fanambadiana tsy misy paps...mety ve ?

21. tslem ( 24/11/2007 07:44)
sipagasy:
mmhh tsy mampaninona na tsy ho avy aza ianao rahariva e!

sipagasy kosa e, nefa izy mba te hifankahalala aminjy

tsikih:
de ahoana ny fomba hifankahalalàntsika ??


tonde fantatrao avy hatrany i sipagasy f aza manah
22. bazylou ( 26/11/2007 00:23)
avy indray ny mpanao mariage blanc iray lavaka.8O8O
23. sipagasy ( 26/11/2007 20:16)
eisiiiyyyyeee ra bazyl e! mba mamakia aloha vao mi-wawawa hoa e!!!
24. tsikih ( 26/11/2007 20:35)
zà kosa aloha tena fitiavana madio fa tsy "blanc" zany ry Bazylou an,...
25. tsikih ( 26/11/2007 20:37)
sipagasy : tena tany aho fa tsy haiko hoe iza amin'ireny enao, zà somary timide koa...
MISAOTRA amin'ny conseils fa mahafinaritra b
26. tsikih ( 26/11/2007 20:38)
Fijo : tena mbola tsy naheno vaovao momba an'io mihitsy aho e ... enga anie e, tsy izaho irery ange no tsy manana e, ...
27. tsikih ( 26/11/2007 20:47)
Mahafinaritra ahy mihitsy ito serasera forum ito fa ahalalàna zavatra sy ahazahoana namana !! mahafinaritra e
28. tsikih ( 26/11/2007 20:51)
mbola tsy nametraka dossier zahay fa miandry kely ny factures EDF aloha, sy mbola mila hevitra etsy sy eroa, fa zà manana namana efa reconduite frontière nefa tsy mody akory, tsy misy police misambotra izany na mandondona ao antranony !!!
29. fijo ( 28/11/2007 21:26)
mbola resaka mandeha le izy fa misy mpisolovavambahoaka UMP izay no mikarakara azy io.ka asa na hotafavoakany na ahoana
30. tsikih ( 29/11/2007 10:07)
tsara kosa izany !! asa na ho tafa na tsia...
31. raygasy ( 29/11/2007 17:30)
Tsara refa mahazo vady e!ny paps manaraka eo foana refa mifanaraka tsara ny andaniny roa e!
32. fijo ( 04/12/2007 21:41)
izao aloha somary sarotra e,na dia efa niteraka aza,fa aza manary toky,fa tsimaintsy misy fika io ny farany
33. tsikih ( 04/12/2007 22:34)
eny e, tsy maninona ve fa na dia reconduite frontière aza ny mijanona ?, Izany hoe tsy mody fa mijanona eto sy manao "appel" ilay décision...misy namako nijanona, miaina tsara foana izy....izany hoe tsymisy kisoa manenjika akory !!!
34. fijo ( 04/12/2007 23:08)
la manenjika koa anie ,ny bandyno tena mora voasava e;ny appel aloha eto tsy suspensif,na manao aza ianao dia alefany ihany.de aza mampiseo tarehy matahotra izany raha sendra hoe mifanena.
35. Ralay ( 06/12/2007 08:42)
Ilazao vao² ihany @ etapee efa nataonao sao dia misy azo hanampiana @ torohevitra fa tafa foana io @farany e.
36. fijo ( 07/12/2007 21:19)
izay mantsy,mahereza e
37. tsikih ( 23/12/2007 23:13)
misaotra betsaka anareo aho, malaelo mihitsy aho fa avy namaky site ao amin'ny la sobika ao, misy "sipa" mitovy "cas" amiko AO, tsarain'ny olona ao hoe "vehivavy tsy menatra fa mijanona antanin'olona tsy misy paps" etc... masiaka be ry zareo ao an !!!samy manao zay itany mba mety amin'ny fiainany io, ka tsy de itako loatra ny anenjeana azy amin'izany !!
Ny momba ahy de efa napetraka ny dossier mariage any amin'ny 77, tsara fanahy b ilay madame taode tsy nisy olana akory, tsy nanontany séjour akory izy, fa mbola miandry ny valintenin'ny mairie 16è (non opposition au mariage) misy ahy hono aloha.
De mbola mitohy ihany zany ny suspens ry reto an...
38. tsikih ( 23/12/2007 23:20)
Ralay : ye, tamin'ny voalohany no natahotra, fa ankehitriny efa adino aza indraindray hoe tsy manana e, mdr...Fa ry zareo toa tsy manao descente any antrano akory, satria io namako io de tena misy adresse ny any amin'ny police fa izy tsy nody io e
nefa efa reconduite frontière, ...
39. tsikih ( 23/12/2007 23:32)
Ralay sy Fijo : nareo roalahy ve zany "avocat" ?? de efa tafiditra ho client nareo angamba aho zany atsy ho atsy raha misy ny sampona e...fa misaotra betsaka satria efa zava-dehibe amiko ireo torohevitra omenareo ahy ireo e !! mazotoa daholo ary mirary soa antsika rehetra amin'izao fety sy faran'ny taona izao.Samy ahazo izay irian'ny fony avy anie isika rehetra eto amin'ny serasera e !!!
40. Ralay ( 24/12/2007 04:43)
tsikih:Tsy misy fisaorana fa dia mirary soa fa efa vaovao tsara izany hoe voaray ny dossier de mariage izany na dia mbola tsy fantatra aza ny issue-ny.
Manaova krisimasy sambatra e.:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0888