio).
76. ikaretsaka ( 05/12/2007 18:07)
izay! miombona hevitra @ tywa
ny vaki baiboly sy ny wawawa afaka atao any rehetra eny (ohatran'ny ataon'ny maro eto)
fa ny eokaristia sy ny fandraisana ny vatan'ny tompo... ao am-piangonana ao
amiko dia izay tanteraka no maha samihafa ny Teny fotsiny!

za (sy ny akamaroan'ny katolika) dia mino fa ny Teny dia tsy nijanona ho Teny fotsiny (Joany 1. 1 resultat an'ny mintsimpona io amiko...voafetra teo satria teo no azoazo )

fa ny anay nitohy ihany
"fa ny Teny tonga NOFO, ary niara nonina amintsika"
rehefa avy eo ny Nofo tonga MOFO" (joany 6) ... notanterahiny t@ alakamisy talohan'ny nanolorana azy sy nanaovany sy nanomezany alalana hoe ataovy izao ho fahatsiarovana ahy
77. niryna ( 06/12/2007 06:39)
ikaretsaka:

izay! miombona hevitra @ tywa
ny vaki baiboly sy ny wawawa afaka atao any rehetra eny (ohatran'ny ataon'ny maro eto)
fa ny eokaristia sy ny fandraisana ny vatan'ny tompo... ao am-piangonana ao
amiko dia izay tanteraka no maha samihafa ny Teny fotsiny!

Izany ve tsy hafahafa be ,ilay tenin'Atra tena sarobidy nahalalana ny marina indray no atao ambanin-javatra.
ka taiza izany no naka ilay teny nilaza fa vatany io?

za (sy ny akamaroan'ny katolika) dia mino fa ny Teny dia tsy nijanona ho Teny fotsiny (Joany 1. 1 resultat an'ny mintsimpona io amiko...voafetra teo satria teo no azoazo )

indrisy mantsy :cry: ,izany ve no nampianarina anao?

fa ny anay nitohy ihany
"fa ny Teny tonga NOFO, ary niara nonina amintsika"
rehefa avy eo ny Nofo tonga MOFO" (joany 6) ... notanterahiny t@ alakamisy talohan'ny nanolorana azy sy nanaovany sy nanomezany alalana hoe ataovy izao ho fahatsiarovana ahy
[/quote]

78. tywa68 ( 06/12/2007 12:32)
niryna : inona moa no tsy hafa² aminao rehefa katolika :D:wink:
79. ikaretsaka ( 06/12/2007 16:50)
niryna jereo ny hoe "ary ny Teny dia tonga nofo (Joany 1, 14) aza adino ny mitsimpona an'io!
aza adino koa ny mamaky ny Joany 6 (nofo tonga nofo) sy ny tantaran'ny alakamisy marina , (alina nanolorana azy) mofo tonga nofo!

mamakia de nandiniha, fa diso fanoro ingahy pasinareo!

sady tsy t@ io ihany izahay no naka ny teny hoe "vatany io" fa t@ nolazain'ireo apostoly ny zavatra hitany... (oral tradition=lovan-tsofina..)
aza adino fa apostolika izahay..

dia tadidio fa ny teny akory tsy midika hoe izay voasoratra
:i niryna aza mahatsapa tena fa ny teny avoakan'ny vavanao dia tsy ho ary voasoratra aby!
averiko indray... ny "Teny" dia samihafa @ ny "Soratra"
mba asio fandinihina ihany fa aza manaiky fahanana fotsiny
80. niryna ( 06/12/2007 18:25)

izay izy izany aminao dia izay :D:D:D:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079