finoana katolika
41. fijo
(
28/11/2007 23:56)
hay voasazy indray lahisany ao???hummmmm hoavy eo ny protes de ahita ialahy
42. niryna
(
29/11/2007 06:38)
Rakotofaly sy xxx an
Misaotra anareo nizara.Maro ny fivavahana na ireo mpino hafa fa maninona no katolika ihany no resahinao eto ?
Misy izao ny mormone manambady maro dia ahoana io?
Misy koa ny mivavaka amin'ny omby,ny ragidro,ny elefanta ny biby naharian'Atra ary ny atra tsy hita maso,fanahy hafa dia ahoana ireny?
Mba afaka hazavainao kely ve izany boky izany?
Misaotra mialoha.

43. xxx
(
29/11/2007 09:16)
hoy fijo
Azafady indrindra. Tsy fifampitifirana angamba no tena vontoatin'ny hafatra omena ho an'ny tsirairay fa fifampaherezana.
Ialana tsiny ny teny raha nanafintohina anao. Ny valiny tokony handeha eto dia ny hoe: Eny na tsia (araka ny eritreritro koa ialana tsiny)
Tsy sanatria hoy aho fifampitifirana no nanomezana ny teny fa fifampaherezana kosa. Samy ao anaty kitapo iray ihany ny kristiana tsy an-kanavaka. Raha ny lokom-pivavahana dia mety mampifandrafy sy idiran'ilay ratsy hatrany.
Ny Tompo no miantso, ary Izy no banjino.
hoy xxx:"Ny tsirairay no iantefan'ny hafatry ny Tompo"ka ngaha tsy ianareo tsirairay izao no mifampitifitra eto?????? sa misy tempoly mitifitra eglizy eto izao?
Azafady indrindra. Tsy fifampitifirana angamba no tena vontoatin'ny hafatra omena ho an'ny tsirairay fa fifampaherezana.
Tsy mamaly ny vontoatin'ny fanontaniana Ikaretsaka fa misafelika. Ny vatan-tenanao ve hoy aho no anontaniany sa iza? Tsy hisy hanamarina anao amin'io fotoana io sao manantena. Ny fanontaniana dia miantefa aminao fa tsy amin'izay nampahafantatra anao.
Ialana tsiny ny teny raha nanafintohina anao. Ny valiny tokony handeha eto dia ny hoe: Eny na tsia (araka ny eritreritro koa ialana tsiny)
Tsy sanatria hoy aho fifampitifirana no nanomezana ny teny fa fifampaherezana kosa. Samy ao anaty kitapo iray ihany ny kristiana tsy an-kanavaka. Raha ny lokom-pivavahana dia mety mampifandrafy sy idiran'ilay ratsy hatrany.
Ny Tompo no miantso, ary Izy no banjino.
44. xxx
(
29/11/2007 09:34)
Rakotofaly sy xxx an
Misaotra anareo nizara.Maro ny fivavahana na ireo mpino hafa fa maninona no katolika ihany no resahinao eto ?
Misy izao ny mormone manambady maro dia ahoana io?
Misy koa ny mivavaka amin'ny omby,ny ragidro,ny elefanta ny biby naharian'Atra ary ny atra tsy hita maso,fanahy hafa dia ahoana ireny?
Mba afaka hazavainao kely ve izany boky izany?
Misaotra mialoha.
Ialana tsiny indrindra amin'ny namana Katolika ny voalaza etsy ambony raha voalaza ny lokom-pivavahany. Miantefa amin'ny Kristiana rehetra io hafatry ny Tompo io (Izaho izay miteny indrindra indrindra ao anatiny fa tsy manava-tena).
Ny vontoatin'ny boky dia ny fahafahan'ny mpitari-pivavahana miaina "fiainan-tsihita" ambany vahoan'i Satana eo amin'ny fandrindrana ny fiainan'izao tontolo izao.
Amiko tsy tokony hampiady ny zavatra toy izao fa hieritreretana sy hibebahana ary hifampaherezana ao amin'ny Tompo indrindra indrindra.
46. ari.malala
(
29/11/2007 13:50)
ka afaka porofoin'i xxx aza v ny voalazan'ny boky e, hoe marina sa tsia? za hoa efa namaky an'io boky io koa anie e, fa blablabla b fandaniana andro ftsn le izy...
momba ilay fanontaniana, in no importance hoanao na fantatro i Kristy na tsia? za no hanontaniany anie fa ts enao e! anay ndray ny resaka amzay fotoana izay:°)

47. niryna
(
29/11/2007 14:08)
xxx:
Rakotofaly sy xxx an
Misaotra anareo nizara.Maro ny fivavahana na ireo mpino hafa fa maninona no katolika ihany no resahinao eto ?
Misy izao ny mormone manambady maro dia ahoana io?
Misy koa ny mivavaka amin'ny omby,ny ragidro,ny elefanta ny biby naharian'Atra ary ny atra tsy hita maso,fanahy hafa dia ahoana ireny?
Mba afaka hazavainao kely ve izany boky izany?
Misaotra mialoha.
Ialana tsiny indrindra amin'ny namana Katolika ny voalaza etsy ambony raha voalaza ny lokom-pivavahany. Miantefa amin'ny Kristiana rehetra io hafatry ny Tompo io (Izaho izay miteny indrindra indrindra ao anatiny fa tsy manava-tena).
Ny vontoatin'ny boky dia ny fahafahan'ny mpitari-pivavahana miaina "fiainan-tsihita" ambany vahoan'i Satana eo amin'ny fandrindrana ny fiainan'izao tontolo izao.
Amiko tsy tokony hampiady ny zavatra toy izao fa hieritreretana sy hibebahana ary hifampaherezana ao amin'ny Tompo indrindra indrindra.
Hay ve e,fa efa betsaka sy maaaaarrrrrrro anie ireo katolika efa miova fo na( new born again) na (catholic charismatism )no anarany. Tsy mino na mivavaka na miankohoka na manaja sarin-javatra na sary noheverina fa hoe io i kristy na hoe mampiasa saplet na mivavaka amin'i Masina Maria na hoe mino fa ny maty koa mitahy na hoe mino ny afo fandiovana.Tsy mino an'ireo intsony ity fivavahana ity ary tena misy Fanahy Masina milatsaka mihitsy koa ny fiangonana mandritry ny fotoana rehetra.Miantso an'i kristy mivantana izy ireo,mivavaka an'Atra avy amin'ny alalan' i Kristy ary tsy manao emboka manitra na mampiasa ireny sarin-javatra vita sikotra na asan-tanan'olombelona ireny intsony.
Misy mpiandry ao aminy,manasitra devoly ,mametra tanana,miteny amin'ny fiteny tsy fantatra ,misy latsahin'ny FM ary maminany ary mivavaka ny mpiara-belona.
Mampianatra ny soratra masina,tsy misy izany katesizy izany intsony,tsy manao vavaka lava-reny intsony fa tora-po,izany hoe tsy misy ireny vavaka miverimberina lazaina fa miharo, mamindra fo.Kristy irery no mpanelanelana amin-dry zareo fa tsy i Maria.Mino koa izy fa mila mamaky baiboly ary ao anaty baiboly daholo no misy ny zavatra rehetra ,mino koa ry zareo fa "Ny fahasoavan'Atra no nahatoa izao antsika,tsy avy amin'ny asa izany fa avy amin'Atra irery ihany."Ireo koa ve dia mbola tafiditra amin'io lazainareo io?
Grace and love of God izany fa tsy araky ny nampianarina hoe miasa, fa raha tsy miasa dia maty ny finoana. Faith alone (finoana irery )no mahavonjy.Io no fampianarana ataony,ilay asa dia aty aoriana.
Ny fahafantarako azy aloha dia ho an'ny tsirairay io,aleo izy ireo hanandrana ny tsy hampiasa ireo zavatra noraran'Atra ireo ,ary miankina ny finoana izay ao anatin'ny tsirairay ihany koa.Rehefa mihevitra ny marina hatrany moa isika ka tsy mihaino izay voasoratra inona no azo atao? Efa nafafy aloha izay ny anjara. Sa ahoana hoy hianareo ?
Izaho no mamafy ,hianao no mandena fa Atra no mampitombo. Ho Azy Irery ihany anie ny voninahitra.
:-*:-*:-* Andriamanitra dia fitiavana ary (l) daholo isika rehetra mba ho voavonjy.
48. xxx
(
29/11/2007 14:18)
ka afaka porofoin'i xxx aza v ny voalazan'ny boky e, hoe marina sa tsia? za hoa efa namaky an'io boky io koa anie e, fa blablabla b fandaniana andro ftsn le izy...
momba ilay fanontaniana, in no importance hoanao na fantatro i Kristy na tsia? za no hanontaniany anie fa ts enao e! anay ndray ny resaka amzay fotoana izay
Amiko ny fijoroana vavolombelona dia tsy tonga tonga ho azy fa misy fahaterem-panahy ao. Ny niainan'io namana io no notantarainy antsika fa tsy ny nofiny akory. Anjarantsika no mandinika tsara na ny Tompo no nahatonga azy hoterem-panahy, na fanaratsiana nibosesika avy ao ampony fotsiny no nosoratany. Ireo karazana fanaovana magie tantarainy ao dia misy avokoa ary maro ireo manao izany amin'izao fotoana izao.
Miala tsiny aminao koa aho amin'ilay fanontaniana. Mety tsy tokony izaho angamba no tokony hametraka io fanontaniana io fa Izy Tompo.
Izy anie hanazava ny sain'ny tsirairay sy hampahafantatra ny Tenany amin'ny tsirairay mba tsy hampiroaroa ny fon'ny Kristiana mahitsy fo sy manompo Azy amin'ny fony tokoa.
49. ikaretsaka
(
29/11/2007 14:30)
afaka mijoro ho vavolombelona daholo ny akoho sy ny vorona dia mitantara eo ka
Ingahy Dante Alhigieri Raha nanao ny trilogy sy ny divine comedy (hell purgatory, heaven_ dia olona no no personifier-ny ! dia midika ve izany fa niatra taminy ilay izy?
Nostradamus raha nanoratra ny propheties ny dia nilaza fa niatra taminy ilay izy
Dan Brown Raha annao ny da vinci codes dia niatra taminy ilay izy?
te hi prouver point @ ze fijeriny fotsiny izy

50. ikaretsaka
(
29/11/2007 14:35)
Hay ve e,fa efa betsaka sy maaaaarrrrrrro anie ireo katolika efa miova fo na( new born again) na (catholic charismatism )no anarany. Tsy mino na mivavaka na miankohoka na manaja sarin-javatra na sary noheverina fa hoe io i kristy na hoe mampiasa saplet na mivavaka amin'i Masina Maria na hoe mino fa ny maty koa mitahy na hoe mino ny afo fandiovana.Tsy mino an'ireo intsony ity fivavahana ity ary tena misy Fanahy Masina milatsaka mihitsy koa ny fiangonana mandritry ny fotoana rehetra.Miantso an'i kristy mivantana izy ireo,mivavaka an'Atra avy amin'ny alalan' i Kristy ary tsy manao emboka manitra na mampiasa ireny sarin-javatra vita sikotra na asan-tanan'olombelona ireny intsony.
efa nomeko teto ny definition an'ny hoe katolika raha tadidinao, raha manao ireny izy dia katolika,
rehefa tsy manao ireo izy dia tsy katolika intsony na asiany katolika aza ny anarany
Ny mormon izao manao hoe Saints of the last day.. fa tsy saint araka ny fihevitrao sy ny fihevitro sy ny dikan'ny saints @ theology ny saints lazainy
na samy Methodist aza misy ny 1-2-3 united..
tahak'izany io
51. pissoa
(
29/11/2007 14:42)
hi hi hi - otran'ny mahita tsianjery maimbo zany za ao ambonimbony ao, novalian'i Ika :-D:-D:-D:-D:-D
52. niryna
(
29/11/2007 15:00)
pissoa:
hi hi hi - otran'ny mahita tsianjery maimbo zany za ao ambonimbony ao, novalian'i Ika :-D:-D:-D:-D:-D
pissoa a,ataovy serieux ilay fivavahana fa aza faly hanohitra foana hianao,ho antsika ilay fiantefana.Mangataha amin'Atra mba hisy Fanahy Masina hiditra aty amintsika,hanazava ny marina.Marina fa nampianarina ny rehetra kanefa raha tsy mamaky baiboly na manao tsianjery maimbo araka ny filazanao azy dia tsy ho tonga ao amintsika mihitsy ny Fanahy hitari-dalana antsika.
Mampalahelo anie raha nomena kanefa tsy mety mandray e.
Raha lazaina ny marina kanefa toherina foana e.
:-*:-* Fenoy fitiavana ny fiainantsika,izay no zavatra iray hanambarana fa kristiana isika.
Vakio sy alalino izay resahiny olona fa araka ny fatra hamarana antsika no hamaran'Atra antsika ihany koa.Raiso izay teny tsara nomen'ny olona ary mamela ahy fa ela loatra izay fankahalana sy fanoherana nataonao ny olona mitory teny izay.:-*:-*
54. pissoa
(
29/11/2007 16:24)
niryna : :-D:-D:-D
Fa za angaha tsy manao serieux ny fivavahako ?!
Dia ahoana izany faly manohitra ataoko izany ?!
Amen !!! Hangataka aho ho anao, rehefa avy nangataka ho ahy :lol:
Diso be io teninao io na dia holazainao fa faly manohitra fotsiny aza aho ! :-P
Izay no mahatonga anao mampalahelo ahy :lol:
Dia averiko aminao io teninao io fa mendrika ny hodinihinao :-D
Ka rehefa heveriko fa tsy marina ve tsy hotoheriko ?! Matoa ianao (na tsy ianao) toheriko dia satria tsy mitovy hevitra amiko izay !!! Tsotra sy lojika be izany fa refa tsy te hotoherina dia aza miditra amin'ny atao hoe "ady hevitra" ! :-D:-D:-D
Mankahala mpitory ? Anontanio i Pape Benoit raha halako koa fa izy koa mantsy mitory be mihitsy :-D:-D:-D
pissoa a,ataovy serieux ilay fivavahana fa aza faly hanohitra foana hianao,ho antsika ilay fiantefana.
Fa za angaha tsy manao serieux ny fivavahako ?!
Dia ahoana izany faly manohitra ataoko izany ?!
Mangataha amin'Atra mba hisy Fanahy Masina hiditra aty amintsika,hanazava ny marina.
Amen !!! Hangataka aho ho anao, rehefa avy nangataka ho ahy :lol:
Marina fa nampianarina ny rehetra kanefa raha tsy mamaky baiboly na manao tsianjery maimbo araka ny filazanao azy dia tsy ho tonga ao amintsika mihitsy ny Fanahy hitari-dalana antsika.
Diso be io teninao io na dia holazainao fa faly manohitra fotsiny aza aho ! :-P
Mampalahelo anie raha nomena kanefa tsy mety mandray e.
Raha lazaina ny marina kanefa toherina foana e.
Izay no mahatonga anao mampalahelo ahy :lol:
Fenoy fitiavana ny fiainantsika,izay no zavatra iray hanambarana fa kristiana isika.
Vakio sy alalino izay resahiny olona fa araka ny fatra hamarana antsika no hamaran'Atra antsika ihany koa.
Dia averiko aminao io teninao io fa mendrika ny hodinihinao :-D
Raiso izay teny tsara nomen'ny olona ary mamela ahy fa ela loatra izay fankahalana sy fanoherana nataonao ny olona mitory teny izay.
Ka rehefa heveriko fa tsy marina ve tsy hotoheriko ?! Matoa ianao (na tsy ianao) toheriko dia satria tsy mitovy hevitra amiko izay !!! Tsotra sy lojika be izany fa refa tsy te hotoherina dia aza miditra amin'ny atao hoe "ady hevitra" ! :-D:-D:-D
Mankahala mpitory ? Anontanio i Pape Benoit raha halako koa fa izy koa mantsy mitory be mihitsy :-D:-D:-D
55. ikaretsaka
(
29/11/2007 16:29)
Anaka Ondrin'andriananahary Raok'e ty hadesoan itoy ndaty aby itoy!
8O
(ahoana tokoa mao io ry pissoa?)
8O
(ahoana tokoa mao io ry pissoa?)
56. pissoa
(
29/11/2007 16:45)
:oops::oops::oops:
tsy haiko ny fanoratana an'io hira io (satria tsy haiko ilay fiteny), dia mamenatsa be raha apetraka eo ! :-D:-D:-D

57. xxx
(
29/11/2007 16:47)
afaka mijoro ho vavolombelona daholo ny akoho sy ny vorona dia mitantara eo ka
Ingahy Dante Alhigieri Raha nanao ny trilogy sy ny divine comedy (hell purgatory, heaven_ dia olona no no personifier-ny ! dia midika ve izany fa niatra taminy ilay izy?
Nostradamus raha nanoratra ny propheties ny dia nilaza fa niatra taminy ilay izy
Dan Brown Raha annao ny da vinci codes dia niatra taminy ilay izy?
te hi prouver point @ ze fijeriny fotsiny izy
Aza adino fa na ny akoho sy ny vorona aza anie ka afaka midera an'Andriamanitra e! voariny ireny.
Ny fijoroana dia tsy ataotao foana. Tena fijoroana goavana be anie io nataony io e! Ny Papa mihitsy no kendreny! sady zazalahy avy aty Afrika no nanehoan'ny Tompo io fisehoana io. Mbola maro ny fijoroana misy fa santionany iray fotsiny io.
Izaho koa manana fijoroana momba ny Papa Joany Paoly II ilay misy afo lehibe iny fa tsy mbola fotoanany izao. Mbola tsy nampanoratan'ny Tompo ahy ilay izy satria izaho tsy mahay mitantara izay nihatra tamiko loatra. Ny azoko ambara fotsiny dia hoe "Miantso ny tsirairay ny Tompo amin'izao fotoana izao".
58. ikaretsaka
(
29/11/2007 16:59)
ka izay ho'a .. te hanao point fotsiny izy:
ohatran'ny Dante sns ihany.. misy zavatra kendreny fotsiny ao! possible koa hoe resaka ara-bola na tsy haiko aby.
Momba ilay akoho mijoro vavolombelona: asa ianoa raha mpampiady akoho na tsia. fa fact marina ity:
tsy haiko izay teny hifampiresahany ao: fa raha niady t@ akohon'olonkafa tany matetika ny akoholahinao ilay kalaza indrindra tao @ fisoko tao ka resy.
dia ireo akoholahy rehetra ao ampisokonao , na manana chance mety haharesy io akohon'olona io aza... lasa mifezaka daholo.
satria nijoro vavolombelona ilay akoho resy:-D

60. ikaretsaka
(
29/11/2007 17:28)
soa ihany fa betsaka amintsika no tsy akoho.. :wink: indraindray tsy maintsy mitranga izany fa tsy manaiky hoe satria nijoro vavolombelona lemasira de ^:^ aby:@