Ampidiro aloha ny tenimiafina
finoana katolika
62. ikaretsaka
(
30/11/2007 04:00)
zafady pissoa an...
a sy mamporisika an-drabengal sy ry Fantaka hoe petaho any ny akohon'ny ao atsimo fa aza manaiky izany hoe naharesy an'i lemasira izy dia nijoroan'i lemasira vavolombelona dia matahotra aby nareo...

63. xxx
(
30/11/2007 09:48)
Aoka aho tsy hanamarin-tena fa Izy Tompo no mahalala.
Izy anie handrotsaka ny Fitiavany feno ho an'ny tsirairay(l):)

64. ikaretsaka
(
30/11/2007 15:31)
Ka marina ve aloha izany teneniko izany ry XXX sa diso?
eny na @ metaphore sy analogie aza, fa aza maika ny hiborka!

65. xxx
(
30/11/2007 16:06)
Raha mbola manamarin-tena foana ireo izay mahatsapa ny tenany fa voatifitra dia tsy tokony hotohizana intsony ny resaka satria lasa resaky ny moana sy ny marenina. Zava-misy no notantaraina ao ka anjaran'ny tsirairay ny mandray na tsia. Ikaretsaka anefa mbola milaza fa hevitr'ilay zalahy manokana io fa tsy tantara nihatra taminy.
Raha izaho no anontaniana, araka izay kely fantatro sy niainako momba ny sorcellerie sy ny magie dia marina ny resaka nataon'ilay mpijoro vavolombelona. Dia anjarantsika ny misaina sy manokatra ny masontsika eo anoloan'ny zava-misy.
Aza tonga dia manana "prejuge" hoe fitifirana no nanoratana ny boky. Tokony jerena ny "faits" rehetra ary aoka halalaka ny fisainana araka ny famerimberinao matetika ato amin'ny forum fivavahana sy finoana.

66. ikaretsaka
(
30/11/2007 16:10)
ka omeo ny arguments fa aza borkena fotsiny e!
diniho sy avadio tsara fa tsy tantara nihatra taminy io..
mba namaky in 5 ihany aho fa betsaka ny zavatra tsy mitombona ao, resaka fasana fotsiny dia efa hira fa karazana plagiarism an'ny divine comedy an'i Alheri be izao fa nambnoarimboarina fotsiny:-D

67. Fody
(
30/11/2007 16:23)
Ka xxx ve ilay olona eto aloha? Raha tsy i xxx dia ahoana no afahan'i xxx milaza fa tena zava-marina io? Omeo ny information rehetra, araka io lazain'i ikaretsaka io, dia ho hita eo ny fahamarinany.
Raha xxx kosa io dia iza i xxx?
Raha sahy mijoro dia atomboy amin'ny fijorona hoe: izaho ranona... fa aza kanosa ohatra an'io nefa sahy milaza hoe izao sy izao.
Izaho koa manana fijoroana momba ny Papa Joany Paoly II ilay misy afo lehibe iny fa tsy mbola fotoanany izao. Mbola tsy nampanoratan'ny Tompo ahy ilay izy satria izaho tsy mahay mitantara izay nihatra tamiko loatra. Ny azoko ambara fotsiny dia hoe "Miantso ny tsirairay ny Tompo amin'izao fotoana izao".
???
Misaotra!
68. xxx
(
30/11/2007 16:35)
Sarotra be ny manazava raha toa ka olona tsy mbola nahita matoatoa toa ahy sy hallucination toa ahy ary nahita ny monde invisible toa ahy no hanazavana injato amby arivo ireo fait nihatra tamin'io namana io. Holazainao foana hoe imagination-ko izay hotantaraiko fa tsy nihatra tamiko.
Io foana no mahatonga ahy miteny hoe "tsy finoana intsony ny resaka Andriamanitra fa FAHALALANA amin'izao andro mazava izao.
Mifanerasera amin'ireo eoropeana maro aho dia raha vao miresaka Andriamanitra dia ihomehezan-dry zareo fa minomino foana. Tsy finoana anefa hoy aho fa fahalalana sy fiainana Andriamanitra. Na manazava injato amby arivo amin-dry zareo aza aho dia tsy manaiky ahy izy. Tsy niainany tsinona ilay niainako.
Izay manisy barriere izay hatrany no mahatonga ny tsy fifankahazoana eo amin'ny mpanoratra sy ny mpamaky.

69. pissoa
(
30/11/2007 16:42)
I xxx milaza ny hafa hoe manisy barriere, na miaro tena sns ... nefa rehefa angatahina fanazavana dia tsisy fa dia barriere be fotsiny koa hoe sarotra be ny manazava sns ! Aiza isika ity e :-D:-D:-D
+ Tsy manana olana amin'ny fanaovana xxx aho, fa marina koa ny voalazan'i Fody hoe rehefa te hijoro vavolombelona dia mitonona koa hoe Izaho ranona ... tahaka ny nataon'ilay nanao soi-disant vavolombelona io (BAKAJIKA MUANA NKUBA) !
(rehefa maneho hevitra tsotra indray tsisy olana amiko ny xxx)

70. xxx
(
30/11/2007 16:48)
Farany, raha arahanareo hatramin'ny voalohany ity dinika ity dia efa ampy be dia be ireo voalaza ka tsy tokony hiadian-kevitra intsony fa ny mitsakotsako sy mandini-tena no tokony hatao.
Izy Tompo no aoka hanome ny Fiadanany ho an'ny tsirairay (l)
Miala tsiny raha tsy mitonona anarana fa manjary mizahozaho. Azafady indrindra.

72. Fody
(
30/11/2007 17:29)
Miala tsiny raha tsy mitonona anarana fa manjary mizahozaho. Azafady indrindra.
Ekena!
Farany, raha arahanareo hatramin'ny voalohany ity dinika ity dia efa ampy be dia be ireo voalaza ka tsy tokony hiadian-kevitra intsony fa ny mitsakotsako sy mandini-tena no tokony hatao.
Raha zavatra tsy mazava kosa dia hanontany foana ny olona fa aza feranao. Ianao no milaza hoe: aoka izay ny fanontaninareo fa efa reraka aho, na hoe: efa mihoatra ny fahalalako ny zavatra anontaninareo ka aleo aho haka aina kely, handinika indray...
Fa na izany na tsy izany, isaorana ihany ianao nandany ora sy fotoana nilaza an'izay hitanao tany ho any.
Misaotra.
73. niryna
(
30/11/2007 17:55)
pissoa:
niryna : :-D:-D:-D
pissoa a,ataovy serieux ilay fivavahana fa aza faly hanohitra foana hianao,ho antsika ilay fiantefana.
Fa za angaha tsy manao serieux ny fivavahako ?!
Dia ahoana izany faly manohitra ataoko izany ?!
Mangataha amin'Atra mba hisy Fanahy Masina hiditra aty amintsika,hanazava ny marina.
Amen !!! Hangataka aho ho anao, rehefa avy nangataka ho ahy :lol:
Marina fa nampianarina ny rehetra kanefa raha tsy mamaky baiboly na manao tsianjery maimbo araka ny filazanao azy dia tsy ho tonga ao amintsika mihitsy ny Fanahy hitari-dalana antsika.
Diso be io teninao io na dia holazainao fa faly manohitra fotsiny aza aho ! :-P
Mampalahelo anie raha nomena kanefa tsy mety mandray e.
Raha lazaina ny marina kanefa toherina foana e.
Izay no mahatonga anao mampalahelo ahy :lol:
Fenoy fitiavana ny fiainantsika,izay no zavatra iray hanambarana fa kristiana isika.
Vakio sy alalino izay resahiny olona fa araka ny fatra hamarana antsika no hamaran'Atra antsika ihany koa.
Dia averiko aminao io teninao io fa mendrika ny hodinihinao :-D
Raiso izay teny tsara nomen'ny olona ary mamela ahy fa ela loatra izay fankahalana sy fanoherana nataonao ny olona mitory teny izay.
Ka rehefa heveriko fa tsy marina ve tsy hotoheriko ?! Matoa ianao (na tsy ianao) toheriko dia satria tsy mitovy hevitra amiko izay !!! Tsotra sy lojika be izany fa refa tsy te hotoherina dia aza miditra amin'ny atao hoe "ady hevitra" ! :-D:-D:-D
Mankahala mpitory ? Anontanio i Pape Benoit raha halako koa fa izy koa mantsy mitory be mihitsy :-D:-D:-D
misaotra anao,raiso izay tsara ary izay ratsy ario fa izay no fiandohantsika te hanaraka an'i kristy.:-*(l)niryna
75. pissoa
(
30/11/2007 18:04)
Tsisy fisaorana !
Dia mba raisonao koa izay tsara dia ario izay ratsy :-D:-D:-D

77. ainavola
(
01/12/2007 03:52)
ho an'i Pissoa
Nanoratra tantaran'ny fiangonana aho ka mba jereo hoe fa manonino no katolika foana no resahina
haveriko eto ilay tantara ilay ila tsy nitonona anrana t@voalohany xxxx voalohany ilay niteny hoe toa tezitra ianao
mba vakio ity dia jero @ site ny anaran'iore olona nosoratako ireo
Ny tantaran’ny fiangonana tantara tsy mba fanadino milaza mantsy ny katolika fa izy irery no fiangonana nahorin’i Jesoa, lazainy fa manejika azy raha vao misy olona milaza ny marina
Misy zavatra kely mba fantatro ireo ka entiko eto aminareo sokafy mivelatra ny masom-panahy fa aza tonga dia be fanankianana hoe hanejaka any indray ireo
7 no fiangonana misy ao @ bokiny apokalypsy fa tsy iray apok toka2 sy ny toko faha 3 no misy azy. Izany hoe tsy ny katolika ireny izany
Nomena an’i Jaona ireo fahitana ireo ny voalohany ny taona 31-100taorian’i Jesosy Efesosy fiangonana marina mbola teo ny mpianatra rehetra ny faharoa taona 100-313(fanafoanana ny lalàn’Atra ary fanejehinany kristiana) Smyrna efa maty ny mpianatra efa niditra ny fampianara-diso, ny fahatelo ny taona 313-538 Pergamaosy i satana mihitsy no mitondra ny fiangonana lasa seza fiandrianany ny fiangonana ilay mpitondra fivavahana io, ny faha4 Tiatira taona 538-1517( nanana ny fahefa faratampony ny Papaly )fiangonana efa ho faty satria tsy ao intsony ny tena fahamariana , ny faha taona 1517 -1840 ny sardisy nanomboka ny fanavaozana aram-pivavahana( ady ara-pivavahana ary maro no maty ), ny fiangoanana faha 6 Filadelfia 1840-1900 Nimpoitra ny tena fiangonana marina sy fiangonana @ andro farany ny taona 1900 ka hatramin’ny fiverenena’ny Jesosy dia ilay fiangonana Laodika izay mitory ny hafatry ny anjely telo Apokalypsy 14 6 :12 mitory ny fiverenan’ny Jesosy fanindroany
Ity ary ny tantara dia anjarantsika no mamisavisa hoe iza ilay dragona na menarana ela na ilay devoly satana izay mitsangana
Fantatsika fa zanantany Romana ny Jiosy tamin’ny Jesosy tety an-tany, izy ireo no tena nanejika ny kristiana mafy indrindra tsy nety maty anefa ny fivavaha na dia maro no lasa matiora hany hevitra dia nanao marimaritra iraisana hampidirina ao ampiangonana ny fomban-drazany ary asina koa ny tenin’Atra lasa fampianarana nifangaro izany io ilay antsoina hoe Roma jetilisa + kristiana efa very hevitra, ela ny ela tsy hita intsony ilay tena fahamarinana fa lasa i Roma jetilisa no lasa Roma papaly ary ananana hy fahefana rehetra.
Tsy nijaona teo anefa fa nisy ny fanavaozana ka anisan’ny olona sahy tamin’izany i Wycliffe izy no nanohitra voalohany ny fampianaran’ny pretra fa fidiana ny famela-keloka ary nanameloka ny pretra mandeha mangataka ary lasa nampanakarena ny Roma papaly izany, rehefa betsaka hono ny manao fanaitra ho famela-keloka dia maro ny olona voanjonjy tao @ helo , notehiriny mafy izany ary niafara t@ fahafatesana tsara hampatsiahivina fa i Wicliffe no olona voalohany nandika ny baibly @ tenindrazanyam mba ho fantatr’izy ireo ny tena fahamarianana, ao no misy ny tena marina nanohitra mafy an’izany ny fiangonana katolika . Nadrahona ny hamono azy ny Papa ary nampiasa ny hery reehtra teo ampelan-tanany fa tsy nahatohitra azy, indray andro dia narary izy ary nisy pretra nanatona azy noteran izy ny hikonfesy izao no navaliny Salamo118 :17 .
Rehefa maty i Wicliffe dia tsy nijanona teo akory ny fanavaozana fa nisy an’i Johs Huss, namaky ny baiboly izy ary resy lahatra fa i kristy no lohan’ny fiangonana fa tsy Petera ary ny baiboly no tokony harahina fa tsy ny papa, nadrahona ny hamono azy indray ny papa ary nampanatsoiny tany Roma izy, ny niafarany dia nodorana velona
Mbola nitohy ny fanavaozana tonga indray i Luther nanana fahamarinana maro izy ary nosoratany teo @ fiangonana izany nisia 95 ary nosoratany tao @ fiangonany tany Wittenberg , tsy neken’ny sainy mihitsy ny famarotana ny famela-keloka. sns
Indray andro dia nisy Petra Terzel tonga tany aminy mba hivarotra famela-keloka hanampiana ny fanorenana ny fiangonana Masindahy Piera ao Roma nanohita an’io mafy i Luther, ny 31/10/1517 dia nanerany ny eoropa ny fanavaozana ary hatramin’izao dia efa betska ny olona no efa mivelona @ tena tenin’Atra velona tsy hanampiana na hanasoarana, tsy afangaro @ fampianaran-drazana tsy mivelona @ marimarintra iraisana.
Tsy manejika aho raha mitantara an’ireo fa ny marina tsy mba maty

78. pissoa
(
01/12/2007 11:30)
ainavola:
ho an'i Pissoa
Nanoratra tantaran'ny fiangonana aho ka mba jereo hoe fa manonino no katolika foana no resahina
haveriko eto ilay tantara ilay ila tsy nitonona anrana t@voalohany xxxx voalohany ilay niteny hoe toa tezitra ianao
mba vakio ity dia jero @ site ny anaran'iore olona nosoratako ireo
Izaho, teto amin'ity lohahevitra ity, toa tsy nanontany hoe fa maninona no ny Katolika foana no resahina !
Hoy fotsiny aho hoe efa nosaininareo ve fa mety ianareo no ampiasain'i Satana hanakivy ny katolika mino mafy an'i Kristy amin'ny alalan'ireny fijoroana vavolombelona, sites, andalana voatsonga, sns ireny. Tsy ilaiko akory aza ny valin'io fa mba natao "hisainanareo" ihany koa ; tsy natao ho anay (na ny sasantsasany aminay) irery mantsy ny fanjakan'ny lanitra ... ka heveriko fa tsara raha samy misaina isika retraretra :-P
Misaotra amin'ny tantara sy anaran'olona sns. Fa na zany na tsy zany, na dia tsy mpahay tantara sns aza aho dia tsy vao androany no nisy "tantaran'ny fiangonana" teto amin'ny serasera ! :-D:-D:-D
79. ikaretsaka
(
02/12/2007 03:40)
miombon-kevitra amin\'i pissoa!
za tokoa mba lasa eritreritra fa tena rehefa jerena akaiky anie dia i satana anie no nampiasa tsimpotsimpona nandtesena lahatra an\'i Jesoa betsaka tany an\'efitra ohatra.. sy ny sisa sy ny sisa.... izay I jesoa vao namaly koa! karazan\'ny hoe, toa tsiponina sy ampiasain\'ialahy ny nolazaiko ao @ bokiko? izao ary ao anatiny ao koa ka jereo...