finoana katolika

21. pissoa ( 27/11/2007 16:00)
xxx:

Aza malaky tezitra ianao Pissoa, fa ny marina ange tsy mba maty ê ary ny marina ao @ baiboly dia iray ihany raha hiresaka momba ny tantaran'ny krsitiana isika tsy afambela mihitsy ny katolika @ fanodikodinana ny tena marina ao @ baiboly, manome fampianarana diso sns tsy mitsara aho fa milazaa ny marina fotsiny ohatra akaiky ity

jereo ny baibolinao kaolika dia vakio ny ao @ Eksody 20 and 1-17 momba ny didy folo io dia jereo ny boky katesizy kely fa niova tanteraka ilay fahamarina aoka ianao ihany no hijery sy hitsara hoe fahefana avy @ iza no hahafahany manome fampianarana diso toy izany satria ilay diso no ampianariny ny olona Raha tsy manana ireo boky ireo ianao dia azoko soratana eto daholo izay voasoratra rehetra na ao @ baiboly sy ny katesizy kely

ity no valiny Daniel toko faha 7:25 tsy manaratsy fa aoka mba hahiratra re ny maso fa efa andro farany izao ianinatsika izao, tian'i Jesosy isika rehetra sy hisy ho very,

"Izaho hoy Izy no lalana sy fahamarinana ary fiainana, tsy misy mankany @ raiko raha tsy @ anarako"

Tsy mbola namaky ilay boky etsy ambony aho fa mahita ilay namana toa niakatra kely no anotny nanoratako

xxx mba tena hafa indray ianao izany ! Tezitra ve za ?! :-D:-D:-D
Efa nosaininao ve fa mety io ny marina tsy mba maty lazainao io no mahatonga ny Katolika mbola eto foana na dia teo, mbola eo ary ho eo foana aza ny ezaka ataon'ireny miezaka mandrodana azy ireny ?! :wink:

Tsy atoronao ny Eksaody 2 : 1-17 aho fa efa haiko hoe resaka didy 10 ny ao. Dia efa haiko koa ny Didy folo araka ny fanazavan'ny Fiangonana Katolika.
Dia andana esory ny ahitra amin'ny masonao avy eo saintsaino amin'izay hoe iza no mahazo "dera" amin'ny alalan'ireny karazana site sy fijoroana vavolombelona, na ireny fitsimponana andalana ao amin'ny soratra masina hanoherena ny fiangonana naorin'i Kristy ireny ... Raha ny fahalalako fa dia tsy volamena amam-bolafotsiny fotsiny fa i Satana mihitsy. Ka asa raha "maivana" no tokony ampiasaina ao amin'ny Daniela amin'ny mpanao azy ireny na hoe ... manana "masse negative" :-D:-D:-D
22. ikaretsaka ( 27/11/2007 16:19)
oshy ao e..... pissoaaaa... aoka 'zay hoa:-D tsy ny vavoniko no hahalany ity mug ity fa ny tany le
23. xxx ( 27/11/2007 21:33)
"Tsy avy hiantso ny Marina, aho , hoy JESOA KRISTY,...fa ny Mpanonta mba hibebaka".

dia nantsoiny daholo , tsy misy ankanavaka izany isika rehetra, satria tsy misy Marina na iray aza.
24. ikaretsaka ( 27/11/2007 22:02)
efa heo aoka izay lehiretsy fa manjary miteniteny foana an.. marina e
25. fijo ( 27/11/2007 23:33)
dia io fa miverina.
misy misafary aho ery ambany ery manontany hoe "inon akay no tena tsy itovizanareo amin'ny katolika"fa toa manenjika lava,tsy misy lazaina firy le namana.izao nefa asesiak daholo izay ahitana fika,hanenjehana azy.
lazao izay tsy itovizana de mikambana ianareo fa aiza ary ity ffkm ity le????sa ny mpitarika mifandimbera,fa ny tarihina mifanatsatoka antsy???izay le marina le mpino an
26. ikaretsaka ( 28/11/2007 00:33)
dia tsy haiko letsy ra fijo marina, zahay moa efa ella no n ivadika Tompo sy A/tra sy Jesoa sy nanao Diem, fa tsy manao Zezo sy Yaveh intsony ,
Fa bedebe no mikatso any @ Jesosy sy i Jehova
dia tsy haiko intsony!
fa ny tsy azo lavina aloha di amisy tsy haritra io finoana io matoa henjehina fatratra!
fijeriko ireto an:
-Na tsy maharaka ilay organization sy tsy mahavita ilay filaminany nandritra ny 2000 taona
-
-Na nahatsapa hoe maninona ny any no misaratsaraka sektanty be

-Na complexe fotsin, dia tonton'ondry bory sisa
27. fijo ( 28/11/2007 00:37)
ka nanontaniana anie hoe inoan kay io tsyitovizana io.?
raha tena hoe mitady izany firaisan aizany,di aizay no fomba fiasa.
inoa daholo no iraisana......
inoanno tsy iraisana.........inoa no atao ahazoan amarimaritra hiraisan aamin'ireo.
raha arahana fahavononana kely monja io dia hita ny fikambanana.fa tsy hoe
tsy itako izay lazaina,fa ity misy boky tena milaza ny marina momba anareo.
28. Rasiligaoma ( 28/11/2007 03:22)
ka be ny tsy vonona ry fijo a
29. xxx ( 28/11/2007 09:03)
Ny tsirairay no iantefan'ny hafatry ny Tompo fa tsy ny lokom-pivavahana. Jereo ny Apokalypsy momba ireo hafatra ho an'ny Fiangonana fito. Faranany hatrany amin'ny hoe: Izay mandresy dia homeko.... Ho an'ny olona tsirairay io fa efa fantany ny toetran'ny lokom-pivavahana ataonao. Mibanjina Azy ve isika sa ny lokom-piangonantsika no imatimatesantsika tsirairay avy? Raha ity farany manko dia any amin'ny lalana tsy izy no alehantsika.

Raha hadinin'i Jesoa isika amin'ny andro farany hoe: "Moa fantatrao va Aho?" Ny fiangonantsika ve no hanontaniany sa i Pasitera sa i Mopera sa ny vatantenantsika?





30. papala ( 28/11/2007 12:06)
Ô Rakotofaly a! mba alefaso amin'ny email ranga zany tantara mahaliana, mampisarabazana zany a! marina e. io ny mail-ko : sramaroson9@yahoo.fr.
De mba manantea ny valiny avy aminao e1:D:D:D:D
31. ikaretsaka ( 28/11/2007 15:11)

Raha hadinin'i Jesoa isika amin'ny andro farany hoe: "Moa fantatrao va Aho?" Ny fiangonantsika ve no hanontaniany sa i Pasitera sa i Mopera sa ny vatantenantsika?


Ny hamaliako azy dia hoe Fantatro t@ alalan'i Mompera (na i pasitera) sy ny fiangonana, fa ianao no Kristy... de ahoana?
32. xxx ( 28/11/2007 15:25)
Voalaza teo :

Raha hadinin'i Jesoa isika amin'ny andro farany hoe: "Moa fantatrao va Aho?" Ny fiangonantsika ve no hanontaniany sa i Pasitera sa i Mopera sa ny vatantenantsika?


Ny hamaliako azy dia hoe Fantatro t@ alalan'i Mompera (na i pasitera) sy ny fiangonana, fa ianao no Kristy... de ahoana?


Tsy mamaly ny vontoatin'ny fanontaniana Ikaretsaka fa misafelika. Ny vatan-tenanao ve hoy aho no anontaniany sa iza? Tsy hisy hanamarina anao amin'io fotoana io sao manantena. Ny fanontaniana dia miantefa aminao fa tsy amin'izay nampahafantatra anao.
33. ikaretsaka ( 28/11/2007 15:44)
ny vatantenako no anontaniana hoa dia izay no hamaliako azy.. he ben!
34. ikaretsaka ( 28/11/2007 15:45)
hamaliako hoy ny voalazako teo
35. pissoa ( 28/11/2007 15:46)
Dia maninona ry xxx ! tsy azoko :-D:-D:-D
36. ikaretsaka ( 28/11/2007 15:48)
ary i pissoa efa neveriko fa hijoro vavolombelona @ Dantevincicode misy subtitle kongoleh eo ambony io!
37. fijo ( 28/11/2007 22:48)
efa nandohalika i pissoa ka.

hoy xxx:"Ny tsirairay no iantefan'ny hafatry ny Tompo"ka ngaha tsy ianareo tsirairay izao no mifampitifitra eto?????? sa misy tempoly mitifitra eglizy eto izao?
38. ikaretsaka ( 28/11/2007 23:21)
za letsy mbo gaga.
Pissoa letsy rehefa mandoalika tsy mijoro vavolombelona fa mivavaka an! na rehefa fankamasinana na any ampiangonana
39. fijo ( 28/11/2007 23:39)
harary lohalika ao moa ko
40. ikaretsaka ( 28/11/2007 23:48)
voasazy aza letsy taloha tsisy antony be nanao ahoana dia nasaina nandoalika, mainka fa!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0094